hanambady lhl athee... mila torohevitra sy fanampiana
41. hira
(
19/03/2008 20:10)
Raha ny ahy aloha ny finoako dia fantatro tsara hoe inona, ahoana, fa maninona? Amiko io dia mazava tsara. Ny olana dia izy, tsy finoana ange ny athéisme e! Tsy mi considérer religion ry zareo, ary mi rejeter ny notion-na spiritualité sy ny croyance. Izy koa doublé @ tsy fahalalana ny christianisme na ny KELY aza! Eo no mahasarotra ny itadiavana ilay compromis. Ny hany hitanay dia ny resaka "valeurs" hoe fanajana, fanaovana ny marina, fifankatiavana @ mpiara-belona etc etc... izay hitovizanay. Fa saingy izaho mino hoe taratry ny asan'Andriamanitra ireo, ny azy dia hoe jugeotten'ny olona manantsaina.
Zà koa tsy fanatique an, loin de là. Fa hitako hoe cliché io de sa part, hoe religion= fanatisme.
Zà koa tsy fanatique an, loin de là. Fa hitako hoe cliché io de sa part, hoe religion= fanatisme.
43. hira
(
19/03/2008 20:23)
Ikaretsaka>>> entre pa alou dia ni apprendre zvt iray aho @ mozika e! Nanontaniako an'i Dadanay ilay Jaco Pastorius fa izy mantsy tena mpiondana Jazz izay dia mba gaga izy hoe taiza koa no nahalalako an'izany:-D dia hozy aho hoe comme ça. Mpankafy hira sy mozika koa moa aho, fa tsy haiko izay fandehan'ny anay na ho stride na ho ba gasy fa dia hoentiko milamina eny...
44. booboo
(
19/03/2008 20:38)
hira > aza teren-ko masaka malaky ilay fahitana maritra² iraisana. Mandeha araka ny fotoany ny raha aby aby. Efa antana tohatra roa zay no vitanareo roa (nanaiky ho any am-pengo izy + nifampiresaka soa nareo), dia mbola ho avy ny firesahana @ mompera alohan'ny any am-pengo hanampy azy hahafantatra bebe kokoa momba ny finoanao. Dia avy teo hiara-hifanabe maso ao an-trano ao nareo mivady avy teo, ho hitany @ toetranao sy ny fihetsikao sns ny hoe " kristiana " dia isan'ny hanampy azy kounkou zay hampitovy ny longueur d'onde nareo ny @ fitaizana ara-panahy ny ho zanakareo...be resaka bee zà :°) fa enfin bref, ento mora² sy ampitiavana hatrany fotsiny dia mivaha ho azy io ê :wink:
45. rakaroka
(
19/03/2008 20:57)
hira:
Fa tsy mety kosa aloha raha imposé-na hoe tsy maintsy fomba Xtiana no hibeazana ny zaza : Tsy juste izany fisaina izany satria manana ny maha-izy azy koa izy ary tsy anao irery ny ankizy
Rakaroka a, andao mba atakalo ny atidohantsika e, ny ahy toa somary maditikely izay ihany :-D
:-D:-D:-D Koumika ko 'njy:-D Te hanambady eo kon!!!!:-D:- sady manahirana anie ny mitsabaka amin'ny raharaha toa itony:{:{, asa rehefa anjara dia izay:?:fa dia ny fahaizana mandrindra ny tokantrano, ny harmonie toa isika vhv no tena "au volant' @ izany an,'ndrindra doublé hoeXtiana! Dia 'njy ihany no hanakinana izany fa inn moa ny ati-dohan-drakaroka ho coopilote @ izany?....Izay mety amin-njy no ataovy:-P
fa tso-drano fotsiny ny ahy hoe: "Soava tokantrano raha "anjara" lé izy!
46. hira
(
19/03/2008 20:58)
Marina izany e, fa rehefa sendran'ny tampoka sy ny fikoropahana dia hadino foana ilay hoe "Tiava marina tokoa, dia ataovy izay tianao hatao."
