Fampiatoana mpisera

21. RATOVOARY ( 19/06/2008 13:02)
Olon-dehibe daholo isika miditra eto, ary efa mato-tsaina avokoa.Samy manana ny haja amam-boninahiny avy koa ny rehetra ka noho izany de ny fanajana ny tsirairay no hitako fa tokony ho tandrovana.
ni81:
Maro no dinika hita eto fa rehefa tsy te-hamaly aho dia mamaky fotsiny dia mijanona.
Tena marina io, ary izaho mihitsy no tena mpanao an'io, sady tsy hitako hidirana le izy no tsy haiko rahateo ( na tsy voafehiko mihitsy ) ilay lohahevitra aroso de aleko mamaky fotsiny. Mpanala azy ihany koa aho fa saingy indraindray rehefa @ fotoanany de mba atao izany fa tsy hoe isaky ny misy dinika misokatra de hanihany foana lava izao no setriny. Eritrereto sy alaivo sary an-tsaina anie ny faharatram-pon'ireny mamosaka dinika matotra ireny nefa de sangy sy fandrangitana no asetry azy eh. Mba nanantena izy fa hahazo soson-kevitra mahasoa avy @ namana nefa zavatra hafa no valiny. Anjaran'ny tsirairay no mandinika.
22. notron ( 19/06/2008 13:57)
Tsara ny resaka resaka rehefa tsara ny firesaka.
Ary aoka ho tsaroantsika lalandava fa mora heno kokoa ny teny ratsy noho ny teny tsara.

notron
23. xxx ( 19/06/2008 17:33)
notron:

Tsara ny resaka resaka rehefa
Ary aoka ho tsaroantsika lalandava fa mora heno kokoa ny teny ratsy noho ny teny tsara.

notron

Tsara ny resaka rehefa tsara ny firesaka.
24. kiadi ( 19/06/2008 18:15)
hery:

xxx:
manao izay danin'ny kibony amin'ny adalàna rehetra ...
anefa rehefa ataon'ny hafa malaky mikilay....
io ilay hoe tsy fantany ny zavatra hataony fa ny an'ny hafa hainy ny mitsikera azy

xxx> i kiadi izao no anisan'ny mpanao an'io

tay be ko zany an!! zah dejas tsy mbola nitaraina na nikilay tany aminao!! nefa efa nahazo hopa zah! isaky ny mihetsika de oe kaboot sy katav!! tsy mbola nitaraina na kely aza!! de zah indray no lazainao an'io!!
aleo manaja tena fa kay zany orona hatramin'ny mpiandraikitra!!
milay rahery an!! averiko fa mba manantsaina enao kay mitovy @ orona ko!!
aza atao avertisssement nenah fa tonga de banni-ho fa zah tsy debil
25. xxx ( 19/06/2008 20:29)
Kiadi ! Jereo kosa ny soratrao fa amin'io teninao farany io ianao izao dia milaza fa manompa ny hoe Katav na Kaboot ! Nefa amin'io hevitra io ianao dia milaza olona roa, roa fa tsy iray, hoe "tsy manan-tsaina" : i Hery sy i Orona. Iza no manompa kokoa, ny miteny hoe katavy ve sa ny miteny hoe tsy manan-tsaina ?

Marihiko fa raha izaho no lazaina hoe katavy na lazaina hoe tsisy saina, dia zavatra samy tsisy dikany amiko izany, tsy izany no ataoko hoe ompa. Fa ianareo milaza hoe ompa ny hoe katavy nefa manao olona hoe tsy manan-tsaina no mahatonga ahy miteny hoe jereo kosa ny soratrao raha izany.

------------

Hevitro ankapobeny : amiko dia ny fanaovana tafahotra hoe virtoaly ny serasera na fanalana azy fotsiny no tena mahatonga ny olana isan-karazany. Izaho manokana aloha mahita hoe rehefa misy miteny hoe virtoaly ny eto na hoe fanalana azy ny eto dia dinika tsy dia misy ilako azy ny ao fa resaka olona, na fifamaliana lavareny sy faminavinana ps an'i xxx sy ps vaovao ... na zavatra tahaka izany. Tsy haiko intsony hoe izany ve no tena no fanalantsika azy ...
26. xxx ( 19/06/2008 21:04)
ka eto koa izao dia maminavina hoe iza no i xxx?????
27. xxx ( 20/06/2008 05:02)
xxx:

Hevitro ankapobeny : amiko dia ny fanaovana tafahotra hoe virtoaly ny serasera na fanalana azy fotsiny no tena mahatonga ny olana isan-karazany. Izaho manokana aloha mahita hoe rehefa misy miteny hoe virtoaly ny eto na hoe fanalana azy ny eto dia dinika tsy dia misy ilako azy ny aofa resaka olona fa resaka olona, na fifamaliana lavareny sy faminavinana ps an'i xxx sy ps vaovao ... na zavatra tahaka izany. Tsy haiko intsony hoe izany ve no tena no fanalantsika azy ...

