hanambady lhl athee... mila torohevitra sy fanampiana
81. fijo
(
28/03/2008 21:46)
Koa sarotra ny hampiova AT izany, "io teny nampiasainao io no nahatonga ahy hiteny hoe aza mifampitarika.
ny fampiasana ilay teny hoe"hanova"mantsy dia midika hoe te hitarika.

82. Rasiligaoma
(
29/03/2008 07:32)
amiko manokana dia fihetsika sy ny tari-kevitra miaraka amin'ny lojika ihany no antoka tsotra sy mahomby indrindra amin'io nohon'ny kabary lava!
asehoy amin'ny fihetsika sy ny atao ny zavatra tiana voizina dia tafita ho azy ny hafatra

83. hira
(
03/04/2008 14:28)
moi>>> malahelo aho ka! rehefa indraindray ilay mitady mitraotra ambony be ilay finoana. :°)
puis kindraindray mahazo vahana ilay conviction hoe tsy ny finoana no important indrindra, fa ny maha olona. mijery ny fofombadiko aho dia hoy aho hoe tsy mba hahatsiaro ho bénie des dieux ve zà raha ohatr'azy ny zanako? hendry, mahay, tsara fanahy, manaja tena sy manaja fiarahamonina? :°)

84. fijo
(
03/04/2008 20:57)
izay mantsy."ny saina miahotra,ny fo miredareda"io fitiavana io wa manahirana,fa mandoro mangatsiaka toa nytoaka.ka mahamamo
86. moi
(
08/04/2008 11:23)
dia araka ny tenin'i fijo hoe
Angamba mba mamo kely ianao izao, sa mamo tampona (fitiavana io an) ? Izay TENA TIA rehetra dia "mamo" daholo ! Izay tia dia adala e !
Ka ampiako hoe ho zanaka hendry, mahay, tsara fanahy, manaja tena sy manaja fiaraha-monina + TIA AN'ANDRIAMANITRA anie ny zanakao ! sa tsoahanao ilay fanampiny kely io ?
Inty rohy valable androany ihany satria miova isan'andro ny hafatra ao hamaranako ny hafatro. http://www.jclife.org/pain.htm
"ny saina miahotra,ny fo miredareda"io fitiavana io wa manahirana,fa mandoro mangatsiaka toa nytoaka.ka mahamamo