mety hanao coupe du monde ny barea @ 2010

41. RATOVOARY ( 04/06/2008 11:54)
Mamplahelo ô!!!!!!!!!!!!!!
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
42. kiadi ( 04/06/2008 12:05)
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :-D :-D :-D
43. RATOVOARY ( 04/06/2008 13:39)
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
44. zama91 ( 04/06/2008 15:39)
tsara le miady hevitra be eto,fa ianareo ve mba mandinika ny fomba fihevitsika gasy @ resaka foot.Jereo fa vao resin'i la france i bresil dia ny gasy rehetra no misaina hoe novidian'ny la frantsa bresil sy nofafana ny dette sy ny sns.Nefa ve ny jounaliste sportif aty europe na any @ tany hafa nieritreritra an'izany ??????????
45. zama91 ( 04/06/2008 15:50)
mila tohana ny barea raha te ho lasa lavitra fa raha pesimiste sy looser aleo manipy gant efa hatriny ela, fa mety ny nosy komore na maorisy no hanao can voalohany .Ary kaozy eto tsy misy mahamenatra izany fa matoa tsy namaly dia mety tsy afaka ok .Tsy nisy kabary tsy natao ho valiana izany eto
46. kiadi ( 04/06/2008 17:44)
ouais!! ary tô miakatra be enao zany ry zama an? de ahona ilay oe fo sportif? sa tsy manana fo sportifnareo?
47. RATOVOARY ( 05/06/2008 07:50)
Tongasoa zama!
zama=Tsy nisy kabary tsy natao ho valiana izany eto

Zay nge no maha dinika azy e!Tafatafa
Ngah nisy nanalagy anao tany ampandehanana tany de tondé aty @ dinika no manara-po.
48. rajoelina ( 05/06/2008 08:53)
Zah maka France fôna, satry izaho tsy mankalaza ny 1960. na milalao mondial aza i Mscar.

;-)
49. kiadi ( 05/06/2008 11:34)
Zay nge no maha dinika azy e!Tafatafa
Ngah nisy nanalagy anao tany ampandehanana tany de tondé aty @ dinika no manara-po.



zah aza ba gaga fa tonga de nitrôtra be lery ko!! dinika nilamina tsara teo iny
50. RATOVOARY ( 05/06/2008 12:22)
rajou= :-D :-D :-D :-D :-D :-D Fa maninn no tsy mankalaza ny 1960 ?
51. RATOVOARY ( 05/06/2008 12:24)
rajou= :-D :-D :-D :-D :-D :-D Fa maninn no tsy mankalaza ny 1960 ?
zama= Aza mitrôtra mafy sô de mdona @ tolàna eo =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
52. rajoelina ( 05/06/2008 13:51)
RATOVOARY:
Fa maninn no tsy mankalaza ny 1960 ?
Ka zay lesy no tiako ah, samy manana ny safidiny sy tiany ny tsirairay. De zao zany: za tsy mirevy mankalaza ny fety 26 jona 1960 :)
53. RATOVOARY ( 05/06/2008 13:59)
Nndddrrrrryyyyyyy!...................
54. kiadi ( 05/06/2008 16:28)
fa in no hidiran'ny 26juin @ resaka bareas le! :^) :^) :^)
55. rajoelina ( 05/06/2008 19:17)
kiadi: ka zah maka France kou, na Barsa :-p ;) fa tsy Barea zany :p :p
56. xxx ( 06/06/2008 05:44)
Lasa valalan'alika le Barea, ndrisy, LAY ........ TOMPONY AZA TSY TIA
57. xxx ( 06/06/2008 06:40)
rajoelina:
Zah maka France fôna, satry izaho tsy mankalaza ny 1960. na milalao mondial aza i Mscar.

La Frantsa reny malala ô!
kiady:
fa in no hidiran'ny 26juin @ resaka bareas le!

Nenio bandy tsy HS fôna zao, Efa lasa ngamba
xxx55:
Lasa valalan'alika le Barea, ndrisy, LAY ........ TOMPONY AZA TSY TIA

Mampalahelo le toe-tsainy fa aza omena tsiny izy
58. RATOVOARY ( 06/06/2008 06:44)
Ary nareo moa nama mba misehoa vatana f'aza miafina ao @ xxx ao ah!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
59. rajoelina ( 06/06/2008 07:13)
Ka madagascar hono taloha Frantsa ihany, de zah zany mbola manantena frantsay hatramzao fa tsy gasy irery ihany, marina fa i izaho gasy, fa sady frantsay ihany koa, na HS aza izaho tsy koi satry tsy hitako zay olana ;)
60. zama91 ( 06/06/2008 22:46)
tena lasa nivaona be le ady hevitra,mety possible no ahitana na ahenona le match @ alahady sur internet ve en direct.Ny ahy aloha gasy foana no tohanako,efa mba ela izay niandrasana ny gasy hoe hanao Can izay.Mbola hitsiky @ntsika foana io vintana io fa mila finiavana fa tsy pesimiste.allez barea 3 a 1 fotsiny dia efa ampy eh sa ahoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7093