Fampiatoana mpisera

41. xxx ( 20/06/2008 18:57)
:-D :-D :-D :-D itanao izany ry xxx fa tsy izaho ihany no mahakobo fa i madama TONY ihany ianao :-D :-D :-D :-D :-D
izaho io amboninao mahita indices be dia be amin'ny resaka hataonao fa mijanona ho secret satria rehefa otrani'zay dia mba tonga dia fantatra hoe io indray ilay ramatoa.....
tsy manankery itsony izany resaka ps samy hafa ambadiky ny xxx izany sy ny ip ambadiky ny ps maro be, ny fomba fomba rehetra ihany no hamantarana ...ny firesaka ary ilay indices tsy ho lazaiko na ovina na ampiresahinao eto aza aho :-D :-D :-D
sady ianao mihitsy anisan'ny ilay be drindrangilo toa io fombanao io an!
aoka izay e!....
42. xxx ( 20/06/2008 18:58)
sendra mba natao azafady kely dia midingindrambo be :lol: :-D ansééééééé e!
43. xxx ( 20/06/2008 19:01)
xxx:
Asa koa na azonao na tsia ny zavatra tin'io olona xxx lazainao io. Tsy resaka ps intsony no maha olonkafa an'ilay olona eto satria afaka miovaova ps ary afaka miova pc koa. Izany hoe olona 1 ihany fa afaka manana ps bdb ary afaka miovaova IP koa.
ary ny xxx eto koa maro fa tsy olona 1ihany akory.

Fantatro tsara mihitsy fa tsy ny ps no maha olona iray na tsia ka. Fa ny zavatra fantatro koa dia tsy izaho ilay olona heverin'i xxx 26, xxx 29, xxx 32, xxx 34, ary xxx 35 fa fantany :) Saingy ilay xxx moa milaza fa sûr izy fa tena izaho, ka asa raha azony lazaina hoe tena izaho tokoa ve ilay xxx nentiny teto ny teniny eo amin'ny hafatra 26, fa ps fampiasako nandritra ny taona maro ity ampiasaiko ity.

I xxx 37, xxx 40 ary xxx 41 moa dia diso tanteraka koa satria tsy izany Mme Tony izany aho ;)

Ahoana hoa, sahy ve ianareo raha atao aza hoe avoakan'ny admin ny ps antsika e ? :wink:
44. hery ( 20/06/2008 19:02)
:-)

Mahafinaritra ilay mahita anareo miady ao ambadiky ny xxx.

Izao fotsiny:
Diso BE mihitsy ianareo xxx mamaly izay mieritreritra hoe fantatrareo ilay xxx miteny io.
Diso BE koa ianareo raha mieritreritra hoe niova ps na niova ip sns izy :-) satria mbola mpiserasera talohanareo izy.

Ka ahoana, sahy ve i xxx hoe avoaka ianareo samy xxx ireo?

Angamba hitondra disadisa fotsiny satria hanararaotra daholo ireo mpanao xxx voahendrikendrika. Koa marina mihitsy ilay tenin'i xxx hoe atsaharo ity faminavinana xxx ity fa na dia mitovy fiteny aza ny xxx maro dia tsy voatery ho olona iray foana.

Ilay xxx farany 37 sy 39 moa tokony hangina satria vao mainka koa diso :-)
45. xxx ( 20/06/2008 19:03)
xxx: tsy ny fianfenanao ambadiny ny xxx no maha sur ahy fa ny zvtr voasoratrao izaky izay mandeha hoy aho! tsy mampinany aho ary tsy admin ka hahalala izay ps nao fa hoatran'ny hoe ny ela maha iray ny roa, efa ela ianao no teto dia izaho koa hoatra izay!!!!!! haiko tsara ny fombafomba nao , izay ho mahatonga ahy ho sur hoe ianao ihany! :-D
tadidinao ve ilay sary tany amin'ny amdagate RNS ary e????
hanongo tena ambadiky ny pc amin'izay fa hoe kobo aho marina :-D :-D :-D aoka reh! :-D
46. xxx ( 20/06/2008 19:05)
xxx:

Niova PC na ps zay Mme TONY =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
iza koa no azonio rebirebena :p






:-D :-D :-D :-D kopy ianao an!
fika be mpahalala io ary be mpanao rehefa tsy mahatoky ny tenany :-D :-D :-D
47. xxx ( 20/06/2008 19:07)
xxx36: tsy kobonao mihitsy fa isaky izay manoratra ianao dia manaraka foana ilay indice hahafatarana tanteraka anao!!! tena marina io tsy sangisangy!
secret be ko an! :-D :-D :-D :-D
hitako be ery manao etude izay voasoratra rehetra....
48. xxx ( 20/06/2008 19:11)
xxx:

Sûra ve ianao fa izany Mme Tony izany aho ? Iza izany Mme Tony aloha e ? :roll:

Mety ho sahy ve i xxx raha ataontsika hoe avoakan'ny Admin ny ps antsika sy i xxx ? I xxx manendrikendrika ahy, moa ny ps-ko avoaka hanaporofoana fotsiny fa tsy mety hoa io maminavina xxx dia manao endrika fanendrikendrehana olona io ? Efa lasa tsy izaho irery intsony izao no somary endrikendrehinao fa izany Mme Tony izany koa. :wink:


raha ny asan'ny police! dia izao fihetsikao izao manambara fa miaro tena fatratra ianao..... ka efa mahana ny polisy:lol: raha tsy ianao marina tsy mivaky loha....matoa miaro tena be dia ao raha


