Ny fiarahamonina ato

141. kiadi ( 04/04/2008 20:01)
kiadi:

aleo zay toy izay le mamaly havona mpiandraikitra refa ba tsara fanahy manotany zavatra tsy hay ny pi-forum!



ahintsiko le iz fa tsy mazava!
aleoko mahita ny mpi-forum mifamaly sy mifamaly @ mpi-forum eto toy izay mahita ny avonteny ny mpiandraikitra sasany ato! ba angatahana fanazavana de manao vali_borainginy!nareo mpiandraikitra sasany ato aza manana toetra miavona tsy mamaly fanotanina apetraka azy ka aleo ny olona hanao ny ataony!
142. kiadi ( 04/04/2008 20:03)
zah aloh refa mitaraina de ato ihany no mitaraina fa tsy manao be taraina any ambadika any eh! mpisolelaka reny amiko
143. ikaretsaka ( 04/04/2008 20:14)
marina izany ry kiadii
144. kiadi ( 04/04/2008 20:41)
de aleo zay hanao ny bizinanay fa aza menomenonana! :-D :-D
aiza indray zao no misy bizina lesy ry ika fa tô tsy mandeh ny ato an :-D :-D :-D
145. Rasiligaoma ( 05/04/2008 05:43)
nareo mirahalahy tena mahalatsaka mihitsy amin'ity bizna ity.
ny olona mifampisintom-bolo, ny anareo mirahalahy izao bizna izao foana vao misy mitangorona :D
misaotra manala hamohamo e
146. Rasiligaoma ( 06/04/2008 04:59)
mety sy tsara ity film ity ka!
afa tsy ilay eo amin'ilay misy karazan'olona hoe te hanao aminy eo nefa be taraina rehefa nasiana mafy!
147. tess ( 06/04/2008 06:35)
:-P
148. tess ( 06/04/2008 17:58)
kiadi: aleo haloha handinika kely otrany omby mitsako ahitra :-D
149. kiadi ( 06/04/2008 18:11)
:-D :-D
150. ikaretsaka ( 09/04/2008 15:48)
nankaiza kao ary le mpivarotra kafe teo handinihina ny baolina.....

sa lasa nianatra avocat? dia hiova pseudo de hisolo vava :-P :-P :-P
151. kiadi ( 09/04/2008 19:28)
iza lety zany?
152. ikaretsaka ( 09/04/2008 19:41)
ela ve lety efa firy volana nibiznevana tato de mbola tsy kopy foana hoe heo iza no mitana ny marche an'izao?
153. kiadi ( 09/04/2008 19:51)
ka fanina @ le misy ps miova lava ko
154. ikaretsaka ( 09/04/2008 20:27)
iny tsy maintsy misy any @ io marche d'avocats io...
fa any tsara ny spons de mahazo tablier vaovao foana
155. kiadi ( 09/04/2008 20:29)
ka tsika mpivarotra madinika de tsy mahazo akanjo vaovao zany ko
156. ikaretsaka ( 10/04/2008 18:11)
ka isika mianto tena fa tsy manana votona matavy hovolosana :-D
157. kiadi ( 10/04/2008 18:40)
:-D :-D :-D :-D
158. tess ( 10/04/2008 19:29)
:-D :-D :-D :-D :-D mba miadiva varotra de mahazo tablier vaovao e! :-D
159. yonikafopl ( 10/04/2008 20:21)
ataovy tsara ny bizna de mba mihafy kely mividy tablier sady efa tonta lotra reny anareo reny fa tsy misolo mintsy ve kouuuu :-D :-D :-D
160. kiadi ( 10/04/2008 20:42)
ba anjairo tablier zah ry yonika sy tess an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4607