MASINA- Ny fahamasinana
41. pissoa
(
21/04/2008 18:44)
Ikaretsaka:
2) Ny zavatra hafa ankoatran'Atra no manana io toetra lazainao io hoe NY FAHATSAPANA AVY AMIN'NY TSIRAIDRAY NO MAHAMASINA NY OLONA IRAY, ZAVATRA IRAY ARY NY TENY sns... IRAY.
Fa tsy voatery manana io toetra io koa ny "zavatra" hafa ankoatra an'Andriamanitra. :-D :-D :-D :-D :-D
42. rabilabila
(
21/04/2008 19:50)
Amin'ny ankapobeny aho mitovy hevitra amin'i Soanja ,raha ny fanamaritana ny hoe "masina "
Fa misy fanontaniana manitikitika ahy kely fotsiny ; tsy provoc mihitsy akory fa sao dia misy mijapy indray .
Miresaka Andriamanitra ianareo ,manao hoe : "koa raha mino izy na tsy mino dia tsy manakana ny fahamasinan'Andriamanitra izany" .
Ka mba manontany aho hoe iza io Andriamanitra io ? I YHWH ,sa i Baal , sa i Allah ,sa Zanahary ,sa.................. ?
Ny famakiko anareo mantsy mitady ho ethnocentrique izay averiko eto ny dikany :tendance à valoriser la manière de penser de son groupe social ,de son pays , et à l'étendre abusivement à la comprehension des autres sociétés.Mety tsy ho abusivement ny eto amin'ny forum ,fa ny ambiny amin'ilay définition toa ohatran'ny mitombona .

43. pissoa
(
21/04/2008 20:47)
Dia ahoana ny fiantsoana ny olona iray manana tendance hi-valorize ny maniere de penser-ny manokana, sy te hi-etendre azy amin'ny comprehension an'ny societes ? :-D :-D :-D
44. rabilabila
(
21/04/2008 21:01)
pissoa:
Dia ahoana ny fiantsoana ny olona iray manana tendance hi-valorize ny maniere de penser-ny manokana, sy te hi-etendre azy amin'ny comprehension an'ny societes ? :-D :-D :-D
Misy an'izany angaha ato ?
Raha égocentrique mantsy no tian'i Pissoa ahatongavana dia tsy dia io loatra no dikany .
:-D :-D :-D
45. soanja
(
22/04/2008 00:04)
pissoa:
Toa misy mifanipaka le tenin'i Soanja ! Sa izaho no tsy mahazo resaka :
Ika> Mila mamaky tsara ianao. Amiko Masina Andriamanitra. Tsy namasiniko fa masina amin'ny mahaIzy azy.
NY FAHATSAPANA AVY AMIN'NY TSIRAIDRAY NO MAHAMASINA NY OLONA IRAY, ZAVATRA IRAY ARY NY TENY sns... IRAY.
Ka amin'i Pissoa ary ve Olona Andriamanitra sa zavatra sa inona iray? Raha ampitovianao amin'ny zavatra Andriamanitra dia tsy mitombina tokoa ny hevitro na mifanipaka.
Raha ny hevitro mantsy dia manerana Andriamanitra ary tsy voafaritra akory ny momba azy satria tsy vitan'ny teny, saina, hevitra na sarisary sns... tsy azoko alaina sary antsaina akory izy. Mihoatra lavitra ny takatry ny saiko ny momba Azy.
Donko ny fahamasinany tsy hitovy velively amin'ny fahamasinan'i Papa Iray masina sy ny Sary masina nareo katolika sns...
Ny zavatra, olona, teny sns.. hafa izay heveriko fa fahamasinana namboarina tao anaty saina satria inoanareo fa masina dia mandaitra aminareo fa tsy handaitra amin'ny hafa velively raha tsy mino izy ary tsy miasa aminy ilay izy.
Fody sy Pissoa> Mba raiso kely anie azafady ny fanazavana momba an'i Papa Ray Masina, ahoana ny fahitanareo an'io?
