ANDRIANA RERAKA sa ANDEVO TSISY FIVOARANA?
41. SOBIKA
(
27/03/2008 10:51)
ampiako kely! vao omaly ny omaly aho no namaky lajhtsoratra hoe nanao election miss ny taranakandriana zao......
sy tamin fahitalavitra aty antoerana milaza hoe hifidy ny filohan'ny fikambanana ny taranakandriana raanona dia nisy mihintsy ny propagandy e! donky misy ary mbola iainan'ny aty antanindrazana ny maha andriana! tsy lazaina intsony le hoe andevo !nefa matoa misy ny midradradradra hoe andriana reo mazava be zany fa mbola misy fihavahana fa modiana tsy lazaina .

42. mbaliana
(
27/03/2008 12:20)
fahasamihafan'ny fiaviana no misy... fa tsy misy ny fanavakavahana.. raha ohatra ve ianao taranak'Ambohitsitonina dia azo atao hoe taranak'ambohitonina ...
Ohatry ny fikambanana rehetra io koa, toerana niaviany no iraisany.... dia izay activité atao ao...
juste hoe titre fa tsy hitondra ho aiza akory raha ny resak fiaraha-monina nojerena...
Tsy te hanitatra fa ohatry ny hoe katolika sa protestanta dia hifanenjika ve nefa JK ihany no inoana.
Maninona raha mba asiana koa ny fikambanan'ny andevo afaka mirehareha hoe...taloha natao mpiasa ny razanay zao zahay taranany olona mampiasa manana ny maha izy anay nahay niotra tamin'ny fiainana ...
ohatry ny mainty hoditra any Amerika...tsy menatra ny mampiseho ny lasa fa kosa mitondra izany ho rehareha fa naharesy tamin'ny fanavakavaham-bolon-koditra...
hevitro iny aloha

43. mbaliana
(
27/03/2008 12:37)
tsy natao ifaninanana akory ny tiako lazaina fa natao fotsiny hanekena ny fisian'izany realité zany taloha
44. mbaliana
(
27/03/2008 12:50)
ny fahitako azy dia tsy ilay andevo na andriana amin'izao fotoana izao no olana fa ilay tsy fahazoan'ny taranaka aty aoriana hirehareha namin'ny tantaran'ny razambeny.
ohatra hoe Kotolahy taranaka andevo taloha, nefa tao amin'ireo razambeny ireo nisy an'i Litabe nahavita asa iray goavana ohatra hoe sary vongana ngezaben'i Madagasikara dia lasa nalaza be le sary vongana... i kotolahy tsy hiteny hoe za taranak'Andevo fa hozy hoe Izahay dia taranak'i Litabe nanamboatran'io sary vongan'i Madagasikara malaza eran'izao tontolo izao io...dia minoa ahy ianareo fa hisy fikambanana hiforona hoe taranak'i Litabe :lol::lol:

45. mmmhh
(
27/03/2008 13:10)
sobika:
ampiako kely! vao omaly ny omaly aho no namaky lajhtsoratra hoe nanao election miss ny taranakandriana zao......
voalazanao "TARANAK'ANDRIANA"
Le taranaka sisa no mirehareha le taranaka aty afara fa tsisy intsony ny hoe tena Andriana na tena Andevo, na koa ny Hova.
46. Jeankely
(
27/03/2008 13:27)
Tsy mirehareha kosa izy fa mbolaa manavaka ny tenany ary mbola nilaza ry zareo fa tsy afaka manambady raha ny samy izy. Tsy ny Malagasy ihany no manao izany fa afaka mitana izay fomba fiainany mandrakizay izy. ny mifanafika tsisy fa miaina amin'ny fiainany izy koa maninona raha mifidy Miss? Ny Taranaka Mbalianabe izao tsy azon'i kotolahy alaina vady =))=))=))
47. rush
(
27/03/2008 13:35)
marina daolo ny lazainareo,ny andriana tsy manambony ny tenany ary tsy manambany ny hafa, mitazona ny fomba no atao,ary sarotra ny midinika satria tsy malala-tsaina otrany JK ny sasany,fa maninona JK miteny io "andriana reraka" io foana, azavao fa tsy d azoko loatra,
48. Jeankely
(
27/03/2008 14:56)
Vao niresaka io ANDRIANA RERAKA io aho dia ny FANJAKANA ANDRIANA ERAN'IZAO TONTOLO IZAO no tao antsaiko. Noterendreo ho resaka Andriana ao Madagasikara ilay izy dia lasa nirona tany. Efa tsy tia hiresaka an'io intsony aho saingy ny mpitarika sy mpiatantana Hery koa aza nampiditra indray dia lasa koa aho namerina. Aza tezitra fa mety ho resy daholo na taranak'iza na taranak'iza eran-tany. Anjaran'ny tsirairay no manao izay hampivoatra ny fiainany. TANDREMO FA NY INGAHY NDRIANA TSY MISY IFANDRAISANY AMIN'NY TARANAK'ANDRIANA. PATRON be izany=))=))=))=))
