Ny fiarahamonina ato

101. XxxX ( 03/04/2008 19:26)
:-$ :-$ HS isika zany klé! :-$ :-$ bedy eo a! =)) =)) =)) =))
102. yonikafopl ( 03/04/2008 20:27)
aleo haka seza kalou fa tonga njay ny akitera :-D :-D :-D
103. tess ( 03/04/2008 20:37)
yonika :-D :-D :-D :-D
104. yonikafopl ( 03/04/2008 20:52)
tess ka misy tonga de aviavy be , de tonga de ankanonontonona we tess sy ika avia tohizana le senario, de hoy aho wee aleo hakako plasy :-D :-D
105. kiadi ( 03/04/2008 20:57)
eo le nem eh!nem au porc! nema au cheval! nem au poisson!! :-D :-D :-D
106. tess ( 03/04/2008 21:03)
ka ita kou! zay ve nama efa we hendry de mbola tononina ihany tssssss :°) de avy teo hoe matsiaro votsindrona hono nefa izy no ni provok ahy =))
de lazaina fa zahay sy ika no manaraka azy anefa izy no manaraka anay avy ao aoriana ao :-D :-D :-D tsy mimé loza aho! tsy hilam mitsy izy izany ka! :^)
107. yonikafopl ( 03/04/2008 21:10)
tess, nefa avy eo betatibolana :-D :-D :-D :-D :-D
108. kiadi ( 03/04/2008 21:14)
ary ahona le nemko ry reto fa ba reraka ihany zah mikikika sy mihova manenjika dinika an :-D :-D :-D
109. tess ( 03/04/2008 21:25)
kiadi: ny anao nem efa omaly mangatsika be kou :-D :-D :-D amzay tsy misy sakay akory sy saosy :-D

yonika: ka izany anie e! tsy arak'io fa refa tafihina malaky mikouinnnnnn!
izy aza hono vao ps vaovao, tsy mahalala ny oul harovany anefa hono maita an'i tess sy ikaretsaka manimba dinika =)) =)) toko tapaka vilany mitongilana zé tsy mety harenina ity leretsy :-D :-D :-D
110. kiadi ( 03/04/2008 21:26)
tsssss! vizana fotsiny ny nemko zany le
111. ikaretsaka ( 04/04/2008 01:18)
ny tena tsy azoko @ ity tantara ity de le misy ps fantomes be dia be foana miala any any dia manao avocat sy miaro azy.
tonga anefa de kobo be hoe raha tsy milamina le izy na manaraka ny lojikan'ilay hevitra fotsiny aza.
ny taraina ary sy ny konaina ary manginy fotsiny Hery ah Ds a Ika an, admin an ouiiin!
admin vendrana no atao hoe ty vola de manao trick... mampatsiaro an'i Mbola adala manantsaina tao Antsena Sabotsy fahiny!!
112. xxx ( 04/04/2008 05:16)
ikaretsaka:

ny tena tsy azoko @ ity tantara ity de le misy ps fantomes be dia be foana miala any any dia manao avocat sy miaro azy.
ts azoko mits lé kozy e!ny an'lisany zany refa ol hafa no mamaly eto d tsy maintsy fantomes doly f lisany iany no afaka mamaly eto?


113. Rasiligaoma ( 04/04/2008 05:31)
raha tena dinihina kosa dia izany no mitranga ary ko
olona tsy fantatra avy aiza sy avy aiza dia miseho ho tena au courant izay resaka mipoitra avy any, na koa manao xxx miafina ao ambany zipon-drabaofiny
114. abcdefg ( 04/04/2008 07:16)
aleo hazava ny resaka ry zareo:tsy misy tribonaly eto ,samy manana ny fijeriny sy ny heviny ka zay hifandroritanareo @ hafa any dia anareo zay,mitsinjo ny tsy fanaovana HS no heverina eto,samy miezaka ny hifanakalo hevitra,ny marimaritra iraisana no tanjona, isika tsy voatery ho mpinamana , ny saim-pantatra no hifafampizaraina,tsy tokony mora misendaotra fa ny hevitra no azavaina,misaotra!
115. XxxX ( 04/04/2008 07:55)
=)) =)) =)) =)) =)) ataovy ohatran'lé atsy leisy lé fiarahamonina f milay be a! =)) =)) =)) =))

