Fampiatoana mpisera
101. xxx
(
22/06/2008 15:56)
samia mitazona ny heviny fotsiny dia
samy mangina e! satria samy manana ny fahamarinany sy ny hijoroany
tsy ho vita eto ny hady hevitra raha ny eo ihany no eo.....
ny hevitro dia ny vinavina amin'ny fandinihina ny firesaka ny fomba dia mitombina na miafina aza izy, efa impiry izay nisy tratra foana
ho ho ho ho!
mazotoa ny sisa ô!

102. xxx
(
22/06/2008 15:59)
xxx 96, xxx97 : Toa tsisy xxx 93 akory ary koa :wink:
xxx 97 : Mazava ve ilay hevitra ? Toa tsy azonao mantsy ny fahitako azy fa toa heverinao fa fiarovan-tena indray. Averiko indray fa izaho anie no sahy niantso famoahana PS teto e, olona hiaro tena ve dia handeha hangataka ny hamoahana ps nefa efa lazaina fa ps efa teto nandritra ny firy taona ;)
Ampitahao amin'ny zavatra nolazaina tamin'ny hafatra 24 ny zavatra nisy teto amin'ito dinika ito ! ;)
Ary hay i Hery ity tena bandy vendrana be, jereo ny olona efa maharaka ny fikafika fa izy indray no hoe mety voafitaky ny olona hono :-P

103. diamondra27
(
22/06/2008 16:19)
tsy azoko tsony we iza le xxx nahazo fampiatoana avertissement am zao
mi temps kely klou e,
!sioka arbitre
fa zao zany mba nahalasa ny eritreritro , za tsy mahalala we iza no iza am le xxx fa we raha tsy le xxx tany amin 'ny rns zany le xxx voatondro io de tena mba tsara fanahy ngamba no azo ilazana azy satria tsy rototra akory le tompony
exemple: yonikafpol zao no yonikafopl
de nisy nanao yunikafpol tonde sofy be yonikafopla we esory io satria fantany fa mety hisy voajono amin io ps io
de raha i xxx tsy tany am le rns no lazaaaina fa tany de tokony milaza izy na mba magatka fanazavana eto na any ambadika hoe ; azafady fa tena tsy arako le resaka rns , fa nisy inona tany sy ohatran zany e
fa izy tena mangina be de , izy moa tena fantan' i hery ka de lazao i xxx zany fa tena mahay mitony tsara izy e , bravo bravo
hery; tena tsy mande le emoticone fanampiny fa ny ordi ko ve misy blem sa aona kay
tsetratsetra tsy aritra iny an
ds, hery, admin:
mety we fanalana tanteraka ity ps xxx ity ihany ngamba no solution de am zay ps daholo no miseho
mba andramo asiana tsy afaka manao xxx mandritra ny 1 mois we jerena ry admin

105. xxx
(
22/06/2008 16:23)
tsy mahita angaha ny masonao ry xxx 101: hahahaha
tratran'ny chiffres lava-piringa aloha enao izao 101
tsy izaho no xxx miresaka fiarovana ry xxx 101 ah!
olona hafa mitsy io fa tsy izaho
ianao no tsy mazava angamba fa ny ahy mazava hatrany amboalohany ka hatreto :-D
mi basé amin'ny hevitro hatramin'n yvoalohany izaho ! :-D
ny eo ihany koa no averimberinao eo! efa miteny aho io xxx 100 io izaho ihany...ajanony any fa ny eo ihany ny eo
na ps efa elabe aza tsy mahasakana ny hanao ratsy izany....
fangah tsy hainao fa efa namana elabe tato koa ireny ratsy loha ireny fa niova ps isaky izay waina :-D :-D :-D