Nahoana izy tamin'izy mbola arseveka, moseniera sns tsy natao hoe Papa Ray Masina fa rehefa maty ilay raika teo aloha vao masina izy???
De sahinareo va ny hilaza fa tsy nisy FANAMASINANA AZY tao nataon'olombelona: zany ho fombafomba vao tonga tamin'io toerana io izy. Mino aho fa nisy ny fanadihadihana ny fiainany, ny fanontaniana ny olona niara niasa taminy sy ny zavabitany ary ny rehetra momba azy vao an'io toerana io izy. Hilaza ve nareo tsy nisy ny fijerena ilay setroka sns... Inona no mahita ary iza no mahatsapa??? Olona hatrany fa tsy Andriamanitra. Ianareo no mampanaiky ny sainareo fa masina izy dia masina izy eo anatrehanareo. Fa mba jerevo anie ny fijeren'ny olona tsy Katolika azy. Mino aza aho fa hisy hilaza fa io no Antikrista satria nahoana TSY MASINA IO EO ANATREHANY fa olona manana ny hajany sy ny voninahiny ary ny fahendreny toy ny hafa tsy tambo isaina.
Firfiry moa tamin'ny tantaran'i Papa iray masina ireo no nanao zavatra tsy zakan'ny sain'ny Mpino Katolika mitovy aminy sy ny hafa finoana aminy. Tsy maninona izany satria Olombelona isika ary mety solafaka tokoa. Ny fanekentsika lalandava fa mifandray amintsika ny hatsarany satria MAHATSAPA isika no zavadehibe ary io dia fahamasinana tokoa amiko Mpino.
46. ikaretsaka
(
22/04/2008 00:07)
pissoa:
[quote
]2) Ny zavatra hafa ankoatran'Atra no manana io toetra lazainao io hoe NY FAHATSAPANA AVY AMIN'NY TSIRAIDRAY NO MAHAMASINA NY OLONA IRAY, ZAVATRA IRAY ARY NY TENY sns... IRAY.
Fa tsy voatery manana io toetra io koa ny "zavatra" hafa ankoatra an'Andriamanitra. :-D :-D :-D :-D :-D
[/quote]
marina be!
47. ikaretsaka
(
22/04/2008 00:16)
soanja:
Nahoana izy tamin'izy mbola arseveka, moseniera sns tsy natao hoe Papa Ray Masina fa rehefa maty ilay raika teo aloha vao masina izy???
soanja> samihafa aloha ny titre sy ny sacre...
tsara aloha raah hay ny manavaka ireo
48. soanja
(
22/04/2008 00:21)
soanja:
Raha ny tena izy mantsy raha ny fihevitro dia masina ny zava-drehetra misy, iainana, ifandraisana ka azahoana ny soa. TSAPA, FINOANA, FANAMASINANA bebe kokoa fifandraisana mampaharitra izany. Ny fampiasana azy ho zavatsoa an'ny tsiraidray no manome hasina azy bebe kokoa.
Ny zavaboarin'Andriamanitra rehetra dia masina avokoa eo anatrehako satria nahoana miasa ho ahy ary miodina amin'ny fisiako ary manampy ahy hamita izay adidy napetrak'Andriamanitra amiko. TSAPAKO NY FISIANY, MIFANDRAY AMIKO ARY MITONDRA HATSARANA HO AHY!
Ny rano, ny tany , ny mineraly, ny rivotra, ny kintana, ny olona, ny fahendrena sns... izay misy dia masina avokoa.
Isika matetika no tsy mahita ny fahamasinany satria variana manamasina ny zavatra iray loha fa tsy mandray ny tontolo ho masina amin'ny fisiany.
Ny fanabeazana ny tsirairay ka mahazo ny vokatsoa manoloana ireo zavatra ireo kosa no antony goavana indrindra hahatonga an'ireo ho masina kokoa raha mihoatra amin'ny isanisany avy. Ohatra raisiko I Masina Maria. Masina eo imasoko satria mandaitra amiko.
