ANDRIANA RERAKA sa ANDEVO TSISY FIVOARANA?

81. naughtyboy ( 03/04/2008 13:16)
=)) =)) =)) =)) hay v 31 no isany firenena erantany zay entiny reo mpanjaka
ao anatiny 45 (16 no mbola miankina @ reo mpanjanaka eropeana anglisy spanish sns..)ary malaysia de tsisy ifandraisany @ commonwealth realm misaotra.
Nifarana t@ androny Ranavalona 3 refa nalefa sesitany izy ny fahefana manapaka ny mpanjaka (executive power sy constitutional monarchic power)Madagasikara de nanana tantara mifangaro @ fitondrana ny fireneny
(mixed republican government)
taorinany fanjanahantany ny zvnisy de niaina t@(constitutional republic,socialist republic,parliamentary republic)zaynamotika ny firenena lasa tantara daoly @ zay ny andrina ,hova,andevo satria nivadika ho capitalist republic tsy fidiny ze be saosy no andrina :-$
82. Jeankely ( 03/04/2008 13:23)
Iza no nanome isa? ty ngaha mpahana?

hoy donto"ary malaysia de tsisy ifandraisany @ commonwealth realm misaotra."

Asa inona no niaran'ty? Milaza koa fa efa tonga Malaysia dontokely? :-D :-D :-D
83. naughtyboy ( 03/04/2008 16:07)
nianarana zany isany firenena manana mpanjaka ry zanety fa tsy lazalazaina fotsiny oe malaysia no fantatra de mipetsopetsona a jereo inn no atao oe geopolitic vao miresaka =)) =)) =)) fa tsy oe nahita mongolian de mahay ny fanjakany mongolian sy ny tantarany ny commonwealth realm de fahefana ananany reo firenena ze manana mpanjaka(manana fahefana manapaka,sy mahefa =)) =)) =)) =)) =)) =))
tsy hatsikana akory no resahina eto fa hevitra vokatry ny fahalalana :-$ :-$
84. Jeankely ( 03/04/2008 16:29)
Manaiky koa aho fa "Nobel Prize" Ngahy Ndrina naughtyboy. Miforitra ny tsy nianatra.
85. ravatorano ( 04/04/2008 12:52)
za raha vao tsiss an'i naughty sy jeankely eto d tena tsy lasa miitsy fa izy roalahy mantsy samy efa favo ary dia iderana azy ireo zany !
=D> =D> ^:^ ^:^ ho anareo roalahy mianala
86. andryrabe ( 04/04/2008 14:55)
favo favo favo :-D :-D
sady nahita fianarana ambany no nahita fianarana ambony, efa samy ingandriana dooly eee.
87. naughtyboy ( 04/04/2008 16:10)
fanitsina kely ravato a :lol: 1 ihany no lahy @ reo za zay :wink:
tsy mbola tonga tato antsiko mintsiny le oe lasa favo na ngahy ndrina fa mbo manala otrany ny rehetra fotsiny fa mitovy daoly ihany ny rehetra ,ny hevitra diso ndray2 no ahitsy ,farany mo de tsy mety hianala zahay fa za efa tsy any anaty ala intsony :-D :wink:
88. Jeankely ( 04/04/2008 16:27)
Ya. Zay mbola aty anaty ala ry Ngahy Ndrina a!!!!! HiHIHIHI :-P :-P :-P :-P
89. andryrabe ( 04/04/2008 16:41)
ny vehivavy zany atao hoe ikalandrina e
90. Jeankely ( 04/04/2008 16:55)
Tsy mbola nisy Kalandrina izany koa aloha. Lela be mokondoha sy manampahaizana sady misy vola no bogosy tsisy kianina no Ngah Ndrina sahala an'i "Ra-Nau-Nobel prize"
91. bilakarenjy ( 05/04/2008 20:38)
f'angaha mbola mihodina foana ity resaka ity ry Jeankely a! .
92. Jeankely ( 06/04/2008 05:43)
Ny tompon'andraikitra hanontanio fa izy aza no nanodina voalohany ary efa ho 160 no nifandimby niresaka tao. Samy mbola ao ny kibay ankelika noho izany mila malina. Aza adino "Nau nau NoNONObel Prize" Ngaha Ndrina Naughtyboy
93. tovolahy007 ( 06/04/2008 14:21)
Manahoana e!
Resaka mandany jiro ity kozy ty,Tsy hisy vokatso ho an'ny Madagasikara na de kely azany. Mbola betsaka ny mahatsiaro ny tongolo ny Ejipta ka mitady ny hamerina ny taloha @ fomba vaovao.hahahaha. Mahonena. Manoava lalapanorenana vaovao ndray de ampidiro ao hoe averina ny maha Andriana sy Andevo e. Resaka efa Ntaolo be any mbola io iany. Diska goka eeee. Zay mahaso resahina.
94. andryrabe ( 06/04/2008 20:10)
aza mba sendra an'ireto olona ireto aloha fa de rava ny dinika fa samy tsy lany ambavany, na antanana koa hoy ny iray....mazotoa e.
95. Jeankely ( 07/04/2008 00:21)
Ny dinika aza mitohy koa rava ahoana. Dinika sy serasera lavabe ve no rava sa loha-hevitra sy olona roa dia any very ?
Ny tena marina dia dinika manala azy no tena mandeha eto ary mihodikodina ka izay marary saina na mitady lesona sahirana eto.
Jereo any rehetra any fa resaka tsotra sy ankaponeany no tena ankafizin'ny olona ary mifanala eo fotsiny.
Efa hita fa malahelo ny tanana dia mifanala eto kanooooooo :-D :-D :-D :-P :-P
96. andryrabe ( 07/04/2008 21:09)
marina zany eeee. aza entimpo loatra ary eeee.
97. Jeankely ( 07/04/2008 21:59)
Izay enti-po sy marary fo mitomany sady manozona no marary loha hatrany ampandriana angamba. Raha izaho izamy dia nanjavona tsy hita intsony saingy tsisy miala eny fa tena mazana ny hoe sahala ny lavaka gabone ny vavan'ny tena hoy ny favy.
98. mansoor ( 10/04/2008 09:03)
tess: :-@
99. kanota ( 10/04/2008 09:32)
Tafaray ve ry Vendrana sy Nandra isany a ????
100. penguin ( 24/04/2008 11:31)
Andriana tsy manjaka sa andriana lany andro miampy andevo tsisy loha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2264