106. xxx
(
22/06/2008 16:29)
diamondra: diso kosa angamba i diamondra raha nahita ny resaka dinika fiarahamonina presk xxx ato ka hahatonga an'i diamondra hoe fohanana ny xxx mba ho solution...tsy nisy ompa teto tsy nisy fanasàna vangy fa ady hevitra samy manana sy mizizotra amin'ny heviny..... :wink:
raha mahatsikaritra i diamondra dia milamina tsara ny resaka samy xxx ato fa tsy misy ompa otran'ireny mifampiseo ps anefa ny insulte no betsaka any....
ny olana eto dia samy manana ny personalité-ny ny tsirairay samy tsy mety lembenana amin'ny heviny donc mahafinaritra.....
:-D :-D :-D :-D

107. yonikafopl
(
22/06/2008 16:32)
fangah tsy hainao fa efa namana elabe tato koa ireny ratsy loha ireny fa niova ps isaky izay waina
ka zay indrindra, namana efa ela be no tato eee sns, tena marina izany satria tamin'ny andronay izy no efa namana fa nisalotra ho tovovavikely izy tam zany , de avy eo tratra tam ratsy nataony de niova ps, de toy izany foana ny fiainany tato am serasera, ny mialona sy manenjika namana no mba fahafinaretany ato hihihihihihihih, mampahonena , hita mihintsy hoe tsy ampy fitiavana ry tony aaaa
108. xxx
(
22/06/2008 16:40)
diamondra27:
de raha i xxx tsy tany am le rns no lazaaaina fa tany de tokony milaza izy na mba magatka fanazavana eto na any ambadika hoe ; azafady fa tena tsy arako le resaka rns , fa nisy inona tany sy ohatran zany e
fa izy tena mangina be de , izy moa tena fantan' i hery ka de lazao i xxx zany fa tena mahay mitony tsara izy e , bravo bravo
Tsy misy antony tokony hanadihadiako ny mikasika izany RNS izany, na ny nataon'ny olona tany ka. Tsy misy mikasika ahy izay nataon'ny olona tany, ary tsy misy hifandraisany amin'ny hevitra nasehoko..
xxx101:
tsy izaho no xxx miresaka fiarovana ry xxx 101 ah!
Tsy fantatro ianao na iza, ny fantatro kosa dia niresaka fiarovana i xxx 97 :
97. Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-06-2008 16:57:06
Lohateny : Re : Fampiatoana mpisera
sady raha olona tsy ho voatonona amin'ilay izy tsy hivaky loha hiaro tena be hoatra a'nio
;)
109. xxx
(
22/06/2008 16:42)
101:
tsy izaho no xxx miresaka fiarovana ry xxx 101 ah!
Tsy Hoy i xxx 101 fa
104:
tsy izaho no xxx miresaka fiarovana ry xxx 101 ah!
110. xxx
(
22/06/2008 17:28)
dia inona no dikan'io???? :-D :-D :-D :-D
fanina be ianao amin'ilay xxx fa aza tohizana intsony hoy aho fa ny eo ihany no miodikodina eo :-D :-D :-D
xxx107: aiza amin'io vosoratro io no misy resaka hoe fiarovana ny olondratsy???? 8O :-D :-D :-D :-D
izaho ihany mantsy no nanoratra io....
fanina be ianao amin'ilay xxx fa aza tohizana intsony hoy aho fa ny eo ihany no miodikodina eo :-D :-D :-D
97. Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-06-2008 16:57:06
Lohateny : Re : Fampiatoana mpisera
sady raha olona tsy ho voatonona amin'ilay izy tsy hivaky loha hiaro tena be hoatra a'nio
tsy izaho hoy aho io xxx93 io ry xxx 94 ah!
xxx hafa sur amin'ny faminavinaina ihany oatr'ahy ihany koa io
n'inona filaza ,n'inona filaza dia mitàna ny hevitra anay koa izay sy ny doute
ho ho ho ho mampiomehy mihintsy anie e!
xxx107: aiza amin'io vosoratro io no misy resaka hoe fiarovana ny olondratsy???? 8O :-D :-D :-D :-D
izaho ihany mantsy no nanoratra io....
111. xxx
(
22/06/2008 18:00)
Fanina tanteraka i xxx 109 izany ! Lazainy fa misy xxx 93 aloha,
Dia avy eo indray heveriny fa niresaka fiarovana olon-dratsy aho tamin'ny namaly ny hafatra teo amin'ny xxx 97 :
Nefa toa tsisy resaka fiarovana olon-dratsy mihits ny namaliako ny nolazain'i xxx 97
Ajanony r'ise rehefa fanina a ! Mahafinaritra ilay feeling ka, na ny nosoratan'ny sasany aza tsy fantany intsony :°)
97. Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-06-2008 16:57:06
Lohateny : Re : Fampiatoana mpisera
sady raha olona tsy ho voatonona amin'ilay izy tsy hivaky loha hiaro tena be hoatra a'nio
tsy izaho hoy aho io xxx93 io ry xxx 94 ah!
Dia avy eo indray heveriny fa niresaka fiarovana olon-dratsy aho tamin'ny namaly ny hafatra teo amin'ny xxx 97 :
xxx107: aiza amin'io vosoratro io no misy resaka hoe fiarovana ny olondratsy????
Nefa toa tsisy resaka fiarovana olon-dratsy mihits ny namaliako ny nolazain'i xxx 97
xxx 97 : Mazava ve ilay hevitra ? Toa tsy azonao mantsy ny fahitako azy fa toa heverinao fa fiarovan-tena indray. Averiko indray fa izaho anie no sahy niantso famoahana PS teto e, olona hiaro tena ve dia handeha hangataka ny hamoahana ps nefa efa lazaina fa ps efa teto nandritra ny firy taona
Ajanony r'ise rehefa fanina a ! Mahafinaritra ilay feeling ka, na ny nosoratan'ny sasany aza tsy fantany intsony :°)
112. yonikafopl
(
22/06/2008 18:04)
diams aa, na alana aza ny ps xxx tsy hampiova nininn satria ny sasany manana ps bobaka be ampiasainy isaky ny akta ataony hihihihihihi
hihihih aleo kou mba hitsatoka, fantako io xxx 110 io hihihih :-P

