Fampiatoana mpisera

81. yonikafopl ( 21/06/2008 18:55)
anseee wa ry manaraka eeeee, hadino nga ny nanao xxx =)) =)) =)) =)) =))
sa ps hafa no nampiasaina de manaraka no mody haseho eto ndray ry tony aaa :-D :-D
82. xxx ( 21/06/2008 20:51)
itony koa ange otran'irony le pams mihosy menaka miseho malama be irony e! fatsoravavy igagana :P
83. ainaheri ( 21/06/2008 21:09)
I xxx 850 sy 995 za no mahery fiteny eo an =))=))=))=))=)) Nihetsika ty ny aferana xxxx klé hahahaha ....Za mba hibitsibitsiho ry zareo we iza le xxxx votanisa reo aaa :-D :-D :-D :-D
84. xxx ( 21/06/2008 23:30)
:-D :-D :-D :-D NIVOAKA TAMPOKA NY MPAMS :-D
85. ainaheri ( 22/06/2008 05:45)
Ataovy we za doli re ny xxx retra² d " mompera vaky damizana zany ee"=====> Samy vita zanako :-D :-D :-D :-D
86. hery ( 22/06/2008 06:15)
yonikafopl:

Za zao afaka miteny an'i hery fa raha ny IP no jerenao any, de tsy ho fantatrao mihintsy hoe aty Liban no misy ahy, satria miovaova isaky ny koneksio ny IP ato amiko ato. Azoko atao de azoko atao tsara ny mamorona ps bedabe de tsy ho fantatrao mihintsy we i yonika ihany ve no rabehevitra ohatra hihihihi. Za zao ohatra mividy zavatra am internet, de rehefa manome adresse za de ny adresseko aty liban no ts maintsy omeko, de misy ny sasany tonga de manda be mihintsy satria tsy mifanaraka amin'ny adresse omeko hono ny IP ako, fa za hono milaza fa aty Liban nefa ny IP any Russie.

ka i hery tsy mahafantatra ny tena marina ambadiky ny ps avy, satria ny hitan'i hery dia ps samihafa, IP samihafa ary email samihafa.

Fa araka ireo voalazan'i xxx ireo hoe ny fombafomba entiny hiadiana hevitra amin'ny namana no hahafantarana hoe olona iray ihany i anona sy anona.


Ka efa lazaiko hoe tsy resaka problem-na ip na tsy ip intsony. :-)

ilay xxx33 izay lazainareo fa fantatrareo io dia olona mbola tsy tany Frantsa donc olona tsy ilay olona fantatrareo. Tsy resaka IP no hahalalako an'izany fa olona fantatro tsara fotsiny io xxx33 io.

Tsy hitako izay mbola idiran'ny resaka ip amin'izany :-)

Eritrereto hoe i yonikafopl dia fantatro koa. Dia sendra manoratra xxx. Dia avy eo tenenin'ilay xxx mpaminavina hoe fantatro io xxx io fa ilay tany amin'ny RNS. :-) Dia inona no holazaiko? Hoy aho hoe tsy izany xxx tany amin'ny RNS izany io xxx io fa olona fantatro, na dia tsy mahalala ny IP-n'i yonika aza aho.

Dia ohatra an'izany koa. Tsy mila mahalala ny IP-ny akory aho satria olona fantatro ary fantatrareo ihany koa izy raha vao teneniko ny ps.

Ny antony tsy hitenenako ny ps-ny dia satria simba ilay fampiasana ny xxx raha vao lazaina. Tiako mihitsy mba ho lesona ho antsika fa ny xxx dia azo ampiasaina tsara ary tsy voatery izay olona eritreretinareo foana ny xxx :-)

xxx33> nandresy ny lehilahy en général t@ ilay cyberfety

oups... ngah nanatrika cyberfety omaly kou zao zany xxx tany @ RNS izany? :lol:
87. hery ( 22/06/2008 06:23)
oay zany indice :-)

Ireto ny olona nanatrika cyberfety omaly ka iray amin'ireto ilay izy.

angie, avylavitra, dadarabe, gianlody, hery, ikalamako, jogany, lalasoa, lapino, Malcom, patie, pissoa, ravatorano, simplex, sipagasy, vao

Dia iza amin'ireo ilay xxx noeritreretinareo? :-)

Ireo olona ireo dia tsy fantatro amin'ny resaka IP fa fantatro satria na iray projet na miara-miasa na efa ela be teto :-)

( ) http://hery.blaogy.com/post/4/4941 ny atao hoe cyberfety :-p
88. xxx ( 22/06/2008 07:06)
ainaheri:

Ataovy we za doli re ny xxx retra² d " mompera vaky damizana zany ee"=====> Samy vita zanako :-D :-D :-D :-D


tsuy ianao no lazaiko hoempmas mivoaka io e!

