CLUB DE CELIBATAIRE ATO @ SERASERA ORG
121. kelly13
(
18/03/2008 16:03)
tess>aleo kosa klou za mba hifidy fa feno nge ato e, saingy ry zareo tsisy miteny :wink: mba andefaso kely dossier-na candidats maro² za oe ankia azafady hahahahahaha
ari.malala>ratonga ankia efa voafandrika a, hahahaha (kôpy ndry)
ari.malala>ratonga ankia efa voafandrika a, hahahaha (kôpy ndry)
123. ikaretsaka
(
18/03/2008 17:13)
tsray miditra lalina amin'izany aho fa mifankatiava fotsiny f'aaza miady she hatreo izay pezy
124. ratonga
(
18/03/2008 17:42)
kelly13:
tess>aleo kosa klou za mba hifidy fa feno nge ato e, saingy ry zareo tsisy miteny :wink: mba andefaso kely dossier-na candidats maro² za oe ankia azafady hahahahahaha
ari.malala>ratonga ankia efa voafandrika a, hahahaha (kôpy ndry)
kellyterezy:-w:-w:-w
zah vé ry kala andéfa dossier any ra tsy libra fa enao an! :°) néna zao lé mandimandina mampiasa gilety iny no mety tsara @ piesiko ra efa lasan'ny sasany ihany i aricherie:-D:-D:-D
125. kelly13
(
18/03/2008 19:19)
aseoy tsara klou le dossier-nao msé ratonga fa za mbola hanao sivana a, eny e, enao klou zao no 1er de la listra, fa aza mitsinjaka aloa an :-D mbola jerena izy no manja enao sa i kiadi hihihi!
mba tokony makany @ estetisiana tokou nge nareo ry zalahy manao manjamanja ho anay e
mba tokony makany @ estetisiana tokou nge nareo ry zalahy manao manjamanja ho anay e
126. ainaheri
(
18/03/2008 19:32)
ra-arrivé:
néna zao lé mandimandina mampiasa gilety iny no mety tsara @ piesiko
Aona kou zany klé :roll::lol::-D
129. Papoose
(
19/03/2008 03:29)
ny ahy mba apio kely le @ ao fisiko e!
mitady zay vonona handray virja!
mahay mikopaka afo, manjaitra bemiray, manao zaridaina, selibatera tena izy, tsy mandiso fanantenana, efa vita fandraisana tonga de afaka miriaria!:D
mitady zay vonona handray virja!
mahay mikopaka afo, manjaitra bemiray, manao zaridaina, selibatera tena izy, tsy mandiso fanantenana, efa vita fandraisana tonga de afaka miriaria!:D
130. ratonga
(
19/03/2008 08:47)
vyforsa:
ra-arrivé:
néna zao lé mandimandina mampiasa gilety iny no mety tsara @ piesiko
Aona kou zany klé :roll::lol::-D
=))=))=))
samy manao zé mampiety ny aférany io létsy é:-D:-D:-D nénareo efa milamina ko inona indry:°) miandry ny fety sisa zahay:-D:-D:-D
131. ratonga
(
19/03/2008 08:54)
ratérézy:
enao klou zao no 1er de la listra
l'espoir fé vivre les tsara vitana:-D:-D:-D:°):-P:oops::-o
132. yonikafopl
(
19/03/2008 09:02)
tonga de omany ny raozy hatolotra ratonga zany aaaaaa:-D:-D:-D:-D
133. ratonga
(
19/03/2008 09:09)
=))
yonikalainga:-D:-D tsisy rozy tsony zao fa efa rava ny tsena dé efa lasa nody ny pivatrotra:°):-D
yonikalainga:-D:-D tsisy rozy tsony zao fa efa rava ny tsena dé efa lasa nody ny pivatrotra:°):-D
134. yonikafopl
(
19/03/2008 09:13)
ratonga fa ny tsena any st lazarre nga mirava amzao andro mbola vo am 10 maraina zao sahady???:-D:-D:-D:-D
136. ari.malala
(
21/03/2008 08:22)
=))=))=))=))keliterezy, ndry an=))=))=))aza atao anzany kosa aky le akama io fa milay nge io e! ;)
ratonga, za efa manao pub anao an:-*
ratonga, za efa manao pub anao an:-*
138. ainaheri
(
24/03/2008 15:17)
kiadi hahahaha sady mahay mahandro no tsy manarakaraka an :-D:-D:-D