113. ainaheri
(
22/06/2008 20:20)
xxx:
diamondra: diso kosa angamba i diamondra raha nahita ny resaka dinika fiarahamonina presk xxx ato ka hahatonga an\'i diamondra hoe fohanana ny xxx mba ho solution...tsy nisy ompa teto tsy nisy fanasàna vangy fa ady hevitra samy manana sy mizizotra amin\'ny heviny..... :wink:
raha mahatsikaritra i diamondra dia milamina tsara ny resaka samy xxx ato fa tsy misy ompa otran\'ireny mifampiseo ps anefa ny insulte no betsaka any....
ny olana eto dia samy manana ny personalité-ny ny tsirairay samy tsy mety lembenana amin\'ny heviny donc mahafinaritra.....
:-D :-D :-D :-D
*
Za tsy miditra @ le reasaka fa mba manampy an\'i Diam\'s za raha io heviny fampiantohana xxx pr 1 mois,satria raha io adihevitra lazainao io ry xxxx tsy hisy vahaolana mitsy ivoka eo fa vao mainka aza hiafara @ zvtr hafa ilay izy,satria samy ihizingizina @ heviny ny tsi11
114. xxx
(
23/06/2008 04:57)
ainaheri: ka tsara raha samy olona milaza manana ny marina dia samy mihizingizina amin'ny heviny....
tsy hampiova nin'inonina ny fanafoanana ny xxx fa iny resaka hafa indray...
ataovy hoe tsy xxx no nampiasaina indray ary fa nampiasa ny ps-ny hafa indray ilay olona... :wink:
sady tsy ady anie ny eto fa ady hevitra e!
samy hafa ny gidraka sy ny ady hevitra
izaho manokana aloha tsy misdy fa mehzako fotsiny aty ambadika aty :-D :-D :-D :-D
sady ny eo ihany no eo lasa resaka drindrangilo be!
izay fa mazotoa e! :-D