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47f4ddf32cba1
116. yonikafopl ( 04/04/2008 08:07)
eeeeeiisssiieeeeeee wa eeeeeeeeeeeee :-D :-D :-D
117. kiadi ( 04/04/2008 08:55)
fa manin wa de tsy maintsy misy dinika fifamalina hotrizao fona eh? itsika ve de tsy mahay miaramonina tsara fa de misy fifamalina fona?ao anaty firy volana zay de tsy maintsy misy an'izao fona!resaka virtoaly ange ny ato ry zareo eh! hevitra no ampiadina fa tsy fitarainana sy fifosafosana sns......tsika tsy hifakahita mandrakizay fa eto fona ka manina raha ba le tsikitsiky sy vazivazy sy ady hevitra no atao?
tsy misy ny manisy sira kely mandrangitra de misy no tonga de mora miakatra de misy ny bezesista!! tadidio rankizy fa virtoalyyyyyyy ny ato! :lol: :lol: :lol:
zany eo ihany fa mila mibizina kely aloha zah eh! :wink:
118. lapino ( 04/04/2008 09:25)
abcdefg:
zay hifandroritanareo @ hafa any dia anareo zay,mitsinjo ny tsy fanaovana HS no heverina eto

Misy manao extrapolation vinany izao any fa hoe abcdefg = za ihany , satria efa hevitro teto io :D
Sauf que :
abcdefg:
ny marimaritra iraisana no tanjona

Tsy filozofiako mihitsy izany marimaritra iraisana izany amin'ny ankapobeny :^ .
Maninona koa anefa moa za na tsy niteny an'izany aza ?

abcdefg, efa natsipy ny tady teny an-tandroky ny omby, fa ilay omby koa misy diso mitrifana loatra ny sasany :-P . Mazotoa raha mbola manantena handresy lahatra amin'izao kle.

yonika:
ka eto amin'ny serasera no iresahany ny fiainanao manokana ivelan'ny serasera nge no mahatonga ilay gidraka ato ee
Raha izany dia lojika ihany raha eto amin'ny serasera no regler-na ilay izy. Aferan'izay samy concerné izy amin'izay, mety afaka hiantsoana spekta sy hanaovana bizna vandro koa, kôm'dab. Asakasak'izay te-haka rôle ao anatin'ny tantara koa.

Saingy tsy tokony tsy hatao hors-sujet amin'ny dinika normal andraisan'ny rehetra anjara fotsiny ny gidraka fa manjary lasa ohatra ny hoe tafiditra ao anatin'ilay gidraka tsy nahy izany daholo na izay tsy misy ifandraisany amin'ilay izy akory aza. Tratran'ny "izay tsy mahatanty miala" daholo ambakan'ny tsy manan-tsiny. Sady raha vao misy dinika tafiditry ny gidraka koa dia maty ho azy ilay tena size voalohany.

Raha vao tafahaona ao anaty size innocent iray fotsiny manko ny avy amin'ny andaniny roa amin'ilay gidraka, ka ny iray fotsiny no tsy mahafehy ny hafanam-pony, dia raikitra ao indray. Izay no tsy milay ho anay tia filaminana. Tsy omena tsiny akory izay miady ny adiny. Mety tsy zavatra iniana noho ny hasomparana daholo izany, fa tsy milay ihany na izany aza. Dia sarotra ny tsy hiteny na in-1 monja aza, mba ho tonga saina izay ho tonga saina. Nisy tokoa no nanao ezaka aloha, isaorana azy. Izay tsy tonga saina kosa, tant pis.

Izay ilay hevitra efa nezahako naposaka. Aleo averiko kely amin'ny filazako azy ny ahy mba tsy ho voa-calqué amin'i abcdefg. 8)

Fa zao e : efa natsipy ny tady ...
Akoho tsy naneno ohatra an'izay lanin'ny kary
Saina tsy tonga ohatra an'izay lanin'ny akoho

Mazava tsara ilay tenin'i ds tery ambony :
ds:
Raha diso hevitra na solafaka mahaiza miaiky fa ny heloka ibabohana mody rariny. Raha tojo fanafintohina na manana ny rariny, mahaiza mandefitra fa ny rariny itompoana mody heloka.
119. Papoose ( 04/04/2008 09:54)
vive l'amitie et le fanarakarahana! :-D :-D :-D
vive les proces verbaux si kofrontasioo!!
:-D
120. yonikafopl ( 04/04/2008 10:35)
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0956