ANDRIANA RERAKA sa ANDEVO TSISY FIVOARANA?

61. Jeankely ( 28/03/2008 16:03)
dia tairo ao ny a,b,c, d tsy mijanona anao. Ary aza manana complexe. Antsoy Njakatiana :-D :-D :-D
62. ikaretsaka ( 28/03/2008 18:34)
Rasiligaoma:

Tena ekena fa na izany ao anaty tsy mbola miala io. Rehefa nifampisipa ny bandy maintimainty sy kala fotsy dia niseho nifankantia tany Mada io. Taty aoriana raikitra ny gidraka ary hoy ilay bandy hoe izaho koa Andevo nitaingina Andriana ka ahoana? Dia gaga aho hoe kay moa tonga tany ity izy


Ilay izy aloha dia fiatsarana ivelantsihy no betsaka e
marina mihitsy kosa aloha io e, betsaka tokoa no manao an'io. rehefa tena lasa amin'izay ny ady saritaka (na indraindray entin'ny toaka na ny ambom-po) dia tena misy mahatafavoaka io fisaianna io
hoe nitaingina ambaniandro e, nitaingina sakalava e, nitaingina andriana e, nitaingina vazaha e, sinoa e, izao e,

nefa talohan'ny gidragidra lazaina mafy ery fa "olona iray ihany e"
izay ilay olombelona


dia miaraha amin'ny mitovy amin'ny tena dia asio fifanajana mba tsy hifangaroana e
63. mbaliana ( 28/03/2008 19:38)
Io ny fo ranomafana e... n y manao teny marary rehefa tsy mifanaraka intsony no tokony tsy atao...saingy indrisy tsy voafehy .. anamamy niaraka ihany fa rehefa triberoberoka ve vao hoe zao a zao...

jean kely tsy nieritreritra anao ho ananana complexe aho raha toa ka ho ahy io teninao io...
64. Jeankely ( 29/03/2008 00:24)
izaho indray tsy mba manda ny marina. Tena manana complexe aho ka izay no hiasako mafy tsy hianteherako amin'iza. Na hanavaka ianao na ho tia tantiko satria tsy manantena anao aho. Izaho kosa tsy hifangaro amin'izay hita rehetra hivadika rahampitso ary hafarako ny faramandimbiko mihintsy. Hoy mbaliana hoe avy ny tonga ny teny rehetra rehefa mangotraka ny rano noho izany mila mitandrina dieny mbola tony tsy manonja ny rano.
65. xxxx1 ( 30/03/2008 09:03)
Jeankely:
Rehefa nifampisipa ny bandy maintimainty sy kala fotsy dia niseho nifankantia tany Mada io. Taty aoriana raikitra ny gidraka ary hoy ilay bandy hoe izaho koa Andevo nitaingina Andriana ka ahoana?
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>

toetsaina itovizana ny anareo roalahy

tsy misy idiran'ny mahandriana sy mahandevo izany fa ny fahambaniantsaina sy fahamaizinantsaina lalina no mitarika ny taimbava

Ny hamaizinantsaina indray na dia mahita fianarana lavitra aza, rehefa maizina dia mijanona ho maizina hatrany ary tsy hisokatra mandrakizay dia manafatra taranaka faramandimby no sisa hay.

Ny fahitako azy dia tia manambonimbony tena izany ity akama iray ity, tsy mahita dera sy fanajana eo @ mpiray monina dia eto no miseho tena te hasandratra

Mampangoraka satria hita taratra tsy hay afenina @ny firesany fa tsy mba misy hirika hafaliana na kely aza eo aminy fiainany satria mibarareoka sy mivovo toy ny kivindro foana isaky ny miteny

66. xxxx1 ( 30/03/2008 09:16)
Jeankely:
Raha izaho aloha no lazainao manana Complexe dia asa? Fa olona maro loatra aza no mifampikasoka sy miaramiasa amiko ary tsy olana.


