ANTSO MAIKA BE!

21. endrika01 ( 01/06/2008 08:58)
kiadi:

fa misy in fa tena tsy azoko?maditra anga ny ankizy any sa oe in no tena tin'i endrika ampita amin'io ? sa mananatra sy manoro hevitra izay ho avy?



kiadi,salut lou e,mananatra sy manoro zay hoavy reha a :-P
22. endrika01 ( 01/06/2008 09:06)
dadabe:

mazava b kosa ny tiny lazaina e ...oe raha misy olona te hiasa any liban dia aoka mba ho matotra ara-pitondra tena fa tsy hanao makorel (vehivavy) :°) :°)



"Zay mintsy hoe aoka ho matotra ara-pitondran-tena.Mba tsy haka fanahy ny hafa.


Lay hoe hanao makorely kosa aloha lay milahatra hitam-bahoaka e,sy
lay miovaova partenaire.e


fa relation en cachette ndray lay miaraka @lehilahy iray efa fantatrao fa vadin'olona ,ary mpampiasanao,tandremo fa jono izy ireny an,attasiooooon ny camera miafina hi hi hi,serieux zany .
23. endrika01 ( 01/06/2008 09:40)
xxx:

raikitra ihany zany ny varotra olona!



tsisy varotr\'olona reh eto ry xxx a,

tsindriko kely lay tenin\'ny xxx>io resaka varotr\'olona io anie ka nahatonga sangodim-panina be hono tany Dago e,

Zah aloha sur 100% fa fitiavana no andefasan\'ireo olona any Dago any ireo
Gasy mandeha aty!=======Tadidiko tsara ny birao teny AKORAHOTRA,toa hoe nofohanan\'ny fanjakana sa nogadraina lay mpiandraikitra tao,nefa dia tsoriko fa izaho dia tao @io Birao io no niainga!Tsy mangana aho nody ,efa nody in-3 sa in-4 aho zay,betsaka ny ankizy zay tsy nitsoaka tao @ mpampiasa t@zany no mbola aty .miadana ,efa manambady,efa nahavita zavatra goavana any Dago,zah alou mba nisento kely ihany e,satria tsy nivarotra olona ry zareo fa ny ao @ mpampiasa mintsy no misy ny tsy mamely!


========de t@ zah nody de tsy nisy birao tsony teny Ankorahotra,de teny AMBONDRONA indray zah no nivantana,ary hitako tao amin-dry zareo ny registra ngeza be nisy ny anaranay vehivavy retra miasa aty ,ny anaran\'ireo efa tonga,sy mbola tsy tonga.(Mbola niara-niasa tamin\'ny bgirao ny Libanais zay niara-niasa t@ birao teny Ankorahotra ihany koa izy)

naheno ndray zah fa toa hoe nogadraina ndrayio olona io,nisy ireo gasy vitsivitsy zay nitomany mintsy taty ary nalahelo ka nanangona vola nandoavany ny saziny,nalahelo ireo ankizy satria hoy izy hoe ,iny Rangahy iny no tonga nidodododo naka anay hatrany Fianaratsoa tsy nitady na dia ny ariary avy aty am-paosinay aza,tsy avy aminy mintsy raha betsaka ny olana eo
@ ankizy aty ,satria izy tsy mahita zay aty Liban,fa ny Birao eto no tena akaiky,nefa misy ny tsy nahay frantsay dia tsy sahy niatso ny sasany betsaka no nitsoaka,diso fantatro avokoa ireo nitsoaka rehetra sy ny zavatra nataony ,sy ny kalivera niaretany.


========Misy moa ny sasany miteny fotsiny fa tsy mba nijoro vavolombelon\'ireny galera ireny ,ny sasany moa nahazo toerana ambony ,
dia zara aza afaka ny tsilo dia zay nandalo ny lalana nodiaviny dia lazaina fa
makorely ,nefa anie mba nandalo teo ihany koa ny tenany e,mafy ny nahazo anareo tamin\'ireny zah tsy mitsara fa amiko dia galera be ireny,raha tiana ho tsara ny hoavy dia ny lasa no jerena,fa tsy hoe efa afobe reny zao zahay efa aty amn\'ny tsara dia ho hadino.