:-D
89. xxx ( 22/06/2008 07:14)
tsy azon'i hery mihintsy ilay tiko lazaina
tsy i xxx 33 no lazaiko fa ilay sary fa ity dinika netiko avy tary ity
ilay xxx nanoratra io :wink:


:arrow:
4. Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2008 08:38:14
Lohateny : Re : ASA ATY LIBAN
ito ndray lay resaka liban fa miverina , efa histoire be teto io ry madoum a , fa mahit avaly sy anamarinantena fona ireo voakasika e( c v d) ireo mpandefa sy mpanao hafetsena e .Hanaovany tambabe ndray zao ianao , jereo anie e

dia raha iray amin'ireo olona ciberfety lazainao ireo ihany no xxx nanoratra io ary amin'ny dinika vavolombelona dia anisan'ny ilay tiko lazaina ihany hoe mba mitsikera eto izany anefa any amin'ny dinika miresaka olona ankolaka
efa mazava zany ary efa nnaoratra eo ambony aho raha tsy i xxx io
fa ilay olona tiko lazaina no nametraka io soratra ambony io

90. xxx ( 22/06/2008 08:06)
xxx:

xxx:



Hevitro ankapobeny : amiko dia ny fanaovana tafahotra hoe virtoaly ny serasera na fanalana azy fotsiny no tena mahatonga ny olana isan-karazany. Izaho manokana aloha mahita hoe rehefa misy miteny hoe virtoaly ny eto na hoe fanalana azy ny eto dia dinika tsy dia misy ilako azy ny aofa resaka olona fa resaka olona, na fifamaliana lavareny sy faminavinana ps an'i xxx sy ps vaovao ... na zavatra tahaka izany. Tsy haiko intsony hoe izany ve no tena no fanalantsika azy ...



ary teto ve i xxx tsy niresaka olona na ankolaka azy ny endriny...ary na manao xxx tonga dia fantatra foana hoe ianao:)
mba fantaro aloha ny toetranao izay vao mitsikera ny hafa ihany koa.:), aza mi ekzazéra be.
:arrow:
4. Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2008 08:38:14
Lohateny : Re : ASA ATY LIBAN
ito ndray lay resaka liban fa miverina , efa histoire be teto io ry madoum a , fa mahit avaly sy anamarinantena fona ireo voakasika e( c v d) ireo mpandefa sy mpanao hafetsena e .Hanaovany tambabe ndray zao ianao , jereo anie e




fanamarinana: ny voalazanao nataoko quote io anie ka marina dia marina mihintsy, ary tsy azoko lavina, hita mihintsy io ato amin'ny forum
fa araka nolazain'i hery fa tsy ianao ilay olona nahina nanoratra io dinika voasoratra netiko teto io dia efa nanao azafady aminao aho....
raha tsy ianao....
ka rehefa tsy ianao ary no nanoratra io ddia ny vianvina mipetraka ho anay mitombina amin'ilay resaka nataoko hoe tompon'ny sary tany am RNS
satria karazana miresaka olona ankolaka koa io raha araka ny fanamarihana nataonao hoe "dinika tsy dia misy ilaiko azy ny ao fa resaka olona"....

hoy aho hoe rehefa tsy ianao na ireo ps nosoratan'i hery ireo no nandefa io hevitra i xxx nentiko teto io dia mitombina ihany ny maminavina xxx
ary efa imbetsaka no nitombina izany matetika mihintsy
ka rehefa tsy ianao izany hoy aho de efa nanao azafady tery ambony
tsy misy olona tsy voafitaka na i hery aza, tamin'ireny ps mitapitapy taloha ireny, lazaina fa tsy i an ilay izy anefa dia izy ihany ilay olona, toy ireny resaka gidraka be taloha ireny no tiako lazaina eto....(ohatra i hery teto nanao hoe tsy i .....Anona izany io, anefa izy aty ambadika nifampiresaka tamina namana fa hoe izy ilay izy....itanao ami'nizany.....) aleo tsy averiko eto ilay resa-be fa ohatra fotsiny iny.