47. fijo
(
19/03/2008 21:08)
za izao tsy mino nefa manambady katolika ary manana zanaka taizana amin'ny fomba kristianina.de aiza le oalana????
taizao ny zaza ahalala ny rehetra,dia avelao malalaka izy avy eo hisafidy izay lalana tiany.
izay dia milamin aio,fa tsy hoe "atée' dia tsy mahazo manabady mpino?????resaka tery be izany
taizao ny zaza ahalala ny rehetra,dia avelao malalaka izy avy eo hisafidy izay lalana tiany.
izay dia milamin aio,fa tsy hoe "atée' dia tsy mahazo manabady mpino?????resaka tery be izany
48. rabilabila
(
19/03/2008 22:54)
hira:
Raha ny ahy aloha ny finoako dia fantatro tsara hoe inona, ahoana, fa maninona? Amiko io dia mazava tsara. Ny olana dia izy, tsy finoana ange ny athéisme e! Tsy mi considérer religion ry zareo, ary mi rejeter ny notion-na spiritualité sy ny croyance. Izy koa doublé @ tsy fahalalana ny christianisme na ny KELY aza! Eo no mahasarotra ny itadiavana ilay compromis. Ny hany hitanay dia ny resaka "valeurs" hoe fanajana, fanaovana ny marina, fifankatiavana @ mpiara-belona etc etc... izay hitovizanay. Fa saingy izaho mino hoe taratry ny asan'Andriamanitra ireo, ny azy dia hoe jugeotten'ny olona manantsaina.
Zà koa tsy fanatique an, loin de là. Fa hitako hoe cliché io de sa part, hoe religion= fanatisme.
Raha tena izay dia cliché tokoa !!!! Aza adino fa izy dia notinaiza tao anatin'ny univers laika ,ary ianao ,raha ny famakiko anao, dia kristianina katolika laika koa (on peut être pratiquant et laique à la fois ),raha eto Frantsa ianao dia izay no majorité eto .
Miombon-kevitra amin'i Ika aho amin'ilay hoe :
ny vahaolana hitako dia hoe tokony "hifankafantatra mazava ilay firehana misy ny tsirairay avy aminareo ianareo " tsara aloha nareo 2.
Sy ilay hoe:
aza manana eritreritra ny hifampi tsikera sy ny hifampi convince
Tsy manana culture réligieuse izy ? Ampitao aminy ny definition-ny finoana na ny religion selon ny definition-nao .Esory ao aminy ireo clichés maro momba ny religion toa ny tokony hanalànao ny clichés maro momba ny AT ( raha misy izany).
Nainako isan'andro ny zavatra mampieritreritra sy manahirana anao ,ny mahasamihafa ahy sy ny vadinao fotsiny, angamba, dia izaho notinaiza tao anatin'ny finoana monothéiste ( protestant , kato , adventiste ,silamo ),sy ny agnosticisme ; ireo no nanodidina ahy ,ary nanam-pahendrena ny RAD-niko nanome fahalalàhana anay handray ny làlany tsirairay ( tsy nataony batemy izahay )ary ny epanouissement-nay tsirairay (na ara-batana na ara-tsaina )no tena nimasoan-jareo.Nentiny nandeha namadika ,mankany am-piangonana (rehetra).....................
Mino aho ,ary tena mino fa tsy RADniko dia tsy déçus amiko ary rehefa mijery ahy izy dia ilay zanany vavy ,dans toute son humanité,no hitany fa tsy ilay zanany vavy AT akory .Toy izany koa aho rehefa mijery azy ireo :Dadabeko no eo anoloako fa tsy i Pasitera , Mama no eo anoloako fa tsy mpampianatra , Dada no eo anoloako fa tsy ilay agnostique , Bebe no eo anoloako fa tsy adventiste ,Dadatoa no eo anoloako fa tsy silamo ................Satria ny hifandraisan'ireo olona rehetra ireo ;indrindra ny Dadako (agnostique ),ny Mamako (protestante) dia ny fondamentaux ,à savoir leur haute opinion de l'être humain (avec ou sans transcendance).
Raha ny expérience-ko manokana momba ny zanako indray dia tsotra :fantany ary ampahafantariko azy miandàlana (vao 13 taona) ny fivavahana sy ny finoana ,ary ny hevitra rehetra mivohy ny zanak'olombelona => tsy olana amiko ny hitondran-drenibeny azy any am-piangonana (izay no manodidina azy ), ataonay daholo rehefa mety ho fety (ary ampahafantariko azy ny dikany )satria ilay namany Abdellah hanasa azy hihinana couscous rehefa vita ny ramadan , i Rachel hitondra mofomamy ho azy rehefa tonga ny Yom Kippour , i Alexandre hanasa azy hitady atody eraky ny tokotany ato ho ato,vao t@ 9 mars teo no nanao taombaovao malagasy ,etsetra etsetra .................
Manontany ahy ny olona hoe :"Fa nahoana ny zanako no voaasa foana rehefa misy hetsika etsy sy eroa ?".Amiko dia mazàva ny valiny :satria izy tsy manana jugement hafa ankoatran'ny fifankatiavana (atero-k'halao),fifanajàna ,fifampatokisana .