=========Zah aloha tsy hitonona anarana ireny namana retra ireny,
fa hoanareo zay vao hoavy,ny fiton-drantena,ny fahamatorana,
fahaizana miteny vahiny tsara fa tsy mihanahana ,hentitra ,
fahaizana mamaly refa votonona fa nanao zavatra tsy nety,na a
force-na hanao zavatra tsy tafiditra ao anaty ny sehatry ny asa.



24. endrika01 ( 01/06/2008 09:46)
fahamarinana:

:arrow: ary voatery vavy be angaha no mankany fa tsy mety lahy ? aminizay tsy misy olana sa vao maika koa pire fa lay mme ndray no hitazona andry zalahy ao? (l)



=)) =)) =)) =)) =)) =))
25. endrika01 ( 01/06/2008 09:54)
yonikafopl:

Tsy forcer na kou nge ny mandeha aty liban ry xxx eeeee, samy manao izay tiany io. Ny te ho avy tsy azonao forcer na hijanona, ary ny te hijanona tsy azonao forcer na ny handeha.
Fa na hitabataba eo koa aza ianareo hoe miady Liban eh , lazaina doly zao atsanga tsy aman'orana rehetra izao, toa arakaraky ny hanaratsiana ny aty no toa vao maika mibosesika ny olona tonga aty, tsy ny gasy ihany fa ny olona manerana izao tontolo izao mihintsy.
:)



Io aloha dia marina satria sarotra ny fiainana ao iDago dia mitady lalana hivoaka ny rehetra.

===========tadidio anefa fa tsy hitsangatsangana mintsy no aleha aty.
fa HIASA .
===========refa tsara ny asanao tsy adala ny mpampiasa,
mahaiza koa manambony tena fa tsy hoe avy aty @fahantrana
dia zay ataony na hitrongy be @ asa aza dia mandady eo!!!!!


=========Mba fetsifetsy,amin'ny rariny fa tsy hoe koa nde ho lava tanana.


Misy namana zao aty,ny birao fiasany taty Dago no filmeny,
dia natondrony ny mpampiasa dia ginagina ramatoa,na hanambany aza tsy sahy,nasondrotrany hatramin'ny karamany.
26. endrika01 ( 01/06/2008 10:58)

Andraso fa omeko ohatra ianareo ny @ireo firenena hafa mandefa mpiasa aty.
Ao Afrika koa ity a.
(ialana tsiny fa @ teny vahiny,ny Source ny gazety L\'ORIENT LE JOUR/29/05/08 teo.)

ETHIOPIE:Mariam n\'a que 17ans.comme tant d\'autres jeunes femmes.ellle a falshifié sa date de naissance sur son passeport pour venir au Liban,tenteé par ce pays qu\'on lui avait présenté comme un Eldorado


Mais au bout du cinq mois de travail dans une famille ou elle est battu
est ou elle n\'a reÇu que deux mois de salaire,soit 250dollars.
(les 3premiere mois etait versés au bureau de deplacement)

c\'est la grosse deception.elle avait sign╬ dans son pays un contrat de 150dollars par mois,Mais sa patronne a décidé qu\'illi ne lui pairait que de 100 dollars.

En six mois de travail,elle ne lui ad\'ailleurs donné que trois mois de salaire.
Elle l\'accuse aussi de trop manger,et n\'a pas assez travailler.

Alors cette jeunes fille a eu moralement fatigué,elle travail depuis 16 mois
chez son employeurs,mais elle a été retrouvé sous un pont.
sa patronne refuse de la soigner et que le bureau de deplacement a refusé de la prendre.

Les employeurs de maison retiennent le salaire de l\'employeé de maison
comme garantie contre la fuite.lorsqu\'ils lui doivent neuf mois de salaire,ils en paient juste trois\"


Les familles qui emploient les Ethiopienns sont de petite condition.Apres avoir réglé le bureau de deplacement et les frais de séjour de leur émployeé de maison.elle n\'ont plus les moyens de lui payés son salaire.

elle la maltraitent alors et la nourricent mal,lui faisant croire que son travail laisse à désirr\"



et le consul d\'ajouter que le gouvernement éthiopien a tenté d\'obtenir des autorités libannaises que les émployes Ethiopiennes soient payeés de 150dollars un minimum .par mois mais en vain.Adem évoque aussi l\'absence de jour de congés hebdomadaire.

