Ny tenantsika dia tempolin'Atra:ny sigara,toaka,rongony sns?

21. tess ( 22/03/2008 13:04)
ka alohan'ny hanao zavatra kosa ve dia hinohino sy tonga dia hananao foana raha tsy mndinika tsara aloha, ......jerena ny vokany, jerena raha marina sy mitombina ilay izy...ka efa tsy misaina sy mandinika izy raha tondé hangala-tahaka fotsiny ny hafa.
22. ni81 ( 22/03/2008 13:35)
Ny bandy kely sy ireo tovovavy, mianatra misotro, mifoka any amintsika aloha dia tena hita fa maka tahaka fotsiny e! Toa ohatry ny hoe ambonimbony ny fijeriny azy raha mahita oul mifoka sigara, noho ireo zay mihinana paraky :-D:-Dnefa ny vokany dia mitovy foana!
23. rakaroka ( 22/03/2008 14:20)
ni81:

Ny bandy kely sy ireo tovovavy, mianatra misotro, mifoka any amintsika aloha dia tena hita fa maka tahaka fotsiny e! Toa ohatry ny hoe ambonimbony ny fijeriny azy raha mahita oul mifoka sigara, noho ireo zay mihinana paraky :-D:-Dnefa ny vokany dia mitovy foana!


'za koa mahatsapa izany mihitsy, jereo ireo "jeunes" sy ny rongony ankehitriny:oops::oops::oops::?:x:x, manao test ny tenany amin'ny dosagen'izy ireny, anefa anie dia mazava ara-tantara sy ny zava-misy maro ny vokadratsiny.Fa mihevi-tena maharaka lamaody fotsiny::-D:-D:-D=))=))=))=))
24. tess ( 22/03/2008 14:32)
ni81:

Ny bandy kely sy ireo tovovavy, mianatra misotro, mifoka any amintsika aloha dia tena hita fa maka tahaka fotsiny e! Toa ohatry ny hoe ambonimbony ny fijeriny azy raha mahita oul mifoka sigara, noho ireo zay mihinana paraky :-D:-Dnefa ny vokany dia mitovy foana!


iny indray aloha dia tsy any amintsika ihany fa n'aiza n'aiza e! te hatao hoe maharaka dia mi geste , ary misy ny mi geste fotsiny satria hoe tanora, fa tsy dia hoe hi- dependre anlay zava-mahadomelina ny vatany....raha tena mandinika dia misy taonany io migeste te hanaraka lamaody fanaon'ny tanora mitovy aminy fotsiny, fa rehefa mi passé ilay cap dia mijanona rehefa geste fotsiny ilay izy tamzany, fa ho an'ilay olona manao fanahy inina mihintsy hikitika io satria mety hanamaivana ny olanao na ny hoe manafaka ilay aretin'andohanao dia hadisoina be izany.....fa de eo enao no raisina....


25. rakaroka ( 22/03/2008 15:40)
Maro anie ny possibilité ahafahana mi-geste ary tsy voatery hidi-kizo hanimba tena raha ol misy cervel8O:(:(:(
26. niryna ( 22/03/2008 16:01)
niryna:

Raha mifoka sigara tsy mitsahatra ny olona dia mety hiantefa amin'ny aretina toy ny cancer izany,raha mifoka rongony dia simba ny ati-doha,lany ritra ny vola fa mitady an'io foana,raha vokatry ny olana misy eo amin'ny fiainana koa ka misotro kely ,misotro kely dia farany lasa mamo tampona ka mandry an-tatatra lava,na tsy mety miala intsony.Santionany ireo fa maro ny zavatra izay itadiavan'ireo olona hoe"Aiza ao amin'ny baiboly no misy azy ireo"

mety hoy aho .....midika fa mbola maro ny zavatra tsy tokony ataontsika amin'ny tenantsika izay voararaka kanefa ataontsika.
Andao aza ny realite no jerena fa mbola tsy miditra ny fivavahana aloha.