Masina kokoa ny zavatra iray, ny teny iray, finoana iray satria mahavita manao zavatra mihoatra ny tokony hovitany anandavanandro izay nanamboaran'Andriamanitra azy ohatra raha zavatra ilay izy.
Io no fahamasinana azoko lazaina fa namboarin'ny saiko. Ary azo atao ny mifandray lalindalina amin'io sy manome haja/ voninahitra goavana an'io.
Eo no misampana ny rehetra satria azo lazaina fa io no fanompoantsampy raha ny baiboly satria mivaona amin'ny lazain'ny baiboly momba ny fanompoana an'Andriamanitra ny ataoko. Tsy manahy anefa izany satria ny rehetra teny ao anaty baiboly koa no masina amiko fa ny androan-tokony angamba raha misy.
Betsaka kokoa ny nino an'Andriamanitra raha tsy nisy ny baiboly!
49. ikaretsaka
(
22/04/2008 00:34)
tsy en fonction ny asany ve ny maha masina ny zavatra anankiray ry soanja...
miala tsiny be dia be @ le ohatra fa aminao.. ny "stools" (diky) ve zava-boahary sa tsia, dia masina ve sa tsia?
miala tsiny be dia be @ le ohatra fa aminao.. ny "stools" (diky) ve zava-boahary sa tsia, dia masina ve sa tsia?
50. soanja
(
22/04/2008 00:42)
Raha tsy mivoaka ny diky ao anatinao na mitohana ohatra de inona no mitranga???? Ilaina ny fisian'ny diky satria misakafo isika.
Mahazo fahafinaretana aho rehefa mikaka ohatra. Azoko lazaina fa mahita fahanginana sy fitoniana aho satria manao respiration tsy misy ohatr'izany. Yoga latsaka ambany eo ampikakazana.
Namboarina ao anaty saina fa maloto ny TAY saingy hilaza aho tompoko fa mpitsimpona tain- gidro ny tenako taloha ary matoa tsiponiko iny aho dia misy dikany amiko. Misy ifandraisany amiko mety mifanalavitra fa tsy mandiso.
Ny zava-drehetra dia misy + sy - avokoa ary io balance io no mahamasina azy satria miasa Andriamanitra.

51. ikaretsaka
(
22/04/2008 01:47)
ka madio ve ary ny T matoa navoaka sy ariana fa tsy notehirizina?
Ny hahazoanao fahafinaretana ve tsy mamoaka ilay mahaporitra? tsy iny va no azahoana ny fitoniana?
tsy ny mahamasina ny tain-gidro sy ny tain'omby anie no antony hitsimponanao azy t@ iznay ry soanja e... fa ny hianaranao sy ny maha important an'ilay namoaka azy! eo no mampivaralila ilay resaka..
Raha nitsimpona taingidro ianao dia le gidro no tiana hadihadiana @ alalan'ny zavatra navoakany fa tsy ny zavatra navoakany no jerena mitokana dia avela ary ragidro!

52. Fody
(
22/04/2008 09:03)
Fody> Inona zany no ilana ny sary vongana raha ny endrika ambadik'iny no hinoana fa tsy io sary manoloana anao io? .
Raha ilay sary manoloana anao no inoanao dia mpanompo sampy ianao.
Ny anay, araka ny lazain'i Ikaretsaka ery ambony dia ny hafatra ampitain'iny sary iny no raisina. Ilay teny fa tsy ny soratsoratra na ny sarisary.
Hoy ika ery ambony: "inona no ilavanao mamaky boky.. tsy ny idee ao ambadik'ilay boky ve no interessant aminao? sa le boky hoe ity misy taratasy papier canson dia natonta tany ananona dia natao reliure tany ananona?"