\"La majorité des employeurs emmenent leur employés avec eux les dimanche lorsqu\'ils sortent.parcequ\'ils ont peur qu\'elle ne prenne la fuite.Certaines ne leur permettent meme pas d\'aller prier à l\'église.ils ne realise pas que les éthiopiennes ont besoin de se retrouver dans leur communauté,de parler leur prore langue,de prier ensemble.


Mr Adem a plus loin.\"c\'est de l\'esclave moderne\"dit-il,exipliquant que certains Libanais se croient PROPRIETAIRES DE LEUR EMPLOYEE UNE FOIS QU\'ILS ONT PAYE LE BUREAUX DE DEPLACEMENT(agences)


d\'ailleur les bureaux locaux de l\'émigration ne nous aident pas et nombre de ressortissantes Ethiopiennes sont émprisonnéés pour avoir pris la fuite,ou parce que leur employeurs n\'a pas renouvelé leurs papiers.Nous n\'avons pas les chiffres exact du nombre de personnes émprisonniéés.\"

regrette-il il suffit en fait que l\'employeur déclare QUE SON EMPLOYEES DE MAISON L\'A VOLER POUR QU\'ELLE CI SOIT JETEER EN PRISON DES SEMAINES VOIRE DES MOIS



C\'EST LA RAISON POUR LAQUELLES le gouvernement éthiopien,sur recommendation du consul,a décidé fin Avril 2008 de geler(stoper)la venue au Liban des ressortissantes éthiopiennes et de faciliter,avec l\'aide de l\'Organisation International des migrants(OIM),le départ de celles qui ne sont pas satisfaites de leurs conditions de travail.

\"Quant à celles qui sont bien traitéés et heureuses chez leurs employeurs,elles ont l\'autorisation de rester et même de revenir\"concul M.Adem
27. zandikely ( 01/06/2008 11:28)
Hoy ny volaza etsy ambony hoe:
Mais au bout du cinq mois de travail dans une famille ou elle est battu
est ou elle n'a reÇu que deux mois de salaire,soit 250dollars.

Tena mampalahelo ilay tovovavy kely Etiopianina sady efa voakapoka, ny karama koa kely. Karama 2 volana ( 250 $ fotsiny ), mitovy amin'ny Karaman'olona indray andro!
28. yonikafopl ( 01/06/2008 12:08)
Izany eo ihany fa ny etiopianina kou kalou de tena sahisahy sy mahery loha eeeeeee, ary antony indrindra nanakanan\'ny Libanais ny etiopiana tsy afaka hiditra eto liban indray mandra-pivoakan\'ny didy vaovao, dia noho ilay Etiopianina namono ny zanaky ny patron ny ary namono tena avy eo.ny olona rehetra mbola natory, fa nobatain\'i kala ny zanaky ny patron ny vavikely 7 taona dia natsipiny avy eny amin\'ny rihana fahadimy, dia avy eo koa izy nitsambikina nanaraka, samy maty izy roa ireo.
Fa efa izany no mitranga dia tsy mahatonga saina ny mpampiasa sasany ihany mba tsy hi maltraite ny mpiasany.
Za kalou de miteny foana ny mpampiasa hoe arakaraka ny fitondranao ny mpiasanao no hahatonga azy ho tsara na ho ratsy. Tadidio fa olombelona nofo sy ra ireny ,mahatsiaro noana,mahatsoaro reraka.Ary hitady vola no nalehany aty, ny fahitany iny vola raisiny isambolana iny no manome hery azy hiasa amin\'ny volana manaraka,ka aza tazomina any ny karamany fa omeo azy mba tsy hisian\'ny olana.
29. endrika01 ( 01/06/2008 12:19)
tsy ny malagasy ihany anie no mijaly e,fa zay tonga eto ka sendra ny ratsy de mandray ny kiho daholo!

Fitiavana hoy aho ny an\'ny mpandefa anareo aty,fa saingy kosa raha fitiavana tsy feno dia lasa soa tapany.

Tsy misy tokony hampatahotra anareo mandefa olona aty ny milaza ny zava-misy aty Liban .

fa tsy faly fotsiny amin\'ilay commission kely makany am-paosy!kely anie lay azonareo e,nefa avy eo ianareo no mandray ny kiho,satria nahoana????????