ary teto ve i xxx tsy niresaka olona na ankolaka azy ny endriny...ary na manao xxx tonga dia fantatra foana hoe ianao:)
mba fantaro aloha ny toetranao izay vao mitsikera ny hafa ihany koa.:), aza mi ekzazéra be.
:arrow:
4. Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2008 08:38:14
Lohateny : Re : ASA ATY LIBAN
ito ndray lay resaka liban fa miverina , efa histoire be teto io ry madoum a , fa mahit avaly sy anamarinantena fona ireo voakasika e( c v d) ireo mpandefa sy mpanao hafetsena e .Hanaovany tambabe ndray zao ianao , jereo anie e

28. hery ( 20/06/2008 08:41)
xxx25 sy xxx26> Raha mba fantatrao mantsy hoe iza io xxx io :-)

kiadi> Ilay tsy mitaraina sy tsy mikilay mihitsy no TENA fahadisoana. Rehefa misy hitanao hoe tsy fanarahana fitsipika ataon'ny olona aminao dia teneno hoe tsy mety fa tsy iny koa ianao handeha hanao toa azy.

Raha misy tena hitanao hoe adala dia torio fa tsy ianao koa no hanjary hanao adala toa azy... sa tsy haiko na izany tokoa no fanao? Izahay mantsy tsy dia misaina loatra.
29. ari.malala ( 20/06/2008 12:12)
:-D :-D :-D :-D ay marina mou fantatr'i hery dool we iza no xxx eto kle :-D :-D :-D ary wain iany zany refa le mitantara vie privée reny kle :°):-P
30. xxx ( 20/06/2008 13:05)
hery : raha izy ihany io fa mampiasa ps hafa ambadiky ny xxx dia ho azy tsara ny hafatra tiako ampitaina fa raha tsy izy tena tsy izy marina dia azafady ho an ilay xxx eo ambony.....
misy mantsy milaza sy tsy mahita afa tsy ny tenanyvictime foana anefa ny ataony tsy hitany sy tsy fantany mihintsy :)
amin izao mantsy tsy ny resaka ip intsony no mi compte ho an ny namana ratsy fa ny fombany no ahafantarana azy, amiko manokana izay efa tranainy mpiforum, dia harako tsara ilay olona tiko lazaina...... :lol:
31. xxx ( 20/06/2008 13:39)
xxx:

ary manaraka fitsipka ve ny tahak'izao ? lazaina fa maivan-doha sns ?

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m484fbde4b1dfe

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4857fd4c06cdc

Taiza koa moa no nisy lohan'angidina havesatra, to 2g ra misy ny lohan'ireny, raha tsy oe angidina vavy génétiquemet modifiée angaha de lasa ngozabée :-P
32. xxx ( 20/06/2008 16:30)
xxx:

ary teto ve i xxx tsy niresaka olona na ankolaka azy ny endriny...ary na manao xxx tonga dia fantatra foana hoe ianao:)
mba fantaro aloha ny toetranao izay vao mitsikera ny hafa ihany koa.:), aza mi ekzazéra be.
:arrow:
4. Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2008 08:38:14
Lohateny : Re : ASA ATY LIBAN
ito ndray lay resaka liban fa miverina , efa histoire be teto io ry madoum a , fa mahit avaly sy anamarinantena fona ireo voakasika e( c v d) ireo mpandefa sy mpanao hafetsena e .Hanaovany tambabe ndray zao ianao , jereo anie e

Hitanao izany ! Iny ianao fa maika tamin'ny faminavinana hoe iza io xxx io. Toa mahazo antoka be ery hoe iza aho, dia maka izay nolazain'ny xxx tany ambadika tany, heverinao hoe nolazaiko angamba ? ... Nefa dia diso be ny zavatra eritreretinao. ===> Dia tahaka izao matetika ny fahitako ny resaka lavareny eto amin'ny serasera. I ps1 ihany no ps2, dia i xxx ihany no ps1 sady ps45 ... dia mifaminavina eo dia ...

xxx:

hery : raha izy ihany io fa mampiasa ps hafa ambadiky ny xxx dia ho azy tsara ny hafatra tiako ampitaina fa raha tsy izy tena tsy izy marina dia azafady ho an ilay xxx eo ambony.....
misy mantsy milaza sy tsy mahita afa tsy ny tenanyvictime foana anefa ny ataony tsy hitany sy tsy fantany mihintsy :)
amin izao mantsy tsy ny resaka ip intsony no mi compte ho an ny namana ratsy fa ny fombany no ahafantarana azy, amiko manokana izay efa tranainy mpiforum, dia harako tsara ilay olona tiko lazaina...... :lol:

Voaray ny fialan-tsininao, na dia tsy fantatro mihitsy aza hoe iza ianao.