Na ilay endrika na ilay sary amiko dia tsy manahy akory. Ny sainao ny manamasina izay hinoana fa masina rehefa nazavaina taminao ny fanamasinany.
Tsy misy sain'olombelona afaka hanamasina izany mihitsy.
Ianao eto dia milaza fa rehefa nazavaina tamin'ny olona iray ny momba an'Andriamanitra ohatra, izay izy vao hanaja ny sariny. Midika io fa tsy ny saiko mihitsy no namorona hoe: toy izao izany Andriamanitra izany na toy izao. Fa ny fahatsapako miainga avy amin'ny fanazavana sy ny experience niainako no mahatonga ahy HANAIKY fa masina tokoa izy, ka mendrika ny hajaina.
Tsy izaho, na ny saiko no manamasina azy, fa masina izy. Ny fanajako azy, ny fanomezako vonnahitra azy, dia fomba hanehoko ny fanekeko ny fahamasinany.
Raha misy hevitra manohitra an'izay tianao ambara dia lazao!
Misaotra!
53. Fody
(
22/04/2008 09:11)
Fanamarihana:
soanja: Aza dia afangaro daholo aloha ny resaka rehetra e! Fa tsy hoe rehefa mahita hoe: Masina dia mitovy daholo izay. Efa misy fanamarihan'i Ika io ambony io.
Manaraka: Marina ny fanamarihana fa tsy mitovy mihitsy ny Fahamasin'Andriamanitra sy ny olombelona. Ary na dia fahamasinan'ny samy oombelona koa aza dia tsy mitovy.
Fa ity ny fanontaniana mba hapetrako amin'i soanja:
Iza ry soanja no nahatsapa ny fahamasinan'Andriamanitra ny olombelona ve sa izy Andriamanitra ?
Misaotra!
54. cutie
(
22/04/2008 11:01)
Ianareo no mampanaiky ny sainareo fa masina izy dia masina izy eo anatrehanareo. Fa mba jerevo anie ny fijeren'ny olona tsy Katolika azy. Mino aza aho fa hisy hilaza fa io no Antikrista satria nahoana TSY MASINA IO EO ANATREHANY fa olona manana ny hajany sy ny voninahiny ary ny fahendreny toy ny hafa tsy tambo isaina.
ie :-D
Ny anay, araka ny lazain'i Ikaretsaka ery ambony dia ny hafatra ampitain'iny sary iny no raisina. Ilay teny fa tsy ny soratsoratra na ny sarisary.
fody miteny wazy aminareo eo zany le sary refa mandinindinika azy eo nareo sa ny sainareo no manary anareo we mampita hafatra le sary :-D :-D :-D :-D
55. cutie
(
22/04/2008 11:06)
Voalaza teo :
Na ilay endrika na ilay sary amiko dia tsy manahy akory. Ny sainao ny manamasina izay hinoana fa masina rehefa nazavaina taminao ny fanamasinany.
hidirako kely alou io voalaza io. Mety tsy de nazava ny fomba nitaritan'i soanja aza ngamba fa ny fahitako ny dikan'io voalaza io de we refa avy nomahasinina ny zavatra iray sy nazavaina taminao de tafiditra ao antsaina le we masina le zavatra, tsy misy resaka we manamasina an'le zavatra le saina akory. Ny sainao no manaiky fa masina le zavatra.
56. Fody
(
22/04/2008 12:41)
cutie:
fody miteny wazy aminareo eo zany le sary refa mandinindinika azy eo nareo sa ny sainareo no manary anareo we mampita hafatra le sary
Ho an'i cutie, mba anontanio i pissoa hoe: inona no zavatra hitany raha vao mahita hoe: cutie izy.
Hilaza zavatra be dia be izy, izay lazaiko aminao fa tsy noforon'ny sainy fa niainga avy amin'ny Fifandraisany mivantana tamin'ilay olona mitondra an'io ps io.