Raha misy manjo ireo olona alefanareo aty de voaray nareo zay any Dago satria,tsy mitsotra fa mivilavila,manafinafina,miakanjo mi style mintsy ny mitady client ho aty,ka zay zao mintsy no efa tany e,mahafinaritra be any e,ny trano sy ny asa any mora vita fa madio any fa tsy hoatran\'ny aty Dago e,miadana e,

patati e,patata e,

tsory ny marina Rangahy dia zay hoavy hoavy zay tsy mahazaka de mijanona de ny mbola any Dago,efa ireo ny olana mahazo ny vevavy makaty,diniho fakafakao,halalino,fa mety ho hitanao ny valiny fa ny agences tsy hanaraka anao ao anaty paosinao ao.



Raha tsy tiana hasiaka ramatoa>>>>
Vao tonga mahaiza miresaka sy misariaka,
hiasa zany mila mahalala ny zavatra rehetra ao an-trano,aiza no mipetraka ny fitaovam-piasana,aiza no mety misy ny fitaovana rehetra ,ahoana ny fanombohana ny asa,ahoana no tian-dramatoa hitondrana ny asa,raha asa trano no ataonao ,tokony ho fantatrao we aiza ny fitoeran\'ny
Lamba-pandriana,aona no fomba fametrakan-dramatoa azy,aiza ny an\'ny ankizy raha misy zaza,indrindra ny zaza raha mivoaka ny trano mila arahi-maso ny zvt hoentiny mivoaka sao mantsy very any an-tsekoly na any @ namany dia hoavy ramatoa hiteny fa ianao no naka azy na dia tsy nataonao aza,jerena daholo ny fomba fametrany entana,tonga dia mailo ny maso ty tery ity tary ,tonga dia miteny ny mpampiasa raha zvt tany @ douce no hitanao mandehandeha any @ sallon na efitra hafa,tonga dia teneno we fa angaha mou aty n y toeran\'ny ty zvt ity?tary ambadika ary no nahitako an\'ity ,ka mba tiako ho fantatra mazava ny tena we aiza marina no tokony ho toerany!


tonga ramatoa eo de gina,sady lasa matoky anao satria hoy izy we,hay tena manara-maso ny asany ,sy tia mifandray!

======fa tsy ho tratran\'ilay hoe o ry vVao a,nakaiza lay zvt hoatr\'izao,tadiavo izay ,de ho fanina tsaratsara mou fa de ataovy tsara,ny asa ary tsy vita ny zavatra ary ,asainy tadiavina,ny asa anefa tsy maintsy vitaina,iny koa fa nisy vahinmy tonga ny trano tsy milamina fa variana nitady lay zvt tsy hita sady tsy fantatra akory we inn mou zay tadiavina izay,avy hatrany ramatoa fa hikikika satria afa-baraka izy ny vahiny tonga ny trano tsy voalamina ,ny ankizy koa ho avy hatrany am-pianarana,tena fanina wa,fa ataovy tsara mou!

de avy eo hitomany fa vokikika teo amason\'ny namany dia avy eo we tahak\'izay zah tany Dago ihany hay tena mpandainga sy mpamitaka,ireo
olona nandefa anay taty tsivanona,ozona reh zao!lazaina fa miadana e, zao e, zaoe, ka zao!


Tonga wa de ianao io handeha aty io no tompon-trano(mpindrana fa tsy mitondra mody).
Ampisehoy ny mpampiasa zay diplomasia zay!fa mikombona ny vavany.

===========Vao akaiky ny fin de mois tsy mahamenatra mintsy ny miteny
zah handefa vola,misy hiomanany mantsy satria misy na fantany i
zao aza ianao fa mila mandray ny karamanao dia lazainy we
tsy nahafa-po ahy ny asa ataonao,de eo de matahotra eo de
tsy sahy mitaky ,satria efa notapenany lay resaka haka vola,
amin\'ny asa tsy vita tsara.de marary fo eo satria niasa mafy nefa
lazaina fa tsy vita tsara.mahaiza manisy piment @fomba fiasa,
fa izy ndray aza no ho menatra refa haka vola ianao.


=========io tsy midika we mila miasa mafy be @ sasak\'alina vao hatory,fa ampisehoy amin\'ny zavatra madinika ao am-piasana,mailo ny maso




Tantara iray izy ity,namana niasa teto Liban .


