ANTSO MAIKA BE!

41. fahamarinana ( 05/06/2008 10:42)
:arrow: dia misaotra any endrika01 zany fa dia efa voapitany ny hafatra rehetra...au moins mba nanaitra sy nampatonga saina ny vitsivitsy ,ka tsy izay ve dia efa tsara ? eny na tsy ampy aza.Mirary soa ho anareo vehivavy rehetra any alavitra any e,tsy hita moa ry reto fa fitadiavana daholo izao. (l)
42. endrika01 ( 05/06/2008 14:06)
Angamba iangaviako an'i yonika ny mba hamerina lay Adresse sy phone d mail ny consul,lay nomenao teto t@ 13/01/2008[19:25:55]efa niezaka zah teo ny napiditra azy fa toa bloqué be zany !Asa?Tsy haiko!Merci!
43. yonikafopl ( 05/06/2008 18:02)
Ialana tsiny kely ilay fanomezana ny findain\'ny CARITAS satria nahazo hafatra avy any Dago ny tenako. ====nambaran\'io namana io fa tsy tokony homeko eto io laharana io,satria hoy izy hahazo vahana be ry zareo mandefa atsokosoko dia avy eo tonga dia hiantso Caritas,hiezaka izahay hoy izy ny hifanerasera akaiky amin\'ireo Malagasy alefanay any


Endrika01,Fa inona no atahoran\'io namanao io ny handefasana ny numero caritas eto??
Na manana birao aradalana aza any Dago dia azo lazaina fa mandefa antsokosoko raha toa ka mandefa malagasy hiasa aty tsy manana contrat aradalana avy amin\'ny consulat de madagascar aty Liban. Satria ny birao libanais aty mihintsy no manda ny hi enregistrer- na ny gasy hafarany any amin\'ny consulat mba hanaovany izay tiany hatao amin\'ireo gasy hafarany ireo. Ny any Dago na hifanerasera akaiky amin\'ireo malagasy aza tsy afaka ny hanao nininn izy satria izy any Dago ny olona alefany hiasa aty Liban. Ka ny aro ho an\'ireo ankizy ireo dia ny Consulat na ny caritas ihany raha toa ka tsy mihaino azy ireo birao nikarakara.Betsaka ny gasy avezivezin\'ny olona otran\'ny firaka atakalo eto, hafa ny adiresy misoratra amin\'ny visa , nefa olona hafa no hametrahana azy rehefa tonga aty,tsy nisy olana akory nefa nitranga,ra zay de hafa ndray fa tonga de ze tian\'ny birao hatao aminy.

Ka indro haveriko indray ny numero sy adiresin\'ny consule sy ny an\'ny caritas , dia ampitapitao any mba hahasoa ny namana. Rehefa misy ny olana ka tsy mihaino sy tsy miraharaha anareo ny birao dia antsoy ireo.


Mr Marcel Abi CHEDID
ETE / Hiver : Okaibe rue de la mer – New Santa Thérésa Beach.
Tél : 09 – 444 333.ext 106 Fax : 09 – 444 333 ext. (109)
Email : consulatmadagascarliban@hotmail.com
Okaibe / LIBAN

CARITAS du LIBAN
01502550 na 01502551 na 01499767 na 01425610 ext.332 na 03506238
44. endrika01 ( 06/06/2008 16:17)
Mr Marcel Abi CHEDID
ETE / Hiver : Okaibe rue de la mer – New Santa Thérésa Beach.
Tél : 09 – 444 333.ext 106 Fax : 09 – 444 333 ext. (109)
Email : consulatmadagascarliban@hotmail.com
Okaibe / LIBAN
CARITAS du LIBAN
01502550 na 01502551 na 01499767 na 01425610 ext.332 na 03506238




Misaotra an'i yonika nanome ny phone ny consul sy ny caritas.
de refa hiantso nareo any Dago dia ampio ny code ny pays fotsiny,
zany hoe asio 00961 eo aloha ny numero de esory ny (o)
ohatra hiantso caritas de 9611502550 na ny consul de 009619444333
de mahereza daholo. :D
45. endrika01 ( 06/06/2008 16:29)
.Je conseil certes les jeunes femmes de ne pas prendre la fuite,parcequ'alors leur patron est délié de sa responsabilités
Bold text


Marina dia marina io voalazan'ny consul ny Beninois io!
zao zao vao nisy gasy ndray nahiditran'ny mpampiasany PRISON
satria nitsoaka vao 4 andro zao
(Nareo zay any France any ka manana anabavy na rahavavy miasa eto Liban
dia somary manotania renseignement kely :wink: )


any @hafatra manokana ,na atsoy ny mpampiasany,de mahereza!!!!!