Ankoatra ny fomba firesany sns ny fanoratra sy ny teny tsy afaka aminy rehefa manoratra izy ny resaka ataony ivelan'ny forum amin'ny ankizy mande, izay no hahafantarana azy.
KA Tsara ny maminavina mba hitandremana ny aminy, tsy ny xxx rehefa no vinavinaina fa ireny mpanankorotana ireny anefa miseho ho tsy nanao ninon'inona








;-) :) :) :) :P
91. hery ( 22/06/2008 08:52)
Tsy mety mihaiky mihitsy :-)

Io nolazainao io mihitsy no tena olana ka tiako hotsindriana eto. Ampifandraisinao ny xxx amin'ny hevitra samihafa.

Jereo tsara ilay 24, 25, 26

Zavatra hafa momba ny eto no lazain'i xxx @ ilay 24 dia iny ianao fa tonga dia ampifandraisinao amin'izay resaka nosoratan'olona hafa any ambadika any ilay izy eo @ 26

Io ihany no olana, ary tiako haverina hoe aza tonga dia mitsatoka hoe fantatrao fa izay xxx tany ambadika tany daholo ny xxx.

Avy eo ianao sady manao azafady nefa tsy manaiky hoe tsy nety ilay izy.

Jereo ilay 32 nosoratanao.
xxx: farany toa ahitako indice indray ny fomba firesakao, ka mino aho fa azoko antoka ihany hoe ianao io

azonao antoka ahoana? Izao ianao vao miaiky hoe tsy izy io donc tsy azonao antoka akory kay.

Ary aza afangaro ny resaka. Tamin'izaho niteny hoe Tsy i anona io fa i anona... dia nohazavaiko tsara teo ambany hoe satria nojereko ny IP... dia nolazaiko ihany koa fa afaka miovaova ip ny olona.

Fa teto dia tsy miteny mihitsy aho hoe resaka IP ilay izy. Ary na ianareo aza dia lazainareo fa fantatrareo amin'ny toetrany mihitsy ilay olona.

92. hery ( 22/06/2008 08:57)
xxx89:
Ankoatra ny fomba firesany sns ny fanoratra sy ny teny tsy afaka aminy rehefa manoratra izy ny resaka ataony ivelan'ny forum amin'ny ankizy mande, izay no hahafantarana azy.


Io indrindra no vao nolazaiko kanefa mbola hamafisinao ihany. Azon'izany olona eritreretinao izany atao ny maka fomba fanoratr'olona hafa... ary azon'ny olona hafa atao koa ny maka ny fomba fanoratr'izany olona izany. Vao mitranga fotsiny izay dia fanina ianao.

Eto aza ianao sure be mihitsy hoe hitanao ny indice kanefa jereo fa diso tanteraka... noho izany dia tsy azonao atao mihitsy ny maminavina satria tsy mitombona ny indice any antsainao.

Farany: Na dia holazainao fa izany olona eritreretinao izany daholo aza ny xxx eto dia mbola hanao xxx foana ny olona ary tsy hofoanana ny xxx :-)
Efa fantatry ny ankizy mantsy izao fa afaka manao xxx indray izy satria tsy maninona na vinavinaina aza fa efa diso ny mpaminavina.
93. xxx ( 22/06/2008 09:12)
:-D :-D :-D :-D
tsy hoe tsy mety mihaiky aho raha tsy izany tsy naneho azafady an'i xxx
fa ny olana koa tsy mety azon'i hery fa mitombina matetika ny vinavina amin'ny resaka indice, ataoko izany fa eto fotsiny no tsy nitombina....
hatrizay kosa ataoko fa nitombina...... ;-)
ny indice tazomiko ihany ny hafatarako azy
itako amin'ny famalin'ny xxx aty aoriana aloha dia samy hafa be amin'ilay olona tiana lazaina, ka efa mazava ny resaka
fa ilay xxx netiko teto ny hatao no hita hoy aho ;-) :-D :-D ^:^
94. yonikafopl ( 22/06/2008 11:03)
ze ifanarahanareo am ze xxx anareo ihany, fa nena ilay komisera manana ny dossier momba ahy dia tonga de koboko foana vao miainga any, satria fetsy dondrona, izy nge manao ny ataony eto nefa tsy mahatana sekire eee, heveriny tsy ho tonga aty amiko ngamba ny teny sy ny fosa ataony any am namana hafa any.Za tsy manaraka sady tsy maharaka dinika eto fa ny feo avy any ambadika any milaza we jereo ao am ann fa dedaka ery izy we nasiany ao indray ndry, fa ataony afabaraka mintsy hono, de jereko fotsiny sisa de hitsikiako fa resak'adala sy tsy ampy saina , mila hormone le ramatoa :-D :-D :-D

