Ny tenantsika dia tempolin'Atra:ny sigara,toaka,rongony sns?

41. niryna ( 23/03/2008 04:34)
fijo:

ka avelao ny olon ahanao izay tiany,rahafantany ny mety hiantra aminy .safidy io.

marina tokoa izany,ary hoy ilay fitenana hoe raha nampoiziko may ny tranoko tsy efa tonga ve dia nahoriko ny entako?
Raha azo atao dia hiezahana ny tsy hanimbana ny vatana ry fijo a,tadidio fa isika ohatra raha mifoka sigara ka misy mahazo,tsy isika no hijaly fa ny zanaka ny fianakaviana velona,rehefa maty tsy mahatsiaro mangirifiry intsony hoy ny soratra masina.
Safidy io dia ataovy izay mahafaly anao.

42. niryna ( 23/03/2008 04:50)
rakaroka:

Dia mbô nahafinaritra ahy kosa aloha ny resak'i Nyrina eto=D=D=D satria mila resahina tokoa izy ity noho ny tranga maaaaaro izay fisintona lesona koa.
:D
Ny fiainana anie izao efa misy fivoarana lehibe e,mitombo ny fotoana ahavelaman'ny olona saingy sombany amin'ny zavatra hafa.

Tamin'ny taon-dasa iry maromaro ny olona nitaraina ho tran'ny AVC anefa mbola tanora. Ny olana dia izy no manao ny ataony midiroka fa ny fianankaviana iray manontolo no mipenipenina hoe "atao" ahoana ity?
ka izay ilay izy, firifiry ny tokantrano mikorontana noho ny zavatra tsy mety miala ataon'ny iray ohatra, firifiry ny ankizy miteratera-poana noho ny tsy fahampian'ny fitiavan-dray ohatra,firifriny ny olona mijaly am-pananmbadiana noho ny vokatra ateraky ny fahazaran-dratsy.50% ny olona no misara-bady,75% ny ankizy no tsy manan-dray,izay jerena ny mpianatra ,tsy misy ray na misaraka ny ray aman-dreniny,vokatry ny fitiavantena,maro samy hafa.
Nisy ranamana nodimandry aza satria nosimbany noho ny adalany ny vavoniny, dia avy teo lazaina fa ny dokotera sy ny hopitaly indray no tsy mahavoa. Ny marina anefa il n'a qu'à faire attention à sa santé déjà efa tsy ampy fitaovana ny hopitaly, ny "taux"n'ny rongony efa "azokoa anie hanampitrotraka amin'ny surdosage raha toranina hodidiana "normal" raha tsy hahatanty. Dia avy eo mipopopopo ny daholobe amin'ny hadalana BBbbe.
Indrisy raha mba nisy mantsy ianao ra-FAHENDRENA:wink: fa dia matin'ny adalany ihany ireo namana e!:cry::cry::cry:
misy olona izay tratran'ireny rongony ireny dia tsy manam-bola mihitsy,ary na mpanan-karena aza ka tratra an'io dia borona mihitsy,ny vola lany,ny tokantrano tsizarizary,ny tenany mipitsopitsoka satria ny ati-doha no takiany voalohany indrindra,ny orona fesina satria miala tsikelikely ilay taola-malemy eo amin'ny orona vokatry ny fifohana ilay rongony,dia mihozongozona ny lohany,mipotsaka hafahafa toa be lelo izany ny orony,ary tsy vanombanona tsy afaka manao asa matotra, ary misy aza lasa adala tsy sitrana intsony :evil::evil:

43. niryna ( 23/03/2008 04:52)
ikaretsaka:

izay .. na inona na inona hoa dia ataovy @ atonony..

marina izany
na ity fivavahana ity aza rehefa trop de lasa fanatisme
trop amin'ny ahoana izany ry ika ?

44. niryna ( 23/03/2008 04:58)
Veloo:

Marina fa ny tenantsika dia tempolin'Antra, ary tsy ny sigara, taoka rogony ihany no tokony ho jerena @ io. eto ilay atao oe asivo temperance daholo izay ataonao izay ita fa manimba ny tempoly. na asa, na sakafo, na spaoro, na inn na inn, na akanjo hanaovana aza (ohoooo hisy iteny zao io hihihihi) izay mangejageja ny tena eeeee
mila mahay manaja ny tempolin'Antra ary tadidio fa tsy tompon'ny tenan-tsika isika fa an'Antra... ayayaya to sarotra be ndray zany oy ny sasany hihihhihi.

