Ny tenantsika dia tempolin'Atra:ny sigara,toaka,rongony sns?
81. niryna
(
08/04/2008 17:24)
Rground:marina izany ary matetika sy ny tena izy ny marina dia mandratra foana,saingy misy olona mandambolambo dia voalambolambo eo ilay olona,misy olona milaza ny marina dia rehefa dinihina mandratra fa rehefa averina ilay teny dia marina dia anjaran'ny tsirairay no mandray azy,indrindra moa ny tenin'Atra ireo izay tsy mino,sy te hihaino dia manohitra foana satria marary ilay izy,ary mbola tsy vonona ny hihaino izy na ny marina mbola tsy tonga ny fotoana hiantsoana azy.
...Ka raha vao tifirinao amin'ny marary azy ny olona dia manjary raisiny ho manenji-dresy ianao, hany ka miaro tena izy (sur la defensive).
Vao omaly izao nisy olona nahita olona namaky ny tenin'Atra dia mba liana izy fa mba te hiova sy te ahalala izany Jesoa lazaina lava izany hono izy,silamo io an.
ka izany no hilazana hoe mampalahelo anie izy ireny e,misy zavatra mandratra azy ao anaty ao,izy irery ihany no mahalala an'izany ,hoy ity vehivavy iray hoe tsy te hisotro toaka intsony anie aho e,fa fanariako dia fotsiny ilay izy kanefa vao afaka ilay heriny dia miverina indray ny ratra mahazo ahy(sady nitomany izy,izaho mijery azy mitaraina amiko koa no latsa-danomaso)fery ,ratra,tsy famelana,tsy finoana an''Atra,tsy fahatokisana Azy hoe mahasitrana ilay fery,mamela izay nanao ratsy,ary mamela ny heloko izy rehefa namela ny helok'ilay nanao ratsy tamiko aho,izay no fahafantarako azy sy hitako ombieny ombieny.
...Ao anatin'ny fahalemeny ny olona iray (toaka; rongony; boulimie; anorexie..sns..), karazana famonoan-tena amin'ny fomba hafa... ka raha vao mahita FORME (mechanceté, agressivité, injustice, rabaissement... na mitovy amin'ny antony mahatonga azy manao izany hadalàna izany dia vao miha-milentika lalina kokoa aza izy,...
Izany no antony ilaintsika mba hivavak azy ireny,herin'i satana avokoa ireo ary amin'ny endriny maro saingy ny olona moa misy tsy mino.firifiry ny olona afaka paraky ,sigara,ditra,na inona na inona rehefa nanolontena an'Atra,izany fitantaran'ny olona hoe afaka paraky aho ,afaka izaho ,tamin'izaho nandeha tany karamalaza hoy ry zareo.Rehefa tena votom-pinoana tokoa dia afaka ho azy.MIla Azy isika,Mino ny Heriny isika,ary Tena Mila Mino tokoa fa ny Tsy hain'ny olombelona Hain'ATra.
marina izany ary efa nanala olona tamin'ny sigara aho ,namako be aloha ilay izy ary izy nifoka tsara iny no nalaiko ilay izy ka gina izy,namana hoy aho no sahy atao an'izany a,fa tsy ny rehetra akory ary avy eo nazavaiko azy ny vokatra ratsy aterak'io ,tsy viatan'izay ihany fa ny zanany izay mbola kely raha misy aretina tsy sitrampanafody mahazo azy tampoko noho ny sigara toy ny cancer dia mba ho aiza ireo zaza ireo.Efa ho valo taona izao izy tsy nifoka intsony,arakarany io
...Ny fahafantarany fa POSSIBLE ny AFAKA amin'ireo, ...toro-lalana no omena azy ireo ary indrindra koa fijoroana vavolombelona, mba hiteraka FINOANA ao anatiny
hi,hi, izy mihitsy no mila miala dia miala tokoa izy ka ,tsy madaitra intsony izany fifoanana lava izany izany.... hoy ilay bandikely izay hi.hi mety reraka ny mifona foana angamba ilay olona ..
...Raha fampitandremana sy fampihorohorona atao amin'ny télé sy ny eny rehetra eny, mety ny 5%' no tonga saina ka afaka dia avotra, fa 95% ambiny TSY MANANA HERY hi-réaliser-na ny zava-misy sy hamahàna ny gejanany fa mandray ireny ho mitifitra azy
IRENY NY ONDRY MANIA IRENY...
Anjarantsika no mivavaka azy mba hiverina ny vala,Atra no mihaino ny vavaka antaontsika dia izy no manova azy ireny
:D