Sipa avy any Fianara,tsy fantatro tsy havako,namana no nanome azy ny phoneko.Niatso izy satria nijaly be tao @ mpampiasany,efa nojereny daholo ny manodidinina ny misy ny toerana hiasany ,fiangonana,mpivarotra,soratsoratra,telephone mipetraka eo @etikety
ny mpivarotra refa avy miatsena eo am-pitany ranmatoa.

de zah koa aza tsy nahalala we aiza fa de nitonatonana tany @ toerana atao we KASLIK,any avaratra any,hay izy ity mbola any avaratra be any,nandeha taxi zah t@ zany.20dollars mahery nalain\'ilay olona satry tsy mbola fantatro mintsy lay toerana,hitako lay supermarché,nanotany olona ny misy ny tranon\'ny Maitre Georges Anthone,de hitako ihany.


izy milaza fa lay ramatoa tena tsy azo ifampiresahana,tsy azo valiana,sns....

tonga aloha zah de nandainga we hatrany Dago lay Adresse de notadiaviko....
de mody mba natao we cousineko,izy mainty zah mba fotsifotsy ihany.

Somary niavona be lay ramatoa,tena hita mintsy we kizitim-belona,nampandrosoany zah,nisy vahiny tao lay sipa be asa be,lahady io.
nanampy kely azy aho,nandroso cafe ny vahininy nefa zah vahiny,izy sahirana t@ ankizy! tonga de nitsiky be hatreny @ vazana lay madama,sady mba nasiany presentation t@namany!de niresaka be zah.



Nanomboka io andro io tsy sahy nivazavaza an\'io sipa io tsony izy,zah ndray no mba nodokafany we ny cousininao sariaka be tsotra tsy miafahafa,mailamailaka,tonga de nahay mifandray @olona sns....

Afarany foana zah,fa tsss,manavotra in-1 mande de zay!
Ny hany teniko tamin\'io sipa ioMBA FETSIFETSY!de zay


Nanana sipa vazaha izy t@izy mbola tany Dago,lasa tany France ny sipany,
tsy nisy ttasy tsy nisy vaovao,tapa-kevitra izy ny hoaty Liban.
Refa nahita anah izy dia niatso tany France aho de nahazo ny rahalahy ny ilay vazaha,de nomeko azy ny numero ny ilay madamany.
isaorana Andriamanitra fa dia tafaresaka tsara ndray ny tia sy ny manina,na dia efa nisaraka 18volana aza ry zareo tany Dago.


tonga taty lay vazaha naka azy tao @ mpampiasany!nandoa ny volan\'ny birao,
any France izy zao!miadana ,manana zanaka 2.


ZAy e,MBA FETSIFETSYamin\'ny fomba fiasa sy firesaka mba hisian\'ny confiance eo @mpampiasa sy ny mpiasa,dia tsy hisy ireo olana be voatanisa ireo,ny fiton-drantena koa tsy fitadiavana vady mintsy aty,sao mi-charne @fanday any ka voan\'ny lainy vao we nakaiza ny tanteliko teto ô,lanin\'ny mena sofina ô,ié,tsy mi-blague mintsy aho wa fa tena serieux.





===============lay toetra ratsy matsiravina ataony sasany ndray.hozizy
yonika we tonga de kakero,angah vitan\'ny vava miteny fotsiny
hotran\'ny lay sipakely ianjadian\'io zvt io @ zao fotoana izao d
de mitantara fa:TONGA DIA BEDAINY NY TENDANY,ARY
ATOSINY HINONO NY FILAHIANY,NY MITELINA NY MALOTONY
ZAY MIVOAKA HATRANY.

ka @ fomba ahoana moa no hanakairanao an\'iny fa tonga ianao dia
kendainy ho faty!ariany hoatran\'ny fatin\'alika ny tenanao,avy eo izy hampandre ny police fa very ianao,tsy vahaolana zay amiko.


io cas io zao tonga dia mamely ny birao nandefa io olona io,
nefa lay birao tsy mahalala na inona na inona,
ny birao no tokony hampahery azy mandrampahita vahaolana,fa tsy hialangalana na hamela ireny olona ireny irery na hanao faran-teny.



