mety hanao coupe du monde ny barea @ 2010

1. zama91 ( 01/06/2008 23:07)
avy nanao match nul tany botswana ny barea ary ny cote d'ivoire nandresy an'i mozambique 1a 0.Mathematiquement possible ny hanao coupe du monde ny gasy satria ny 2 premier ny groupe misy antsika tafatra ao anatin'ireo equipe africana 20tafakatra 1er tour.Dia ireo equipe 20 ireo indray mizara 5poule .dia ny 1er chaque poule manao coupe du monde ary 2 em sy 3 em manao can.donc possible ny hanaovan'i barea coupe du monde na dia tsy maintsy ho cote d'ivoire aza no premier amin'ny groupe misy antsika avy eo barea no 2em.Dia @ 2em tour le 5 poule manao izay ho afaka ,satria efa samy favori daholo no tafaka ao
novalian'i RATOVOARY ny 18/06/2008 14:20
2. xxx ( 01/06/2008 23:10)
dia ho enga anie.Tout est possible sady ny foot anie tsy science exacte
3. kiadi ( 01/06/2008 23:14)
112eme mondial sy 172eme zany ange mitovitovy niveau eh!! fa bon! tsara aloha refa manao match nul any antanin'ol eh
fa mozambik ko bola tantara be ! plus ny instabilité politique ao @ tanana!!
4. xxx ( 02/06/2008 05:54)
zama91:

avy nanao match nul tany botswana ny barea ary ny cote d'ivoire nandresy an'i mozambique 1a 0.Mathematiquement possible ny hanao coupe du monde ny gasy satria ny 2 premier ny groupe misy antsika tafatra ao anatin'ireo equipe africana 20tafakatra 1er tour.Dia ireo equipe 20 ireo indray mizara 5poule .dia ny 1er chaque poule manao coupe du monde ary 2 em sy 3 em manao can.donc possible ny hanaovan'i barea coupe du monde na dia tsy maintsy ho cote d'ivoire aza no premier amin'ny groupe misy antsika avy eo barea no 2em.Dia @ 2em tour le 5 poule manao izay ho afaka ,satria efa samy favori daholo no tafaka ao

Aleo aloha mba ho hita ny resultat ny match allé rht vao maminavina ny tohiny. Araka ny tenin-dRakiadi anie hoe mbola vô ny mitovitovy niveau amintsika no nihaona t@tsika e! Ny mozambikan mbola eo, ny Ivoariana esty an-daniny
Fa na izany aza aloha efa misy fihatsarany ihany raha manao match nul an-tanin'olona zany e!