=D

45. niryna ( 23/03/2008 05:05)
Rasiligaoma:

rehefa maty dia maty fa tsy hoe noho izao no nahafaty anao e!
raha azo sorohana kosa ve fa ny fisotroana toaka ohatra dia mankarary vavony,ary raha marary vavony ilay olona kanefa mbola misotro toaka,tsy manafaingana ny fahafatesany ve izany? Aza mihinana poivre ,na kiendiendy ,dia mbola mihinana ihany ,tsy mitady loza ve izany?

misy manko tsy naninona tsy naninona dia maty: dia izay, maty izy dia maty!
ilay zaza alaina amin'ny avortement ireny izao ohatra
tsy sitrapon'ilay zaza na Atra no nahafaty ilay zaza :cry::cry:

46. Rasiligaoma ( 23/03/2008 05:06)
niryna:

izay .. na inona na inona hoa dia ataovy @ atonony..

marina izany
na ity fivavahana ity aza rehefa trop de lasa fanatisme
trop amin'ny ahoana izany ry ika ?

idirako kely:
ratsy ilay izy rehefa lasa mivadika fanatisme ny fivavahana rehefa trop sy tsy voalanjalanja.

ohatran'ny abus sy ny overdosage amin'ny zavatra rehetra ihany.

Ohatranao mifoka sigara sy misotro toaka ihany io amiko! rehefa tsy fantatrao ny antony na fantatrao ihany fa odianao fanina ka mbola leranao amin'a pa ka tonga eo amin'ilay faritry ny tafahoatra sy ilay point mampibiloka azy ka tsy tompon'ny raison sy tsy afaka raisonner-na intsony ianao! dia ratsy foana izay
NA INONA IO NA INONA
47. rijadolly ( 23/03/2008 09:12)
Ohatrany mba hanotany kely hoe za ho an'izay tena mahavaly ity fanontaniako ity.:-*:-*

Ahoana ny ataon'olona mpivavaka(fombany)ka atao hoe tsy fanatisme izy?
48. rakaroka ( 23/03/2008 13:20)
rijadolly:

Ohatrany mba hanotany kely hoe za ho an'izay tena mahavaly ity fanontaniako ity.:-*:-*

Ahoana ny ataon'olona mpivavaka(fombany)ka atao hoe tsy fanatisme izy?

:-P Eny tokoa wà :roll::lol::lol::lol:
49. Veloo ( 23/03/2008 14:02)
cutie [ Valio ] 23-03-2008 03:15:49
Lohateny : Re : Ny tenantsika dia tempolin'Atra:ny sigara,toaka,rongony sns?
veloo
vita tsara ve ny paka tao??
nahatsiaro an-jy foana za androany hihih

miciiiii aky a :-*, vita tsara ka nahafinaritra.
tongava ndray aty e hihihihih:-*:-*
50. cutie ( 23/03/2008 19:12)
veloo
anjaran-jy ndray no mankaty koa :-D:-*
51. niryna ( 24/03/2008 05:14)
rakaroka:

rijadolly:

Ohatrany mba hanotany kely hoe za ho an'izay tena mahavaly ity fanontaniako ity.:-*:-*

Ahoana ny ataon'olona mpivavaka(fombany)ka atao hoe tsy fanatisme izy?

:-P Eny tokoa wà :roll::lol::lol::lol:

-------------------------
dia samy miandry ny valin-tenin'ika sy Rasily isika izany :D

52. Rasiligaoma ( 24/03/2008 05:24)
rijadolly:

Ohatrany mba hanotany kely hoe za ho an'izay tena mahavaly ity fanontaniako ity.:-*:-*

Ahoana ny ataon'olona mpivavaka(fombany)ka atao hoe tsy fanatisme izy?

rehefa fantany ny ataony ary mahavaly sy tompon'antoka amin'ny ny arguments sy ny fihetsika rehetra aroso azy izy: na pro na contre ilay case izany fa tsy dicter-na hoe satria hoy ny.... sy satria hoy i .. dia atao

Antony:
raha izay mantsy dia tsy misy hafa amin'ny mpisotro toaka ka anontaniana dia hoe anontanio ny toaka..

na fan an'i Michael Jackson (sy izay maha fan anao na Ronaldo na Britney Spears na iza) dia raha anontaniana hoe fa maninona no mandihy sy manao fihetsika ohatran'izao dia tsy hay akory ny tena antony mazava fa dia hoe satria izany no ataon'ilay olona maha fan ny tena!

Dia ny hahafantarana azy tsotra indrindra? tsy raisonnable fa vao voakitika any amin'ny momba ilay artiste na mpilalao na tsy haiko dia sorena tsy fantatra antony!

53. niryna ( 24/03/2008 17:20)

tsy mazava
54. majesty ( 25/03/2008 05:10)
Tess:
kanefa indray misy olona tsy mifoka tsy misotro tsy midaina fa tratran'ny cancer....dia ahoana no fandraisan'i nyrina an'io izany raha ampifandrasina amin'ilay hoe tempolin'andriamanitra?????

