ANDRIANA RERAKA sa ANDEVO TSISY FIVOARANA?

21. kelly13 ( 22/03/2008 13:37)
maty aho oviko v ry tess? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
22. tess ( 22/03/2008 14:35)
:-D:-D:-D maty aho oviko kan! aleo izy hipirina tsara ao anaty sac de patates ao ihany alou fa refa lasa indry havoaka ndray:-D:-D:-D
23. milaibe ( 22/03/2008 14:56)
Aza ariana le ovy tess fa ho ataontsika raclette e. Jeankely>zava nisy io fa tsy io ndray no atao devoir de memoir tena marina loatra @ zao fotoana ny teraka égaux dôly tsika
24. tess ( 22/03/2008 15:19)
kelly - milaibe: ity aza lay ovy e!:°)
nahoana no ariana ry milaibe an!


25. ikaretsaka ( 22/03/2008 15:26)
tess:

ieuhhhhhh! aleonay mitsoka ovy ihany sady botrabotra no tsy kere fa ovy ihany no hanina!


ay ko lony de aleonay mitsok'ovy ka...
ay tsa mitaky ze firazananareo any fa shefa mahay mamadi bainga sy
"haiko ny mihafy haiko ny manam-be" dia mandeha foana
26. soanja ( 22/03/2008 21:19)
Jeankely:

Toa nisy nalahelo mafy mihintsy ary nilaza hoe tsy tokony resahana ireo nefa toa tsy miala? Ny taranak'Andriana mijoro tsara dia tsara ary tokony mahavita mihoatra nohon'ny sasany satria mandova Rova fa ny Andevo tsy fivoarana no mampalahelo. "WHITE POOR IS BLACK AND BLACK RICH IS WHITE". Ahoana indray koa io fiteny ampiasan'ny Brazil io ary? Tsy loko hitan'ny maso na volongita izany fa zavatra hafa?=))=))=))


Azo ovana tsara ny mahaianao anao ka! Raha gasy ianao taloha ohatra dia afaka milaza tena ho vazaha indray amin'izao fotoana.

Tsy misy mahasakana ny hijoroanao amin'ny mahaizy anao sy iizay hitiavanao azy. Saingy kosa anjaranao na ntsika tsirairay avy ny mampiseho sy manana porofo raha sanatria ka hisy hikaroka hoe izay tokoa ve ianao.

Tsy avy amin'ny fijerin'ny hafa ny famirapiratana fa amin'ny avy amin'ny taratra mivoaka ary azo refesina.

Ny fijerin'ny hafa mantsy miankina amin'ny hatsaran'ny masony mahatanty hazavana koa sa tsia ary mahita lavitra sa tsia.


27. xxxx1 ( 23/03/2008 14:32)
Raha ny fomba firesaka no jerena dia ra jeankely no tena andevo reraka eto, feno fankahalanaka sy hasorenana ny mivoaka ny vava masisony. Tsy ampy masta io be bitterness io

Ho avy hivazavaza indray izy izao fa tsy matanty rehefa averina aminy ny taimbavany =))=))=))=))=))
28. xxx ( 23/03/2008 17:48)
xxxx1:

Raha ny fomba firesaka no jerena dia ra jeankely no tena andevo reraka eto, feno fankahalanaka sy hasorenana ny mivoaka ny vava masisony. Tsy ampy masta io be bitterness io






Efa nitsoda taminy Rajeankely angaha no hoe masiso ny vavany:-D:-D
miandry anao izy zany himasta azy:-P
29. tomtom ( 23/03/2008 18:01)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
30. xxxx1 ( 23/03/2008 20:45)
tsy mila mitsoda fa vao zato metatra dia efa manentoeto ny fofondrazeankely kely raha tsisy maste-vana

:?: azo mastevana ve ny tahonafokasoka =))=))=))=))

fa azo amena fahafahampo avy any aorina izy hanalany ny hakirizany :°)
31. tovolahy007 ( 23/03/2008 23:48)
De Mbola io iany ny kozy miainga!
Za de terak'i Ambihitrimanjaka mitsy fa saingy zao, ra mbola resaka hoe andevo sy andrina zany de efa resaka lany andro zany. Tsy misy Andevo sy Andrina zany tsony zao na hiodina havia na hiodina havanana eto madagasikara. Tantara ka tantara zany sisa. Ny tena mahagaga ahy de zao, any amindry zareo Anglisy de misy ny andrina nefa ve hoe mbola mahita nareo fa misy andevo any. Ny tiko lazaina de hoe andevo mitsy no iantsona azy na hoe SLAVE, ny mba hitako ao TV momba an'io de toa tsy andevo mitsy ny olona miasa ao @ palace. De isika efa tsy manana izany hoe andrina zany ndray no mbola manao alahelon-toerana mamerina io resaka andrina sy andevo io. De hoy aho hoe,esy e, mba hanahoana iany ity Madagasikara antsika ty fa toa atao doly zay ampisarabazana ny Malagasy.
Mampalahelo,mahonena.
32. tess ( 24/03/2008 08:16)
izany ani wa e!:P
33. Jeankely ( 25/03/2008 15:08)
Na hidoika aza hoe tsisy ny Andevo dia MISY NY MPANANDEVO. Mampiomehy ilay xxxx1. Tsy maninona fa Andevo manahirana ny sain'ity aho izany. =))=))=)).Tsy olana ary tena tsy mandova ny Rova tokoa aho. Tsy azo laingana io fa bedin'ny taranaka tena izy. I xxxx1 ireo fikambanana no mahalala azy raha any no toerana misy azy.
34. tess ( 25/03/2008 15:20)
aleo ihany mitanintanina eo amravaran'ny rova very zankely mijery ny aciton, fisavàna karatra maha andrina :-P
35. Jeankely ( 25/03/2008 23:11)
Na mitaingina ny varavaran'ny rova aza tsy azonay Andevo atao. Ny masina tsy kasihan'ny Andevo. Mahalala ny toeranay izahay. I xxxx1 no avela hitranga raha manaiky azy ny JAKY MENA.
36. tess ( 26/03/2008 12:23)
ntsôoooo! ary to mitady hivadika dadarabe lay izy?
37. Jeankely ( 26/03/2008 12:57)
Tsisy hifandraisako @ dadarabe satria aho sady tsy Andriana no tsy Mpitsokovy, asa andevo tafatsoaka angamba =))=))=))
38. tess ( 26/03/2008 13:00)
ka in no jaky mena io! hay tokotrany moa efa fatao fanamasinana eny am rova amzao:^):-D
fangah ny mpitsokovy mba tia dadarabe izany?
39. mmmhh ( 26/03/2008 13:10)
tsisy intsony zany andevo sy andriana zany e, ny mpanankarena sy ny mahantra zao no misy, ny mana-katao sy ny tsy mana-katao sy ny tolora-potsiny reo zao no feno fa tsy andevo sa andriana zany;
40. Jeankely ( 27/03/2008 07:21)
Ahoana no tsisy Andriana e? Ny Ampanjaka mbola misy koa ny Andriana no lazainao foana. NY FANJAKANY NO TSISY. Na Ampanjaka tsy manjaka na Andriana tsy Andrianina mety mitovy ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6668