5. ravatorano ( 02/06/2008 06:53)
ekena tokoa fa mety hitovy niveau na eo ho eo i botswana sy madagasikara fa aza adino fa isika anie ny "préparation" ka roa herinandro fotsiny ary ny mba ekipa afaka nifanandrina tamin' ireo Barea ireo ka ry zalahy samy zalahy ihany no nifapitsapa teo.
Ny botsownais kosa indray nanana fotoana nalalaka tsara nanaovana fanazaratena na tao aminy na nitsapa ekipa taty ivelany na dia teo amin'ny manodidina azy ihany aza !
Fa tena vaovao tsara mihitsy raha nanao ady sahala aloha ry zalahay ary tena tsy nitsanga-menatra tokoa na dia izany aza anefa dia mila fikirizana sy fanomanana mafy ny fiodinana manaraka hiatrehana ireo ekipa efa ngeza tokoa toa an'i côte d'ivoire sy i mozambika !
6. mihasina ( 02/06/2008 07:06)
Slt !
Raha ny finoana aloha dia marina izany e ! Fa ny aza adino dia izao ny zavatra rehetra izay atao dia mila fiomanana tsy misy raha mbola eto an-tany izany miracle izany !
Amiko dia tsotra ihany isan'ireo firenena mandray anjara isika dia mandray anjara. Mety azo inoana ihany na ho tanteraka mihitsy izany heritreritra izany raha ohatra ka tsy nisy ireny korontana ireny satria mba nahazo fiomanana kely isika taorian'iny avy any Maurice iny, satria raha nahatadidy isika dia saika ho any Fance isika hanomantena ary avy eo ao Afrique du Sud dia any tonga dia any Botswana...Raha izay no tanteraka teo dia mino aho fa mety ho tanteraka ny faniriantsika na dia hoany amin'ny CAN ihany aza.
Tsy hita moa izay omena tsiny ny amin'izay rehetra izay fa dia tia baolina ny tena ka dia manatrika e! Sa ahoana e !
7. ronaldo09 ( 02/06/2008 08:51)
Tsy ratsy zany ady sahala zany aloha fa tokony hanararaotra isika amin'ireo lalao atao eo Mahamasina mba ho fandresena daholo zany hoe maka isa sivy ao @ tanana isika dia ilay ady sahala etsy ambony tazomina dia na resy aza any Cote d'ivoire dia mila manao ady sahala any Maputo (Mozambika) dia basy!!! Raha io nolazaiko io zany no tanteraka dia isa 11 no azontsika dia efa tsara izany !
Fa mba te hahafantatra aho hoe :Oviana ny lalao manaraka ,aiza?ary hihaona amin'iza isika?
8. zama91 ( 02/06/2008 08:57)
madagascar mba firenena 18million d'habitants mba mendrika ny hanao na dia ny Can fotsiny aza,jereo ry Benin,malawy,lesotho ,namibie,togo,siera leone, firenena kely aty afrika nefa dia efa nadray anjara t@ can,inona no mahatonga an'izany.Ny fikorontanana lava ve?,ny tsy fisian'ny vola ve?
mampieritreritra ihany satria raha ady politika no jerena toa mba milamina ihany isika raha par rapport @ firenena afrikana efa nandray anjara t@ can,raha ny tsy fisian'ny entimanana mety ho marina izany saingy tsy nahasakana an' i mali tsy handray anjara t@ can isaky roa taona mihitsy ny fahantarana misy any @ taniny ry zareo.Efa mba nandresy ny firena goavana toy ny cameroune,egypte,RDC,Gabon,zambie matetika teo mahamasina nefa dia tsy mety tafakatra mihitsy inona no tena antony?.@ ity indray mitoraka ity mba tokony hanao zavatra ny gasy ????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????
9. zama91 ( 02/06/2008 09:07)
ny 8 juin io dia hiaona @ cote d'ivoire eo mahamasina,ary ny 15juin no hiaona @ mozambique eo mahamasina ihany.Raha mahazo 4point madagascar @ ireo match roa atao eo mahamasina ireo izany hoe manao match nul @ cote d'ivoire dia mandresy an'i mozambique.dia possible mba hoe 2em miaraka @ cote d'ivoire tafiditra ao anatin'ilay 20equipe afrikanina tafakatra 2em tour.Tsy mbola tafakatra Can fa mbola ireo equipe 20 ireo miraza ho 5poule dia ny voalohany @ chaque poule manao coupe du monde ary 2em sy 3em manao can donc mila tafakatra 2em @ io groupe misy an'ny cote d'ivore .
10. ramahaay ( 02/06/2008 09:16)
ravatorano:

ekena tokoa fa mety hitovy niveau na eo ho eo i botswana sy madagasikara fa aza adino fa isika anie ny "préparation" ka roa herinandro fotsiny ary ny mba ekipa afaka nifanandrina tamin' ireo Barea ireo ka ry zalahy samy zalahy ihany no nifapitsapa teo.
Ny botsownais kosa indray nanana fotoana nalalaka tsara nanaovana fanazaratena na tao aminy na nitsapa ekipa taty ivelany na dia teo amin'ny manodidina azy ihany aza !
Fa tena vaovao tsara mihitsy raha nanao ady sahala aloha ry zalahay ary tena tsy nitsanga-menatra tokoa na dia izany aza anefa dia mila fikirizana sy fanomanana mafy ny fiodinana manaraka hiatrehana ireo ekipa efa ngeza tokoa toa an'i côte d'ivoire sy i mozambika !



