Fampiatoana mpisera

61. ikaretsaka ( 20/06/2008 22:23)
raha izhao ary dia avoahay daholo ny xxx ary fa aza mifandrirotra ohatran'ny hozatra lasan'ny alika eo e
62. ainaheri ( 21/06/2008 04:06)
Miandry tompoko.........................


































































Aiza ihany tompoko :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :lol: :lol:
63. hery ( 21/06/2008 05:37)
Ok...

Ok alefako amin'ireo samy xxx ireo hoe iza avy ny xxx-ny :-)

Dia amin'ny manaraka aza mitsara olona amin'ny xxx intsony.
64. hery ( 21/06/2008 05:46)
Hihihi... aoka ihany. Aleo aloha hitohy ilay feeling.

xxx44:
tadidinao ve ilay sary tany amin'ny amdagate RNS ary e????


Lolll... i xxx24 tsy mbola tany Frantsa :-) raha tsy hoe nandeha nanao tourisme tampotampoka tany mbola tsy henoko angamba...

65. xxx ( 21/06/2008 06:03)
hery: tsy io xxx io no tiko lazaina hoe sary fa ilay xxx nentiko teto dia io namaly io :)

i xxx 33 dia novaliako 34 :)
66. xxx ( 21/06/2008 06:05)
ianareo sasany koa liana ery hahafantatra fotsiny hoe iza avy ary ireo xxx ireo???? :-D :-D :-D :-D :-D
67. xxx ( 21/06/2008 06:13)
hery: merci amin'ilay feeling e! ianao kou mba mandray anjara hihihihi! :-$ milay ka :lol:

ikaretsaka ah! aza curieux oà toi!!!!!! :-D
ainaheri koa torak'izany 8)

izao e! averiko eto
rehefa tsy i xxx voalaza tetsy ambony ny olona tiako lazaina dia azafady efa nanao azafady aho fa iano nahazo azafady nidindrambo no namaliko anao...
fa ilay xxx netiko teto io dia tsy azo lavina .....
bon week end daholo dia mazotoa mi forum e!
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
ataovy ihany anie ny mila vaniny olona amin'ny xxx sy manao tsinontsinona ary manompa eo fa ho koboko foana :-D
tsy te hifanditra aho fa lasa drindrangilo be!
68. hery ( 21/06/2008 10:22)
xxx 66> Ka io mihitsy no lazaiko kah. xxx 33 ihany no valianao lazainao fa fantatrao eto. Avereno vakiana tsara

xxx 24 = xxx 31 = xxx 33 = xxx 36 = xxx 38 = xxx 42 = etc.

Nanomboka teo @ xxx 24 ianao no namaly hoe maminavina hoe iza i xxx dia avy eo tonga dia mitsatoka (eo @ 26) hoe fantatrao i xxx .

Dia niteny aho t@ 27 hoe raha mba fantatrao mantsy fa tsy izay eritreretinao io. Dia niteny kely aloha ianao hoe raha tsy izy dia azafady... SAINGY tsy nijanona tamin'izay ianao fa mbola ni-insiste hoe

32>
xxx: farany toa ahitako indice indray ny fomba firesakao, ka mino aho fa azoko antoka ihany hoe ianao io

Dia teo aho vao gaga tanteraka hoe tena mahalala an'ilay xxx tokoa ve ianao.
Dia io novaliany t@ xxx33 io sns.

Ny tiako hotenenina fotsiny tamin'izao resaka rehetra izao dia hoe aza tonga dia miteny hoe mahalala ny xxx... satria misy antony io matoa natao xxx.
Mety misy olona hafa mihitsy anie maka ny fomba sy firesak'ilay xxx eritreretinao e. Mety hoe misy te hamandrika anao fotsiny hoe io indray izao fa hiteny ilay xxx iray iny hoe fantatro i xxx. Dia ianao ihany no hoainina eo. Efa nisy namana roa sa telo izao ankoatran'ito xxx33 ito rehefa manoratra xxx dia maka fomban'ilay olona eritreretinao mihitsy mba handrangitana anao. Ary dia mandaitra tokoa satria ianao foana no mamaly voalohany ary tsy ilay resany intsony no resahinao fa tonga dia hoe fantatro i xxx... dia nefa diso foana :-)

Dia izay ihany e.
69. xxx ( 21/06/2008 10:28)
:-D :-D :-D :-D :-D
ka fatako ko! tsy ankijery ps na hafa fa io efa nolazaiko ireo 8)
i hery anie ndraindray voafitaka amin'ilay ps samy hafa na ip samy hafa e! 8)
bref!!!! tsetsatsetsa iny fa tazomiko ihany ny hafatro! izay hiantefainy dia hitsakotsako izy izay!
marina io voalazan'i xxx i aloha tena marina mihitsy, fa marina koa ny tsy mahita afa tsy ny hafa anefa ny ataony tsy hitany ary marina koa fa misy ny mmpaminavina xxx indraindra marina indraindray izany diso :^) :^) :-D :-D :-D
70. xxx ( 21/06/2008 10:29)
hery:

Hihihi... aoka ihany. Aleo aloha hitohy ilay feeling.

xxx44:
tadidinao ve ilay sary tany amin'ny amdagate RNS ary e????


Lolll... i xxx24 tsy mbola tany Frantsa :-) raha tsy hoe nandeha nanao tourisme tampotampoka tany mbola tsy henoko angamba...

looool Izaho ity ve no tonga any Frantsa dia hangingina fa tsy hidingin-drambo ?

