hanambady lhl athee... mila torohevitra sy fanampiana

61. rabilabila ( 20/03/2008 21:05)
tssss:-D
62. ikaretsaka ( 20/03/2008 21:08)
am5 ho an'ny tsy ampy kely de am7 hoan'ny misy kely!
63. fijo ( 20/03/2008 22:06)
hira ,za tena AT ka.fa za manaja ny mpino koa
64. ikaretsaka ( 20/03/2008 22:47)
yeah right:-D!
65. hira ( 21/03/2008 12:27)
Hoy ny Malagasy hoe : " Matokia manana azy ,fa rano ambony horirika ianareo ka tezitra miara-miodina ary faly miara-miatrika "
Soava tsarà

Rabilabila>>> ^:^ messi e :-*, manja ilay ohabolana, tevana moa izany horirika izany?

am5 ho an'ny tsy ampy kely de am7 hoan'ny misy kely

Ikaretsaka>>> :-D:-D:-D ka io 'lay mampitsoaka ny sasany kounou
66. fijo ( 21/03/2008 21:10)
tsy tokony atao hampitsoaka izany,fa raha samy "mahalala"ny antony hanarahan'ny tsirairay izay hinoany ny rehetra,dia tsy hisy olana io.
67. Rasiligaoma ( 22/03/2008 06:11)
fijo> marina izany

ary ahoana indray ny manambady vehivavy AT?
68. hira ( 25/03/2008 00:00)
dia possible lasa AT koa ny zaza satria ny vhv gasy mody malefaka fa tena madi-doha :b:b:b

69. hira ( 25/03/2008 00:02)
laingako zany e:lol:
70. rabilabila ( 25/03/2008 09:19)
Hira:

Horirika =plante , feno azy any atsinanan'i Madagasikara ,ravin-tsaojondrano koa no ilazana azy ( somary miorona izay ilay felana ).

Rasiligaoma ,Ika

Ny tena tsy azonareo dia tsy ilay dénominations hoy'aho no tena mafonja sy tokony halalinina fa ilay vehivavy izay ho vady , ho reny , ho renibe .....;ilay olona mifanerasera amin'ny hafa ,ilay olona mizara sy mandray , ilay olona misy kiana .............

Adinonareo na hodianareo adino fa ny "morale" sy ny hatsaràna dia tsy monopole-n'ny mpivavaka ( na mivavaka amin'iza na amin'inona ) .
On peut avoir une vie bonne et une morale sans transcendance.
Porofo: Miady hevitra eto isika ary misy hevitro tohananareo ,misy tsipahinareo .... Ny hevitro fa tsy izaho et vice versa .:)
71. hira ( 25/03/2008 12:34)
Adinonareo na hodianareo adino fa ny "morale" sy ny hatsaràna dia tsy monopole-n'ny mpivavaka ( na mivavaka amin'iza na amin'inona ) .
On peut avoir une vie bonne et une morale sans transcendance.


tena marina izany Rabilabila. fa la réciproque koa possible. tsy monopole-ny tsy mpivavaka ny fivelarantsaina sy ny fahalian-tsaina hijery izay misy sy miseho any @ hafa.
fa matetika ny "religion" aùin'izao dia lasa sakana @ zavatra maro, ka manome mauvaises images @ olona.
72. rabilabila ( 25/03/2008 12:56)
tsy monopole-ny tsy mpivavaka ny fivelarantsaina sy ny fahalian-tsaina hijery izay misy sy miseho any @ hafa
.

Jamais dit le contraire ,saingy ,raha mbola midohika foana ny mpivavaka hoe ny azy no fahamarinana dia eo foana isika .
Sambatra ianao manana ilay saina mivelatra ka afaka mahita sy mi-apprécier ilay morale sans transcendance any amin'ny hafa ( afaka miara-miasa tanteraka isika )fa firy % ny mpino ( Amerika latina , Afrika ,Vinaninkarena ....) no mànana io opportunité hivelatra io ? Bitika dia bitika raha ny zavatra tsapa , eny fa na dia avy amin'i Nenibe sy ny dôrkasy namany aza ,sy ireo namako hatrany amin'ny 12ième - terminale ( dokotera , avocat ,mpampianatra....)izay niaraka tamiko foana jusqu'à ce qu'ils sachent que je suis AT ,izay sahy nilaza tamiko fa ny "mety" ho hatsaràko dia "instrument"-n'ny malin ( lire demony ,satana et consorts ) hisitomana azy any amin'ny "ratsy ".Quelle tristesse !!! Et ce ne sont pas des cas isolés , je le vis tous les jours.
73. hira ( 25/03/2008 13:16)
Aza dia omena tsiny, fa tsy fahalalàna plus qu'autres choses ireny. Azoko mihintsy io Bebe sy les copines Dorkasy io, fa zay na dia mipataloha any ampiangonana aza dia efa mahazo loza:-D:-D:-D