Marina less io ravatorano fa aleo le samy glady reny hifanintsana any fa tsika misisitsisika moramora ao de tafita finale


:D :D :D :D
11. xxx ( 02/06/2008 14:18)
@ko le toe tsaintsika gasy mihitsy no mbola mila ezaka be vao mahatakatra ny aty ivelany,minomino foana .Tokony mba hanantsika gasy izany hoe esprit kartezianina izany.Jereo ny foot mbola tsy manomboka akory dia efa matahotra ny ho resy sahady,ary vao maheno hoe cote d'ivoire dia efa maty lolo.f'angaha moa cote d'ivoire tsy nofo amandra ohatrany gasy ihany .Donc azo atao ny mandresy azy fa mila fiomanana sy entimanana ary koa tsy dia miral foana hoe tsy ampy an'ity sy ity.Ajanony hatreo izany raha mba te ho lasa ny gasy.Raha ho fanatratsika fa ho resy ny barea dia aleo nilaza dien'ny aloha hoe forfait
12. bobkely ( 02/06/2008 14:45)
tsara aloa zay fa tohano kaly sy matos mlay n barea fa kely aina sady mavestra be ny godasse nen ol efa @ le mlay b nen-drzala bol le vita gasy mavesatra b na maaay tak'nin ary mba ilaina ihany izany! sady ny ekipan'olona vitsy ny fohy nentsika isaina ny mba mihoatra ny 1,75m
13. kiadi ( 02/06/2008 15:17)
zama91>ilay fikorotanana ara politk ange tsy voatery hotrany zavatra misy any afrika oe miady lava eh!!ny zavatranintranga teo izay saika tsy nahafahan'ny gasy nanao eliminatoire teo in zao de azo lazaina fa fikorotanana politika in!!
tadidio favoaendaka hatramin'ny misitramintsy tamin'iny!
xxx10>in moa no tinao tenenina @ ty oe esprit katretienne? satria zavatrahita ary azo lazaina fa sarotraan'i madagascar ny mandresy cote d'ivoire!! joueur pro aty euope doly no betsaka!! de firy @ joueur ntsika no pro? de na ny halava fotsiny aza de efa hanisany sakana mety tsy halasa lavitra!!
fana izany aza aloha de manohana ny bareas ihany zah eh!!in indro kely fotsiny anga de ty fanovana anarana lava ty!! clubm de avy eo scorpion de zao bareas!!
hotran'ny oe ny anarana pôpôka be
14. zandikely ( 02/06/2008 16:59)
Efa zatra resy ny gasy ka na dia tsy nandresy aza dia efa mahafaly.
Tsy dia mbola resultat mahafapo izany amiko. Tokony tamin'ny Botswana no mitady fandresena dia sahala amin'ny Cote d'ivoire.
Ho hita eo iany e!
FORZA BAREA
15. kiadi ( 02/06/2008 17:08)
io zao jerevo tsara fa refa mandeh tsara eo de in indray fa miditra ny mpanao politika isakarazany haka ranoranoniny sy ampiditra ny havany sy ny zanany sns......
16. zama91 ( 02/06/2008 18:41)
kiadi:

zama91>ilay fikorotanana ara politk ange tsy voatery hotrany zavatra misy any afrika oe miady lava eh!!ny zavatranintranga teo izay saika tsy nahafahan'ny gasy nanao eliminatoire teo in zao de azo lazaina fa fikorotanana politika in!!
tadidio favoaendaka hatramin'ny misitramintsy tamin'iny!
xxx10>in moa no tinao tenenina @ ty oe esprit katretienne? satria zavatrahita ary azo lazaina fa sarotraan'i madagascar ny mandresy cote d'ivoire!! joueur pro aty euope doly no betsaka!! de firy @ joueur ntsika no pro? de na ny halava fotsiny aza de efa hanisany sakana mety tsy halasa lavitra!!
fana izany aza aloha de manohana ny bareas ihany zah eh!!in indro kely fotsiny anga de ty fanovana anarana lava ty!! clubm de avy eo scorpion de zao bareas!!
hotran'ny oe ny anarana pôpôka be