Tohizo ny feeling e ! ;)
xxx:

izao e! averiko eto
rehefa tsy i xxx voalaza tetsy ambony ny olona tiako lazaina dia azafady efa nanao azafady aho fa iano nahazo azafady nidindrambo no namaliko anao...

Nidindrambo naninona aho ? Efa nolazaiko anie fa voaray ny fialan-tsininao e. Fa zavatra marina be ny nolazaiko teo, lazainao fa arakao izany olona izany nefa afangaronao amiko izy teto koa !!! :wink:
71. xxx ( 21/06/2008 10:41)
Hery:
Efa nisy namana roa sa telo izao ankoatran'ito xxx33 ito rehefa manoratra xxx dia maka fomban'ilay olona eritreretinao mihitsy mba handrangitana anao.

Izaho ve no diso fandray sa ... Oay kosa izany i Hery e ! Izaho angaha mandrangitra an'iza na iza ! Naneho hevitra fotsiny aho ... dia toa lasa porofo amin'ny hevitra nasehoko moa izany ity resaka ity. Tonga hatramin'izany resaka RNS zany aaaaaaa ;-)

xxx:
i hery anie ndraindray voafitaka amin'ilay ps samy hafa na ip samy hafa e!

Tianareo mihitsy io hoe niova ps na ip io nefa efa miteny i Hery fa ps efa niserasera talohanareo teto ity ! :wink:
72. yonikafopl ( 21/06/2008 10:54)
na hiteny aza i hery we tsy i xxx i xxx fa samihafa reo.
Possible tokotrany aloha ny mahasamihafa an'ireo eee, satria aa, samihafa ny ps, samihafa ny dresse email, samihafa ny IP sns.

Za zao afaka miteny an'i hery fa raha ny IP no jerenao any, de tsy ho fantatrao mihintsy hoe aty Liban no misy ahy, satria miovaova isaky ny koneksio ny IP ato amiko ato. Azoko atao de azoko atao tsara ny mamorona ps bedabe de tsy ho fantatrao mihintsy we i yonika ihany ve no rabehevitra ohatra hihihihi. Za zao ohatra mividy zavatra am internet, de rehefa manome adresse za de ny adresseko aty liban no ts maintsy omeko, de misy ny sasany tonga de manda be mihintsy satria tsy mifanaraka amin'ny adresse omeko hono ny IP ako, fa za hono milaza fa aty Liban nefa ny IP any Russie.

ka i hery tsy mahafantatra ny tena marina ambadiky ny ps avy, satria ny hitan'i hery dia ps samihafa, IP samihafa ary email samihafa.

Fa araka ireo voalazan'i xxx ireo hoe ny fombafomba entiny hiadiana hevitra amin'ny namana no hahafantarana hoe olona iray ihany i anona sy anona.
73. xxx ( 21/06/2008 13:06)
yonikfopl: ka io mihintsy ilay izy e!

xxx: 70 no comment.....ny hatao no hita :)
74. xxx ( 21/06/2008 13:08)
Hoy i Hery:
Efa nisy namana roa sa telo izao ankoatran'ito xxx33 ito rehefa manoratra xxx dia maka fomban'ilay olona eritreretinao mihitsy mba handrangitana anao.


hery: kanefa izaho tsy rangitra mihitsy na ny kely aza :)

8) :lol:

tafita aloha ny hafatro amin'ilay be vinany dia ampy! :-D
75. xxx ( 21/06/2008 14:50)
xxx:

yonikfopl: ka io mihintsy ilay izy e!

xxx: 70 no comment.....ny hatao no hita :)


Izay indrindra mantsy, ny atao no hita ! I Hery izao efa miteny hoe tsy izany olona eritreretinin'ny xxx sasany izany aho, ary efa milaza koa i Hery fa tsy ps niova na ip niova inzany ity ampiasaiko ity, dia mbola misy tssss ihany hoe fantatro mihitsy, i Hery mety diso sns ! Ny atao no hita e ;)

76. yonikafopl ( 21/06/2008 15:54)
ka efa hita mibaribary kosa le atao eee, rehefa olona tena fantatra dia na vo hita tazandavitra aza dia tonga dia fantatra amin'ny famindrany.
Ka le olona iray izay, vao mihetsika mifrapy ny klavieny izy dia tonga de hay we izy io hihihihihihih satria dia miseho ho fetsy nefa dondrona hhhhhhihihihi

Za tsy dia miraika am le ataony fa hitako taratra eny foana izy amin'ny fomba famaliny hevitra. :wink:
77. xxx ( 21/06/2008 16:51)
xxx74: eny ary andao atao hoe tsy ianao io...


:arroaw:ary efa milaza koa i Hery fa tsy ps niova na ip niova inzany ity ampiasaiko ity, dia mbola misy tssss ihany hoe fantatro

78. xxx ( 21/06/2008 16:52)
yonikafopl:

ka efa hita mibaribary kosa le atao eee, rehefa olona tena fantatra dia na vo hita tazandavitra aza dia tonga dia fantatra amin'ny famindrany.
Ka le olona iray izay, vao mihetsika mifrapy ny klavieny izy dia tonga de hay we izy io hihihihihihih satria dia miseho ho fetsy nefa dondrona hhhhhhihihihi

Za tsy dia miraika am le ataony fa hitako taratra eny foana izy amin'ny fomba famaliny hevitra. :wink:


mazava dia mazava angamba ny teny gasy voasoratry i yonika.....


:)
79. manaraka ( 21/06/2008 17:03)
koa toa tsy nety ary ilay indice eh :-D

koboko koa io xxx io hohoho
80. manaraka ( 21/06/2008 17:05)
ny tiako lazaina hoe hohoho :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7916