Ny fiarahamonina ato

81. xxx ( 03/04/2008 14:59)
ka ianareo anie tsy mahay teny gasy e! efa hoe ampidirana dinika manokana rehefa tsy mifandraika am loha-hevitra mivoana HS daholo ianareo rehetra :-D tsy aleo manao hendry dia mandeha ary ananona ary....!
ainaheri: tsy ry lerony fa ry likaryyyy! :-D
andao ary nama tohizana fa inona ary ity mafy loha ity :^)
sao ho voafafa eto ity ;-)
82. abcdefg ( 03/04/2008 15:34)
manakory aby,zao vao namaky ny dinika,marina ny filazan'i DS,misaotra indrindra tompoko!fa mamaly kely an'i ikaretsaka aho:namaky dinika ny tenanay,ny voatsikaritra dia ianao sy tess no tena mpanaraka olona eto, ary miaraka foana moa ianareo roa,manaraka ho azy ny hafa, manao tambabe no tiako lazaina,fiarahana manakory moa no ataonareo fa tsy azoko, miaraka manimba dinika,samy manana ny namany fa hoy aho hoe raha ny iray no voakitika tokony tsy misy idiran'ny hafa,ny hevitra mivoaka no tokony hajaina, ohatra: resaka saosisy dia io no hifanomezana hevitra sy dinika fa tsy misy idiran'ny tsinaina akoho,na voalavo :lol: :lol: :lol:
83. kiadi ( 03/04/2008 16:09)
zah tary @ diaspora nataon''ireo zay mahay ny teny tsy fantatra tambabe tsy nimenomenona! de ba aleo ko ry tess sy ika ba anao tambabe eh!ze tsy matanty mangina!zah nahatanty de tsy nangina!
zah aloha de manaraka zay olona manana filôzôfia mitovy amiko eh!
fa zany akory tsy midika oe zah manimba dinika! ba asina tsikitsiky indraindray ny dinika fa nôfa be le tonga de mifamaly ba tsy akijanona! ohatra zao oe raha mandeha tsara ty tantara ray ty (film) de ho avy zah hanao ny bizinako eto! :-D :-D :-D
84. tess ( 03/04/2008 16:15)
abcdefg: aza mandray tsy raisina otran'ny tsipolitra antitra fa tsssss!
matoa mi revlote ny olona misy antony! tsy hitanao angaha ny ompa tetsy sy teroa! ary ny tsy tiko olonkafa foana no miosolo vava na manelanelana , fa maninona raha ireny olona harovana reo ireny no asaina miresaka mazava eto! efa mngina mbola solµkirina ihany....sa averina eto dool indray ny resaka rehetra.....????????
iza moa enao no mba afaka ny hitsara! jereo ny realité ny forum ny zava niseho hatrizay zao afaka miteny ny hafa.....tsy ho voasakanao hanao zé tiana sy tiana lazaina ny olona akory! rehefa tsy manompa toy ny fanaoanareo dia avelao hipetraka! ampy angamba izay;
85. tess ( 03/04/2008 16:21)
rehefa tsy mahatanty dia aza manao fotsiny de tsotra angamba izay! ary izaho efa nangina mbola averina ihany ilay resaka ka handao ary izay tsy mahatanty mitomany......
ary inona foana moa ity dinika dinika simba lazazainareo ity?????
asio rohy kely hoe izany jerena??????
aza atao victime dool ny namana serasera refa mahatsiro ho tratran'ny tamba-be! tsy nifanaraka akory izahay fa samy liky ny nataonareo ngamba.
Aza hadino fa ianareo no nandoto ny forum hatrizay, fa tsy izahay no manimba ny dinika.....hita-poko hita-pirenena eo fa ianareo no fototra izao rehetra izao mbola manamari-tena ihany, rehefa tsy hay ny source ny resaka aza hidirina ny pataloha tery
86. kiadi ( 03/04/2008 16:32)
de tsy aiko aloha fa zah vahiny eh! fa zah manohana lalandava! :wink:
87. tess ( 03/04/2008 16:49)
fa hita wa ry ikkiadi.....ny mpinamana mi solidary aza gaga raha mifampiaro, izany no hatao hoe mpinamana, sa mialona ny amitié n'i ikaretsaka sy tess ndray :-D :-D :-D :-D
88. ikaretsaka ( 03/04/2008 17:02)

rehefa tsy mahatanty dia aza manao fotsiny de tsotra angamba izay!
ary inona foana moa ity dinika dinika simba lazazainareo ity?????
asio rohy kely hoe izany jerena??????