Fa ireo zatra midegadega any @ tanana ireny @we VAZAHA VAZAHA,ié,tsy vitsy aloha ny bôgôsy é fa ny lela no tsy atao jono ry reto a,



ny tena loza raha iray no midegany,de hoavy ireo lehilahy retra ireo hanararaotra ny tsy manatsiny retra,satria ifapiresaka ireo ny zafera ataon\'ireny degany ireny,de miomana fa hoavy ny atambo.




hozizy zay sipakely zay,tsy tiako akia lay rangahy mpampiasako,refa makao an-dakozy izy de mody mba kapohany ny vodiko,de noteneniko de ozizy we,zah ve we lasa adala,fa nisy inona?de tsy sahy tsony izy ny namerina izay,efa 1n-3 zay tonga de noteneniko,fa nanomboka io andro io dia treromany foana zah,tsy rarahako zay trerona fa ny tenako tsy azony kasikasihana.

30. endrika01 ( 01/06/2008 12:21)
zandikely:

Hoy ny volaza etsy ambony hoe:
Mais au bout du cinq mois de travail dans une famille ou elle est battu
est ou elle n'a reÇu que deux mois de salaire,soit 250dollars.

Tena mampalahelo ilay tovovavy kely Etiopianina sady efa voakapoka, ny karama koa kely. Karama 2 volana ( 250 $ fotsiny ), mitovy amin'ny Karaman'olona indray andro!





zah mbo atondroy izany manome 250dollars ray andro zany e!
:-P
31. endrika01 ( 01/06/2008 13:21)
ty ndray an\'ny BENINNOIS

\"lA SURETé générale libanaise ne dél;ivre aucun visa aux emploiyeés de maison béninoises avant que le consulat ne délivree une attestation\"

Cette attestation est fournie à l\'issue d\'une rencontre avec les futures employeurs qui s\'engagent à respecter un contrat ou figurent les droits et les devoirs des deux parties.



Un contrat qui précise que l\'employeé de maison touche un salaire minimal de 150dollars par mois,si elle est debutante,et qu\'elle est autorisée à se rendre le premiere dimanche de chaque mois à la réunion de lUnion des Béninoise.Son employeure s\'engage d\'ailleurs à lui donner,ce jour là,10dollars d\'argent de poche\".Le comtrat indique aussi que l\'employeur doit payer sa femme de menage à la fin de chaque mois,lui renouveler ses papiers à sae frais,la nourrir,la vêtir et la loger décement,lui fournir une assurence contre les maladies st les accidents de travail,et lui permettre de communiquer régullierement avec sa famille.L\'employeurs s\'engage aussi à assurer le billet d\'avion de son employeé(aller-retour) à l\'inscrire le concul du Bénin des son arrivé au Liban et à ne maltraiter ou la battre en aucun cas.


\"nos arrivons,par ce contrat,à empêcher les abus contre les droit de l\'homme\"précise M.Vanlian.

certe les problemes sont inéluctables,mais durant la réunion mensuele é laquelle j\'assiste personnellement,tous les problèmes sont exposés.Nous en discutons et proposons des solutions pour y remedier.Il m\'arrive même de contacter les patrons et de les rencontrer lorsque le probleme est sérieux.Je conseil certes les jeunes femmes de ne pas prendre la fuite,parcequ\'alors leur patron est délié de sa responsabilités.J\'arrive à de cette manière à resoudre 95%des problèmes\".


[b]Malgré le contrat que nous faisons signer à l\'employuer,20 à25% d\'entre eux
ne respectent pas toujours leurs engagement \"Déplore M.Vanlian\"POUQUOI LES EMPLOYUEES NE SONT-ELLES PAS HABILITES A FAIRE EUX MEMES LEURS PAPIERS???????


nombre de patron \"OMETTENT\"de renouveler les papiers de leur employeé
de maison,faisant subir à cette derniere l\'humiliation de la prison.Il ajoute que le système de GARANT entraîne les les patron considér l\'employee comme leur PROPRIETE.[/b]


cERTAINES MêMES,à LéCHEANCE du contrat,et alors qu\'ils divent une certaines somme d\'argent à leur femme de menage,l\'accusent d\"AVOIR VOLE


il faudrait pouvoir engager des poursuites contre les patrons
malhonnêtes\"propose-t-il.