Izay fa expérience perso ireo ka asa raha afaka hanampy anao .
Amiko ,honnêtement , un choix n'est libre qu'en toute connaissance des choses.
donky ny hafatro farany dia izao :Donnez à vos enfants (futurs) toutes les connaissances ,vous ferez d'eux des êtres raisonnables ,humains et libres.
50. rijadolly
(
20/03/2008 02:34)
Hira:=D=D=D=D=D Efa ho tonga ilay fandresena Hira a!Voninahitra ho an'Andriamanitra sy Jesoa Kristy,mandrakizay Amen!^:^^:^^:^
Rijadolly>>> misaotra betsaka. Tena marina ny anao hoe efa hitakitako ihany ny fandehanjavatra, fa somary taitaitra fotsiny aho hoe dia ahoana moa izany? Teo koa ilay formulaire tany @ mompera dia lasa raikitra ny discussions. Marina fa be ny teny fampaherezana azoko, nefa kosa maro ihany koa ny hevitra azo tsakotsakoina, na avy @ mpino kristianina na avy @ ny tsy mino. Sady vao niresaka indray izahay roa vao teo, dia tsapako fa ny tahotra no tena be dia be. Izy en fait tena matahotra satria partie ato amiko tsy dia fantany loatra io. Izy nihevitra fa afaka mifampizara izao rehetra izao miaraka amiko, nefa zavatra tsy hainy mihintsy ny fivavahana ka mampatahotra azy plus qu'autre chose. Taitra be koa izy satria Izaho tsy mba misehoseho ho mpivavaka izany fa tazomiko ho ahy mangina dia tsy nampoiziny ho latsampaka ato amiko ilay izy. Nivaky tamiko izy hoe matahotra sao dia lasa any @ fanatisme ny zaza. Tapaka ny hevitro fa ho entiko moramora eo io. Raha ny azy no jerena dia raha tsy ianareo teto dia tsy nahatsapa mihintsy aho hoe efa tena zavadehibe ny nanekeny hanaovana mariage any ampiangonana ho ahy. Tsy hoe ilay côté robe de princesse blanche sy voile blanc (izay tsy hita izay maharatsy azy) fa noho ny principes kristianina: tokana ny mariazy, mandramaty tsy azo ravaina, fidélité et amour, ary ny fanekena hanorina fianakaviana. Tsy haiko raha tafiditra @ catégorie AT libéral io Rabingobilabanga, fa tsapako fa geste manadanja avy aminy ny fanekena an'izany. Ny azoko atao dia ny manala tsikelikely ao andohany hoe tsy voatery fanatique be ianao rehefa mivavaka. Tena ni traumatiser azy kay ireny frantsay katolika iringiriny be ireny fa niara niaina t@ ireny foana hono izy t@ mbola kely. Genre miteraka roa ambin'ny folo, tsisy fivelarantsaina fa miaina @ tahotra sy @ préjugés fotsiny etc etc... Hiezaka koa aho handefitra eo anoloan'ny tsy fahalalany fivavahana loatra e. Efa nihomehezanay moa ilay resaka vao teo, fa indraindray aho tena lasa grrr.... Rehefa hitany hoe tezitra aho dia hoy izy hoe tsy maninona raha mivavabavaka kely izy, ohatra hoe rehefa alohan'ny sakafo e... Raha tsy izany dia hoe raha miteraka roa hono dia ny iray atao mpivavaka dia ny iray atao tsy, dia ho hita eo izay mety Izy koa moa efa koulounindounina izay ihany.
Lasa noraisinay vazivazy no niafarany, fa na izany aza dia tsy sous estimer-ko loatra io resaka io, fa tsy hamakiako loha be loatra koa fa mahalasa adala fotsiny. Ny fantatro fotsiny dia izy tsy manampikasana ny hitarika ahy tsy hivavaka, ary izaho koa tsy mitsaratsara ny safidiny ho AT.
51. rijadolly
(
20/03/2008 02:41)
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=10&andininy=20-20&dika=
52. rijadolly
(
20/03/2008 02:46)
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=10&andininy=20-20&dika=
53. niryna
(
20/03/2008 05:38)
jemimah:
SOANJA; ny fanahy masina no nanova ny fijeriny ry soanja fa tsy ianao a! fitaovana nampiasaina fotsiny ianao misy ahitsiko kely ny fanambaranao
marina izany ,Atra no tompon'ny safidy amin'ny fiainantsika tsirairay avy.
