Ny fiarahamonina ato

41. ikaretsaka ( 01/04/2008 20:45)
fa ny mampihomehy mahazhendana @ ity kozy ity de le matetika lazaina fa "olon-dehibe" no be taraina aty!
42. xxx ( 01/04/2008 20:59)
he he he he! cas mitranga daholo izany, matetika koa ny tsy mpanàja ny namana ihany no be tati-bolana..... :roll:
43. xxx ( 01/04/2008 22:36)
hi hi hi ary matetika i rabofy no mpametraka io sary kely ioo --> :roll:
:°) :-D :-D
44. ikaretsaka ( 01/04/2008 22:47)
aza hitako ka hisy hitaraina koa any hoe i xxx ry admin nataon'i xxx hoe rabofy de hanao ranomasoi havozina be eo @ phone.. sady mandeha ihany ny aferam-bola omena :-D
45. xxx ( 02/04/2008 04:31)
mpalaelo b ny toetsain-lahy!
46. xxx ( 02/04/2008 05:07)
yonikafopl:

le mpanao xxx reny mihintsy no mpanimba dinika :-D :-D


efa hoy aho hoe: ahoana hoy aho izany manimba dinika izany? manàla azy de meme koa ve?


:? :-D :-D :-D
47. Rasiligaoma ( 02/04/2008 05:08)
ity izany ilay hoe "omena vola" izay mangina fa tsy izay mangina "volamena"
mety mahazo saosy be ao ambadika ao ireo xxx betsaka ireo
48. xxx ( 02/04/2008 06:01)
ds:

Tsy misy ny tonga lafatra fa ezaka no atao. Hinoako fa samy te hanana ny tsara isika koa samia mahay mifanaja.
Ny disadisa sy ny adiady madinidinika avelao any ivelany fa aza hitarina eto.
Raha diso hevitra na solafaka mahaiza miaiky fa ny heloka ibabohana mody rariny. Raha tojo fanafintohina na manana ny rariny, mahaiza mandefitra fa ny rariny itompoana mody heloka.
nefa raha jerena ny valin'ny sasany d...ozy za hoe:

fa inona marina no fototr'ito dinika ito ? mbola fanarahana ny sasany iany v sa mba FANATSARANA NY FIARAHAMONINA ??????



49. Rasiligaoma ( 02/04/2008 06:24)
ka tsy hihatsara ny FIARAHAMONINA raha tsy miravona aloha ilay didadisa sy adiady!

porofo mitohoka aminny tenda izao.

dia alamino aloha! izay fotsiny! maninona izao raha manao fifonana en public eto e? izay anie no andrasan'ny besinimaro dia vita ny film fa tsy mihitatra e

Ohatra hoe
Fiekena sy fahatsiarovan-tena
izaho ra(. . . ) ry namana dia manambara marina aminareo fa izaho ihany no i (. . . ) sy i (. . .) sy i(. . . ) sy i.... sy i (azo atao lavabe ny liste dia lazaina eo avokoa ny solon'anarana rehetra)

Filazana ny antony
nohon'ny disadisa misy sy nataoko sy nifanaovako tamin'i (. . . ) vokatry ny (. . . ) virtoaly nivadika ho realite izay niafara tamin'ny (. . . ) ka nahatonga an'i (. . .) sy i (. . .) ho voatonona ka tafiditra koa, dia

Fandraisana andraikitra sy fanaovana velirano sy voady
Tompon'antoka tanteraka tamin'ireto zavatra ireto aho (dia tanisaina ilay zavatra)

Tsapako fa mety nivoana ireo zavatra nataoko ireo ka niteraka korontana sy fanafintohinana ka dia manam-po tsy hamerina ireo intsony ny tena ary mangataka fifamelana amin'ireo namana voatohitohina rehetra

Vita tompoko!


sa sarotra be ny manao izany?
50. kiadi ( 02/04/2008 10:17)
inona wa no mahatonga ny sasany mihafina ao ambadikin'ny xxx eh?
te hividy ny lohany nefa matahotra ny masony? sa matahotra an'i trimobe ve? =)) =)) =)) =)) =)) =))
51. xxx ( 02/04/2008 10:21)
xxx:

[quote=ds]


fa inona marina no fototr'ito dinika ito ? mbola fanarahana ny sasany iany v sa mba FANATSARANA NY FIARAHAMONINA ??????






inona aza ity be drindrangilo ity


:?: :-D :-D :-D :-D :-D
52. xxx ( 02/04/2008 10:30)
http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/monstre-toxic-521.gif
53. xxx ( 02/04/2008 10:37)
54. xxx ( 02/04/2008 12:49)
niova loko sy lasa bébéloha angé rabofy izany é! :-D :-D :-D =)) =))
55. xxx ( 02/04/2008 12:58)
:-D :-D :-D :-D :-D
56. kiadi ( 02/04/2008 13:07)
tsy izao ve le fiarahamonina lazain'ingahy ds? maninona moa ringah ds raha avoka eo reo manao xxx reo ba ho hitan'ny havany eo!
57. xxx ( 02/04/2008 13:58)
kiadi kosa e! :-$ :-D
58. kiadi ( 02/04/2008 14:49)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
AVOAY XXX EHHHHHHHHHHHHH
59. xxx ( 02/04/2008 15:19)
:cry: :cry: :cry: :?
60. kiadi ( 02/04/2008 15:31)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0217.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2378