Efa misy vahaolana bobaka be ireo e,ny consul,ny Caritas,
ny communauté, fa ny tonga de poinsy de ny consul sy ny caritas,ny communauté mbola mpanelanelana.


Ao @ Caritas voaharo ianao,sady efa misy Avocat special ao,afaka mangataka
Avocat ianao na any ampigadrana aza!tazony manaraka anareo toy ny sipakely na vadikely ireo phone ireo,de ny an'ny Biraonareo koa!!!!!!!
46. endrika01 ( 07/06/2008 08:54)
Hoan\'ilay niantso ahy teo ty fanazavana ty:Nareo Ray aman-dreny sy fianakaviana sy namana ,zanaka any Madagasikara no manao lay Code ny aty Liban refa hiantso ireo laharana ireo.Lay nomen\'i endrika io ambony io.=======>fa ianareo andeha hiasa aty Liban no mandray lay nosoratan\'iyonikafopl eo ambony!(ataoko fa nazava be izy izay an)=======>lay resaka namana nahiditra any @Prison,sy we ny iraitampo aminy any Frantsa,sipakely izy io fa tsy lay efa be taona ireny!Manan-janaka tokony atao operation,noho ny adin-tsaina angamba no nahatonga ny fitsoahana!Ny mpampiasa aloha d misy tsy mivaky loha @nao zany na inona olana misy @zanakao na vadinao na ray aman-dreninao any Dago!MIASA NY NANAFARAKO ANAO DE ZAY,VITAO TSARA NY ASA ZAH MANOME NY KARAMA VITA NY CONTRAT SAMY MIALA!=====>ka raha tsy voadaroka ianao,tsy ni-violé -na,mandray ny karamanao isaky ny fin d mois,azo lazaina we 70%miadana ianao!Ny 30%mantsy lay tsy famelan\'ny mpampiasa mivoaka,tsy fahazoana phone,ny asa mafy,taim-bava,tsy fahampian\'ny communication eo @fianakam\'s sy ianao.De farany ho tonga hatrany @fitsoahana!De ny eto dia tsy maintsy hoe : ianao foana no diso!
47. fahamarinana ( 07/06/2008 09:09)
:arrow: mazana be zany ry zalahy fa dia asivo fandinihana lalina dia rehefa tapa-kevitra dia efa parée amin'ny evenements rehetra possible hitranga.Mahereza daholo,soa misy ohatr'izao ahafahana mahalala sy mahazo adresse sy phone:marci yonika sy endrika01. :-* (l)
48. endrika01 ( 08/06/2008 11:04)
Miverina eo ihany refa misy vaovao e,fa hande hanao mission
kely aloha a,hoan'ilay namana voalaza ery ambony,le resaka mpampiasa lhl. :oops:
49. endrika01 ( 09/06/2008 10:47)
Manahona daôly ndray ary e!Toro-hevitra hatrany hatrany!Raha tovovavy mbola tsy manam-bady ianao,aty Dago na koa efa manana ka nanao test de grosssse,ka nolazain\'ny mpitsabo fa négatif ny valin\'ny test;nefa ianao sur ny tenanao fa niaraka t@olon-tianao t@fotoana tsy tokony hiarahanareo!Tsy misy we hasard io,fa rehefa nitombé t@jours tsy tokony hiarahana de efa mipetraka izay!=====>tsy izany mantsy fa tafaresaka t@na mpitsabo iray aho,ary nanontany we fa tsy harifomba ve ireny fitaovana fanaovana test de grossesse ireny?======>satria hoy aho misy cas na Malagasy iray izay any @prison eto,nanao test izy tany Madagascar negatif,tonga teto Liban negatif lay zaza afaka anefa manatombo ny fotoana nahatongavany teto ny halehibeny,ohatra we 4volana izy no teto lay zaza afaka 5volana de ho possible ve wa izany fa mpandainga ny appareil nareo?Sa inona no nahatonga an le test ho negatif?=====>io koa hoy izy arakaraka ny toe-batan\'ilay olona,ndraindray ambany dia ambany ny taux d\'ovulation dia tsy hitany test.lay sipakely tratran\'io fandrika io dia eo @17ans 18ans eo.Mbola zazakely ,migadra satria nanao zavatra tsy voatandrina!Tsy haiko aloha raha niaina lay zaza na mort née,fa lay izy natahotra ny mpampiasa dia natsipy tany andavarangana,dia hitany mpitandro ny filaminana dia noraisi-potsiny raha iny handeha hivoaka ny varavarana hoany @hopitaly iny izy,sy ilay ramatoa mpampiasa!Ny mpampiasa tsy te ho voaroiroy d nihataka mihitsy.