hanambady lhl athee... mila torohevitra sy fanampiana
21. hira
(
19/03/2008 13:30)
Misaotra Prime @ fankaherezana fa araka ny voalazako teo aloha, dia amiko tsy mipetraka akory ny fanontaniana hoe hanambady azy aho sa tsia? Fofombadiko izy, ambigü be io terme io, fa raha ny tena izy dia vadiko izy satria efa nampiakatra ahy toy izany teo anoloan'ny fianakaviako sy ny azy, sady masina ho anay roa io @ maha malagasy. Ny sakramentan'ny mariazy indray dia sakramenta ho an'ireo izay mino. Izany hoe izaho manaiky fa Andriamanitra no manorina ny tokantranonay, ary ilay ho vadiko kosa tsy mino nefa maneho eo imason'ny olona sy ny lalàna fa hanaja izany. Mino aho fa ny fahasoavan'Andriamanitra tsy mifidy izay hamposahany ny fitahiny.
Ny tena tiako dia hi comprendre hoe inona ny olana mipetraka ho an'ny AT toa ny vadiko raha tezaiko @ fomba kristianina ny zanako. Be ny nandroso hevitra hoe "fahalalàna" no tokony homeko azy fa tsy "fanerena". Miombonkevitra amin'io aho, ary tsy manana intention hanery n'inoninona satria na dia kristianina aza ny RARniko dia tsy nanabe ahy t@ fanerena fa safidiko ny ho toy izao ka izay koa no tiako @ zanako. Nefa amiko ny finoana tsy vitan'ny fahalalàna ara tsaina (mamaky boky culture, histoire, ideologie...) fa zavatra mihatra @ fanahy sady iainana, ka izany no anton'ny vavaka (na samy irery na miaraka any ampiangonana) sy ny fandalinana ny fotopinoana (katesizy na sekoly alahady, sakramenta etc etc...) ka io no tena mi poser pbm sy mba angatahiko sosonkevitra fa tsy le fait hoe manambady athée aho.

22. Veloo
(
19/03/2008 14:05)
Dans 1an et demi eo ho eo izaho sy ilay malalako no hanambady.
hapetrao amin'Andriamanitra aky ny fiainan-dry a, mivava ho azy izahay ko hivavaka ho azy.
Mety indry ko anie no nomen'Andriamanitra azy mba hampiova azy e. Manana finoana fa hain'i Jesosy foana ny manova ny olona izay mbola tsy mahalala azy fa dia mahereza aky an:-*:-*
Dia ampisehoy azy ko ny maha tena kristiana andry - modely zany - itany io dia tonga dia mande ho azy ny rehetra
23. Veloo
(
19/03/2008 14:07)
adiniko - aza forcena mihitsy izy - tena zava-doza io :wink:
raiso mora2 ao an
raiso mora2 ao an
24. Veloo
(
19/03/2008 14:08)
adiniko - aza forcena mihitsy izy - tena zava-doza io :wink:
raiso mora2 ao an
ary mangataka fahendrena avy any @ Andriamanitra oe ahona sy inn no tokony ataon-njy

25. hira
(
19/03/2008 15:05)
ann ann zà tsy mi forcer izany ka. efa ankiniko @ Andriamanitra, fa na dia izany aza dia mbola vaky foana ny lohako mieritreritra azy. :{
26. xxx
(
19/03/2008 16:11)
za mitovy cas am hira fa tsy misy olana mihintsy eo am fitaizana ny zanakay ,taizana am fomba kristianina aona moa no tianao tenenina ?
27. majesty
(
19/03/2008 16:14)
Hira:"ny mpino samy mpino" aza mbola manana olana maika fa eo ny tsy fitovizana,fa dieny izao indry dia mila manamboatra saina fa tsy maintsy hisy olana io any aoriana any na ho tiana na tsy ho tiana raha tsy hoe angah niova fo tampoka ilay vadinao.Amin'ny voalohany anie,milamina foana e,mbola vao tsinona ilay fitia fa rehefa ao aoriana kely izay vao mitranga ny tena toetra.Dia mahereza akia a:-*
28. rabingogilabanga
(
19/03/2008 17:18)
ny toro-hevitra sy fanampiana tsymisy, cadrage fotsiny angamba:
-fa ahoana izy no lasa athée?(ankoatran'ny fitaizana azony?)