http://www.faqs.org/health/images/uchr_02_img0171.jpg

Ny havanana dia avokavoka salama,ny havia marary

Ny fiainanantsika rivotra no mitarika antsika hiaina tsara ary raha olona salama tsara dia dia tsy mahatsapa izany ilay olona ,raha marary kosa izy dia tsy avy miaina.Raha mijanona ny fifohanao rivotra dia sempotra ilay olona,na ny varavarankely tsy mivoha aza dia mahatsapa isika fa tsy ampy rivotra izany dia vohana ny varavarankely,tezitra dia misento kely aloha fa mijanona eny anelanelany eny ny rivotra,maka rivotra koa isika fa mila an'izany ...Isika dia afaka tsy mihinan-kanina roa na telo andro tsy misy rano na sakafo aorian'izay tsy maintsy misotro rano,adin'iray tsy matory, fa kosa dimy na enina minitra tsy miaina izay ihany,( five or six minutes without air)Misy sela efa ho trillions no mitondra ny vatana hi-fonctionof mba ahatonga antsika ahazo ilay oxygen.Ary irak'izay asa ataony izany dia mamoaka ny carbone dioxide indray izy .
Trotra izany ilay fanazavana,raha simbana amin'ny zavatra hafa ny vatantsika dia misy tsy mifonction ao . Ho an'ny rehetra io fa tsy kristiana irery

27. tess ( 22/03/2008 16:04)
ka io ilay mi geste kou! sy ilay toe-tsaina jeune!
hitako mitsy refa maka rivotra ireo de ndreo
mitangorona eo aby! fa araka ny lazaiko hoe misy entin'ny hoe mba te higeste fa tsy hi dependre iny izy satria matahotra ny tsy hatao hoe maharaka ny fomban'ny jeune, fa misy kosa aloha tsy ho voasarika amizany mitsy , arakaraka ny fitaizan'ny ray amndreniny azy ihany, miankina am morale kely ao atrano omena ny zaza ihany io angamba.
Ny ankizy tanora tsy dia mbola misaina loatra tsy misy cervel, fa arakaraka ny ray amandreny ihany, raha ohatra ka mi pipre be mitsy ny ray sy reniny ao antrano dia efa raisiny hoe azo atao izany ilay izy ohatra.....otran'ny izany ny misotro na midaina....
Ohatra tao aminay tsy nisy nifoka sy nisotro izany dia tsy nisy nifoka na nisotro dool ny ankizy na lahy io na vavy:-P
28. niryna ( 22/03/2008 16:04)



ny havanana salamana .....ny havia marary
29. niryna ( 22/03/2008 16:18)


Aty salama




Aty salama io ambony ary aty izay marary eo @ sary ambany
30. cutie ( 22/03/2008 16:24)
ny olana de sarotra ny miala @ mahazatra :-D
31. rakaroka ( 22/03/2008 16:42)
Izay no mahatonga ahy miteny hoe ny olona "conscient" tsy voafatotry ny ota sns kosa dia mbo afaka mibaiko ny mety aminy fa tsy baikon'ny geza e!
Bravo BBBBBBBBBEEEEEEEEEEE Niryna @ ity exploit ity
=D=D=D=D:-*:-*:-*:-*:-* Tiako Be ilay esprit d'analyse manarangaranga ny marina tsy voafetran'ny baiboly
32. niryna ( 22/03/2008 16:43)
cutie:

ny olana de sarotra ny miala @ mahazatra :-D


marina tanteraka izany ary izay no antony iray ilaina an'Atra eo amin'ny fiainana satria raha miantehitra amin'ny herin'ny tenantsika isika dia tsy mahavita na inona na inona.
With God ,all thing are possible.

(Lioka 18:27)
27 Fa hoy Jesosy : Izay zavatra tsy hain'ny olona dia hain'Andriamanitra.