======>mba alaivo sary an-tsaina ngé e @ fo sy ny saina tsy miangatra,ny tena vao avy naratra very rà be mbola kely aina no nafatotra any am-pigadrana,fitadiavana no naleha taty mba hanampiana lay fianakaviana any Dago,nefa losifera be no mianjady @tena!(noho ny fihetsika kely tsy voahevitra!)mbola sipakely anié wa izany é,tena mampangoraka,ny vhv vao teraka mba mifana ,voakarakara tsara,makamaka aina,sns sns fa izy,tsy mba nisy mpamangy tao anaty ny hirifiry(ekena fa ratsy ny famonoana olona,mampigadra,fa @maha vhv ahy dia tsy manenjika azy velively aho,satria tsy nahita maso nivantana we novonoin\'ilay sipakely lay zaza,na afaka hoazy lay zaza,izy koa rahateo mbola zaza tsy ampy taona).======>fa torohevitra no omeko we,mahaiza mihaino ny tenanao;nanao relation enao t@fotoana tsy tokony hiarahana, dia positive zany mazava hoazy!Ka na hanondro negative aza ny test,dia aza faly fotsiny we\"ndray,lasa ihany ty marina,handray fiaramanidina ihany!Efa noheveriko mintsy we positive lay izy kay tsy ni tombé!\"mamandrika ny tenanao ianao!Ary ho lasa korotana be eto Liban io zvt io!=====>lay Avocat tafaresaka tamiko dia nilaza fa tokony tsy ho gravy mintsy ny cas an\'io sipakely migadra io,raha toa izy ka mba nahalala niantso caritas nitatara ny cas ny we bevohoka ,zao volana ny kibo,zao volana no nahatongavako teto ,nifampiresaka t@mpampiasa,tsy nanimpy lay zvt tany @route public tany!Afaka nohetin-dramatoa tany @medecin d famille ny mba nilamina ny resaka,mba maivana ny saziny!Fa tonga dia famonoan\'olona izay hoy lay Avocat.====>mila ny valin\'ny aotôpisian\'ny dokotera hoy izy ampanarahana ny dossier ny,manamarina fa tsy teto Liban izy no bevohoka fa efa hatrany Madagascar,manamaivana ny sazy!====>fa raha teto kosa d haharitra ela ny fitsarana,iza no nahabevoka,sipa2 sa viole a,taiza no nifakalalana,sns sns tsy voatanisa! =======>ka aza manao tsolotra mintsy @fanaovana test reh tompoko ô tsy misy tombotsoa mihintsy,fa very faty aty,na afaran\'ny namanao aty ianao na reninao,na rahavavinao dia alaviro hoatran\'ny afo,raha toa ka fantatrao fa mitoe-jaza ianao!=====>fa tsy ho falin\'ny handeha handeha;na koa ny mpandefa ny Agences ho faly mandray comission isan\'olona dia ny alefa alefa ihany no fantatra ka izay alehany any alehany!Fa mijabaka @rano tsy fantatra anié e mbô hé!
50. fahamarinana ( 09/06/2008 11:23)
:arrow: misaotra any endrika01 mampita vaovao,mampalahelo be lay tranga :angamba tsy hipetraka tsony hoe tsy nety na nety fa dia ny tokony hatao zany no atoro hoe manantona ny caritas ry zareo dia manamafy ilay teninao tery ambony ry endrika hoe ireo ny adresse.Tsy mahavaha olana fa mety mba manampy kosa... (l)
51. endrika01 ( 10/06/2008 09:06)
zandikely:
Hoy ny volaza etsy ambony hoe: Mais au bout du cinq mois de travail dans une famille ou elle est battu est ou elle n\'a reÇu que deux mois de salaire,soit 250dollars. Tena mampalahelo ilay tovovavy kely Etiopianina sady efa voakapoka, ny karama koa kely. Karama 2 volana ( 250 $ fotsiny ), mitovy amin\'ny Karaman\'olona indray andro!
