ANDRIANA RERAKA sa ANDEVO TSISY FIVOARANA?

1. Jeankely ( 21/03/2008 15:17)
Toa nisy nalahelo mafy mihintsy ary nilaza hoe tsy tokony resahana ireo nefa toa tsy miala? Ny taranak'Andriana mijoro tsara dia tsara ary tokony mahavita mihoatra nohon'ny sasany satria mandova Rova fa ny Andevo tsy fivoarana no mampalahelo. "WHITE POOR IS BLACK AND BLACK RICH IS WHITE". Ahoana indray koa io fiteny ampiasan'ny Brazil io ary? Tsy loko hitan'ny maso na volongita izany fa zavatra hafa?=))=))=))
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 14:34
2. tess ( 21/03/2008 16:44)
izahay aloha tsy mahalala izany resaka andrina andevonareo izany fa tantara tanh aloha io no fahafatarako azy, sady tsy andrina no tsy andevo no tsy hova zaya fa malagasy no fiantsoana anay, nipoitra avy any bira ny fiavianay.....
de malagasy ray sy reny zany zahay
de zao mila ravinahitra aty antanin'oul aty fa mbola malagasy ihany no fetsoana anay.....
3. mbaliana ( 21/03/2008 17:02)
za koa mba gaga ry tesssss...
4. Jeankely ( 21/03/2008 17:16)
Sady tsy Andevo no tsy Andriana fa MPITSOKOVY ve?=))=))
5. tess ( 21/03/2008 17:18)
ieuhhhhhh! aleonay mitsoka ovy ihany sady botrabotra no tsy kere fa ovy ihany no hanina!
6. Jeankely ( 21/03/2008 17:39)
Mpitsokovy manja-ka=))=))=))
7. tess ( 21/03/2008 17:43)
tsy vitan'ny mpitsokovy fa mpitaon-jezika sy mpamadi-bainga, mandeha matsaka any amin'ny rano mandeha, aoaka fotsiny, manitra ny afokitay refa misakafo
8. kelly13 ( 21/03/2008 17:45)
tess>fa za refa makany aminjy klou aza omena ovy an, hihihi! za tsinn tsy tia ovy mantsy :-P
9. tess ( 21/03/2008 17:48)
:-D:-D:-D:-D ndayyy e! io no tena matsiro na atao frity aza ve??? na atao krokety aza ve?????:-P
10. kelly13 ( 21/03/2008 17:50)
na taao inn na atao inn tena tsy ao za kle :oops:
11. miranata ( 22/03/2008 09:46)
Kelly13,aza ataondry azany kosa akia ny ovinay an hihi,atono izy no tsara hoanina @ beurre ...miam
12. tess ( 22/03/2008 10:13)
kelly: itako indry no tsy botrabotra fe kely eny foana, tsy ampy ovy:-D
13. Jeankely ( 22/03/2008 11:20)
Ary iza no nikoropakabe Andriana reraka nanambady vazaha sa Andevo nanambady vazaha, sa mpitsokovy nanambady mpitaonjezika?=))=))=))
14. mansoor ( 22/03/2008 11:22)
nanomboka izao zany de nivadika ny sujet oé: "NY OVY":-w
15. tess ( 22/03/2008 11:22)
ka io ilay hoe lakalaka ny fiainana fa tsy entina hireharehàna sy fanambonian-tena:°)
16. tess ( 22/03/2008 11:27)
ny tiko lazaina dia hoe ny ambany met ho lasa ambony,
ny ambony mety ho lasa ambany, ny mpihinanana ny vokatra lasa mety ho mpamokatra, ary ny mpamoktra mety ho lasa fotsiny mpihinana ny vokatra,
:-P
17. tess ( 22/03/2008 11:29)
mansoor:

nanomboka izao zany de nivadika ny sujet oé: "NY OVY":-w

ka io lay lazaiko ary hoe tsy misy dinika tsy mivadika izany eo e!:-D:-D:-D:-D mivoana hoy ny sasany......dinika reh io ka mandraisa anjara! aza sina blem:-P


18. kelly13 ( 22/03/2008 13:14)
miranata, tess>gratin dauphinois no mba lefilefiko, fa atao b sauce sy b fromage b d fihazako @ mofo le sauce fa le ovy ajanoko, hihihihihi

19. ni81 ( 22/03/2008 13:20)
hoy jeankely
Ary iza no nikoropakabe Andriana reraka nanambady vazaha sa Andevo nanambady vazaha, sa mpitsokovy nanambady mpitaonjezika?

Ahoana indray io resaka io fa tsy dia mazava???
20. tess ( 22/03/2008 13:22)
:-D:-D:-D:-D:-D fetsy ratsy tssssss......de tsy hanaovako ovy mitsy ndry zany e! simba ny oviko kou!:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5388