aza atao victime dool ny namana serasera refa mahatsiro ho tratran'ny tamba-be! tsy nifanaraka akory izahay fa samy liky ny nataonareo ngamba.
Aza hadino fa ianareo no nandoto ny forum hatrizay, fa tsy izahay no manimba ny dinika.....hita-poko hita-pirenena eo fa ianareo no fototra izao rehetra izao mbola manamari-tena ihany, rehefa tsy hay ny source ny resaka aza hidirina ny pataloha tery


olonkafa foana no miosolo vava na manelanelana , fa maninona raha ireny olona harovana reo ireny no asaina miresaka mazava eto!


ireo nataoko bold koa mba tiako ashiana fanazavana zafady
89. kiadi ( 03/04/2008 17:15)
zah alaou zalou eh!! :-D :-D :-D :-D aiza ve de ika fona fa tsisy ho anah mintsy ry tess =)) =)) =))
90. tess ( 03/04/2008 17:24)
i kiadi: ka zahay foana aloha izao no misy namaraka fa refa misy manaraka toi de harovako tsara kounkou :-D :-*

ikaretsaka: fa angaha mba fantany ny tsy mety nataony e! olona marary saina! na ampiasa ps inona na haka olona hisolo vava eo aza tsy hampiova nin nin akory!
91. xxx ( 03/04/2008 17:24)
:arrow: fako ndray ty
92. tess ( 03/04/2008 17:30)
aleo ho lasa fako any fa tondé misy manafika fotsiny tsotra zao io anefa ny fombanjareo tsy hita! ny manimba dinika izao foana no hatao drindrangilo fa ny forum nolotoina tam ompa norme amnazy ! sady hita fa efa nangina mbola provokéna ihany , nefa rehefa hatao tsy harakaraka io fa malaky mikonetaka maka mpisolo vava etsy sy eroa.....

93. abcdefg ( 03/04/2008 18:20)
samy milaza ny tokony hanamboarana ny serasera ange fa tsy fiarovana zay tsy fantatra any akory e!aza matsiaro voatsindrona avy hatrany, manazava ianao ry tess dia rambotra ny olo,rahefa manopa dia opao koa :-D :-D :-D
94. tess ( 03/04/2008 18:44)
aza makriko e! tsy hainao izay fiavian'ny blem nay de aza hidirana ary asheoy eto izany dinika simba simba drindrangilo nao zany
inona no hidiranao amzany aza mandray tsy raisina otran'ny tsipolitra antitra wa! zaho aza tsy manompa millay fa vao sasiteny am toetra ratsiny no hatao efa be kilay! ary aza tohizana ato ny drindrangilonao fa anokafy dinika hafa fa tssss
95. ainaheri ( 03/04/2008 18:44)
kiadi sy ika >> inn ny amidiko @ zao klé? zay kou mba hibizina ra izany an
96. abcdefg ( 03/04/2008 18:54)
mba ratsy valiteny koa zao tess zao kile!ataovy any zay tsy fahoinareo!sipa ngaha ianao sa bezandy?
97. tess ( 03/04/2008 18:54)
abcdefg:

samy milaza ny tokony hanamboarana ny serasera ange fa tsy fiarovana zay tsy fantatra any akory e!aza matsiaro voatsindrona avy hatrany, manazava ianao ry tess dia rambotra ny olo,rahefa manopa dia opao koa :-D :-D :-D



oudry! izany ka ny zavatra hatao tsy hainy akory! ianao no manonona ps tess eo kou inona indray ny hoe aza matsiaro voatsindrona!??????sao de ataoko oe very saina ka ho tezitra!

98. ratonga ( 03/04/2008 19:07)
abcdefg : tsy namaky tsara ny dossiers ko ngà ny mpisolovala ry tony é! =)) =)) =))
vieforce: zah letsy mivarotsa kakapizon ambogadiny ra anao bizna atsinjarany élah :-D :-D
99. XxxX ( 03/04/2008 19:19)
hijklmno tohizako kely alo e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
100. fasaly ( 03/04/2008 19:22)
p-q :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3559