zandikely>nohalaliniko ny voalazanao,dia nahitako ity fahitan\'ny maso feno kajikajy ity!==========>raha nanao kajy tsotsotra aho dia toy izao:Raha 125$ ny karaman\'ireo vhv nalefa taty entre 2000-2005==>dia teo @ 1.250.000fmg teo,t@reo fotoana ireo ny simenitra 1kitapo dia 25.000fmg ny Cpa, 35.000fmg ny Cpj35.Raha nataoko ny kajikajiko dia nahazo simenitra 50 isa t@25.000fmg io karama 125$ io.=D=D=D =======>ka amizao fotoana izao,raha nataoko ny kajy dia tsy mahazo afa-tsy simenitra 6 isa io 125$ io! :snif::snif::snif:========>ka apetrako ny fampisainana sy toro-hevitra hoanareo rehetra any Dago!Na Agences io na vondron\'olona mpandefa vhv hiasa aty!Na ianareo vhv maika be ny andeha an-dafy,na ny minisitera ny asa;tokony ho dinihinareo akaiky dia akaiky io resaka karama io.=========>ekeko ary tsy laviko fa efa misy Agences manomé 200$ ny vhv vao manomboka,hoatran\'ny biraon-dry i yonikafopl any i Dago,tsy hoe miaro azy na maka azy aho @maha-namana serasera azy,fa efa azo lazaina we eo ho eo @ antonony io!=========>zany we efa mba mahazo simenitra 10 isa! Manatombo 4 @lay 6 kely tery ambony!=========>fa raha haverina ny kajy hatrery am-piandohana!Zany we ny vhv rehetra teo aloha zay nandray ny salaire de base ny eto Liban 125$ dia nahazo simenitra 50 kitapo na sac(2000-2005)=======>fa @zao 2008 diavintsika zao kosa dia ny vehivavy mikarama 1000$ eto Liban @zao fotoana zao,no mitovy @ vhv nikarama 125$ teo aloha!===============>ka manainga anareo Agences rehetra sy vondron\'olona rehetra aty Dago ny tenako,mba tsy hiraviravy tanana,na ho voafitaka ny tarehimarika we 150$/200$ efa betsaka nohon\'ny teo aloha 125$/diso zany raha ampitaina @vidim-piainana midangana be akehitriny!=======>mikarama 25$ /mois ny vhv @zao raha ampitahana ny 125$ teo aloha(@vidim-piainana midangana,sy ny sandam-bola midina be)na dia 200$vola be eo imason\'ny Libanais tsy mahalala ny vain\'afo be misy any Dago(vidin-javatra)============>ary tsy miteny irery araka ny filazan\'ny hafa any @dinika sasany any!===========>ambonio daholo ny fisainana,miaraha mihetsika hanaboriborina we : @zao fotoana zao dia tsy mandefa malagasy intsony izahay raha tsy 400$ miala eto Madagascar,io aza mbola 50$fotsiny raha oharina t@reo nandray 125$(2000-2005)==========>zany rehetra zany koa mahatonga savorovoro be aty,satria misy dia misy ireo mpandefa vhv aty,we 150$ e,nefa tonga ny fin de mois sady efa tsy nandray ny 3mois voalohany no mbola nahidina ny mpampiasa 125$ de tonga ny fahadisoam-panantenana TANTERAKA!(mbola hitohy)
52. tsiambaratelo ( 10/06/2008 14:17)
Mbola ezaka be zany kou!Aty zao ny Libanais mifandrombaka mitady Gasy daholo;na bodo na adala!Tena kôzy e,mandeh any @Poste zah de misy mikitika ny soraka de quel pays tu-es?Madagascar?...Zah mitady malagasy;ny namako ihany koa, 150$ vao manomboka.De ozizy aho we 400$ daholo zao ny gasy vao manomboka.De ozizy lay ramatoa we:ny Biraonareo gasy eto aza manomé anay 125$ sady tsy mandray 3mois koa ataonay ahoana ny hanomé 400$?De mbola novaliako we:ry zareo matory ambony seza fotsiny dia tsy mahita ny vidim-piainana midangana any aminay!De ozizy we mahagaga tokoa izany,sady nampiany we ny zanaky ny anadahany toa we hiasa sa hitrandraka any Madagascar hikarama 3000$/mois hoy izy na mahery kely,nefa nahoana no karama kely zany no hakanesana aty?De ozizy aho we hay fantatrao fa kely lay karama?:-w:-w:-w
53. fahamarinana ( 10/06/2008 16:36)
