Ny fiarahamonina ato

21. karinah ( 01/04/2008 07:50)
sasa:

dia samia mandinintena izany isika rehetra mpisera raha izany no izy!

miombon-kevitra @ sasa ihany koa aho!!! tokony mba hilamina fa tsy hisy anizany!!! zaaaaaaaany!!!

:lol: :-P
22. rakaroka ( 01/04/2008 08:22)
8O :roll: :?: :-D :-P =)) =)) =)) :-$
Ah la!la. Aza manapa-tsinay. Resa à distance aza no atao eto koa mainka fa sera tena izy tsy ho totohondry no ihafarany :-D :-D :-D =)) =)) =))
23. yonikafopl ( 01/04/2008 08:44)
Misaotra an\'i ds aloha namoaka ilay hevitra.

7. Mpandefa : cutie [ Valio ] 01-04-2008 02:20:57
Lohateny : Re : Ny fiarahamonina ato
sady eto @ serasera no resahina zany fa nga any ivelany.


ka eto amin\'ny serasera no iresahany ny fiainanao manokana ivelan\'ny serasera nge no mahatonga ilay gidraka ato ee, fanasoketana ny fiainana manokan\'ny hafa no ataon\'ny tsy manankatao fotodresaka eto.
Afaka mifosafosa ny mpinamana, afaka miresadresaka izay tiany resahana any momba ny hafa izy, tsy ferana izany fa mandainga izay mpikambana ato mbola tsy nifampiresaka tany ambadika tany we\" hitanao mou i ann iny? zao nge hono izy iny eee\", tsy olana iny, fa ilay entina eto amin\'ny forum sy atao resaka eto no mahatonga ilay lagy sy gidraka.

Ny ahy koa ny fotokevitro dia hoe Raha manaja ahy ianao,za kou mahay manaja anao fa raha manalika ahy ianao,mahay manalika tena manalika koa anao koa aho.

24. ainaheri ( 01/04/2008 10:56)
fohy sady feheziko ny teniko we ny gasy ve mazaka zany atao we virtoaly zany e??
25. kiadi ( 01/04/2008 11:43)
hypocrithe no betsaka fa aleo de hazava!
mahagaga anah ko zany be taraina zany! amiko aloha de tena toetra tsy mendrika mintsy zany be taraina zany! raha oe mitaraina fa ny ps iray manopa sy mamoaka fiainana n'olona (vie privé) de manaiky ao ! fa raha mitaraina tsotra fotsiny zao de zavatra tsy mety zay!
matoa le olona mitaraina de ny zavatra tiny atao de ny hanalana tsotra zao ilay namana tsy ho "membre" ny serasera tsony!
hiantreho ny disadisa sy ny adi-hevitra fa aza be taraina zany!!
26. ikaretsaka ( 01/04/2008 15:13)
marina aby izany.
izay le hoe "ditra efa natao" e..
na virtoaly na reele io de mahatantesa ny vokany.. eo te haditra ko!
27. xxx ( 01/04/2008 15:53)
misy mihintsy ny mpihatsara ivelan-tsihy, mody hoe tokony mba hilamina sy hoe samia mandini-tena , anefa izy anisan'ny fosotra ihany koa.....
28. ikaretsaka ( 01/04/2008 15:56)
izy aby izany.. dia diniho aby hoe inona ny tena fototra lehibe an'ilay probleme
29. kiadi ( 01/04/2008 16:06)
zay ange le teneniko @ tena vôzah oe betsaka ny hypocrite eh!
30. kiadi ( 01/04/2008 16:08)
zah aloha ninoninona zavatra hitranga amiko na atao amiko na hafatra io na forum tsy andeh hanao be takalaza @ mpiandraikitra zany mintsy eh!
ozizy ry zareo oe "tsiky de ampy" nenah ataoko oe "mitsiky de vita" :wink:
aza be takalaza rankizy an
31. ikaretsaka ( 01/04/2008 16:14)
yonika:

Ny ahy koa ny fotokevitro dia hoe Raha manaja ahy ianao,za kou mahay manaja anao fa raha manalika ahy ianao,mahay manalika tena manalika koa anao koa aho.

ieeeee.

ny ahy zao fotsiny e... mahataty matoa manao

32. xxx ( 01/04/2008 17:19)
ds:

Betsaka ny fitarainana voaraiko aty ambadika mangingina aty noho ny zava-mitranga eto tato ho ato.
aza hadino ko fa misy ny mitaraina @ fanimbana ny dinika.


33. xxx ( 01/04/2008 17:29)
inona kay izany hoe dinika nosombaina?????
34. ainaheri ( 01/04/2008 18:39)
refa manao xxx fona le oul zao d simba le dinika :-D :-D :-D
35. yonikafopl ( 01/04/2008 19:11)
le mpanao xxx reny mihintsy no mpanimba dinika :-D :-D
36. xxx ( 01/04/2008 19:29)
ouiiiiiiiiiiiiiiiiiiiinnnnnn! :-D :-D :-D :-D :-D
37. yonikafopl ( 01/04/2008 19:49)
:evil:
38. kiadi ( 01/04/2008 20:23)
dein!bekonetaka hono i xxx tssssss!!! :-D :-D :-D
39. xxx ( 01/04/2008 20:32)
izaho tsy be takalaza ahhhhh! :-D :-D :-D
40. xxx ( 01/04/2008 20:34)
fa inona hoy aho ny dikan'izany hoe dinika simba izany ko! :? ouiiinnnnnn! :-D :-D :-D :-D :-D

zà dada nataon'i xxx an'izao sy izao :snif: :snif: :snif:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.668