Dia midika inona ilay fifampikasohana amin'olona maro ? tsy itako zay idirany eto

Jeankely:
Tena manana complexe aho
:P :P :P :P

hanaiky ihany moa rehefa farany =)) =)) =)) =))

akobony any ity kompleksa ity ra jankl rehefa miresaka dia mba ataovy @ fo tsotra ny fiadiankevitra fa mankalony ny mijery aningahirainy mivingivingy isaky ny miloabava

Mahaiza misondrotra @ fiainana na dia niainga avy any ambany lakavy aza :-* :-*
67. Jeankely ( 30/03/2008 13:10)
Ngahy rainy angaha? Vasoka inao tamin'iny.
olona karazany maro ary avy amin'ny firenena samihafa sy farimpihainana isan-karazany no tiako hambara.
Raha tsy hainao dia tsy miady aman'olona nohon'ny complexe-nao izany aho fa tena mifandray tsara. ny eto kosa dia mifanjevo satria samy adala ve?
Ilay hoe misondrotra aloha dia tena marina saingy tsy mitovy ny fisondrotana resahana satria tsy mitovy ny "Starting Point". :-D :-D :-D
68. xxxx1 ( 30/03/2008 13:16)
Vao maika loza raha tsy mbola ngahirainy nefa manao fisainana bainina efa nilaozan'ny toetrandro =)) =)) =)) =)) =))
69. Jeankely ( 30/03/2008 14:40)
Ny mamanao aza ataovy baina raha mahay ianao ry xxxxone.
70. naughtyboy ( 31/03/2008 16:50)
zankely for once shut the fuck up yeahh yoour mouth stinks like a shiiiiit
:-D :-D :-D :-D :-D
71. naughtyboy ( 31/03/2008 17:45)
refa tsatsa @ marina tsy azo iodivirana de mbo manaiky fa tsy itatata otrany mobilety fona akory :wink:
72. Jeankely ( 01/04/2008 03:40)
Kay moa i Naughtyboy ity xxxxone. Tsy mahatorana ra-dada. Izaho tena tsy alehany fa ny adalan'izay marary andoha @ resaky ny vendrana :-D :-D :-D
73. ravatorano ( 01/04/2008 06:58)
:-D :-D :-D
d fiaraha monina marina kah !

andriana andriana - andevo andevo
ntsssss ! resaka efa nande teto foana zany sa...
mis te hamelona indray ny afon\'ireo \"andriana andevo\" lazaiana ireo
:wink:
74. Jeankely ( 01/04/2008 08:40)
Betsaka no miverimberina eto dadatoa a. Tena misy ny mihevitra ny sasany ho pempoina nefa rehefa azo tsaratsara mikaikona :-P :-P :-P :-P
75. naughtyboy ( 01/04/2008 21:29)
tsia de tsia tsy naughtyboy le xxx1 refa misy zv lazaiko tsy ilaiko ny misarontavambola diso njay za no kely teto =)) =)) =)) betsaka ny zv tsy kobo ry zankelyfa@ zay :-$ :-$ :-$
76. Jeankely ( 01/04/2008 23:45)
Na hampihinana maloto ianao na lazainao sahala ny lavaka gabone ny vavako dia mampiomehy satria tsy ny vavako no manipy rora @ tavanao eto. Ny tananako no mampiasa ity tantara ity ary ny saiko no mibaiko azy. Tsisy vava miasa eto. Aza adino mihintsy fa tsy hainao na alika aza no mifanoratra eto. :-D :-D :-D
77. naughtyboy ( 02/04/2008 16:13)
e zany izy mampitovy tena @ alika mahay manoratra njay razanety :-D :-D :-D zay fotsiny ny ahy akombony ny vava fa mantsina otrany v... :-D :-D :-D :-D :-D :-D
78. Jeankely ( 02/04/2008 22:21)
Averiko fa ny saiko no miasa ary ny tanako ampian'ny masoko mijery izay soratanao fa tsisy vavan'alika mmitohoka ny oronao. Tsy mahasakana ahy tsy hanoratra ianao satria samy manana ny toerana misy azy tsisy afaka mifanakana. Raha nifanakaiky mety nisy tokoa ny nifanala nify sy nifamono. Tsy mitsoka aminao izany aho fa mitohy ny fanoratako satria tsy voasazy aho ary tsy ianao no mpanasazy. Ianao no mahagaga fa mitapy sy tsy ampy saina ka mizaha ny momba ahy. Tsy mbola nizaha momban'ny mpikambana tato aho na iray aza. Mba nianatra fa aza mmitapy sy maneho ny havendranana. Tsy anjaranao ny miresaka izay momba ahy na afaka mitady aza ianao. Intony vendrana intony tsy mahalala ny andraikiny sy tsy andraikiny. Maizina ampotitry ny mazava ka lasa andafy vao mitapitapy. Mitohy manoratra aho na faly ianao na hivonto orona :-D :-D
79. ravatorano ( 03/04/2008 09:59)
resaka fivontisana indray zany ty ah :-D :-D :-D