-la fidelité: inona izany @ athée? manana reponse @ io ve ny athée?
-fitiavana mandrakizay toin'ny lamban'akoho: que pense l'athée?
-ny fomba ny gasy: lahy lohan'ny vavy! ny fomba kristianina: lahy manaja ny vavy, vavy manaraka ny lahy? que pense l'athée?
-la divorce: inona hoy'ny kristianina?inona hoin'ny athée?
y'a athée, at, misy koa autre at?
at libéral hafa, athée hi-crique ny mpivavaka hatrany hafa! ka iza @ ireo izy?
raha ilay voalohany, ça va
raha ilay faharoa, asa anjaranao mamisavisa!
mba mi-cadrer aho fa tsy misy raha haiko firy loatra

29. Veloo
(
19/03/2008 17:27)
Amin'ny voalohany anie,milamina foana e,mbola vao tsinona ilay fitia fa rehefa ao aoriana kely izay vao mitranga ny tena toetra.Dia mahereza akia a
yep!
ayayayya rabingo be kestion beuuuu!!!!
30. cutie
(
19/03/2008 17:29)
Amin'ny voalohany anie,milamina foana e,mbola vao tsinona ilay fitia fa rehefa ao aoriana kely izay vao mitranga ny tena toetra.Dia mahereza akia a
ka hisy hanambady tsony ve raha zany:-D:-D:-D:-D:-D
31. rijadolly
(
19/03/2008 18:18)
HIRA>>>
Raha ny lalana dia efa tsapako fa efa rakatrao sahady.Mazana ny ady ry sé ry Hira à!Mino aho fa tsy hevitra no ilain'sé fa fampaherezana satria raha namaky aho dia oh efa hitanao izany ny vahaolana fa ny fihatrehana no mampanahy anao.Tadidio ty teniko ty fa Hiraka isé satria nandray ilay Zanak'Andriamanitra ary hanohy ny asaNy.Aza mitsaoka an'zany fa ny an'hafa aza anie ka olona tsy tiana no sady olona manenjika ny tena no ahova ho Kristianina é!Mahereza ry sé fa misy farany ny zava-ndrehetra a!Efa akaiky zany matoa izy manaiky atao mariazy.Hasehoy azy foana ny valeuran'Kristianina indrindra rehefa somary kivy iny izy(Fitiavana,Finoana,Fanantenana).(l)(l)(l)
Misy azo anaovana fanazarantena eto amin'serasera eto alohan'hiatrehanao ny tokatranonao mba hanampy izay efa fantatrao mikasika azy nandritra izay 1taona sy tapany izay(atsoitsoy i Zoky Fijo,hiadio hevitra eo dia fantampatantrao ny heviny raha misy manahirana miafina any anatiny any).Misy an'io natoron'dRabilabila io koa,hevitra maro ny ao dia izay tsy mitaky fisarahana atao mba hamitanao ny adidinao.:-*:-* Mahereza ry sé a!

33. rakaroka
(
19/03/2008 18:54)
Sarotsarotra ihany ny mifolaka @ fomba tsy nibeazana matetika indrindra rehefa mihevitra ho manana "raison" sy ny marina izay ny olona samy manana ny "conviction-ny koa. Dia vraiment question de personnalité io no fihevitro azy. Hoe afaka hilefitra hanaraka ny tsy eken'ny saina amam-panahy ve?:roll::?: et jusqu'où?....
'zaho koa mana-namana "athée" milay be izay, ary tsy rehefa hoe "athée" ny olona iray dia manahirana , au contraire aza, marina fa nisy zava-tsarobidy tsy hitako t@ mpino aminy, fa dia fahaizana mi-jongler 'ngamba e. Fa tsy mety kosa aloha raha imposé-na hoe tsy maintsy fomba Xtiana no hibeazana ny zaza :-D:-D:-D : Tsy juste izany fisaina izany satria manana ny maha-izy azy koa izy ary tsy anao irery ny ankizy! Tahaka izany ato an-trano, ny rainy mametraka fa zanany koa ka manana ny anjara manana ny fomba fijery ampitainy amin-janany koa izy. 8O:wink:

34. pissoa
(
19/03/2008 19:04)
1 - Ho an'i Fody : mitovy hevitra ! :-D:-D:-D
2 -
Raha ny eto amin'ny serasera no jerena dia ny tsy fahaizana sy ny fahantrana no antony inoan'ny olona an'Andriamanitra fa tsy dia resaka fanahy na fivavahana sns loatra.
