ANTSO MAIKA BE!

81. endrika01 ( 21/06/2008 06:43)
Mba fiangaviana ny ahy,maninona kay nareo no tsy sahy mijoro @pseudo -nareo aminy dinika manokana toy izao?Misahia mijoro,fa izany no tanjona @ty dinika napetrako ity;raha misy tsy ampy ny torohevitra efa narosoko dia malalaka be ny sehatra ny hanampiana izany!:D
82. xxx ( 21/06/2008 07:22)
endrika izy no niafina voalohany nanao xxx satria hanenjika ny hafa indray toy ny mahazatra azy.
izy aza mba mijesita amin'ny sary kou mampaninn an tony?? na vola azo avy amin'ny inn io na am inn ataoko fa tsisy idiran tony mintsy. ny anao atao izay hahasoa azy fa aza de faly mitsikera ny an'olona fona wa eeeeee. Ary ajanony amzay le fialonana fa so de hitan'ny be sy ny bobaka eo le sary any am madagate teny am tribune wa eeeeeeeee, le somary mikosoka maso , han han, amzay fantatry ny oll tsara we hay kay zao no mahatonga azy hialona ny sasany kouuuuu,
anseeee wa eeeeee
83. endrika01 ( 21/06/2008 07:55)
Raha araky ny henoko izao dia 11 isa ireo Agences na Gasy miara-miasa amina Agences any Dago mandefa vhv Malagasy hiasa aty.(zany we gasy no miaraka ao) no nisoratra anarana tany @Consul.Hay kosa maromaro ihany nareo ô:-w:-w:-w:-w
84. endrika01 ( 22/06/2008 08:50)
endrika01:


Manao ahoana doly ndray ary e,

Fialazana hoanareo namana tsy nahare filazana fa ny
LAHADY faha 22 ny volana jona dia misy fiaraha-mivavaka
miaraka @consul ny Malagasy eto liban.
Momba ny toerana dia manotania ny birao-nareo
na ny mpiandraikitra ao @ communauté.

Sady manana zavatra maro ho hambara koa A/toa consul
amin'io
:-*


Mr Marcel Abi CHEDID
ETE / Hiver : Okaibe rue de la mer – New Santa Thérésa Beach.
Tél : 09 – 444 333.ext 106 Fax : 09 – 444 333 ext. (109)
Email : consulatmadagascarliban@hotmail.com
Okaibe / LIBAN
:D




Aza hadino,lay toerana any HAMRA akaikin'ny Hopital Amerikana.

fa tsy lay aty @ Eglise Saint FranÇois,misy procession be koa any,
amin'ny fanandratana ho olomasina ny

any daholo hatramin'ny filoham-pirenena ka mety ho mihidy ny lalana ka mila tonga aloha!vahoaka be no any ,ka sao very any.


ny repera zany :Hopital Amerikana,raha mandray fiara karetsaka,
eo ampitan'io misy Supermarché IDRISSY,de refa tonga eo @ io Supermarché io,dia mijery manatrika ny arabe,de ny ankavianao no haleha avy eo,de misy hazo ngeza be io eo,de misy trano mavokely dia eo akaikin'io
lay fioangonana.


(ssshuuuut!!!! zah kounkou tsy mbola tany mintsy na indray mandeha aza,ka miaraka mifampitazana eo @ supermarche zany e,na antsoy ny tompon'andraikitra raha mahalala ny finday ianao)
85. endrika01 ( 22/06/2008 09:43)
Maika be kou zah,le procession ao @centre ville.Lay fiangonana aleha le ery akaikiny Hopital Amerikana,fa tsy ao @ Saint Francois:-P
86. endrika01 ( 22/06/2008 17:27)
Ouf,ouf,ouf,tena goavana be t@sofiko ny hafatra avy @ consul androany!Ary ho hitanareo tsara;fa ny torohevitra rehetra zay nomeko tery ambony dia voafintina ao daholo.==========>Mamerimberina sy mananatra mafy fa tsy azo atao ny mitsoaka tao @mpampiasa.Raha tojo ireo olana voalaza ery ambony,dia miantsoa ny Consul,Caritas,Communauté,ny Birao mikarakara anareo,antsoy aloha ny Birao refa tsy mivaky loha,antsoy ny manaraka,fa tonga nareo ozy de any @PRISON,angah vitan zay fa tonga de mpanao gazety marobe no mitsena eny IVATO refa vita ny prison,hi hi hi tsy mihomehy loza aho,fa taolana ny nify ka mba mitokaiky.(na ianao aza no tompony fahamarinana dia mifatotra miditra am-ponja refa mitsoaka ,tsy haiko koa raha mbola mifatotra refa mivoaka ny Avion eny IVATO
87. endrika01 ( 22/06/2008 20:02)
Hoy Consul: Tsy ny fitsoahana tao @mpampiasa akory no ahitanao vahaolana,fa miatomboka eo ny olana rehetra!!!=D=D=D na izany aza tsy mila matoritory mintsy nareo Birao sy Agences na eto Liban na any Madagascar.
88. endrika01 ( 22/06/2008 20:31)
Hoy Consul:Ny contrat de travail vita fitomboka ny consul,misy ny nimero sy ny anarany Agences eto Liban sy Madagascar,ny anarana sy ny numero ny mpampiasa handray lay vhv hiasa aty Liban,vao ekena hivoaka an Dago ho aty Liban.Zao anefa;raha misy manao risoriso mahatafavoaka lay vhv eny IVATO dia ,tonga eto @Aeroport eto Liban,dia miverina manao detour makany Dago.Miditra am-ponja miaraka @lay Agences fopl,ary hohasainy mintsy ny T.V sy ny Journaliste any Dago ,hamoaka izany ho hitam-poko ho hitam-pirenena.=D=D=D=D
89. endrika01 ( 23/06/2008 17:36)
Hoy consul:Raha hieritreritra ny hivaron-tena ny anton-dianao ho aty Liban tonga dia mijanona any Madagascar fa aza hoentina aty VOS CONNERIES(tena manala-baraka reh re olona ny mandre izany,we consul zao mintsy no mananatra sy mahateny we PROSTT===>VARON-TENA. Ny masony CONSUL ve no nahita gasy nivaron-tena????Iza avy izy ireo????Sa ny samy malagasy eto no mila ranondranony?????Gaga aho ary tena zendana!Efa nazavaiko etsy ambony t@lay tovolahy niantso ahy io resaka fivarotan-tena io;ary t@zany tsy mbola nisy zany communauté ny gasy zany,tsy mba nisy nahalala zany caritas zany.Betsaka @reo namana serasera ato no nandalo zany olana izany,sa ve nafinaritra ny pompe nataon-dry be mainty t@zany????Ary mety ho tsy tia lhl tsony ny akabeazany zay tojo anzany!!!De ho sanatria ve ireny olona ireny no hanosom-potaka ny malagasy namana rehetra eto LIBAN.Raha nisy ianareo no nanao zay nataonareo tany,de andana aloha mikônfesy any @pastera sy ny tariny any(tsy hitarina ny resaka)fa aiza ve ka olona vahiny no sahy mamoaka io teny io!!!!Ary raha mbola ny 90%ny malagasy eto Liban dia hendry avokoa,ny ambinio ny zatovo manana sipasipa eto,ny akabetsahanireo manao sipasipa eto dia ireo vhv sahisahy sy tsy nahazaka ny ONJANILAY FAMPIRAFESANA NATAOM-BADINY T@ FODIANY TANY MADAGASCAR.=========>Aiza ve ka ny tena mangana aty @ asa,ny vola alefa alefa foana hoan-drangahy sy ny zanaka,ra-vadikely no miravaka volamena be,fa ny trano mainty maloto,ny ankizy najanona fianarana,ra-sipakely voatohatohana,ny karama mba azo dia ny alefa alefa foana noho ilay menakin ny aina sy ny vady tiana ;nefa kapoaka mangidy no asetry izany!!! ==============>ny lhl any,tsy mahataty dia mihodina,ny vhv aty mihidy an-trano miasa mandritra ny 3taona,miafy na marary aza miasa.==============>Mananatra ny Consul hoanareo vao hande aty.Ary ny tenako izao koa dia hanomboka hanao Bako mpitsongo dia,zay tratrako na namako na tsia ka hitako miaraka am lhl maro2 na atao we sipasipa aza dia omeko an Atoa Consul ny anarany.===========>Mipetraka ary ny fanontaniana we:Raha tena misy ny vhv mi-prostt eto,inona no antony???Mety we tsy fahampiana lhl ve?Raha izany,sipa 1 no ifikirany fa tsy ho maro.Olana ara-bola????Mety ho kely ny karamany ka tsy ampy azy,ny sasany moa miafy @kely hananany.Ka raha olana ara-bola ary dia KATSAHO NY MARIMARIKA HIRAISANA.=D=D=D=D
90. endrika01 ( 23/06/2008 18:19)
Hoy consul:Raha manana olana ianao ao am-piasana,famaliany mpampiasa ny karama,vono,aretina tsy ivakiany mpampiasa loha,fametavetaina,dia miantso ireo antso an-taroby voalaza ireo na miresaka mivantana @consul fa tsy mitsoaka.:D==============>Zao anefa a,sao koa dia atao kilalao ny fiantsoana ny Consul,mitaraina enao fa manana olana;avy eo nefa i Consul mangataka fihaonana @mpampiasa sy ianao,de tapakevitra ndray enao fa tsy hanohy ny fitarainana fa niova kely ra madama,afaka 1volana niverina ndray lay olana,de hiantso ndray fa we namerina ndray madama.=========>tadidio fa tsy ianao irery no asany,ka refa manao zavatra dia mijoroa hatramin\'ny farany.Manana olana aho consul,reto ny olanako,eny vonona aho ny hifanatrika ary ahay miresaka fa tsy manao detour...:D===========>Simba ny andry hantenainy vhv manana olana ato aoriana raha gasy iray no manimba ny lohan ny Consul
91. endrika01 ( 23/06/2008 18:20)
Hoy consul:Raha manana olana ianao ao am-piasana,famaliany mpampiasa ny karama,vono,aretina tsy ivakiany mpampiasa loha,fametavetaina,dia miantso ireo antso an-taroby voalaza ireo na miresaka mivantana @consul fa tsy mitsoaka.:D==============>Zao anefa a,sao koa dia atao kilalao ny fiantsoana ny Consul,mitaraina enao fa manana olana;avy eo nefa i Consul mangataka fihaonana @mpampiasa sy ianao,de tapakevitra ndray enao fa tsy hanohy ny fitarainana fa niova kely ra madama,afaka 1volana niverina ndray lay olana,de hiantso ndray fa we namerina ndray madama.=========>tadidio fa tsy ianao irery no asany,ka refa manao zavatra dia mijoroa hatramin'ny farany.Manana olana aho consul,reto ny olanako,eny vonona aho ny hifanatrika ary ahay miresaka fa tsy manao detour...:D===========>Simba ny andry hantenainy vhv manana olana ato aoriana raha gasy iray no manimba ny lohan ny Consul
92. endrika01 ( 23/06/2008 19:46)
Ny FIARAHA-MIVAVAKA NATAO NY ALAHADY LASA TEO DIA:Natokana indrindra ho fankalazana ny fetim-pirenena 26jiona.Ny lahan-teny nisongadina zay notarihany Présidente ny communauté malagasy dia nirona tany@FILOHANY FIRENENA MALAGASY SY IREO MPITONDRA ISAN-TSOKAJY ARY NY VAHOAKA MALAGASY TSY AN-KANAVAKA============>SAMBATRA NY FIRENENA MANANA AN JEHOVAH HO ANDRIAMANITRANY!Nampita ny hafatra taminay Malagasy tonga t@io fotoana io ihany koa izy hoe,tsy tsara ny mikritika be fahantany ny Filoham-pirenena,sy ny mimenomenona @fahasarotam-piainana;fa raha misy ny fotoana lany hanaovana kritika,dia soloy Vavaka izany,fa raha misy firenena tsy manakim-po @A/tra;dia ho hita ao avokoa izao karazana olana rehetra izao.Ka mangataka ny tsirairay avy hitondra am-bavaka an i Madagascar ,ny Filoha Marc Ravalomanana sy ireo mpitondra isa-tsokajy ary ny vahoaka tsy an-kanavaka.========>Natomboka t@hiram-pirenena ny fotoana(RY TANINDRAZANAY MALALA!)ary nofaranana t@ lay hira we(ZANAHARY Ô TAHIO NY TANINDRAZANAY)=========>Tao anatiny fotoam-pivavahana ihany koa dia nisy famangiana zazavavy Malagasy iray;zay namoy ny Rainy!Nivavaka hoazy izahay,ary nankahery azy ihany koa!Miombona alahelo tanteraka aminy,sy ireo fianakavian i Patricia(Patty)any Madagascar.Mahaiza mionona tompoko!:-*:-*:-*:-*
93. tsiambaratelo ( 24/06/2008 08:23)

Hoy Consul: Tsy ny fitsoahana tao @mpampiasa akory no ahitanao vahaolana,fa miatomboka eo ny olana rehetra!!!=D=D=D na izany aza tsy mila matoritory mintsy nareo Birao sy Agences na eto Liban na any Madagascar.


94. tsiambaratelo ( 24/06/2008 08:28)

Hoy consul:Raha hieritreritra ny hivaron-tena ny anton-dianao ho aty Liban tonga dia mijanona any Madagascar fa aza hoentina aty VOS CONNERIES(tena manala-baraka reh re olona ny mandre izany,we consul zao mintsy no mananatra sy mahateny we PROSTT===>VARON-TENA.


ny 90%ny malagasy eto Liban dia hendry avokoa,ny ambinio ny zatovo manana sipasipa eto,ny akabetsahanireo manao sipasipa eto dia ireo vhv sahisahy sy tsy nahazaka ny ONJANILAY FAMPIRAFESANA NATAOM-BADINY T@ FODIANY TANY MADAGASCAR.



=========>Aiza ve ka ny tena mangana aty @ asa,ny vola alefa alefa foana hoan-drangahy sy ny zanaka,ra-vadikely no miravaka volamena be,fa ny trano mainty maloto,ny ankizy najanona fianarana,ra-sipakely voatohatohana,ny karama mba azo dia ny alefa alefa foana noho ilay menakin ny aina sy ny vady tiana ;nefa kapoaka mangidy no asetry izany!!!


==============>ny lhl any,tsy mahataty dia mihodina,ny vhv aty mihidy an-trano miasa mandritra ny 3taona,miafy na marary aza miasa.





==============>Mananatra ny Consul hoanareo vao hande aty.Ary ny tenako izao koa dia hanomboka hanao Bako mpitsongo dia,zay tratrako na namako na tsia ka hitako miaraka am lhl maro2 na atao we sipasipa aza dia omeko an Atoa Consul ny anarany.



===========>Mipetraka ary ny fanontaniana we:Raha tena misy ny vhv mi-prostt eto,inona no antony???Mety we tsy fahampiana lhl ve?Raha izany,sipa 1 no ifikirany fa tsy ho maro.Olana ara-bola????Mety ho kely ny karamany ka tsy ampy azy,ny sasany moa miafy @kely hananany.Ka raha olana ara-bola ary dia KATSAHO NY MARIMARIKA HIRAISANA.=D=D=D=D



95. tsiambaratelo ( 24/06/2008 08:40)

Ny FIARAHA-MIVAVAKA NATAO NY ALAHADY LASA TEO




Natokana indrindra ho fankalazana ny fetim-pirenena 26jiona.Ny lahan-teny nisongadina zay notarihany Présidente ny communauté malagasy dia nirona tany@FILOHANY FIRENENA MALAGASY SY IREO MPITONDRA ISAN-TSOKAJY ARY NY VAHOAKA MALAGASY TSY AN-KANAVAKA


SAMBATRA NY FIRENENA MANANA AN JEHOVAH HO ANDRIAMANITRANY!




Nampita ny hafatra taminay Malagasy tonga t@io fotoana io ihany koa izy hoe,tsy tsara ny mikritika be fahantany ny Filoham-pirenena,sy ny mimenomenona @fahasarotam-piainana;fa raha misy ny fotoana lany hanaovana kritika,dia soloy Vavaka izany,fa raha misy firenena tsy manakim-po @A/tra;dia ho hita ao avokoa izao karazana olana rehetra izao.Ka mangataka ny tsirairay avy hitondra am-bavaka an i Madagascar ,ny Filoha Marc Ravalomanana sy ireo mpitondra isa-tsokajy ary ny vahoaka tsy an-kanavaka.





Natomboka t@hiram-pirenena ny fotoana(RY TANINDRAZANAY MALALA!)ary nofaranana t@ lay hira we(ZANAHARY Ô TAHIO NY TANINDRAZANAY)





Tao anatiny fotoam-pivavahana ihany koa dia nisy famangiana zazavavy Malagasy iray;zay namoy ny Rainy!Nivavaka hoazy izahay,ary nankahery azy ihany koa!Miombona alahelo tanteraka aminy,sy ireo fianakavian i Patricia(Patty)any Madagascar.Mahaiza mionona tompoko!:-*:-*:-*:-*



96. tsiambaratelo ( 24/06/2008 08:44)
Mirary fety sambatra hoan'ny Malagasy rehetra eran-tany i endrika01
sy i tsiambaratelo(26 JIONA 2008)
Alefa mialoha ny firariana satria mety handao kely andro vitsivitsy
ny tenanay,zany hoe mety vita ny fety vao tafaverina ato amin'ny
namana serasera.Bizou mamy be hoan'ny namana rehetra (l) (l) (l)
97. tsiambaratelo ( 24/06/2008 08:46)

Mirary fety sambatra hoan'ny Malagasy rehetra eran-tany i endrika01
sy i tsiambaratelo(26 JIONA 2008 )
Alefa mialoha ny firariana satria mety handao kely andro vitsivitsy
ny tenanay,zany hoe mety vita ny fety vao tafaverina ato amin'ny
namana serasera.Bizou mamy be hoan'ny namana rehetra (l) (l) (l)



98. endrika01 ( 29/06/2008 08:22)
Aza hadino lay fiarahan'ny Malagasy rehetra androany e,
Any amin'ny plage any Jounieh,ny fotoana dia eo alohan'ny Western Union
DORA;amin'ny 11ora zay tara sy efa mahita ny toerana dia afaka tonga
manokana fa zay hiaraka @ daholo be dia io zany ny toerana.


(tapany faharoa @ fankalazana ny fetim-pirenena 26jiona)
(l) (l) (l)


99. endrika01 ( 29/06/2008 15:35)
Manao ahoana daholo ndray ary e

ITY ZANY A,VAOVAO VAO TAMIN'NY HERINANDRO TEO

ny karama farany ambany hoan'i MADAGASCAR dia 150dollars =D> =D> =D>


zany hoe tsy 125dollars toy ny teo aloha intsony
100. endrika01 ( 29/06/2008 15:57)
endrika01:

Manao ahoana daholo ndray ary e

ITY ZANY A,VAOVAO VAO TAMIN'NY HERINANDRO TEO

ny karama farany ambany hoan'i MADAGASCAR dia 150dollars =D> =D> =D>


zany hoe tsy 125dollars toy ny teo aloha intsony



LE SALAIRE DES EMPLOYEE DE MAISON FIXEE PAR LA LOI
ET PAR LES AMBASSADES


Le syndicat des agences de recrutement des employées des maison a tenu
hier une réunion pour discuter des problèmes relatifs àl'embauche des employées de maison migrantes.
Vu l'interdiction de certains gouvernements,notamment du gouvernement éthiopien,de permettre à leurs ressortissantes de venir travailler au Liban,le syndicat de agences de recrutement a appelé les employeurs et les bureaux de placement à respecter le contrat de travail rédigé selon le normes des ambassades des ressortissantes étrangères.

"il n'est absolument pas permis au agences de recrutement d'effectuer le moindre chagement dans les deux clauses relatives au salaire et è la durée du contrat de travail"

Le syndicat a spécifié que le salaires MINIMA des employées de maison ont été fixés par la loi comme tels:

---------------Pour les Srilankais======>180dollars/mois

-----------------Madagascar============> 150 dollars/mois

-----------------Bangladaises=============>135dollars/mois

Le syndicat a indiqué qu'il est prêt à recevoir les plaintes des citoyens contre les bureaux de recrutement,mais à condition que ces bureaux soient affiliés au syndicat.

(GAZETY L'ORIENT LE JOUR LE JEUDI 24 JUIN 2008)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2298