49. tess
(
27/03/2008 16:20)
rush: ary ilay miteny hoe tsy miray latabatra am andevo ny andrina???tsy fanambaniana ve ny milaza izany amzao fotoana izao???ianao mantsy vao haingana no nilaza io teto am forum donko araho asa lay izy fa tsy lasakovavany fotsiny :wink:
50. rush
(
27/03/2008 16:42)
tess: vakio tsara ny dinika fa ari-malala no niteny d naveriko taminy,izy no nitsolatsiolana nilaza an'io, tsisy nidiranao ny resakay 2,aza d mitsatsaingoka sy manarabody foana e,JK:tsy mahatezitra akory fa nanitikitika ahy oe miverina foana le izy,refa any madagasikara ange no misy io resaka andriana io fa refa aty ivelany ny tena d sahala @ olona rehetra ihany,
51. tess
(
27/03/2008 16:54)
oadray de i ari.amalala ndray zany no nilaza io????? tsy hoe manara-body aho fa misy hifandraisany tsara mitsy ny resatsika sy ny zvtr noalzainao.....
teny nolazaina iny mifandray tsara am voalazanao hoe tsy fanambadniana anefa amiko fanambaniana ny miteny izany am oul iray......ary aza marary teny fa ny forum fahaizana miresaka sy mampiady hevitra fa tsy fahatsiarovana ho votsindrona :°)
ianao izao no manao resaka ari.malala eo fa tsaroako fotsiny ny voasoratrao tam dinika momba io andevo sy andrina io donko naveriko eto satria misy ifandraisany am dinika

52. sakaizakely
(
27/03/2008 17:27)
mbaliana> mitovy hevitra
=D> =D> =D> =D> =D> =D>
tokony zay de ampy, fa matoa mbola misy ny adihevitra ary mbola mitsingaongaona miseho ho faratampony am fiheviny ry Jeankely dia mbola misy complexe goavana tsy voaarina ao, zany hoe mbola latsampaka ilay toetsaina voampempo. Sarotra be ny manala azy fa irariana ny taranaka any aorina no anana fahalalahantsaina anarenana izany
Amin'izao fotoana manko efa fantatra fa tsy misy lanjany intsony zany maha andriana sy maha andevo izany fa dia izay vitan'ny tsirairay ihany no andraisan'ny fiaraha-monina azy. Efa lany andro ilay toetsaina manavakavaka, indrindra ho an'ireo nahita fahalalana, fa ny olona taloha tonta fiheverana no mbola mihizingizina amin'io toetsaina io.
ohatry ny mainty hoditra any Amerika...tsy menatra ny mampiseho ny lasa fa kosa mitondra izany ho rehareha fa naharesy tamin'ny fanavakavaham-bolon-koditra...
=D> =D> =D> =D> =D> =D>
tokony zay de ampy, fa matoa mbola misy ny adihevitra ary mbola mitsingaongaona miseho ho faratampony am fiheviny ry Jeankely dia mbola misy complexe goavana tsy voaarina ao, zany hoe mbola latsampaka ilay toetsaina voampempo. Sarotra be ny manala azy fa irariana ny taranaka any aorina no anana fahalalahantsaina anarenana izany
Amin'izao fotoana manko efa fantatra fa tsy misy lanjany intsony zany maha andriana sy maha andevo izany fa dia izay vitan'ny tsirairay ihany no andraisan'ny fiaraha-monina azy. Efa lany andro ilay toetsaina manavakavaka, indrindra ho an'ireo nahita fahalalana, fa ny olona taloha tonta fiheverana no mbola mihizingizina amin'io toetsaina io.
54. ikaretsaka
(
27/03/2008 18:36)
ohatry ny mainty hoditra any Amerika...tsy menatra ny mampiseho ny lasa fa kosa mitondra izany ho rehareha fa naharesy tamin'ny fanavakavaham-bolon-koditra...
indraindray ilay izy tsy rehareha fa complexe ko
vao anona kely dia avoaka ilay propos
55. mbaliana
(
27/03/2008 19:06)
Tsy mirehareha kosa izy fa mbolaa manavaka ny tenany ary mbola nilaza ry zareo fa tsy afaka manambady raha ny samy izy. Tsy ny Malagasy ihany no manao izany fa afaka mitana izay fomba fiainany mandrakizay izy. ny mifanafika tsisy fa miaina amin'ny fiainany izy koa maninona raha mifidy Miss? Ny Taranaka Mbalianabe izao tsy azon'i kotolahy alaina vady
Io ndray dia CHOIX fa TSY LOI...samy manana ny tiany ny olona hoe iza no tiany alaina vady...fa rehefa te hanambady olonkafa le olona inn ny olana... ny razana any am-pasana efa tsy miaina eto an-tany ve no anisiana condition ny mbola velona...