Ny torohevitra azoko omena angamba dia hoe fantaro izay tena zava-dehibe aminao (nataoko bold ilay hoe "tena" ). Sady milaza mantsy ianao hoe maharary anao ny mieritreritra hoe tsy ho afaka taizana @ finoana etc ny zanakao, no milaza fa vadinao izy ! Raha sanatria tonga amin'ny sehatra hoe tsy hanaiky mihitsy ny hitaizana ny ankizy araka ny finoanao izy dia ozy ny gasy izay hoe valala mafana sy fandriana manatody izany. Ka anjaranao ny mandinika :-D:-D:-D
3 - Ho an'i Niko : Tsy mitombina intsony raha ny fijeriko ilay fanontaniana hoe inona ny tinao ny fonony sa ny atiny sns satria toa efa samy manaiky izy mivady fa hotaizaina amin'ny "valeurs tsara" ilay ankizy ! Ny fanontanina manitikitika ahy izao dia hoe tena atiny ve sa fonony fotsiny ny aneken'ilay lehilahy ny hanaovana ny mariazy any ampiangonana !!! :-D:-D:-D
Fody:
Matoa miaraka sy vonona ny hivady ny olona roa dia satria mifankatia izy izay.
Ny vadinao (na ilay ho vadinao) dia tia anao amin'ny maha anao manontolo, ary manaiky an'izay maha anao izay. Ny fanekeny ny hanao mariazy dia porofon'izany (raha tsy hoe misy zavatra hafa tiany hatongavana angaha)
Ianao, vehivavy, malagasy, kristiana io no tiany, sy hitany fa tsara sy soa.
Ka raha tsara ianao, ao izay niavianao, izay tsara koa, satria ny hazo no vanon-ko lakana ny tany naniriany no tsara.
Raha soa ianao, ao izay nikolokolo sy nahabe anao ka nahasoa anao. Isan'ny nanabe anao ny Fianakaviana, ny fiaraha-monina, ny Fiangonana. Ireo no nahasoa anao ka nahababo ny fony.
Ho an'ny mpivady:
Ny adidin'ny mpivady, rehefa miteraka izy, dia ny mitady hatrany ny hahasoa sy hahatsara ny zanany. Ka raha hitany fa soa sy tsara ianao, inona no hisalasalany amin'ny fanabeazana ny zanakareo amin'izay fanabeazana nomena anao, izay hitany fa soa sy tsara?
Ny fanambadiana dia fifanakalozana, ary tsara raha misy ny tsy fitoviana hitadiavana miaraka izay tena mahasoa. Tsy misy mahavaha ny olana akoatra anareo mivady. Miresaha, mifampidiniha: "fa raha ny mpivady no tsy miresaka very ny androtokom-pitiavana".
Mahereza!
2 -
hira:
Ny tena tiako dia hi comprendre hoe inona ny olana mipetraka ho an'ny AT toa ny vadiko raha tezaiko @ fomba kristianina ny zanako. Be ny nandroso hevitra hoe "fahalalàna" no tokony homeko azy fa tsy "fanerena". Miombonkevitra amin'io aho, ary tsy manana intention hanery n'inoninona satria na dia kristianina aza ny RARniko dia tsy nanabe ahy t@ fanerena fa safidiko ny ho toy izao ka izay koa no tiako @ zanako. Nefa amiko ny finoana tsy vitan'ny fahalalàna ara tsaina (mamaky boky culture, histoire, ideologie...) fa zavatra mihatra @ fanahy sady iainana, ka izany no anton'ny vavaka (na samy irery na miaraka any ampiangonana) sy ny fandalinana ny fotopinoana (katesizy na sekoly alahady, sakramenta etc etc...) ka io no tena mi poser pbm sy mba angatahiko sosonkevitra fa tsy le fait hoe manambady athée aho.
Raha ny eto amin'ny serasera no jerena dia ny tsy fahaizana sy ny fahantrana no antony inoan'ny olona an'Andriamanitra fa tsy dia resaka fanahy na fivavahana sns loatra.