========= Mais face à ces problèmes,le consul du Bénin ne baisse pas l
les bras et a entamé des contacts avec les consuls Honnoraires
DES PAYS AFRIQUE pour suggérer un projet de loi qui respecterait les droits aussi bien de employeés de maison que des employeurs.Il appelle surtout les autorités libanaises à accorder un peu plus d\'attention aux problemes rencontrés par par les employeé de maison.
32. zandikely ( 01/06/2008 13:49)
Endrika01:

Jereo amin'ity cite ity ny listes:
www.lactualite.com/emploi
33. endrika01 ( 01/06/2008 14:01)
zandikely:

Endrika01:

Jereo amin'ity cite ity ny listes:
www.lactualite.com/emploi





ao fa hikarokaroka ary e,
:-P
34. endrika01 ( 01/06/2008 14:55)
mbola tohizako ny an'i TOGOLAISE ndray amin'ny manaraka.

dia jereo fa mitovy doly ny bleme,de raiso ka vakio,tsakotsakoy
de na tsy hitanisa ntsony aza ny agences we zao ny bleme de tonga
dia fantaro we inona zany no azoko raisina amin'ny le hafatra mba
ampitain'ny namana avy any lavitra any!inona no ezaka tokony ho hataoko.

omeko ery ambany ny phone ny caritas! (l)
35. vahiny2004 ( 04/06/2008 08:12)
zandikely:

Tsy azoko mihitsy ny tianao ho lazaina. Mihodinkodina loatra tsy hainy ny tena ventindresaka.



Izaho koa ry zandikely dia tsy mahazo ilay resaka mihintsy
36. yonikafopl ( 04/06/2008 08:21)
vahiny2004 mba manao sakodimpanina kely zany se eto eee hihihihih
37. sakaizakely ( 04/06/2008 14:07)
tsotra ny fandraisako azy

tokony briefer-n'ny birao mpandefa daholo ireo kandida am fitadiavana any ivelany

izany hoe tokony asiana lalàna manery ny birao rehetra hanao ny "droit à l'information" fa tsy tokony vitan'ny mialangalana we samy olondehibe e ! samy misy mpanararaotra na any dago fotsiny aza e ... sns

zany we azavaina daholo ny cas mitranga rehetra, antsoina hijoro vavolombelona ireo izay niharan'ny tsy rariny ka tafaverina any antoerana ihany
asaina kosa hizara ireo traikefany ireo zay tsy tojo izany, toy ny voalazan'i endrika hoe
hiasa zany mila mahalala ny zavatra rehetra ao an-trano,aiza no mipetraka ny fitaovam-piasana,aiza no mety misy ny fitaovana rehetra ,ahoana ny fanombohana ny asa,ahoana no tian-dramatoa hitondrana ny asa,raha asa trano no ataonao ,tokony ho fantatrao we aiza ny fitoeran'ny
Lamba-pandriana,aona no fomba fametrakan-dramatoa azy,aiza ny an'ny ankizy raha misy zaza,indrindra ny zaza raha mivoaka ny trano mila arahi-maso ny zvt hoentiny mivoaka sao mantsy very any an-tsekoly na any @ namany dia hoavy ramatoa hiteny fa ianao no naka azy na dia tsy nataonao aza,jerena daholo ny fomba fametrany entana,tonga dia mailo ny maso ty tery ity tary ,tonga dia miteny ny mpampiasa raha zvt tany @ douce no hitanao mandehandeha any @ sallon na efitra hafa,tonga dia teneno we fa angaha mou aty n y toeran'ny ty zvt ity?tary ambadika ary no nahitako an'ity ,ka mba tiako ho fantatra mazava ny tena we aiza marina no tokony ho toerany!


ampahafantarina ireo candidats au départ ny zavamisy rehetra, ny lalàna miaro azy, ny lalàna any antoerana, ny fombafomba any sns..