Saingy tsy arakao ny olona tianao holazaina matoa afangaronao amiko, ka sao tokony hajanona ity faminavinana ps sy xxx lava ity. Ny farany dia ho lasa fifanendrikendrehana fotsiny. Efa tranainy be eto amin'ny serasera koa aho, nefa izaho aza tsy arakao akory :lol:
33. xxx ( 20/06/2008 17:30)
xxx: farany toa ahitako indice indray ny fomba firesakao, ka mino aho fa azoko antoka ihany hoe ianao io :lol: :-D
ianao ihany io ka! :lol: tsy maminavina aho fa sur mihitsy! :lol: de tafita ny hafatra tiko ambara izany......mazotoa ary e!
34. xxx ( 20/06/2008 17:36)
Teneno ary hoe iza aho, mba ho jerentsika raha tena ilay xxx nentinao teto tokoa ny teniny ;)

4. Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2008 08:38:14
Lohateny : Re : ASA ATY LIBAN
ito ndray lay resaka liban fa miverina , efa histoire be teto io ry madoum a , fa mahit avaly sy anamarinantena fona ireo voakasika e( c v d) ireo mpandefa sy mpanao hafetsena e .Hanaovany tambabe ndray zao ianao , jereo anie e
35. xxx ( 20/06/2008 18:01)
zà tsy hiteny fa mijanona ho secret ko irery izany....
:)
tsy ankihetsika fotsiny ianao fa fantako.....dia io voalazako io ny hafatra tiako hampitaina......ampy izay fa tafita ny hafatra aleo tsy tohizana intsony fa manjary lasa drindrangilo......tsakotsakoy izay voalaza e! mazotoa ;-)
36. xxx ( 20/06/2008 18:07)
Ny tiako lazaina, ny indices hamantarana dia misy amin'izay voasoratrao isaky izay mandeha...tsy ho lazaiko mihintsy fa misy hahafantarako anao hatrany.....MIJANONA ho secret ho ahy irery!.... :D
37. xxx ( 20/06/2008 18:23)
Hitanao fa tsy sahy ianao vao omeko defi kely ! Matahotra angaha hoe sao diso ? Aza miafina amin'ny hoe secret anao irery fa fantatrao tsara ary fantatro tsara fa tsy secret anao izany ny ps ao ambadiky ny xxx fa fantatry ny admin ! Teneno raha tena sûr tokoa ianao. Dia aza miafina amin'ny hoe dridrangilo koa fa rehefa teneninao anie hoe iza aho dia tapitra ho azy ny resatsika sy ianao e ;-)

Raha toa tsy sahy milaza ianao hoe iza aho, dia anontaniako fotsiny indray hoe sûr ve ianao fa tena izaho ilay xxx nentinao io ny teniny ? Na sûr ve ianao fa misy ifandraisany amiko io tenin'ny xxx navalinao ahy io :wink:

Tsy ny hampiaiky anao ny diso nataonao teto amin'ito dinika ito no tanjoko fa ny hampiseho fotsiny hoe tsy mety ilay maminavina ps tsisy farany ity. Karazan'ny endrikendrika amiko anie izao io ataonao io e, indrindra ianao vao maika ianao manamafy ery fa fantatrao aho.

Ny hafatrao angamba tsy dia ilaiko satria fantatro fa tsy izaho ny olona eritreretinao. Ary ny indices heverinao fa anananao dia diso satria izay aho vao naneho hevitra amin'ny zavatra tahaka izao ;)
38. xxx ( 20/06/2008 18:28)
Niova PC na ps zay Mme TONY =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
iza koa no azonio rebirebena :p
39. xxx ( 20/06/2008 18:35)
Sûra ve ianao fa izany Mme Tony izany aho ? Iza izany Mme Tony aloha e ? :roll:

Mety ho sahy ve i xxx raha ataontsika hoe avoakan'ny Admin ny ps antsika sy i xxx ? I xxx manendrikendrika ahy, moa ny ps-ko avoaka hanaporofoana fotsiny fa tsy mety hoa io maminavina xxx dia manao endrika fanendrikendrehana olona io ? Efa lasa tsy izaho irery intsony izao no somary endrikendrehinao fa izany Mme Tony izany koa. :wink:
40. xxx ( 20/06/2008 18:51)

Asa koa na azonao na tsia ny zavatra tin'io olona xxx lazainao io. Tsy resaka ps intsony no maha olonkafa an'ilay olona eto satria afaka miovaova ps ary afaka miova pc koa. Izany hoe olona 1 ihany fa afaka manana ps bdb ary afaka miovaova IP koa.
ary ny xxx eto koa maro fa tsy olona 1ihany akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1234