Raha resaka kristiana no resahina eto dia izao no voalazan'ny soratra masina "do not yoke to the non-believer" izany hoe aza miaraka amin'ny tsy mpino ny mpino.Voasoratra io fa sao indray hoe niryna no niteny an'io,ary azo jerena any aloha any fa efa resaka foana io,.
Ao koa ny tenin'Atra hoe inona no zavatra iraisan'ny mpino amin'ny tsy mpino,mampalahelo ilay izy raha ara-pitiavana no resahiny fa raha ara-panahy dia izay no teny ao.
Ny tiako tenenina dia izao,aza mihevitra isika fa raha hoe hanambady kristiana ny tsy kristiana dia hoe voaovako io rehefa tonga ao an-tokantrano,Tsia ,no valiny tsy isika no hanova azy fa izy tenany no manatona sy mangetaheta an'ATra,ny anjarantsika fotsiny no mivavaka azy.
Ny tiako tenenina izany dia izao,ho an'ny kristiana no hiantefan'ity a,raha mbola tsy tafiditra dia anjaranao no mivavaka andro aman'alina ny mba ahavonjy ny fanahin'ilay olona,na ho vadinao io na tsia,ary mivavaka amin'Atra ihany koa ny hametrahanao ny fiananao hoe eo am-pelatanany mba tsy ny herin'ny sainao na ny fitiavanao an'ilay olona fa ny sitrapon'ilay ray izay mahefa ny zavatra rehetra,ainy foana ny manova ny rehetra,raha anjaranao izy dia ataony tanteraka ilay izy,une fois hianao nivavaka taminy ,nametraka ny fiainanao aminy dia izay,miandry ny valiteny any amin'ATra.Ahoana koa indray izany ry niryna?
Rehefa tena mino an'i kristy isika na inona na inona olana dia misy vahaolana avokoa.Katsaho aloha ny fanjakan'ny lanitra dia hanampy anao izao rehetra izao.Rehefa tena mametraka ny fianantsika aminy isika dia izy no manala ny olana rehetra.
54. majesty
(
20/03/2008 08:52)
cutie:
zany no mahatonga an'reny divorce mirarakopana reny akia a,misy surprise foana ao an-tokantrano ao :D
Rehefa manambady njy d tantarao anah:D
ka hisy hanambady tsony ve raha zany
zany no mahatonga an'reny divorce mirarakopana reny akia a,misy surprise foana ao an-tokantrano ao :D
Rehefa manambady njy d tantarao anah:D
55. tsiafoi1
(
20/03/2008 09:39)
Marina fa misy teny ao amin\'ny tenin\'Andriamanitra manao we :\"Aza mety asiana zioga tsy antonona anareo hikambananareo amin\'ny tsy mino\"; Kanefa ny planin\'Andriamanitra eo @\'ny fiainan\'ny ts11 dia tsy antsika no mandahatra. Vakio ny tantara ao @\'ny Soratra Masina, nisy fotoana aza navelan\'Andriamanitra hanambady vehivavy janga i Hosea Mpaminany satria planiny hanavotany ny zanak\'Israely izany.
Misy tenin\'Andriamanitra malaza izay we :\" F\'ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra : FINOANA - FITIAVANA - FANTANTENANA, fa ny FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA\"
ANDRIAMANITRA = FITIAVANA ka raha io tokoa no tsapanareo ho lalim-paka ao anatinareo roa, dia tsy misy tokony hampisalasala anareo ny ampitso, fa ampioreno lalina ny fifankatiavanareo. An\'Andriamanitra ny sisa. Mivavaha mangina ho an\'ny andaniny ny ankilany. Ary tsarovy fa ny \"FITIAVANA MANARONA FAHOTANA MARO\", tenin\'Andriamanitra izany.
Ny olana dia tsy maintsy hisy foana na kristianina samy kristianina aza, fa ny mampiavaka azy de ho moramora kokoa ny hamahana azy raha miara-mizaka noho ny we ny iray ihany no hitondra izany samirery. Ny resaka FINOANA, ny ts11 mamonjy ny tenany.
Andriamanitra dia mampianatra antsika hitia na dia ny fahavalontsika aza, TIAVO IZY, ary ny fitiavana dia malalaka fa tsy an-tery. Avelao handeha araka ny sitrapony izy, fa ianao kosa ry Hira dia aoka ho mendrika izay inoanao, ka ho tempolin\'Andriamanitra velona (masina, feno fitiavana, famindrampo, fandeferana), mba hinoany izay tsy ninoany hatrizay
Raha ny momba ny resaka batemin\'ny ankizy sns indray, tsy tokony hametraka olana ho anao izany, fa Jesoa aza efa lehibe sahabo ho 31 taona vao nanolo-tena nataon\'i Joany batisa tao @\'ny onin\'i Jordana, Ny FINOANA dia SAFIDY vokatry ny FITIAVANA.
