Ny tenantsika dia tempolin'Atra:ny sigara,toaka,rongony sns?
61. Rground
(
27/03/2008 15:14)
Misy Teny manao hoe:
"...tsy izay miditra ny vavanao no mampaloto anao fa izay haloaky ny vavanao.."
15 taona nifohana rongony (ganja)aho ary tao anatin'ny tontolo mpankafy ny fahendrena Apache (calumet de la paix) sy ny Dreadlocks Rasta (peace and respect) niaraka tamin'ny artiste mpiangaly mozika maro samyhafa mpifoka rongony (marijuana) ary mankafy satria ao no ahitana fiarovana(bouclier) amin'ny hetraketraky'izao tontolo izao sy ahitana fiadanana ao anaty mampilamina ary hananana fomba fijery hafa ny tontolo manodidina.
Resaka fotsiny ny hoe :"manao lohana mpanamôly!!"...fa ny marina dia olona be fandeferana sady milamina firesaka ny mpankafy io tantara iray io ary havanitiny aza indraindray..!
Araka ny maha-zava-domelina azy anefa( na dia kilasiana ho "drogue douce" aza), dia lasa filàna ilay izy ary sorena ny tena rehefa tsy misy azy...toy ny mpifoka sigara tsy mahita sigara ihany(15 taona nifohana sigara ihany koa aho)...
Vao 1 taona aho izay no tsy nikasika rongony intsony ary mafy amiko satria zavatra tiako ilay izy fa tsy toy ny hoe te-hiala toaka aho fa tsy afaka, na hoe te-hiala sigara aho fa tsy afaka
..isaky ny mifanena amin'ny mpianakavikely mikoràna aho dia mba mandray toaka kely sy mifoka sigara kely amin'iny andro iny ihany fa avy eo miady indray
..ary isan'andro isan'andro no miady... mba ho hajan'ny fianakaviako ary indrindra ho fankatoavana ny FINOANA izay nanampy ahy fa tsy vitan'ny herin'ny saiko amin'ny maha-olombelona ahy ny miady hiala amin'izany..
Izao aho te-hilàza aminareo sy amin'ny olona rehetra fa tsy ireo izay lazaina ho mamo-lava sy mpifoka rongony no lazaina ho ratsy fanahy, saingy ireny aloha no hita ety ivelany ka zara aza misy an'ireny hanakonana ny hafa... ary tsy ny toaka na rongony na sigara no tena manimba ny Tempolin'Andriamanitra fa ny teny haloakan'ny vava mahatonga FANAFITOHINANA ka mandoto ny Tempolin'Andriamanitra

62. niryna
(
27/03/2008 17:42)
Rground:

misaotra betsaka nizara ary indrindra ny fijoroanao vavolombelona.
Marina izany tsy ny toaka na ny rongony ihany fa ny fametavetana ny vatana ka amelana azy ho raviiravizan'ny satana.
Misy mialaza mantsy fa mitady ao anaty baiboly hoe aiza no misy an'mizany hoe tsy azo atao ny mifoka sigara na misotro toaka na mifoka rongony ,mbho hoa vy ihany koa fa tsy azo atao ny miloka satria hoy ny teny hoe ny vola no fototry ny ratsy rehetra,tsy ny vola no ratsy fa ilay fampiasana azy no mety maharatsy azy(money is the root of evil) hoy ny teny hafa.
63. ikaretsaka
(
27/03/2008 18:27)
marina ny an'i rrground.. ny saina no mitondra an'io..
possible hoe tena tsy manakorotana ny tenany sy ny sisa kao anie ilay fanaovany ilay izy e
rehefa mikarama mitady vola izany i niryna dia mitady ny fototry ny devoly?? :°)

65. Rasiligaoma
(
28/03/2008 05:12)
na mividy baiboly dia ny fototry ny devoly (vola) no amidy baiboly?? dein!
hafa fisainana be
hafa fisainana be
68. fijo
(
28/03/2008 21:53)
ity fampiasana ny teny hoe "devoly "ity tokony asianareo mpino,fandinihana,fa toa hiafara amin'io daholo izay atao rah aizoa no mitohy.
mikaly elahy voky,mety ho devoly koa ilay sakafo ny farany