:arrow: tsy efan'olona koa lay resaka eto fa lava be sady lasa resaka ciment ndray.Inona ary no idiran'izany ao koa :ohatran'ny offre sy demande kosa io e,hanao revendication hoe kely karama ve sa hoe inona.Ny mpampiasa manome asa dia milaza ny karama dia miditra ny mpiasa na tsia na mitady asa hafa.Tsy resaka liban irery fa n'aiza n'aiza haleha ka hitady asa dia toy izany.
Hay tokoa moa endrika01 sy tsiambaratelo samy any liban ? :-P (l)
54. endrika01 ( 11/06/2008 10:30)
Fahamarinana>hoentina hisarihana ny sain\'ireo vehivavy te handeha ho aty sy ny mpiandraikitra any Dago mandefa vhv hoaty io,fa tsy we ny ciment akory no tena miavaka ao,fa le differance be ny karama teo aloha sy @zao!Rehefa migrevy tsy mandefa olona anié ny Agences any Dago,ho tonga saina ihany ny eto dia hanondrotra e!Farafahakeliny entre 200$-400$ ny vidim-piainana mihamiakatra andro aman\'alina,tena serieuse io lazaiko io ka anjaranareo no mandinika e:D
55. xxx ( 11/06/2008 10:35)
monologue n'i endrika01 ity koa nareo koa, nahazo micro ny havana :-)
56. endrika01 ( 11/06/2008 11:38)
ENTRE MARIE LA MALGACHE et ses PATRONS,UNE EXCELLENTE RELATION QUI DURE DEPUIS BIENTOT 12 ANS.(source ny gazety L\'orient le Jour,nitovy daty nivoahana @rery voalaza ery ambony!Vakio hatr@farany dia mba lazao we ny hevitrao raha ianao no teo @toeran\'ilay gasy voalaza eto,sy ireo malagasy maro aty na te hiasa aty,marihina fa celibataire io Marie io,satria fantatro tsara we iza lay mpampiasany,de iza izy na afenina ao am-badikin\'ny pseudo we Marie aza).==========>Les cas d\'excellentes relations entre employées de maison et employeurs ne sont pas rares au Liban,fort heuresement.Marie est malgache.Nous lui avons donné ce pseudo,conformément à sa volonté.Cela fera bientôt douze ans qu\'elle travaille chez ses employeurs,une famille de la classe moyenne.Comme elle,plus d\'un millier d\'employées de maison malgaches travaillent au Liban.\"les premiers temps étaient difficiles,car je n\'avais pas l\'habitude des travaux ménagers,se souvient-elle.Mais je me suis adaptée car je devais sortir ma famille de la pauvreté.\"Aujourd\'hui ,avec un salaire de 250$ par mois et après AvOIR CONSTRUIT 2 MAISONS,L\'UNE OU VIT SA FAMILLE ET L\'AUTRE QU\'ELLE LOUE,Marie avoue ne plus avoir besoin de travailler.\"je reste parceque je me sens bien avec eux,dit-elle,parlant de ses employeurs.C\'est un peu ma famille maintenant.Je ne suis pas prête à les quitter.\"il faut dire que Marie est travailleuse.Elle tient parfaitement l\'appartement de ses patrons qui travaillent tous les deux.Certes,Marie a la chance d\'avoir sa propre chambre à coucher avec sa salle de bains.Elle a aussi un jour de congé par semaine,le dimanche,où elle peut sortir librement.De son côté,la patronne de Marie dit,elle aussi, avoir eu de la chance.\"dès le départ,j\'ai senti qu\'elle était bonne,bien intentionneé,aussi délicate que respectueuse.Je n\'ai jamais eu de problème avec elle,même lorsque je lui faisais une petite remarque concernant le travail.Elle fait aujourd\'hui partie de la famille et nous sommes tous très attachés à elle.Je lui fait d\'ailleurs totalement de confiance à tous les niveaux\"De plus je sais pertinemment bien qu\'elle mérite plus que le salaire menseul que je lui donne.J\'aimerais tout simplement qu\'elle ne s\'en aille jamais.:-w:-w:-W
57. endrika01 ( 11/06/2008 12:07)