Ny adidinao ry Hira dia mivavaka mangina, sy maneho modelim-pitiavana, feno famindrampo sy hatsaram-panahy ary mahakarakara tsara ny ankohonanao, mande ho azy ny sisa rehetra.

56. tsiafoi1
(
20/03/2008 09:52)
Hira azoko tsara ilay mampanahy anao, de ny fomba hitaizanao ny zanakao ara-panahy. Ity misy toro-hevitra tsotra :
-Vao hotorotoronina ny zanakao any ambohoka ianao, de efa atolory an'Andriamanitra sahady izy. Mivavaha mangina ho azy isan'andro (vakio ny tantaran'i Samoela sy Samsona)
-Rehefa teraka indray, ka mialoha ny faha-8 taonany, dia hiresaho ny momba an'Andriamanitra foana izy ireo, fa tsy ho adinony mandrakizay izany
-Hiatrehanao ny olana ao an-tokantrano izay tsy maintsy hisy, ary tsy ho mora de ny FIVAVAHANA MANGINA sy ny FITIAVANA atao lehibe.

57. hira
(
20/03/2008 13:34)
OK. Misaotra betsaka anareo rehetra izay nandray anjara t@ ity dinika ity, fa nanampy be ahy hi fixer izay tao andohako ny teny natsipinareo.
Faly koa aho mba mi bénéficier ny expériencen'ireo tsy mpino, toa an'i Rabilabila sy i Fijo satria io amiko no tena votoanton-dresaka fa tsy hoe ny finoako na ny hevitro momba ny athéismen'ny fofombadiko. Izaho rahateo raha eo @ manodidina ahy tsy dia misy resahina loatra an'izany, satria soit ny namako toy ny fofombadiko daholo, soit ny fianakaviako mi se poser les mêmes questions que moi, soit choqués be. Raha bebeanay aloha angamba dia torana mitsipaka aryy vao lazaiko an'izany hoe AT ny ho vadiko e:-D:-D:-D Angamba dia tsy afaka hanao vacances any aminazy intsony aho fa vao miditra ny tanàna dia iny izy sy les copines dôrkasy hanenjika ahy eran'ny tampintanety hiteny hoe "fa indriako ve adala e!!!":-D:-D
rabilabila>>> izay no tsy hitovizako @ nareo sy Fijo, satria ilay malalako tsy agnostique fa tena AT. Somary miampy kely ny fahasarotana, fa tsy maninona raisiko ho challenge e! De toute façon mino aho fa efa nivonona @ izany aho au fin fond de moi même.

Nainako isan'andro ny zavatra mampieritreritra sy manahirana anao ,ny mahasamihafa ahy sy ny vadinao fotsiny, angamba, dia izaho notinaiza tao anatin'ny finoana monothéiste ( protestant , kato , adventiste ,silamo ),sy ny agnosticisme ; ireo no nanodidina ahy
rabilabila>>> izay no tsy hitovizako @ nareo sy Fijo, satria ilay malalako tsy agnostique fa tena AT. Somary miampy kely ny fahasarotana, fa tsy maninona raisiko ho challenge e! De toute façon mino aho fa efa nivonona @ izany aho au fin fond de moi même.
58. rijadolly
(
20/03/2008 15:12)
rijadolly:Mahereza Hira a!Aza mùiova mandrampaha vita ny asanao ao amin'tokatranonao.Angataho lalandava ny FanahiNy ho herinao.^:^^:^
Somary miampy kely ny fahasarotana, fa tsy maninona raisiko ho challenge e! De toute façon mino aho fa efa nivonona @ izany aho au fin fond de moi même.
59. rabilabila
(
20/03/2008 20:55)
Hira:
Ny tiako lazaina teo fotsiny dia ny environnement-ko cosmopolite et moi j'ai choisi d'être AT en toute connaissance .
Izay ary fa mazotoa ,challenge toa ny challenge rehetra tokoa io saingy ny enjeu no tsy mitovy ,ka mahereza ary miteraha xy lahy sy xx vavy .
Hoy ny Malagasy hoe : " Matokia manana azy ,fa rano ambony horirika ianareo ka tezitra miara-miodina ary faly miara-miatrika "
Soava tsarà.