Ny torohevitra azoko omena angamba dia hoe fantaro izay tena zava-dehibe aminao (nataoko bold ilay hoe "tena" ). Sady milaza mantsy ianao hoe maharary anao ny mieritreritra hoe tsy ho afaka taizana @ finoana etc ny zanakao, no milaza fa vadinao izy ! Raha sanatria tonga amin'ny sehatra hoe tsy hanaiky mihitsy ny hitaizana ny ankizy araka ny finoanao izy dia ozy ny gasy izay hoe valala mafana sy fandriana manatody izany. Ka anjaranao ny mandinika :-D:-D:-D
3 - Ho an'i Niko : Tsy mitombina intsony raha ny fijeriko ilay fanontaniana hoe inona ny tinao ny fonony sa ny atiny sns satria toa efa samy manaiky izy mivady fa hotaizaina amin'ny "valeurs tsara" ilay ankizy ! Ny fanontanina manitikitika ahy izao dia hoe tena atiny ve sa fonony fotsiny ny aneken'ilay lehilahy ny hanaovana ny mariazy any ampiangonana !!! :-D:-D:-D
35. pissoa
(
19/03/2008 19:09)
Oops, nisy hadino :
araka ny hevitry ny athee mazoto mandray anjara eto amin'ny serasera io fa tsy hoe hevitro a ! Izaho Katolika fa tsy athee ! :-D:-D:-D
pissoa:
Raha ny eto amin'ny serasera no jerena dia ny tsy fahaizana sy ny fahantrana no antony inoan'ny olona an'Andriamanitra fa tsy dia resaka fanahy na fivavahana sns loatra.
araka ny hevitry ny athee mazoto mandray anjara eto amin'ny serasera io fa tsy hoe hevitro a ! Izaho Katolika fa tsy athee ! :-D:-D:-D
36. hira
(
19/03/2008 19:19)
Rijadolly>>> misaotra betsaka. Tena marina ny anao hoe efa hitakitako ihany ny fandehanjavatra, fa somary taitaitra fotsiny aho hoe dia ahoana moa izany? Teo koa ilay formulaire tany @ mompera dia lasa raikitra ny discussions. Marina fa be ny teny fampaherezana azoko, nefa kosa maro ihany koa ny hevitra azo tsakotsakoina, na avy @ mpino kristianina na avy @ ny tsy mino. Sady vao niresaka indray izahay roa vao teo, dia tsapako fa ny tahotra no tena be dia be. Izy en fait tena matahotra satria partie ato amiko tsy dia fantany loatra io. Izy nihevitra fa afaka mifampizara izao rehetra izao miaraka amiko, nefa zavatra tsy hainy mihintsy ny fivavahana ka mampatahotra azy plus qu'autre chose. Taitra be koa izy satria Izaho tsy mba misehoseho ho mpivavaka izany fa tazomiko ho ahy mangina dia tsy nampoiziny ho latsampaka ato amiko ilay izy. Nivaky tamiko izy hoe matahotra sao dia lasa any @ fanatisme ny zaza. Tapaka ny hevitro fa ho entiko moramora eo io. Raha ny azy no jerena dia raha tsy ianareo teto dia tsy nahatsapa mihintsy aho hoe efa tena zavadehibe ny nanekeny hanaovana mariage any ampiangonana ho ahy. Tsy hoe ilay côté robe de princesse blanche sy voile blanc (izay tsy hita izay maharatsy azy:wink:) fa noho ny principes kristianina: tokana ny mariazy, mandramaty tsy azo ravaina, fidélité et amour, ary ny fanekena hanorina fianakaviana. Tsy haiko raha tafiditra @ catégorie AT libéral io Rabingobilabanga, fa tsapako fa geste manadanja avy aminy ny fanekena an'izany. Ny azoko atao dia ny manala tsikelikely ao andohany hoe tsy voatery fanatique be ianao rehefa mivavaka. Tena ni traumatiser azy kay ireny frantsay katolika iringiriny be ireny fa niara niaina t@ ireny foana hono izy t@ mbola kely. Genre miteraka roa ambin'ny folo, tsisy fivelarantsaina fa miaina @ tahotra sy @ préjugés fotsiny etc etc... Hiezaka koa aho handefitra eo anoloan'ny tsy fahalalany fivavahana loatra e. Efa nihomehezanay moa ilay resaka vao teo, fa indraindray aho tena lasa grrr....:twisted: Rehefa hitany hoe tezitra aho dia hoy izy hoe tsy maninona raha mivavabavaka kely izy, ohatra hoe rehefa alohan'ny sakafo e...8O Raha tsy izany dia hoe raha miteraka roa hono dia ny iray atao mpivavaka dia ny iray atao tsy, dia ho hita eo izay mety:-D:-D:-D Izy koa moa efa koulounindounina izay ihany.