ENTRE MARIE LA MALGACHE et ses PATRONS,UNE EXCELLENTE RELATION QUI DURE DEPUIS BIENTOT 12 ANS.

(source ny gazety L\'orient le Jour,nitovy daty nivoahana @rery voalaza ery ambony!Vakio hatr@farany dia mba lazao we ny hevitrao raha ianao no teo @toeran\'ilay gasy voalaza eto,sy ireo malagasy maro aty na te hiasa aty,marihina fa celibataire io Marie io,satria fantatro tsara we iza lay mpampiasany,de iza izy na afenina ao am-badikin\'ny pseudo we Marie aza).



==========>Les cas d\'excellentes relations entre employées de maison et employeurs ne sont pas rares au Liban,fort heuresement.Marie est malgache.Nous lui avons donné ce pseudo,conformément à sa volonté.

Cela fera bientôt douze ans qu'elle travaille chez ses employeurs,une famille de la classe moyenne.

Comme elle,plus d'un millier d'employées de maison malgaches travaillent au Liban"les premiers temps étaient difficiles,car je n'avais pas l'habitude des travaux ménagers,se souvient-elle.

Mais je me suis adaptée car je devais sortir ma famille de la pauvreté.

"Aujourd'hui ,avec un salaire de 250$ par mois et après AvOIR CONSTRUIT 2 MAISONS,L\'UNE OU VIT SA FAMILLE ET L\'AUTRE QU\'ELLE LOUE,Marie avoue ne plus avoir besoin de travailler."je reste parceque je me sens bien avec eux,dit-elle,parlant de ses employeurs.Cest un peu ma famille maintenant.Je ne suis pas prête à les quitter.


"il faut dire que Marie est travailleuse.Elle tient parfaitement l'appartement de ses patrons qui travaillent tous les deux.Certes,Marie a la chance d'avoir sa propre chambre à coucher avec sa salle de bains.Elle a aussi un jour de congé par semaine,le dimanche,où elle peut sortir librement.

De son côté,la patronne de Marie dit,elle aussi, avoir eu de la chance.dès le départ,j'ai senti qu'elle était bonne,bien intentionneé,aussi délicate que respectueuse.Je n'ai jamais eu de problème avec elle,même lorsque je lui faisais une petite remarque concernant le travail.

Elle fait aujourd'hui partie de la famille et nous sommes tous très attachés à elle.

Je lui fait d'ailleurs totalement de confiance à tous les niveaux"De plus je sais pertinemment bien qu'elle mérite plus que le salaire menseul que je lui donne.

J'aimerais tout simplement qu'elle ne s'en aille jamais.:-w:-w:-W



58. endrika01 ( 11/06/2008 12:26)
De ozizy lay ramatoa we:ny Biraonareo gasy eto aza manomé anay 125$ sady tsy mandray 3mois koa ataonay ahoana ny hanomé 400$?