... ny FANJAKANA ANDRIANA ERAN'IZAO TONTOLO IZAO no tao antsaiko.firy ireo taranaka andriana anglisy na espagnol no nanambady tsy andriana...
indraindray ilay izy tsy rehareha fa complexe ko
vao anona kely dia avoaka ilay propos
Marina koa io voalazanao io fa tsy voatery ho situation iray ihany no azo ampiasaina an'io circostance io ... tsy atao point de faiblesse fa ampiasaina ho point fort .
56. Jeankely
(
28/03/2008 03:40)
Raha izaho aloha no lazainao manana Complexe dia asa? Fa olona maro loatra aza no mifampikasoka sy miaramiasa amiko ary tsy olana. Fa kosa hitako fa samy mikobona any antsikinany any daholo fa mody miresaka. Nandeha taxi aho indray andro ary hoy ilay chauffeur hoe izaho zafikelin'ny Sultan tsy tononiko ary nasehony ahy ny sarin'ny raibeny sy ny dadany. Izany hoe na chauffeur taxi izy tsy afaka ny hiala ao antsainy io resaka io. Milaza ianareo fa efa 2008 sy taonjato vaovao. Tena ekena fa na izany ao anaty tsy mbola miala io. Rehefa nifampisipa ny bandy maintimainty sy kala fotsy dia niseho nifankantia tany Mada io. Taty aoriana raikitra ny gidraka ary hoy ilay bandy hoe izaho koa Andevo nitaingina Andriana ka ahoana? Dia gaga aho hoe kay moa tonga tany ity izy. Izay ilay hoe azo atao daholo ny rehetra na mbola tsy mpivady aza hany ka tany @ razana mihintsy noresahin'ny iray.
57. Rasiligaoma
(
28/03/2008 04:46)
Tena ekena fa na izany ao anaty tsy mbola miala io. Rehefa nifampisipa ny bandy maintimainty sy kala fotsy dia niseho nifankantia tany Mada io. Taty aoriana raikitra ny gidraka ary hoy ilay bandy hoe izaho koa Andevo nitaingina Andriana ka ahoana? Dia gaga aho hoe kay moa tonga tany ity izy
Ilay izy aloha dia fiatsarana ivelantsihy no betsaka e
marina mihitsy kosa aloha io e, betsaka tokoa no manao an'io. rehefa tena lasa amin'izay ny ady saritaka (na indraindray entin'ny toaka na ny ambom-po) dia tena misy mahatafavoaka io fisaianna io
hoe nitaingina ambaniandro e, nitaingina sakalava e, nitaingina andriana e, nitaingina vazaha e, sinoa e, izao e,
nefa talohan'ny gidragidra lazaina mafy ery fa "olona iray ihany e"
izay ilay olombelona
58. tess
(
28/03/2008 06:16)
katsy marina ihany ve hoe fanamboanian-tena fireharehàna sy ny fanambaniana sisa no mitoetra e! ny toetsaina lomorina sisa no betsaka. :^)
59. Jeankely
(
28/03/2008 07:44)
Noho ireo fivadiana tapoka ireo dia izay no antony mbola hitazonan'izay mbola manana ny maha-izy azy ny fombany ary tsy manaiky ny hifangaro izy. Izay mihevitra fa efa lasa alavitra tokoa ny fotom-pisainany ary afaka hifangaro sy ahita olona lasa alavitra koa ny foto-pisainany dia tsy olana. Ny mapalahelo fotsiny dia ny diso fanantenana ary any amin'ny andro tsy hilainao no mipoitra ilay zavatra. koa samia mandray izay fanapahany hevitra ary aza disoina izay mbola mitana ny azy. Tsy fanambaniana io fa fikojakojana ny fo tsy haratra mafy :-D :-D :-D
60. abcdefg
(
28/03/2008 08:33)
ra misy manambony tena d complexe io, ny mahatsiaro fa ambany koa complexe koa,ivelany dago d tsy hita faritra ny maha-andriana ny olona,samy miasa,mivelona mitovy daolo,mitovy ny zo,tsy te hanambady hafatsy andriana ny andriana, zay zany, ny andevo , vakinakaratra, sakalava, sy ny sisa te hanambady zay tiany zay zany,tsy asiana resaka b fa ny fahasambarana no tadiavina,