Mahalala mijoro ry tony aaa :-D :-D misehoa am ps raha tena vehivavy, de aza miovaova otran tanalahy very sampy :)
95. xxx ( 22/06/2008 11:11)
xxx : Tsy maninona na mitombina na tsia ny vinavinanao mikasika ilay olona tany amin'ny RNS sy ilay xxx nentinao teto ny teniny. Ny olana dia izao, toa sur be ery ianao tery amboalohany fa fantatrao aho, dia nampifandraisinao tamin'ny zavatra hafa mihitsy ... nefa hay tsy fantatrao akory ! Ary rehefa mbola hovinavinaina foana ny xxx dia mbola ety hitranga foana ny fahadisoana toy ny nitrangany teto.

Hery:

Zavatra hafa momba ny eto no lazain'i xxx @ ilay 24 dia iny ianao fa tonga dia ampifandraisinao amin'izay resaka nosoratan'olona hafa any ambadika any ilay izy eo @ 26

Io ihany no olana, ary tiako haverina hoe aza tonga dia mitsatoka hoe fantatrao fa izay xxx tany ambadika tany daholo ny xxx.


Voaray hoa ilay fialan-tsiny, fa asa raha efa mazava ny olana mety mitranga amin'ny faminavinana ps na tsia :)


Hery:

Ireto ny olona nanatrika cyberfety omaly ka iray amin'ireto ilay izy.

angie, avylavitra, dadarabe, gianlody, hery, ikalamako, jogany, lalasoa, lapino, Malcom, patie, pissoa, ravatorano, simplex, sipagasy, vao

Hadino i pakysse sy Many ! I maintikely tonga tao ihany fa tara be ! Ny jury mbola tsy namoaka ny voka-dalao omaly :°)
96. yonikafopl ( 22/06/2008 14:24)
hahahahahahahahahahaha =)) =)) =)) =)) =)) =))

mahay milalao sonema mintsy wa ny malagasy, indrindra ny eto am serasera eto , mila misoratra anarana any am hollywood nareo ry namana fa afaka mi akta personazy maromaro mintsy hihihihihihihih
97. xxx ( 22/06/2008 14:52)
xxx94: tsy izaho ilay sur amin'ny fomban'ny mpanao ratsy io xxx 93 io ka!
misy sur hafa ankoatra ahy koa ireo :D
98. xxx ( 22/06/2008 14:57)
sady raha olona tsy ho voatonona amin'ilay izy tsy hivaky loha hiaro tena be hoatra a'nio :lol:
tsy izaho hoy aho io xxx93 io ry xxx 94 ah!
xxx hafa sur amin'ny faminavinaina ihany oatr'ahy ihany koa io :-D :-D :-D :-D
n'inona filaza ,n'inona filaza dia mitàna ny hevitra anay koa izay sy ny doute
ho ho ho ho mampiomehy mihintsy anie e!
99. yonikafopl ( 22/06/2008 15:02)
nena kalou ny fantako de le komisera mpila vaniny le arovan'i sefo e hihihihih , am maha komisera azy de mahay ny fikafika rehetra izy, hany ka hatram sefo koa mino izay lazainy, fa ny komisera milaza fa manana ny dossier momba ny namana maro ihany ato ve tsy ho fantatra eeee.
Na hiodinkavia na hiodinkavanana dia hay foana wa, na dia haka mpisolovava iraisampirenena aza tsy hampangovitra ny vavolombelona mahalala ny a-z
100. xxx ( 22/06/2008 15:47)
tena aleo aho ifindra takelaka raha izany fa hay ny sefon'ny serasera mihitsy no jiolam-boto mpiaro ny mpila vaniny :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3984