amizao alou toa mbola misy foana ny fiheveran tena ho andriana ho an'ireo izay mialaza izany ho taranany ary o koa nefa ireo tena tarananay ary tena izy nefa tsy dia tia miseho ho izany.
asa raha nisy nahatsiaro ilay "fanosorana mpanajaka " tovovay irany tany ambohimalaza tany izay lazaina fa taranaky ny andriamanjaka farany teto ary toa tamin'izay ihany no reko ilay izy satria nisy gazety niovy izany ! asa na telo na efatra taona izay , ny maagaga anah amin'ilay olona dia izy mipetraka any ampita nefa voahosotra "ho mpandimby ny andriamanjaka " farany teto
:?: :?: :?: mba nanontany tena ihany aho !
toa lasa resaka nampmé ilay izy farany satria mpanjaka tsiss fahefana no tsy hahavita zavatra ho an'ireo izay" manompo" azy akoriny :-w :-w :-w

ny lazaina fa andevo moa dia ao tokoa ireo sahy mitonona ho taranak'izany saranga izany ary maro no sahy mijoro amin izany nefa inona moa no tena irerehavana amin' izany amin' izao andro izao

ka na andriana na andevo amin' izao vaninandro izao ataoko fa tsy hisy vidiny sy kontiny tsony zany satrai efa nampitovian'ny lalana misy , ny lalana fototra dia ny lalampanorenana izany ka asa indray izay mbola minia mandrangaranga izany amizao
^:^ ^:^ ^:^
:wink:
80. Jeankely ( 03/04/2008 11:24)
Tsy hoe miaro ny taranak'andriana aho fa tena namely mafy ny frantsay nefa mbola lelafina ihany. Ny hitako dia mbola misy heriny ny mpanjaka amin'ny tany hafa izay avy nozanahan'ny Anglisy. Na tsy manjaka toy ny taloha aza izy dia misy sonia mandalo aminy ary raha misy voaheloka ho faty dia ny mpanjaka ihany no afaka manala izany. Malaysia no misy io. Na izany aza somary symbole ihany fa ny Praiministra no tena izy. Ny antsiaka Malagasy dia rariny ihany raha manangana fikambanana ry zareo samy izy ary na hatsangana ho mpanjaka aza tsy maninona satria tena razambeny no avy mpanjaka. Raha efa nifangaro notsabahan'ny sasany ny vilia aloha dia tsy mety intsony ary hatrany ampiandohana izany. Aleo izy hanaraka ny tiany fa afaka mahita marobe alaina vady ny hafa na tsy manaiky aza izy e. Tsy Antananarivo irery fa mbola ao tsara ny Ampanjaka amin'ny faritany koa inona no olana fa samy miaina e. Aleo hitazona ny fahatsaiarovana ny hafa ary maneho ny fivoarana sy fiovan'endriky ny fiarahamonina ny hafa. harena daholo izany raha malalaka ny saina mijery azy. Tandremo fa reraka raha nihinandry zalahy ny viliany :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2806