69. ikaretsaka
(
28/03/2008 22:11)
zay le lazaiko ary hoe rehefa tsy zaka ny ravimboky dia ajanony hoa!
71. ikaretsaka
(
28/03/2008 22:31)
ka le izy letsy ny mahavoa andry zareo pehany tsy am-pieritreretana ilay raha an...
74. Rground
(
29/03/2008 22:50)
Avy hitsikera sa ... hijoro vavolombelona... hic ...hifanohana.... sa hifandatsa....hic...hifamono ..sa hifamelona ?....sa aiza ary isika izaaaaany......hic..?
"Any anatin'ny NGIDY no ahitàna ny MAMO."
Mirary soa ry zareo a!

78. niryna
(
05/04/2008 04:11)
Rground:
Avy hitsikera sa ... hijoro vavolombelona... hic ...hifanohana.... sa hifandatsa....hic...hifamono ..sa hifamelona ?....sa aiza ary isika izaaaaany......hic..?
"Any anatin'ny NGIDY no ahitàna ny MAMO."
Mirary soa ry zareo a!
=)) ,tsy ao anaty baiboly hono ireo k'ty?
Ny sigara dia poizina manimba ny tenantsika,na ny fofona aza dia maimbo,ny nify mainty ,ny aretina mamely,ny olona tsy marary lasa marary ho azy,safidy io,fa mba resaka fampatsiahivana fotsiny,marina ve izany fa tsy mety afaka ny olona ?
Ny toaka dia efa voalaza foana,ny gasy indrindra tsy mety raha tsy mamely kely ary ambadika ary miaraka ny botakely,rehefa misy maty,misy fety ,ary tsy vitan'ny tenany ihany no pozininy fa ny hafa koa no taritiny,amely ve nareo e =)) =)) ny maso amin'izany efa hatry,ny vatana hila tsy hijoro intsony ,fa ny tena mba mahagaga dia lasa miresaka be tampoka ilay mangina lava =)) .Isaky ny mandrapaka vera kely dia toa miteny hoe midira ry satana a,midira ry satana :-@
ny rongony,io no tena zava-doza ary manampoizina ny rehetra mihitsy,na manan-karena na mahantra,rehefa tratran'io dia manaraka hatramin'ny taiga-paosy mihitsy,manana $400 izy androany ,dia iny ihany no vola anany,lany amin'ny rongony rehefa tonga ny herin'andro dia miverina miasa indray dia izay foana,mampalahelo ary tena mitondra faisana izay voa.
Ny fanjakana moa izany dia efa mba manao izay ezaka ataony ihany ary tsy mandray karama mihitsy ilay olona fa alefa mandeha amin'ireny programme manala ny fahazaran-dratsy ireny,fa dia mijaly e.
79. Rground
(
05/04/2008 21:08)
...Ka raha vao tifirinao amin'ny marary azy ny olona dia manjary raisiny ho manenji-dresy ianao, hany ka miaro tena izy (sur la defensive).
...Ao anatin'ny fahalemeny ny olona iray (toaka; rongony; boulimie; anorexie..sns..), karazana famonoan-tena amin'ny fomba hafa... ka raha vao mahita FORME (mechanceté, agressivité, injustice, rabaissement... na mitovy amin'ny antony mahatonga azy manao izany hadalàna izany dia vao miha-milentika lalina kokoa aza izy,...
...Ny fahafantarany fa POSSIBLE ny AFAKA amin'ireo, ...toro-lalana no omena azy ireo ary indrindra koa fijoroana vavolombelona, mba hiteraka FINOANA ao anatiny
...Raha fampitandremana sy fampihorohorona atao amin'ny télé sy ny eny rehetra eny, mety ny 5%' no tonga saina ka afaka dia avotra, fa 95% ambiny TSY MANANA HERY hi-réaliser-na ny zava-misy sy hamahàna ny gejanany fa mandray ireny ho mitifitra azy
IRENY NY ONDRY MANIA IRENY...

80. fahamarinana
(
06/04/2008 09:25)
:arrow: mitovy hevitra amin'ny Rground koa aho amin'ireto voalazany ireto.
Rground:.