Tsy haiko ianao hoe aiza no mipetraka, fa raha any Dago aloha dia izany ny pbm. Fa raha aty France idnrray kosa dia c'est l'inverse. Noho ny zavatra ratsy maro nataon'ny Xnina, ny mpino sy ny mpitondra sy ny fiantraikany @ fiainan'ny olona dia lasa réticents be ny oul aty raha vao resaka fivavahana, ary manana ny raisons-ny ry zareo hi réagir sahala @ izany satria ilay resaka crédibilité mihintsy no tsy misy intsony. Amiko dia sarotsarotra kokoa ny miaina malalaka ny finoany sy maneho ny heviny momba ny fivavahana aty andafy, noho ny hoe tsy mino ianao. Satria na dia be aza ireo frantsay milaza ho katolika "par tradition", vitsy dia vitsy ireo tena mino, ka raha vao resaka religion izany dia lasa ireo préjugés manaraka par derrière.
74. ikaretsaka ( 25/03/2008 16:16)
kiii fa maninona koa mipataloha am-piangonana?
75. hira ( 25/03/2008 18:15)
tsy vhv moa 'nareo ry ikaretsaka dia tsy mahalala an'izany kounou! misy fiangonana sasany tezitra be ny oul raha vao mi se ramener avec ilay pataloha ianao! dray dray dray... zahay klou de ataon'i bebe lisaka mihintsy e.
fa na izany aza dia tsy dia mi dramatiser loatra aho, fa raha ny an'i bebe-nay aloha dia ny logique-ny dia hoe rehefa mankany @ fiangonana ianao dia tsy maintsy sur ton 31, satria hozizy tsara hoe refa mianatra na mivahiny any @ oul aza androky mahay mipaozipaozy tsara, koa maika fa any antranon'Atra:-D:-D raha résumer na dia hoe fomba fanajana io aminy, dia raisiko ohatr'izay, sady ouainina be koa raha maningana @ samy mpivavaka eny :-D sady voatsongon'i tanitine diakonina:-D
76. ikaretsaka ( 25/03/2008 20:39)
day likaryyyy.
tsa haiko indray izany fiangonana izany..
fa aia ho aia koa ro misy lalana manao heo tsary mahazo mipataloha she miangona?!
sa mba te hijery le ranjokely sy fe ilay mpitandrina izay de hoe....
77. fijo ( 25/03/2008 22:31)
izao fotsiny e,io finoan io an,dia miankina amina zavatra tsy mbola nisy nahita tsy mbola nisy nahare.
ka nahino ianao,na tsy hino dia sahala izany.samy mino na tsy mino zavatra tsy mbola nisy nahita sy nisy nahare aby isika eto.ka aza avy dia mijadona miteny hoe ny anay no "tena" marina.
78. moi ( 26/03/2008 14:13)
hira :
Mila hita amin'ny fiainanao fa mila ny fivavahana ianao.
Sarotra mantsy ny maneho an'izay, indrindra raha manana vie aisée sady manana fahendrena, izany hoe tsy mba mpisotro, tsy mpifoka, sns...
Sarotra amin'ny hendry koa ny mandalo izany hoe fibebahana, satria inona ary no fahadisoana hibaboana eo ? Ary fitahiana sy fahasoavana tsy takatry ny saina inona no andrasana raha manana ny ampy ? Hatao ahoana no hanao an'Atra ho misy ?
Raha ory indray ianao, ny fijery matetika dia hoe misy marina ve izao Atra izao no mamela an'izao hiseho ?

Koa sarotra ny hampiova AT izany, fa mora kokoa ny miova ho AT. Tsy mahita fomba aho afa-tsy ny vavaka ! Fa raha misy AT niova no tafaraka aminy, dia mba mety handaitra !

Farany tsy aritro, tsy malahelo ve ianareo raha tafita ary manam-pahendrena ny zanakareo nefa ho very rahatrizay ?
79. fijo ( 26/03/2008 22:26)
ka aza mifampitarika izany koa e.
avelao izy hino izay hinoany,fa ianoa koa tazomy izay hinoanao.tsy misy maharatsy izay fifanajana izay ngamba.
80. moi ( 28/03/2008 15:24)
fijo >
Tsy mifampitarika izany no atao eto fa mizara fijery, mizara hevitra, ary misaina ny tsirairay, fa tsy maivan-tsaina. Malalaka ny fanehoan-kevitra, nefa sarotra ! Ary tsy misy tonga lafatra ny mpaneho hevitra, araka izao iaraha-mahita izao. Raha tsy izay efa hita ny torohevitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082