:-D :-D :-D :lol: :-D :-D :-D

samy hafa izaho manoratra sy i xxx milaza madama TONY io aloha fa ny itovizanay dia samy manao xxx ary mahafantatra fa i madama TONY ihany , fantatra ka! :) :-D
49. xxx ( 20/06/2008 19:13)
xxx39: marina mihitsy.....tohanako 100°/° :wink:
50. ainaheri ( 20/06/2008 19:14)
:-D :-D :-D :-D resaka xxxx ty klé ,za kou mba hanao fa za aza tononona an =))=))=))=))=))
51. xxx ( 20/06/2008 19:21)
hery : tsy ny fomba firesaka fa misy indice tena tsy misy afa tsy izy no mampiasa azy ohatra ao amin'ny xxx36 :)

dia ilay xxx noentina teto, :) misy indice ihany koa! :-D
52. xxx ( 20/06/2008 19:22)
ainaheri:

:-D :-D :-D :-D resaka xxxx ty klé ,za kou mba hanao fa za aza tononona an =))=))=))=))=))


na resaka xxx aza ry ainaheri miso kobo foana e!


:-D :-D :-D :-D
53. xxx ( 20/06/2008 19:26)
Hery : Miady ve izahay ? Koa ry zareo aza jereo fa mivanitinitika manotra noho izaho indray koa.

xxx 47 : Matahotra sy miaro tena ve aho dia izaho indray no handeha hiteny hoe andao havoaka ny ps ! Jereo fa i Hery aza efa miteny hoe
Hery:
Izao fotsiny:
Diso BE mihitsy ianareo xxx mamaly izay mieritreritra hoe fantatrareo ilay xxx miteny io.
Diso BE koa ianareo raha mieritreritra hoe niova ps na niova ip sns izy satria mbola mpiserasera talohanareo izy.

nefa ny xxx sasany aminareo milaza fa efa tranainy be teto ? Izaho mbola tranainy noho izy ... !

xxx 50 : Ny indice fahafantarana ahy nefa tsy nampiasaiko mihitsy tamin'ny resaka teto. ;)

Ekena ary ny tenin'i Hery hoe tsy avoaka ilay ps sao misy manararaotra e. Dommage ... Dommage

Bon, hevitra tokana no tiako nitaritana ny saintsika mba hampitsahatra ilay fifamaliana lavareny dia hoe aleo ajanona ilay faminavinana xxx sy ps vaovao.
54. yonikafopl ( 20/06/2008 19:27)
Avohay i xxx eeeeeeeeeeeeee :-D :-D :-D
55. xxx ( 20/06/2008 19:31)
xxx: farany efa hoe tsy vinavina izany ny anay hoe i xxx iza io fa sur mihitsy.....
izaho koa tsy matahotra ny havoaka ps fa matsiravina ahy ilay olona manao xxx manao teotra tsy manaja ny hafa sy masitsika amin'ny hafa dia aleo hanao xxx koa mba amin'izay mivaky loha ao izy hoe iza ary io.....?????
aza matahotra fa na manao xxx aza aho tsy hanompa olona mitsy na handoto ny fiainan'ny olona iray ato sanatria....ady hevitra ary tsy ady no hatao ho ho ho hoho ! :-D
56. xxx ( 20/06/2008 19:38)
xxx 54:
xxx: farany efa hoe tsy vinavina izany ny anay hoe i xxx iza io fa sur mihitsy.....

Raha ilay hoe Mme Tony no maha sûr anareo dia tsy diso amin'ny faminavinana fotsiny ianareo fa diso amin'ny maha sûr anareo mihitsy. :wink:

Ilay resaka ps, efa nolavin'ny admin, ary efa nekeko ny fandavan'ny admin ve vao misy olona hafa sahy amin'ilay izy tssss :{
57. ainaheri ( 20/06/2008 19:40)
Ouzy le pijery bol eny Mahamasina refa manohana an'le gasy kely na efa resy aza hihi (Anay elà anio)3....... Tsoumm

Avohay xxxxx eee :wink:
58. xxx ( 20/06/2008 19:44)
xxx:

xxx: farany efa hoe tsy vinavina izany ny anay hoe i xxx iza io fa sur mihitsy.....
izaho koa tsy matahotra ny havoaka ps fa matsiravina ahy ilay olona manao xxx manao teotra tsy manaja ny hafa sy masitsika amin'ny hafa dia aleo hanao xxx koa mba amin'izay mivaky loha ao izy hoe iza ary io.....?????
aza matahotra fa na manao xxx aza aho tsy hanompa olona mitsy na handoto ny fiainan'ny olona iray ato sanatria....ady hevitra ary tsy ady no hatao ho ho ho hoho ! :-D



59. yonikafopl ( 20/06/2008 19:49)
za kou zao mbo nde hamorona ps bedabe de hanao xxx fona kou refa midinika ato hihihihihiihih
60. xxx ( 20/06/2008 21:28)
yonika! izaho aloha mampirisika mihitsy hoe mba manaova e! tsy manao ratsy fotsiny dia ampy ! aleo mba haminavina koa ny sasany :-D :-D :-D
araraoty ny fiainana fa fohy kely! mba manao ny fanaon'ny olona otranay :-D
mahaiza mi gerer azy fotsiny fa tsy kobo otran'ny an'ny sasany :roll:
tadidin'i yoanika ve ny dinika "fiaraha-monina xxx" :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2304