33. niryna ( 22/03/2008 16:46)
tess:

kanefa indray misy olona tsy mifoka tsy misotro tsy midaina fa tratran'ny cancer....dia ahoana no fandraisan'i nyrina an'io izany raha ampifandrasina amin'ilay hoe tempolin'andriamanitra?????:-P


marina izany ary misy tsy mifoka sigara fa mifoka fofona sigara noho ilay mpifoka sigara eo akaikiny(ireo no be voa koa satria samy mifoka ilay fofona ratsy,..) na tsy mifoka aza ilay olona ,ny akanjony,ny vatany ary ny fofon'ainy dia efa feno fofona sigara.
Misy izao firenena mampiasaka curry be ka feno hatramin'ny vatany ilay izy. ohatra ny ahy io.
ny cancer dia marobe ka fa fanoharana io teneniko io
34. niryna ( 22/03/2008 16:51)
fijo:

dadanay tsy misotro,tsy mifika ,tsy midaina fa mpanao boxe,nefa matin'ny cancer nyvavony.de ahoana.sa nosimbain'i jesoa fa tsy nisotro ny rany????

asa indray ilay fanimban'i Jesoa fa tsy nisotro ny rany.Misy mantsy ny olona niantehitra ny heriny ,ny sainy ary ny hareny fa tsy mametraka ny fiainany amin'Atra ka dia anjaran'ny tsirairay io ,ary ATra ihany koa no mahafantatra izay hanaradia azy.
Ny aretina nahazo azy dia nitsabo ve izy,nahafantatra ve izy fa nisy ilay aretina,aty aminay mantsy isan-taona dia misy filaharana (cancer free no hilazana azy,olona sitran'ny cancer,voatsabo alohan'ny hitombony amin'ny vatana ary dia mbola velona soa aman-tsara,maro amin'ireo olona ireo no nino ny herin'ny fanasitranana avy amin'Atra,ary maro ihany koa no niova ho mpivavaka satria noho ny fanomezan'Atra azy ireo tombon'andro indray.


35. niryna ( 22/03/2008 16:57)
ni81:

hoy tess:
kanefa indray misy olona tsy mifoka tsy misotro tsy midaina fa tratran'ny cancer....dia ahoana no fandraisan'i nyrina an'io izany raha ampifandrasina amin'ilay hoe tempolin'andriamanitra

hoy fijo:
dadanay tsy misotro,tsy mifika ,tsy midaina fa mpanao boxe,nefa matin'ny cancer nyvavony.de ahoana.sa nosimbain'i jesoa fa tsy nisotro ny rany????

Nohariana tsy hisy tomika ny olombelona, eny fa ny zava-boahary koa aza, fa saingy nanota isika dia tsy maintsy nisy ny fahafatesana. Ireo olona ireo araka ny voalaza dia tsy nifoka, tsy nisotro, fa nisy zavatra hafa nahatonga ny cancer.
Ka raha toa efa nitandrina ny tsy tokony ho natao (toaka, sigara, rongony sns...) nefa nianjadian'io aretin-dratsy io ihany izy ireo, dia nanana ny fiadanam-po na dia mafy aza ny fangirifiana nihatra.


------------------------------------
marina izany.Amin'ny maha olona antsika dia mety misy aretina mianjady amintsika,misy sitrana misy tsy sitrana intsony ary isika dia tsy maitsy andeha daholo na iza izany na iza,ny fananana an'ilay mpanavotra eo amin'ny fiainantsika,hiara-dia amitsika rahatrizay dia efa tena zava-dehibe,satria io no fiainana vaovao aorian'ny fahafatesana.Ny fametrahana ny aretina eo am-pelantanany ary ny hanasitranany azy dia endrika iray ihany koa hilazana fa manana finoana aminy isika,maro no nositraniny ary misy antony maro koa no mahatonga azy tsy anasitrana ilay aretina(jereo ny tantaran'i Joba)
36. niryna ( 22/03/2008 17:02)
pissoa:

Ny conclusion an'i Fijo hoa dia maivana fona :-D:-D:-D

ka ireny ilay atao hoe denial na rebellion :arrow: izay mikatsaka ny handrava ny tenin'Atra amin'ny herin'ny sainy foana,manda lava ary manosika tsy hino ny tenin'Atra fa mandray araka izay mahafinaritra azy ,mitady porofo hatrany fa ttsy mahita , mivavaha ho azy ireo aky pissoa ,tsy fantany anie izay ataony e.Ary mbola tsy tonga ny antsony ahatonga azy ho resy lahatra dia izay no mahatonga azy mitady porofo,porofo lava eo,tsy izy irery fa ireo izay manda ny tenin'Atra sy tsy mino an'i kristy ho zanany.

