mety hanao coupe du monde ny barea @ 2010

61. xxx ( 06/06/2008 22:50)
hono ho a ry zalahy isika gasy anie ka mba mino sy malaza hoe mahay midara sy mpanao fanafody gasy ,koa maninona raha mba hampiasaina ireny mba ahatafakatra an'ny gasy can au moins le.Ny senegal anie ka nanao marabout raha nandresy an'ny la france t@ coupe du monde eh.Mety ilaina ihany ny grigris sa ahoana hoy ianareo
62. kiadi ( 06/06/2008 23:49)
shhhhhh!! aza manao resaka adala fa efa ela no champion du monde ny afrika raha mandeh io resaka daradara io
63. RATOVOARY ( 07/06/2008 06:00)
Ny mpidara ry zalah tsy matoky fahaizana matoa manao an'zany ah!
64. rajoelina ( 07/06/2008 06:07)
Allez les bleus!!

Barea kaka! Barea kaka! Barea kaka!

65. RATOVOARY ( 07/06/2008 06:28)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
66. kiadi ( 07/06/2008 06:47)
efa tsy mapimé tsony ny adalan'io zandry kely io klé!
67. RATOVOARY ( 07/06/2008 07:11)
Ka lery ne ôtran'ny tsy avotra zany e!
68. kiadi ( 07/06/2008 07:12)
tsy mahazaka mihaninkazo io wa :-D :-D :-D
69. RATOVOARY ( 07/06/2008 07:16)
Mihanika hazo malama. Sady mety tsy nanivana angamba
70. kiadi ( 08/06/2008 00:01)
elah anga mahay manivana? :-D :-D
71. rafavoris ( 08/06/2008 20:19)
raha resaka barea no resahinaeto de aleo za miala fa resaka kiatranoatrano ny foot ball malagasy
72. xxx ( 08/06/2008 20:59)
angah ko moa nisy annery anao hiresaka bareas eo !
73. xxx ( 08/06/2008 22:19)
nanao match nul an'i cote d'ivoire ny barea.mety ho masaka ihany fa mila mandresy an'ny mozambique izay efa resy deux fois contre an'ny cote d'ivore sy botswana.taiza daholo ireo star cote d'ivoire indrindra fa le gasy pesimiste looser ato @ serasera :lol: :lol: :lol: :lol:
74. kiadi ( 08/06/2008 22:27)
le manao xxx no looser ko! :-D :-D :-D
75. ravatorano ( 09/06/2008 04:41)
vokatra amanaraka

cote d'ivoire 0 barea 0

Nirava ady sahala ary dia toy izao indray ny filaharan 'ny ekipa ao amin 'io groupe 7 io

Groupe 7
Equ. MJ G N P BP BC Pts
Botswana 2 1 1 0 2 1 4
Côte d'Ivoire 2 1 1 0 1 0 4
Madagascar 2 0 2 0 0 0 2
Mozambique 2 0 0 2 1 3 0

souce fifa.com


arak'io zany dia ny botswana indray no mitana ny lohany
Any maputo indray izany isika malagasy no hikatroka amin' i mozambika amin'ny alahady izao.
Ilay fandaharam-potoana koa dia tena henjana b satria isaky ny alahady dia misy match foana.

Jereo etsy ambony ny fandaharam-potoana fa ny match retour dia aty madagasikara ny mozambikanina no hihaona amitsika voalohany


76. ravatorano ( 09/06/2008 05:43)
diso b aho tetsy ambony tetsy fa hay aty mahamasina ny match voalohany hihaonatsika amin' i Mozambika amin'ny alahady izao !
za aloha tsy afaka hijery any fa tsy maintsy hivory ary amin'ny namana serasera dago etsy Antsahabe !
:D
77. RATOVOARY ( 09/06/2008 06:34)
Amin'io alahady io aloha tokony hahavita 2 et 0 ny Malagasy. Jereo fotsiny t@ AJESAIA vs COSTADOSOL ( 2 et 0 ) teo mahamasina dc azo heverina ny handresentsika eto.
78. kiadi ( 09/06/2008 07:28)
ba asio resumé ry zalah ilay match omaly an!! tô tsy manana attaquant ange bareas zany raha tsy mahavaky atody eh!
de ahona ny fandehany @ dry zalah mozambikanina io
79. RATOVOARY ( 09/06/2008 12:06)
Manana attaquant tsika fa le ao @ demi mpanosika le attaque mitsy no hitako fa tsy ampy raha le fomba filalaon-dry zalah t@ Botswana iny. Ary toa mbola iny composition iny ihany no niatrehany ny Ivoariana omaly raha ny sombin-tsary hitako t@ vaovao.
80. Zahoux ( 10/06/2008 09:11)
Tena tsara aloha raha hamafisinina mafy ny resaka physique, io hatreto no lesoka eo amin'ny Barea, eny fa na dia Club tsotra aza.Aza hadino fa ny foot Ball amin'izao anie dia ny Condition physique sy ny vivacitén' ny mpilalao tsiraiary no tena takiany e!Manampy izay ny fiezahana mampiditra baolina.Raha voafehintsika tsara ireo ary koa ny mba miezaka mahay milalao amin'ny terrain kely satria tsy ohatry ny haben'ny Mahamasina daholo ny Terrain hhilalaovana any ivelany dia lasa izao e!Na mondial io na Can!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4767