Donc tsy ny saina no mamorona an'izao sy izao, fa ny experience avy amin'ny fifandraisaina mivantan na tsy mivantana avy amin'ilay olona asehon'ilay sary. Ny ohatra raisina moa izao dia hoe: cutie. Io ps io dia sarinao cutie.
Mazava ve?
Misaotra
57. cutie
(
22/04/2008 12:55)
samihafa be mitsy zany ry fody
za nga sary vongana :-D :-D :-D :-D
sady tsy ps koa ny resahina fa le sary lazainareo fa mampita hafatra aminareo, exemples hafa raisina fa tsy mazava amiko zany ohatra ps zany
de raha ohtra we sarin'i masina maria no jerenareo, efa nifandray mivantana t@ masina maria nga nareo? :-D
za nga sary vongana :-D :-D :-D :-D
sady tsy ps koa ny resahina fa le sary lazainareo fa mampita hafatra aminareo, exemples hafa raisina fa tsy mazava amiko zany ohatra ps zany
Donc tsy ny saina no mamorona an'izao sy izao, fa ny experience avy amin'ny fifandraisaina mivantan na tsy mivantana avy amin'ilay olona asehon'ilay sary
de raha ohtra we sarin'i masina maria no jerenareo, efa nifandray mivantana t@ masina maria nga nareo? :-D
58. ikaretsaka
(
22/04/2008 13:17)
aminareo eo zany le sary refa mandinindinika azy eo nareo sa ny sainareo no manary anareo we mampita hafatra le sary
izao ary...
atao hoe mijery ny sarin'i cutie aho... ao anaty caaaadre milay be.
ny remarque voalohany tonga de lasa ao an-tsaiko raha vao mijery an'iny ka atao hoe tsy mbola hitako i cutie :-D dia tonga de hoe hay ve i cutie izany ka ohatran'izao e.... dia izay aho vao mihery hoe inona hono ity ataony... ia hono no charmevany ao sns....
(raha tsy mino dia mametraha sary ao @ "fiche" :wink: dia jereo ny comments an'ny ankizy fa ny hafatra hambaran'ilay sary no tonga voalohany... karazan'ny hoe maninona ny pozinao ohatran'izao, tsara be ny coupem-bolonao ... sns...)
dia ohatran'izany koa amiko ny sary vongana na sarin'olomasina... raha mijery an'i Md Josefa Mitrotro an'i Jesoa zazakely aho dia tonga de heo hay ve ohatran'izao iznay St Jo izany dia hay ve ohatran'izao iznay fitiavan-dray izany.. izao izany no naha olomasina an'i Razozy satria izao ary ny fitiavany an'i Jesoa koa
mijery ilay sary 3 segodra aho d'efa kopy.... au lieu de hamaky 10 pages ao @ baiboly momban'ny fitiavan-dray ny zanany!
simple but effective
59. cutie
(
22/04/2008 13:58)
dia ohatran'izany koa amiko ny sary vongana na sarin'olomasina... raha mijery an'i Md Josefa Mitrotro an'i Jesoa zazakely aho dia tonga de heo hay ve ohatran'izao iznay St Jo izany dia hay ve ohatran'izao iznay fitiavan-dray izany.. izao izany no naha olomasina an'i Razozy satria izao ary ny fitiavany an'i Jesoa koa
tsy ny sainao ve no mamorona an'reo rehetra reo :-D
andraso aza za handeha hijery ny sary vongan'i masina maria e :-D :-D :-D :-D
60. cutie
(
22/04/2008 14:05)
Voalaza teo :
dia ohatran'izany koa amiko ny sary vongana na sarin'olomasina... raha mijery an'i Md Josefa Mitrotro an'i Jesoa zazakely aho dia tonga de heo hay ve ohatran'izao iznay St Jo izany dia hay ve ohatran'izao iznay fitiavan-dray izany.. izao izany no naha olomasina an'i Razozy satria izao ary ny fitiavany an'i Jesoa koa
toa efa tonga de conclusion be zany le izy fa we in no hafatra lazain'le sary :-D