Lasa noraisinay vazivazy no niafarany, fa na izany aza dia tsy sous estimer-ko loatra io resaka io, fa tsy hamakiako loha be loatra koa fa mahalasa adala fotsiny. Ny fantatro fotsiny dia izy tsy manampikasana ny hitarika ahy tsy hivavaka, ary izaho koa tsy mitsaratsara ny safidiny ho AT.

37. hira
(
19/03/2008 19:29)
Hoy i pissoa:
Raha ny eto amin'ny serasera no jerena dia ny tsy fahaizana sy ny fahantrana no antony inoan'ny olona an'Andriamanitra fa tsy dia resaka fanahy na fivavahana sns loatra.
araka ny hevitry ny athee mazoto mandray anjara eto amin'ny serasera io fa tsy hoe hevitro a ! Izaho Katolika fa tsy athee
Marina mintsy io Pissoa a. Izy pragmatique be izay ihany dia exactement la même chose no nolazainy an'ahy. Nefa izaho koa persuadee etsy andaniny hoe afaka misafidy ianao na mitsikera rehefa tsy fantatrao assez izay resahanao. Ce n'est pas son cas, tsisy ninoninona fantany momba ny fivavahana. Aculturation totale :-D
Samy tsy ignorants be eny 'zany zahay roa e, loza ity fitiavana ity fa mampidikizo:lol:
38. hira
(
19/03/2008 19:40)
Fa tsy mety kosa aloha raha imposé-na hoe tsy maintsy fomba Xtiana no hibeazana ny zaza : Tsy juste izany fisaina izany satria manana ny maha-izy azy koa izy ary tsy anao irery ny ankizy
Rakaroka a, andao mba atakalo ny atidohantsika e, ny ahy toa somary maditikely izay ihany :-D
39. ikaretsaka
(
19/03/2008 19:56)
Za aloha manaiky ilay hoe ratsy ny fanatisme
ny vahaolana hitako dia hoe tokony "hifankafantatra mazava ilay firehana misy ny tsirairay avy aminareo ianareo " tsara aloha nareo 2.
tokony ho fantany mazava sy fantatrao mazava heo inona marina ny atao hoe finoana Katolika dia fa maninona ianao no manao katolika, miaina katolika, mi pratiquer-ny finoana katolika!
dia toy izany koa hoe mila fantatrao sy fantany mazava hoe inona marina izany finoana athee ary ahoana ny fiainany izany sy ny fi pratiquer-ny izany
aza manana eritreritra ny hifampi tsikera sy ny hifampi convince fa aleo mifankafantatra hoe fa maninona ohatra no manao saple sns... (raha kato)
dia fa maninona no tsy manao (raha athee)
inona no important kokoa @ resaka spirirualite @ fijery kato sy athee sns sns.. (ohatra ireo an)
dia tena sincere ianao manao an'io, ary aza adino fa mety possible hoe na ianao aza tsy sure amin'io dia tsy maninona miverina mianatra (izay amiko ilay hoe remise en question)
marihina etoana fa tsy hoe ahoana ny fahitany na ny fahitanao azy ny no tiana hotsipihina eto [tsy ny avis-ny na ny avis -nao] fa ny fahaizanao sy ny fiainanao azy.
dia tadiavina @ izay ny marimaritra.
mandini-tena sns...

40. booboo
(
19/03/2008 20:06)
hira > dia efa fantatrao zay ny antony dia hitanao miandalana eny ihany ny fomba fitondrana ny raha e ! ento mora² manaraka ny onjany eny ê ! Dia soa nisy an'io raha ahaizanareo mitsam sahady hoe mety hisy disa² ara-kevitra eo aminareo roa ary mety ho pire aza indray andro any, fa ny zava-dehibe indrindra dia ny fifampiresahana, fitadiavana maritra² iraisana ary fahatoniana hatrany hatrany...bon vent nareo mitsam @ vie de couple-nareo :wink: