ANTSO MAIKA BE!

61. endrika01 ( 15/06/2008 15:26)
Mino aho fa tsy maintsy ho voalazan'ny consul @ io ao ny tsahotsaho
ataon'ireo gasy tsy mahay teny vahiny fa mpampitombo resaka,
mpanodina resaka no ten marina.

--------->Misy sahy manely tsaho mintsy mako fa we:
ny consul hono miteny we mitsoaka daholo ianareo
zay manana olana,nefa izy dia niteny t@ fihaonana
voalohany taminy we,raha misy olana afaka ny manampy anareo aho
iazny we,hitady vahaolana.

-------->fa ny consul dia tsy manana asa omena anareo velively.

--------->na we hitarainanareo @resa-bola.


=====>fa ny consul dia afaka manampy anao raha tojo ireto olana ireto:
1)tsy omeny mpampiasa ny karamanao,afaka manao intervention izy.

2)Sendra vono ataon'ny mpampiasa ary hita porofo sy voamarina
araka ilay ttasy hanaovanao fitarainana,vita sonianao mazava tsara
.

=====>3)fametavetaina ataon'ny mpampiasa,na endrikendrika hanamelohana
anao,ka miafara @ fanagadrana ataon'ny mpampiasa.

=====>4)na aretina tena grave nefa tsy raharahin'ny mpampiasa ianao.,
marihina fa io aretina io dia azo teto fa tsy we avy any Dago
:-P :-P .


zay aloha no fantako ny birao mety mahalala hafa!
62. rastafarai ( 16/06/2008 01:46)
8O 8O Mbola misy mankany Liban fona v hatrami'zao le!!??
:cry: Tsy mety fay marina ny olona... mazotoa d courazy daolyd aza mamono tena fotsiny fa refa tsy vita dago koa mbola malalaka azo ambolena... :-P
63. endrika01 ( 16/06/2008 06:36)
rastafarai>lafo ny vidim-piainana ao i Dago de mitady lalana ny olona e,======>ohatra zao we ny vidin\'ny vary 1kg efa an-taonany maro mbola mipetraka @iny ihany,ny eto Liban.Ny any Dago anefa misondrotra andro aman\'alina! T@2003 zao 300ari mahery kely ny 1kg ny vary tany Dago @zao fotoana izao ny kapoaka 1 no azon\'io!Nefa ny eto Liban dia mitana tsara ny balance 1250LL ny 1kg t@2003 dia mbola 1250LL no nividianako omaly!Raha ny saran-dalana angah dia niakatra kely.:D
64. rastafarai ( 16/06/2008 12:02)
endrika: za manko nanana havana akaiky avy niasa tany any dago izy zao d nitantara ny nanjo azy izy d za lasa mangoritsana refa maheno we Liban,nareo moa no mahita ze fandehany any d mamporisika hitazona ny firaisan-kina any fa zay no maha gasy antsika, ny momba ny fitondran-tena indray d mino aho fa ampy taona daoly ny ankizy lasa any ka d miankina aminy ndray io fa efa samy lehibe kou moa ka misy ny mafy loha.
65. endrika01 ( 16/06/2008 12:24)
Zah mbola hanome toro-hevitra hoan\'olo raika zay,tovolahy avy ao Dago ao,4ny zanaky ry zareo le sipa eo @28 taona eo.Miasa aty.Efa nanoratra lava be zah teo fa nanjavona:-D:-D:-D
66. endrika01 ( 16/06/2008 14:20)
rastafarai>Marina zany,efa samy olon-dehibe daholo ry zareo,ny sasany mafy loha,ny sasany voafitaka hono hatrany Dago de tsy hay ny tohiny,ny sasany voafitaka eto,de aiza ho aiza ary lay marimarika hiraisana;mba hampilamina ny sain\'ny rehetra!:-w:-w:-w
67. endrika01 ( 16/06/2008 15:35)
Tantarana sipakely anakiroa tonga eto Liban.=======>sipakely n*1 manaon
68. ambibao ( 16/06/2008 21:16)
endrika01> fa enao kosa anie raha ny fahitako azy dia miadana b fa afaka manao internet foana e ! tsy misy pb @ patron nao ve zany ?
69. endrika01 ( 17/06/2008 12:23)
ambibao:
endrika01> fa enao kosa anie raha ny fahitako azy dia miadana b fa afaka manao internet foana e ! tsy misy pb @ patron nao ve zany ?
Hoy ianao miteny!Tena bleme be mintsy ary tena marina.Vitany hatr@manao ny kajikajy rehetra,hoatrinona ny carte credit ny phone par mois??? 50$ raha kely indrindra!Hoatrinona no lany @connection par mois ??? 40$ raha kely indrindra,hoatrinona ny deplacement-nao par semaine +ny cadeau sy ny coup de fil alefanao hoan fianakam\'s??? 40$ par mois raha kely indrindra!!!Zay tiko io,refa mandefa vola hoan fianakam\'s sy mampitombo ny projet ko any @tanana aho,manana ny tahiriko mipetraka dia zay no zava-dehibe!!!Ary zah tsy azon\'izan\'iza ferana @zay tiko ampiasaiko ny volako!!!!Momba ny asa;experience-ko manokana ny @zay,tsy zaraiko.Zah aza tena bedy be mahazo geulle ny@fanampiako namana Gasy eto manana blem;hoatrinona hono ny vola azoko avy @Birao eto,any Dago,avy @Gasy refa voavahy ny olana!Avelao we ny Birao handre hangirifiry @fahamaikany handray comission.Angah we misy fikambanana na Mère Thérèsa ;tsy ilaina manome soso-kevitra zany we,zah angah we mba misy mijery refa manana olana!!!!Eiii,mpiray tanindrazana amiko ireo,m\'en fou ze birao sy ny sisa any aho,ny soa atao ilevenam-bola.She akoryyy ozizy anareo???Angah raha misy tambiny ihany vao hanao soa ny namana???????
70. xxx ( 19/06/2008 06:32)
yonikafopl:
Ary hitady vola no nalehany aty, ny fahitany iny vola raisiny isambolana iny no manome hery azy hiasa amin'ny volana manaraka,ka aza tazomina any ny karamany fa omeo azy mba tsy hisian'ny olana.


fantatrao zany ka manino no encaissenao ny karama 3mois-ny mdr :lol:
71. endrika01 ( 19/06/2008 09:48)
endrika01:

Zah mbola hanome toro-hevitra hoan\'olona raika zay,tovolahy avy ao Dago ao,4ny zanaky ry zareo le sipa eo @28 taona eo.Miasa aty.Efa nanoratra lava be zah teo fa nanjavona:-D:-D:-D





Manao ahoana ianao ry tovolahy!

zay vao hamaly ny teninao,

------------------tsy miaro ny vhv Malagasy aty aho,fa ny marina eto sy hi
tan\'ny masoko no ambarako anao.

1/raha ao anaty ny contrat 3 taona ny vadinao dia:


tsy afaka mivoaka izy,donc,tsy azonao atao mihintsy ny
manendrikendrika be fahatany nefa zavatra tsy hitan\'ny masonao
fa renao any Dago .Ataoko angamba fa tsy mbola nisy vavako na
tanako nanoratra mintsy teto ka nilaza we,MANAO MAKORELY
ny gasy aty!


2/Raha we namana namaly ny dinika nataon\'itsiambaratelo teto
dia nisy namana,niteny:NY GASY MANAO SIPA HITADIAVAM-BOLA
SY MISOLOSOLO PARTENAIRE HOY IZY dia azo lazaina we manao
makorely!dia namafisiko ery ambony ery we:\"maro ireo gasy nandalo
an\'ireny kalivera ireny:

------noroahin\'ny mpampiasa,natsipiny eny an-
dalana,na nitsoakanohon\'ny mafy tsy zakany zakaina,ny kibo tsy mba lamosina,aiza no ahita sakafo????
iza no hisarangotana????aiza no ahita vola???????t@zany andro zany ytsisy
azon\'izy ireny hiatsona vonjy!!!!!ny samy Libanais mifanampy,hijabajaba
hitady asa antselika????????tsisy yhandray satria sans papiers!!!!!afa-tsy hoe tojo olonan\'Andriamanitra,na Caritas,dia mazava hoazy fa maro tamin\'izy
ireny no nataon\'ny lehilahy ho fitaova-pitadiavam-bola,na nitady lehilahy.




Amiko io olana io ambony io dia TSY AZO ILAZANA MIHINTSY HOE MANAO
MAKORELY lay namana tojo olana fa nitady fiavotana!!!!ka raha mbola misy sahy miteny io teny io @reny gasy tojo olana ireny,dia tsy azo lazaina hoe MALAGASY izy fa ARABO HIRINGIRINY!!!!!!!!



betsaka ny gasy fantatro sy hitako teto!tsisy sahy mijoro vavolombelona
fa vao maika aza mandetika ny fantsika!!!!!!



Asa angamba raha sahy nijoro ho vavolombelona izy ireny!!!!!!dia mety tsy ho hisy
tantara be mihintsy eto Liban,fa hikombona daholo ny VAVAN\'NY MPOKONA
WE:HAY VE KA EFA TOJO NY MAFY HOATR\'IZANY I RANONA E,TENA MAMPALAHELO BE!!!!!!FA ISIKA ATY AORIANA ZANY TOKONY MBA HITANDRINA DAHOLO!!!!!dia inona izany no vahaolana?????????



fa ny GASY eto dia samy maka hoazy,zany we:raha mana olana ranona,eiiiiii,
zah ngah no manana olana??????any @ Biraony izy no tokony hitaraina!!!!!
ao @ communauté irery ihany no mba ahitana we,mifampizara olana,mifankahery.......





dia mb0la hoan\'io tovolahy io,raha nitsoaka ny vadinao;tsisy papiers,tsy mahita ny communauté,tsy raisin\'ny birao,tsy mahita ny caritas,vahiny eto,any @toerana tsy ahitana gasy,dia mino aho fa ho tratr\'ilay voalazako ery ambony!!!!ataon\'ny jiolahim-boto mpitady vola,omeny trano fa asiany mivarotra ny entany,na koa manao sipa betsaka ahazoana mandoa hofan-trano,sakafo sns,......ka raha contrat izy,dia omeo teny feno fankaherezana mba hananany hery hoentiny miatrika ny galera be ny asa tsisy fitsaharana.!!!!alaviro ny faha-maivanan-doha we vao maheno resaka,de we mivaro-tena we nareo vhv any!!!!Saonjo iray lohasaha ka tsy ilaozan\'ny iray hamarara!!!!!Am-bava homana am-po;.....!!!!!!

Hafatra farany:TENY MAMY ALEFA DIA HIADANA NY TOKAN-TRANONAREO,RAMATOA AHAZO HERY HIASANA MBA AHAZOANA AM-PIADANANA NY KARAMA AMIN\'NY FARAN\'NY VOLANA,IANAO HAHAZO HERY MIKARAKARA NY ANKIZY!!!!!!!

:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
72. endrika01 ( 19/06/2008 10:00)
mialatsiny @teny vaventy be ery ambony ,fa sady miaro alahelo,
no miampy torohevitra!!!!!



natokako manokana hoanareo mpandefa vhv any dago makaty Liban ity:
FADIO DIA FADIO NY MITENY HOE:MIADANA BE IANAREO ANY!!!!!! =D> =D> =

fa tena lasa tantara be io eto!!!!!!dia tonga daholo zao karazan'olana sy
vava sy ozona sy ny maro tsy voatanisa rehetra izao!!!!!tena mifona mandady



tsotra ny teny omeo azy ireny:"tsy misy tany azo hanorenam-pangady,
fa rehefa asa dia mafy avokoa!!!tsisy vola sy asa ny firenen-tsika ka anjaranao
ny misafidy na handeha ianao na tsia!!!!ireto misy toro-lalana sy toro-hevitra
ka dia samia ary mivononana.
^:^ ^:^ ^:^ ^:^

73. endrika01 ( 19/06/2008 10:03)
teny tsotra feno fitiavana!!!!fampieritreretana!!!!!!mankahery!!!!! (l) (l) (l)
74. endrika01 ( 19/06/2008 10:06)
ary sahiko ny miteny fa izy ireo indray no hiantso anareo ary hiteny hoe: =D> =D> =D>
tena tsy nandainga ianao,ianareo ,tena mafy tokoa ny asa!fa dia mankahery anay tanteraka lay safidy nomenareo anay,dia tena fisaorana mitafotafo!!!!!
75. endrika01 ( 19/06/2008 10:20)
fa tsy hoe:


----------dondrona,aiza ty no hahita occasion be hoatr'izao,olona mpatsaka rano,mpanasa lamban'olona hoatranao io no handeha handray AVION!!!!!!


aza miveravera,fa tonga dia tairo!!!!!



Marina fa occasion vitsy mpanana lay fandraisana AVION,

fa diniho sy fakafakao tsara we aiza ho aiza ny toerana tena misy anao,


----------mahay teny vahiny tsara ve??????

---------presentable tsara ve???????

-------mahafoy havana ray aman-dreny ve???????

-------sa mbola zaza tsy misara-nono???????


fadio dia fadio koa ny mihaino izao teny izao:


"Hoy ilay mpandefa:ATAO INONA ZAY TSY FAHAIZANA MIRESAKA ANY,NY
ASA ATAO DIA SAMY VITA!!!!!HIASA NO HALEHANAO ANY F'ANGAHA HIRESAKA BE.