kartezianina no tiako ho lazaina,miaina @ zava misy.Ok fa pro daholo ny cote d'ivoire saingy ny foot anie tsy science exacte.Jereo carkefou club 5em division en france nandesy an'i marseille coupe de france,calais nanao final coupe de france.Ny vitan'ny hafa ve tsy tokony ho vitantsika gasy ary raha ny halavana no resahana mety ho avantagentsika gasy raha haintsika ny miprofiter izany.Saingy indrisy pour l'instant.Tokony hanao lalao iraisampirenena matetika ny barea,ary mba entreuneur vahiny fantadaza no mba manazatra,ary ny regroupement mba tokony 2mois alohan'ny match
17. xxx ( 02/06/2008 18:46)
anga dia tena tsy misy vola mihitsy ny federasionana foot no tsy afaka manao match amical aty france ny barea ohatra? aiza ravalo mba tena tsy mipotraka mihitsy nefa ity baolina ity mba be mpakafy ihany.Allez barea hiady @ elefanta fa dia ho cimetier ny elefanta tokoa ao mahamasina 3a 0 no handresen'ny barea ny an'ireo fa jereo eo
18. kiadi ( 03/06/2008 07:59)
zama91>tsy mitovy kosa klé!! sady voalohany aloha de ny coupe de france zany tsy de rarahin'ny grand club,matetika ny remplacent no ampanaovina,faharoa de joueur nivôka ecole de formation miandry grandclub na ancien joueur pro no @ reny club kely reny donc manana niveau tsara tsara ry zareo
marina ny an'i xxx io oe tokony manao match amical international matetitetika ny joueur ary mila harahina alohaloha alohan'ny match!!
19. Bazily ( 03/06/2008 08:00)
zama91:

kiadi:

zama91>ilay fikorotanana ara politk ange tsy voatery hotrany zavatra misy any afrika oe miady lava eh!!ny zavatranintranga teo izay saika tsy nahafahan'ny gasy nanao eliminatoire teo in zao de azo lazaina fa fikorotanana politika in!!
tadidio favoaendaka hatramin'ny misitramintsy tamin'iny!
xxx10>in moa no tinao tenenina @ ty oe esprit katretienne? satria zavatrahita ary azo lazaina fa sarotraan'i madagascar ny mandresy cote d'ivoire!! joueur pro aty euope doly no betsaka!! de firy @ joueur ntsika no pro? de na ny halava fotsiny aza de efa hanisany sakana mety tsy halasa lavitra!!
fana izany aza aloha de manohana ny bareas ihany zah eh!!in indro kely fotsiny anga de ty fanovana anarana lava ty!! clubm de avy eo scorpion de zao bareas!!
hotran'ny oe ny anarana pôpôka be


kartezianina no tiako ho lazaina,miaina @ zava misy.Ok fa pro daholo ny cote d'ivoire saingy ny foot anie tsy science exacte.Jereo carkefou club 5em division en france nandesy an'i marseille coupe de france,calais nanao final coupe de france.Ny vitan'ny hafa ve tsy tokony ho vitantsika gasy ary raha ny halavana no resahana mety ho avantagentsika gasy raha haintsika ny miprofiter izany.Saingy indrisy pour l'instant.Tokony hanao lalao iraisampirenena matetika ny barea,ary mba entreuneur vahiny fantadaza no mba manazatra,ary ny regroupement mba tokony 2mois alohan'ny match


O lety ry zama91 a!
An'i xxx10 ange le hvt Karteziana nefa toa elah ndray no mamaly azy sa elah mitsy no nanafina anrana ho xxx teo. Mba mahaiza fetsy² refa mangalatra e!
Kobo lery Rakiadi ah! Tsy nahay niafina hihihihi!!!!!!!!!


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
20. kiadi ( 03/06/2008 08:03)
bazily> :-D :-D :-D :-D :-D ! tsy olana ehh! refa tsy manopa sy manabany sns ange na miafina anaty xxx aza tsy manin eh!! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4347