115. hery
(
23/06/2008 05:24)
xxx 113> ianao ihany no nanomboka teo :-)
Nolazainao fa fantatrao ilay xxx eto. Mety hoe izay xxx tany ambadika tany no fantatrao fa ilay teto dia ekeo hoe tsy fantatrao. Izay ihany no tadiavina :-)
yonikafopl> Ohatra ny tsy arakao ilay resaka raha izany :-)
Jereo sao mba misy olona fantatrao ihany ireo nolazaiko hoe tany @ cyberfety ireo...
Ny ahy ny mampihomehy ahy dia sur aho izao fa toran'mé mihitsy ilay olona eritreretinareo raha sendra mba mamaky an'ity... :lol: :lol:
Mety zay izy vao tonga saina hoe hay ve tsy mahalala ahy akory ireo be resaka be ireo :-)
eisy e.

116. xxx
(
23/06/2008 05:49)
hery: tsy voatery hanaraka ianareo fa niteny ny hevitro toy ny rehetra aho fa nareo no nanaraka ahy eo ko! fa angaha tsy maitsy hatao drindrangilo io
efa io no ato antsaiko dia izay izany :wink: :-D :-D :-D
izaho ve tsy hamaly kosa raha mila hamoaka ny hevitro hatrany aho :-P toa ny mpidinika rehetra ihany
fa hoy aho hoe ajanony any fa ny eo ihany no miodikodina eo.....
dirndrangilo mahafanina ny farany :-D :-D :-D :-D :-D
io i hery fa mbola manohy fa ny teniko fotsiny dia matetika ianao voafitaka amin'irney ps maro samy hafa ireny....
sady i hery efa hitako nanoratra hoe izaho tsy de maharaka forum ka tsy haiko ny fomba firesaky ny hafa ato fa ny ahy hoy enao ny ip no jereko de izay..... :-P
samy toran'ny hehy zany zahay! hahahaha mafinaritra anei izany e!
rehefa tsy lagy de ampy
mba vakio tsara ny vosroatro rehetra ary aloha dia inona no nolazaiko.....
ny hevitro hevitro ihany nin lazaina ahy eto aloha hatemazao
tant ke tsy fantako ny ps ao ambadika hoe tena mba namana mahafinaritra teto mari,na ve izy io
:-D :lol: :-D
aoka izay e!

117. yonikafopl
(
23/06/2008 10:58)
hery, arako tsara le resaka ka, fa za le nitsatoka an le xxx110 ve no nilazanao fa tsy maharaka aho????
Lazaiko anao ny hevitro, ny xxx taloha tany dia misy an'i mme tony any, fa io xxx110 io tsy izy fa mpisolovava hihihihihihihih,
Le resaka cyberfety nge noheveriko we fety nifanatritava eee, hay ve ka tsaty otran tao am karajia ihany eeee, noho izany na omenao eo doly aza ny ps retraretran'ny olona tao, le ramatoa iny nge ka efa hatramzay nidirany namana tato no efa nananany ps bedabe eee, sa ve afaka miteny i hery fa efa nifanatritava tam hery doly reo tao am cyberfety reo???
hihihihi efa oka zay ozy le xxx ray :-P

118. xxx
(
23/06/2008 17:21)
misy efa milaza hoe mahafanina azy ilay resaka fa aleo izay fa mampalahelo izy.
izay tsy mahafantatra ka te hafantatra ps ozany efa nilazon'ny omby niahaka :-P

119. ainaheri
(
23/06/2008 17:33)
Ary hery mavita manao komisera eto ihany kay nefa milaza tsy mavita mamaly mail fa tsy manam-ptoana,sa misy inn ao no arovanao mafy?????,ny ahy kou ilay hafatra nalefako taminao mba nilaiko mafy kou ny valiny nefa indrisy ry sera² malala :roll: :roll: Mba matotra ihany ve sa zay tiana valiana ihany no valina ee???????????????????