mety hanao coupe du monde ny barea @ 2010

81. zama91 ( 12/06/2008 15:35)
tokony ho avantage hoan'ny gasy ny hakelezany,fa le aina no somary kely .Tsy mahazaka 90min.Tokony io no hamafisina ary ny fanaovana lalao iraisampirenena matetika.Ny alahady izao kosa angamba mba efa mety hisy vokany @ izay tokony handresy na dia 1 a 0 fotsiny an'i mozambique.
82. kiadi ( 12/06/2008 16:38)
tena tsisy avantage ny hafohizana @ foot raha olombe doly no miandry anao!!
83. zama91 ( 12/06/2008 22:26)
kiadi:

tena tsisy avantage ny hafohizana @ foot raha olombe doly no miandry anao!!


jereo ny mpanao baolina aty europe xavi barca 1.70m,inesta 1.68 deco 1.72.ankabezany milieu barca 1.70 moyen .Jereo ny david millah 1m70.espagne sy russie kely sy lehibe iza no naharesy.crotie sy allemagne tena hita hoe kely sy lehibe .Amiko ny arriere ihany no tokony ho lava sady ny foot ny ballaon amin'ny tany no tena jeu.
84. RATOVOARY ( 13/06/2008 12:54)
Isika nge lesy na de kely sy fohy aza mba malaza ihany fa mahay manao bôl e!
Ka manin raha hamafisina fotsiny ny finisiô d'efa izy, eo manko tena mbola hitako ho olana. Tsisy assistance ny atak mandeha fa ôtry ny tsy haiko e!, Izany hoe ao @ afovoany hoah no tsy ampy.Mila hamafisina io. Zah koa tsy tia le hoe Bandy defenseur any @ club misy azy no ampitazonina ny poste 10,
85. diamondra27 ( 15/06/2008 15:47)
ary le zama zany tena sur terrain mitsy fa tsy hit elabe zy , :lol:
leo vitaina aloh ny euro 2008e
86. kiadi ( 15/06/2008 18:43)
zah tsy mino zany moyenne 1,70m zany ry zama an!!misy ny fohy fa ny moyenne @ ekipe europeéne eo @ 1,80m!!
de mba firy @ zany ny moyenne ekipa gasy?
87. ravatorano ( 16/06/2008 05:00)
dia nanao sahala tamin'ny mozabikanina zany ny barea malagasy ary dia isika no nanome isa voalohany andry zareo ireo
Nanao sahala koa ny cote d'ivoire sy ny botsxanais ka ry zareo farany no mitana ny laharana voalohany

Equ. MJ G N P BP BC Pts
1 Botswana 3 1 2 0 3 2 5
1 Côte d'Ivoire 3 1 2 0 2 1 5
3 Madagascar 3 0 3 0 1 1 3
4 Mozambique 3 0 1 2 2 4 1


ireo indray zany zao ny filaharana vaovao
any moizambika indray ny match manaraka hataon'ny barea ary efa ao anatin'ny lalao miverina izany amin'ny alahady 21 Jiona ho avy izao !
88. zama91 ( 16/06/2008 09:15)
kiadi:

zah tsy mino zany moyenne 1,70m zany ry zama an!!misy ny fohy fa ny moyenne @ ekipe europeéne eo @ 1,80m!!
de mba firy @ zany ny moyenne ekipa gasy?


tsy azonao le fanontaniako moyen demie mpanao foot espagnol de barça no resahiko fa tsy ny eropeanina @ general ?.tiako ho lazaina hoe kely ny barça nefa jereo ny classement aty europe.donc tsy ny habe mihitsy no midika ho zavatra @ foot
89. RATOVOARY ( 18/06/2008 14:20)
Niova ndray ny entraineurn'i Barea ka asa ndray ze ho vokatra @ match retour. Fa le teo aloha de tena nampalahelo e! Tsy haiko na inn no antony nanovan'ny entraineur ny composition na ahoana fa de tena tsy nisy nahavita bôl mihtsy ry zalah. Sady mikorontana be na ny fomba filalaony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1643