CLUB DE CELIBATAIRE ATO @ SERASERA ORG
101. ainaheri
(
17/03/2008 13:56)
ari-cherie>> ka asina kosany ny mpitsok'afo sy ny mpitona rano klé hihi
105. Veloo
(
17/03/2008 16:19)
ari.malala [ Valio ] 17-03-2008 15:49:31
Lohateny : Re : CLUB DE CELIBATAIRE ATO @ SERASERA ORG
zany izy io an a
:-D:-D:-D:-D arabaina zany njy :-D:-D:-D
106. ainaheri
(
17/03/2008 18:46)
In doli zô mampivanitrika anreo eo,efa ita fa za sady mamaky no mitôna ko:-D:-D:-D
107. kelly13
(
17/03/2008 19:26)
ka raikitra v le vieforce sy ari.cheri klou fa mitaintaina ny vahoaka hoe hamonjy fety iany sy hikaly b sa aôna iany e?
i ratonga ndao amboarina @ i ..... :-D:-D:-D:-D
i ratonga ndao amboarina @ i ..... :-D:-D:-D:-D
108. tess
(
17/03/2008 19:29)
:-D:-D:-D:-D
farany ho lany couple de l'année 2008 i vieforce sy ari.cherie, ny sasany mody mi point misoratra anarana anefa milalao santimaka oul fotsiny! tsy ita izay alehany avy teo:-D
farany ho lany couple de l'année 2008 i vieforce sy ari.cherie, ny sasany mody mi point misoratra anarana anefa milalao santimaka oul fotsiny! tsy ita izay alehany avy teo:-D
110. tess
(
17/03/2008 20:03)
:-D:-D:-D indry toz mifidifidy be knou!
iza taokotrany mou e!:-w
ataoko hoe i kiadi anefa toa lazainy ho hatao mariazy aminy dool ny sipa rehetra ato ka atahorako ihany:-D:-D:-D:-D
iza taokotrany mou e!:-w
ataoko hoe i kiadi anefa toa lazainy ho hatao mariazy aminy dool ny sipa rehetra ato ka atahorako ihany:-D:-D:-D:-D
111. ainaheri
(
17/03/2008 20:04)
keliterezy>>misy betsaka ao nisoratra anarana ao fa mahaiza mifidy,sinon ampitao any @ tess ny hftr,ary ngah mou nareo efa tokony anao an'zany sahady klé:-D:-D:-D
112. Papoose
(
18/03/2008 04:06)
vitsy ko anie ny denominaterana kofa miseho eto e!
fa nakaiza daholo ny perla rara:?:
fa nakaiza daholo ny perla rara:?:
113. ari.malala
(
18/03/2008 06:06)
hummmm, mariazy virtoaly saison II ty kle:-D:-D:-D:-D:-D:-D
keliterezy, aleo i arrivé hoanjiko fa iz ef amitady hitomany fa ts kaonty hono :-D:-D:-D:-D:-D
Tees:sod efa tokony hampanjaitra akanjo mariazy zany za amzany kle:^):^)
farany ho lany couple de l'année 2008 i vieforce sy ari.cherie,
keliterezy, aleo i arrivé hoanjiko fa iz ef amitady hitomany fa ts kaonty hono :-D:-D:-D:-D:-D
120. ainaheri
(
18/03/2008 11:41)
kiadi> ngah nareo tsy prezidà ndray klé,sa sady prezidà no kandidà? Otrany tsy mety zany...sao aodinareo ao ny bol tokony akaty aminay klé:-D:-D:-D