Ny zavatra lazaina dia hoe manimba ny rongony etc ... izany akory tsy midika hoe ireo ihany no manimba !!!
=D=D misaotra aky nanazava azy ireo a


37. niryna ( 22/03/2008 17:10)

hoy pissoa
Ny zavatra lazaina dia hoe manimba ny rongony etc ... izany akory tsy midika hoe ireo ihany no manimba

:D
ni81:

Marina mihitsy io voalazanao io. Na dia ny zavatra atono lava io aza ange dia voalaza fa mahatonga ny cancer e!

mitombona izany ,satria mbola mitady ny tena fahamarinana an'ilay kristy izy dia manohitra foana,kanefa ny finoana dia tsy mila porofo satria tsy hita maso ilay izy fa ny fo no mandinika azy sy miaiky fa nisy ilay kristy,ary ny fanana azy ao am-po dia efa hery lehibe mahatonga antsika tsy hitaintiana firy intsony,ny aretina mety efa ao fa vao mitebiteby sy miahiahy dia mirongatra ilay izy.
Fa ny toaka sy rongony ary ny sigara dia efa tsy misy tsy mahalala ny haratsiany fa manao fanahy iniana hatrany.
dia avy ireo manao fanahiniana hoe aiza ao amin'ny baiboly ilay izy e,ka na ny zazakely aza ve efa lazaina hoe aza manakaiky eo fa mamay io vilany io dia hanatona izy,indrindra moa fa efa may ny sakafo ohatra ny molony kely iny dia mahatsapa an'izany izy,maika fa isika lehibe.

Nisy madama izay raha mba tenenina momba ny sigara izy dia zao no valin-teniny hoe: ny ahy io no tena fahafinaretako retsy e! Raha te-hiala aho dia afaka fa zà tsy te hiala! Zao moa izy, tsy hoe sanatria mandatsa, fa ny sigara no niala taminy satria izy nodimandry. Ary ny nahafaty azy dia lasa nisy allergie foana tao anatiny tao. (nampalahelo)
misaotra anao nizara,nisy olona izay koa niteny hoe tsy hiala mihitsy hono izy mandra-pahafatiny. :roll: izy no tsy te -hiala,ary aty nisy fotoana nitory daholo ireo olona voan'ny cancer na aretina noho ny sigara ary dia nahazo vola ry zareo na ny havany,inona no nitranga? Nampiakaran'ilay company avo fito na valo eny ny vidin'ilay sigara,dia ahoana? dia mbola mividy ihany ny olona saingy tsy afaka ny hitory intsony.


38. Veloo ( 23/03/2008 00:42)
Marina fa ny tenantsika dia tempolin'Antra, ary tsy ny sigara, taoka rogony ihany no tokony ho jerena @ io. eto ilay atao oe asivo temperance daholo izay ataonao izay ita fa manimba ny tempoly. na asa, na sakafo, na spaoro, na inn na inn, na akanjo hanaovana aza (ohoooo hisy iteny zao io hihihihi) izay mangejageja ny tena eeeee
mila mahay manaja ny tempolin'Antra ary tadidio fa tsy tompon'ny tenan-tsika isika fa an'Antra... ayayaya to sarotra be ndray zany oy ny sasany hihihhihi.
39. cutie ( 23/03/2008 02:15)
veloo
vita tsara ve ny paka tao??
nahatsiaro an-jy foana za androany hihihihi :):-*
40. niryna ( 23/03/2008 04:30)
fijo:

dadanay tsy misotro,tsy mifika ,tsy midaina fa mpanao boxe,nefa matin'ny cancer nyvavony.de ahoana.sa nosimbain'i jesoa fa tsy nisotro ny rany????

fijo a dia anjaranao no mijery ny toebatanao koa satria toy ny olona voan'ny cancer-nono izao dia mety ho voa koa ilay zanany vavy na ny zanaky ny rahavaviny.
Ary raha sanatria nisy izany dia misy fanontaniana betsaka koa mila valiny hoe misy fianakavianao ve efa voan'ny cancer?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0537