Anisan'ny mahatonga ny cancer ireo voalazan'i niryna ireo fa mbola misy ankoatran'ireo,ohatra hoe ny fihinana nofom-biby,grillade sns:D
55. niryna ( 25/03/2008 12:45)
Tess:
kanefa indray misy olona tsy mifoka tsy misotro tsy midaina fa tratran'ny cancer....dia ahoana no fandraisan'i nyrina an'io izany raha ampifandrasina amin'ilay hoe tempolin'andriamanitra?????
dia ny fahotana no anisany mety mahatonga ny olona marary,ny fahafatesana no tambin'ny ota,ary misy olona tsy mamaly vavaka Atra satria mety tsy nangataka famelankeloka izy na tsy nety namela heloka ny hafa,Jereo Joba,ary jereo Jakoba.
Izay ilay hoe tsy ny soa ihany koa no asontsika amin'ATra.
majesty:

Anisan'ny mahatonga ny cancer ireo voalazan'i niryna ireo fa mbola misy ankoatran'ireo,ohatra hoe ny fihinana nofom-biby,grillade sns:D

marina izany,ary na ny toerana hiainana koa ohatra,arakarany io.
Ny olana majesty dia ny fanomezan'ny olona tsiny an'Atra rehefa misy zavata mahazo azy,ka dia mametraka fanontaniana hoe raha nisy izy ?

56. ikaretsaka ( 25/03/2008 13:25)
dia ny fahotana no anisany mety mahatonga ny olona marary
,

izany tokoa ve hoy i jesoa? toa misy tantaran'ilay olona nanana kilema izay ao @ evanjely ao dia nanontany azy ny olona hoe iza no meloka? sy hoe fahotan'iza?
Dia novaliany hoe tsy fahotan'iza sy iza io!

ary misy olona tsy mamaly vavaka Atra

rehefa tsy mifanaraka amin'ny sitrapony ilay vavaka dia tsy valiany, io ilay lazaiko ato foana hoe na i jesoa aza anie niteny heo aoka ho ny sitraponao no tanteraka fa tsy ny sitrapony e.
eritrereto fa i jesoa koa anisan'ny immaculee an.. izany heo tsy voakasik'heloka raha raisina hoe Atra

"Ho tanteraka anie ny sitraponao" ny phrase faha4 amin'ny vavaka nampianariny.

Tadidio: ny sitrapon'Atra no prioritaire fa tsy ny fanerenao Azy hanaraka ny nangatahinao t@ vavaka

57. niryna ( 25/03/2008 17:02)

dia ny fahotana no anisany mety mahatonga ny olona marary
,
ikaretsaka:

izany tokoa ve hoy i jesoa? toa misy tantaran'ilay olona nanana kilema izay ao @ evanjely ao dia nanontany azy ny olona hoe iza no meloka? sy hoe fahotan'iza?
Dia novaliany hoe tsy fahotan'iza sy iza io!
mila miverina mianatra katesizy ika raha nampianarina an'izany hianao
aza raisina antendrony foana hoy aho ny zavatra mamadika sujet foana hiana hi ,efa arako hatran'ny ela hi,hi

ary misy olona tsy mamaly vavaka Atra

rehefa tsy mifanaraka amin'ny sitrapony ilay vavaka dia tsy valiany, io ilay lazaiko ato foana hoe na i jesoa aza anie niteny heo aoka ho ny sitraponao no tanteraka fa tsy ny sitrapony e.
eritrereto fa i jesoa koa anisan'ny immaculee an.. izany heo tsy voakasik'heloka raha raisina hoe Atra
[/quote] ka inona no mahavariana anao an'izany izay ilay hoe ny lalako tsy mba lalanareo ,ny fihevitro tsy mha fihevitrareo,dia ahoana mino ny tenin'ny soratra masina hianao sa hanohitra hatrany(omboy ,omboy!! ) :D:D

"Ho tanteraka anie ny sitraponao" ny phrase faha4 amin'ny vavaka nampianariny.
izay indrindra,tsy ny sitraponao na ny ahy no tantereraka,raha voaantso hitory ny olona iray dia tsy maintsy mandeha,dia izay no sitrapon'ATra,satria tsy hianao no nifidy azy "Izy no nifidy an'ilay olona hitory ,hanatanteraka ny asany"

Tadidio: ny sitrapon'Atra no prioritaire fa tsy ny fanerenao Azy hanaraka ny nangatahinao t@ vavaka

hay miaiky hiany hianao farany,impiry moa izany no tenenina,raha misy mahazo dia ATra foana no mahazo loza.
Ahoana hoy aho ilay tantara ? nitomany satana dia nanontanian'ilay rangahy hoe fa maninona hianao no mitomany? hoy izy isaky ny misy zavatra ratsy ataon-dra olombelona dia izaho foana no mahazo loza

58. ikaretsaka ( 25/03/2008 17:14)
aza sarahina sy tsimponina ohatran'ny tsimpona ataonao le teniko azafady rehefa hevitra tiako hahatongavana ihany no mody averina de avadika amiko
59. ikaretsaka ( 25/03/2008 17:17)
vakio aloha le tsaok'hevitra sy ny contenu fa tsy tonga de manasaraka tsy tonga conclusion.
60. fijo ( 25/03/2008 21:52)
niryna an,tsy voatery ho ny taka no nampaharary aty ilay olona .i jesoa aza rehefa tsy ampy dozy mamorona ny rano ho lasa dovay ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084