Raha tsy izay manko de mbola hisy foana ireo voan'ny tsindrihazo lena
38. endrika01 ( 04/06/2008 15:51)
Tsy hoe sangodim-panina angamba,fa we misy bangabanga tsy tena feno ny resaka sasany.Raha hanindry aho izao hoe ireo birao taloha tany Dago ,zay teny ANKORAHOTRA.=====nandray ny karamany avy hatrany ny ankizy t@zany 125dollars/mois,fa amizao toa efa miova toa lasa tsy mandray karama pendant 3mois,tsy zakako mintsy aloha raha izaho e,ny kandra mafy ny respect tsy misy...Mbola afaka 120jours vao handray 150$ na 200?. Tokony ireo Agences retra aty i Dago mba hiray hina,hanafoana lay 3mois tsy handraisan-karama,satria amiko manokana izay mijery amin\'ny maso tsy miangatra dia mahita fa tena fanambanina io amiko,ilay firenena,we tena mahantra fadiranovana de aleo hosena.(ozizy ny madama an ty sipakely,vola atao inona fa refa misakafo de izay,andefaso 10$ny Reninao dia ampy zay,d naporisihiko lay sipakely iteny we,ny tatinono-nao azy 50$ de 10$ ve mahavita inona?Sady any @western Union 50$ny vola farany ambany azo alefa mbola+15$ ny andefasana azy,de ozizy lay madamany ampitondrao ny namanao mody,de novaliany le sipakely we zah aza tsy mivoaka ka aiza no ahitako namana?De niady be tao,de ozizy le sipa we omeo daholo ny karamako retra any aminao fa tsy lasa ny vavanao;de ozizy lay madama we fitiavako anao ny hitenenako an zany,de ozy lay sipakely we raha tena marina fa tia ahy ianao dia omeo ny karamako rehetra,fa zaho dia manana ireo vady aman-janako any @fireneko,hoatranao manan-janaka io ihany,de farany resy lahatra!)tena fanambanina mba kôzy e! Indray andro koa angamba mbola hoavy ny 6mois tsy handraisan-karama!Refa tsy mandefa olona ny Agences any Dago de hofay ny Birao aty,de hanafoana lay 3mois tsy handraisan-karama. Raha mahazo comission 100$ isaky ny vevavy 1 kosa ve reo vondron\'olona any Dago hamela mahazo aiza?Nofon-kena atana-tsaka!!!! :-P
39. endrika01 ( 04/06/2008 16:50)
(tohiny gazety tery ambony) A QUAND LA MISE EN PLACE D\'UNE LOI? C\'est à cause de l\'absences de loi régissant le travail des employées de maison et leurs conditions d\'embauche que les abus contre les droits de l\'homme sont si fréquents;les conditions de vie et de travail des femmes de ménage étant tout simplement laissées à la discrétion des employeurs.Certes,le gouvernement,poussé par les organisations internationales et notamment l\'Organisation internationale du travail,a bien tenté de mettre en place un comité directeur chargé d\'élaborer une loi,mais vu la profonde crise qu\'a traversée le pays,les choses n\'ont pas évolué d\'un pas. L\'avancée est tres lente à cause de la situation,mais je suis certaine que ce comité aboutira à quelque chose de concret,indiquait il y a quelques mois à L\'Orient-le Jour la responsable du bureau des Affaires des nationalités,des passeports et des étranges,la générale Siham el -Haraké. Outre le fait d\'élaborer un projet de loi et de mettre en place un contrat de travail reconnu et légal,ainsi que des FICHES DE PAIE OFFICIELLES, le comité de direction envisage d\'annuler [Le régime du GARANT ] Explique-t-elle.Elle précise enfin que les DROIT ET LES DEVOIRS AUSSI BIEN DE L\'EMPLOYE QUE DE L\'EMPLOYEUR devront figurer dans le nouveau contrat. (dia raha foana zany ny Garant dia foana koa ny vondron\'olona mandefa malagasy aty,fa lasa mitambatra ho birao iray lehibe de ho tafaraka ao aby ny adversaire sy ny rival,hi hi hi toa hitako sahady ny fahamarinan\'ilay oham-pitenenana malagasy manao hoe:Izay mitambatra no vato fa izay misaraka no fasika!!!=D=D=D
40. endrika01 ( 05/06/2008 10:35)
Ialana tsiny kely ilay fanomezana ny findain\'ny CARITAS satria nahazo hafatra avy any Dago ny tenako. ====nambaran\'io namana io fa tsy tokony homeko eto io laharana io,satria hoy izy hahazo vahana be ry zareo mandefa atsokosoko dia avy eo tonga dia hiantso Caritas,hiezaka izahay hoy izy ny hifanerasera akaiky amin\'ireo Malagasy alefanay any!Ny hanatsara ny fifandraisana @reo vehivavy lasa any,ny fianakaviany eto an-toerana ary koa ireo Birao ny Libanais any Liban. De inona mou zany no azoko atao eo; fa dia miatsoa ny Birao nandefa anareo,ny Birao ny Libanais,ny consul.Mino aho fa betsaka ny mahatadidy an\'io fa efa nomena teto izy io,Adresse,mail,ny phone-fax ny consul,raha tsy tadidy de ho haveriko manaraka etsy ambany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4261