------------Odoyé,tsy hiresaka ahoana???????hanao sary vongana zanyyyyyy????????

de hiaritra ny mafaitra a!!!!

Mila olona mba presentable ry zareo,mipitipitika,sahisahy,hentitra,mailomailo,amin'ny zavatra faran'izay madinika,mailo ny maso,hatokisana fa tsy hoe handrairay ny tanana,vao mahita vola mody apetrapetrakan'ny mpampisa any @ coin,coin,retra any!!!

hijereny ireny raha miasa tsara ianao na tsia,dia anjaranao ndray ny manolotra lay vola we:hitako tao ambany fandrina,na canapé,na taiza na taiza na tany am-paosiny!!!!!fantany fa kely ny vol raisinao raha oharina @vidiny kirarony anakiray,dia fandrihiny ianao!!!!!!
76. endrika01 ( 19/06/2008 10:23)



Ka zay ry reto a,mino aho fa betsaka be no azo raisina t@ toro-hevitro.

ary tsy hoe hovakivakiana fotsiny izy ireo fa hampiaro amin'ny toerana
sahaza azy avokoa!!!!!!


toro-hevitra hoy aho fa tsy fitanisaina anaran'olona.

:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :D
77. endrika01 ( 19/06/2008 10:29)
Oh,la,la,la,la,la,la

'ty koa saika hadino:

-----------Aza fetsifetsy ianareo mpandefa sasany any Dago any,
fa maninona no hakanareo 3million 500,ny olona alefanareo??????

dia avy eo koa izy tsy mbola mandray 3mois??????eeeeeé ,o ry reto a,
hody afaka 3taona 2taona anie izy ireny e,de hisy savorovoro be zany koa,
dia samia mifampanotany any daholo nareo we:iza no nanao an'izay!!!


fa ireo vhv ireo dia tena mifokofokona-hatezerana mintsy aty!!!!!


Misy raha la terre hoy ny namana izay!
78. xxx ( 20/06/2008 16:03)
69. Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2008 08:32:52
Lohateny : Re : ANTSO MAIKA BE!
Hoy i yonikafopl:
Ary hitady vola no nalehany aty, ny fahitany iny vola raisiny isambolana iny no manome hery azy hiasa amin'ny volana manaraka,ka aza tazomina any ny karamany fa omeo azy mba tsy hisian'ny olana.


fantatrao zany ka manino no encaissenao ny karama 3mois-ny mdr


de inona noi mankarary ny ain'i xxx amin'izany ?? ry zareo aza manaiky hangalana ilay 3 mois mdrrrrrr
79. endrika01 ( 20/06/2008 17:49)
Raha naharaka tsara nareo hatrery ambony dia:------Misy hetahetana-Consul avy @firenena Africane eo.Maniry ny hihaonan ireo Consul,Ambassade,Communautés,ny pays Africain mandefa vhv hiasa aty!Hitako fa tsara dia tsara ny vinavinany;@zay mitovy tsy misy mipika ny contrat de travail ny Africaine rehetra eto Liban,ny sasany zao nasiany mintsy we:====>manomé 10$/mois ny mpiasa ao aminy ilay mpampiasa,tsy asorina @karama an le olona akory fa saran-dalana sy sakafo,hi hi hi mety mintsy ny azy,raha izaho mitafa eto zao,TSA MBA MANOMÉ AHY ZANY NY MPAMPIASAKO na dia 1000LL aza,ny Taxi zao efa 2000LL( 1$ mahery kely)ny BUS no 1$(1500ari======>mahatonganao A/be-Betafo na mihoatra aza satria zah nande Beyrouth-SAÏDA 1H30\' 1$)======>TSara mihitsy raha miara-mivory ireo de MIARA-MANABORIBORY WE 200$ny salaire minimum.Fohanana lay 3mois tsy handraisan-karama, ny mpampiasa no hakany Birao na Agences ny tokony ho anjara-vola karamany=))=))=)):-w:-w:-w
80. xxx ( 21/06/2008 05:31)
xxx77:
de inona noi mankarary ny ain'i xxx amin'izany ?? ry zareo aza manaiky hangalana ilay 3 mois mdrrrrrr


lol tsy marary mahitsiny ny aiko ry tony a , fa zareo nga moa mahalala hono oe an'io ramatoa io lay 3mois mdr , bejesita ery @ sary sns hay hatsembohan'ny hafa azo avy @ hafetsena ireny :°) mdr

TEFAKA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2184