Zay zany ry zareo a,nareo birao aza hono manome vhv hiasa a125,ka @fomba ahoana no handohavany 400.misy mora kou


Aty zao ny Libanais mifandrombaka mitady Gasy daholo;na bodo na adala!Tena kôzy e




Ny vhv malagasy mantsy hendry,zay asa rehetra asiana ataony vitany tsara @ fo sy fitiavana,tsy mba be famaliana fa, oui madama,okay madama,fa refa voan'ny toraka bilao sy tsy fahazoana karama,sy ny fametavetaina sy ny fametsifetsena ,dia nisotro ny mafaitra,tsara ny malagasy satria tsy mba be herisetra na famaliana,fa mandohalika hatramin'ny farany!hi hi hi dia lazaivo fa laingako izany!




"Aujourd'hui ,avec un salaire de 250$ par mois et après AvOIR CONSTRUIT 2 MAISONS,L'UNE OU VIT SA FAMILLE ET L'AUTRE QU'ELLE LOUE,Marie avoue ne plus avoir besoin de travailler."je reste parceque je me sens bien avec eux,dit-elle,parlant de ses employeurs.Cest un peu ma famille maintenant.Je ne suis pas prête à les quitter.
:-w :-w



Teny ratsy nipoapoaka no nataon'ny gasy sasany efa nandray mihoatra io 250 io,nefa izy vao 1taona izao no tonga eto,biraon-dry yonika,zah tsy hitononana anarana fa izy nanomboka 200dollars,mafy ny asa sady tsy mivoaka dia noteneniny ny mpampiasany!mafy ny asa zah tsy mivoaka ka ilaiko ny hanondrotanao ny karamako!dia 250dollars ny azy zao nefa vao herintaona izao!

de hoy izy tamiko:soa ihany ankia fa efa nasondrotrin'ny madamako aloha ny karamako!fa raha io gazety io no hitany mialoha!dia sanatria izy no hanome
nihotra teo!ny asako mafy!inona no ivakiako loha @ zay naha 12taona azy tao @ mpampiasany!fa tena kentrina sy dondrona,voalangolango ny teny mamy ao angamba!

sady zay sipa sanana be,zay koa dia tantaraina we nahavita trano 2,ny sandam-bola @ zao anie ankia tena tsisy dikany e!hoanay manan-janaka tony aza tsy ampy mintsy zany 250 zany!de nitsikiko fotsiny ka inna ary no azoko lazaina eo! :-D :-D :-D :-D
59. endrika01 ( 12/06/2008 12:17)
Raha ny hevitro manokana aloha dia tsy sanana lay tovovavy,fa voarakotra fitiavana sy fahasambarana dia tsy mijery ny hafa!Ka rehefa nalainy mpilaza vaovao am-bavany!Dia ny fahasambarany no notanisainy!Firifiry ny ankizy eto,niasa folo taona mahery taty tsy tany iray dingana azo!Ny volakely miditra am-paosy haroniny mpampiasa,lazainy fa very ny kaviny,ny peratrany sns de we ateriny any @Police raha tsy voasolo,de na tsy nalain\'ny tena aza d soloina lay vidiny satria higadra,iza no hanafaka any?Ny mpankahery sy mpamangy hisy ihany fa lay fahoriana mangidy any am-pigadrana!De zao lasa ataon-dramatoa fahazaran-dratsy!:-w:-w:-w tokony fotsiny tsy nitantara le we Marie fa nahavita trano 2?????
60. endrika01 ( 15/06/2008 15:13)

Manao ahoana doly ndray ary e,

Fialazana hoanareo namana tsy nahare filazana fa ny
LAHADY faha 22 ny volana jona dia misy fiaraha-mivavaka
miaraka @consul ny Malagasy eto liban.
Momba ny toerana dia manotania ny birao-nareo
na ny mpiandraikitra ao @ communauté.

Sady manana zavatra maro ho hambara koa A/toa consul
amin'io



Mr Marcel Abi CHEDID
ETE / Hiver : Okaibe rue de la mer – New Santa Thérésa Beach.
Tél : 09 – 444 333.ext 106 Fax : 09 – 444 333 ext. (109)
Email : consulatmadagascarliban@hotmail.com
Okaibe / LIBAN
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6382