CLUB DE CELIBATAIRE ATO @ SERASERA ORG
141. Rasiligaoma
(
28/03/2008 05:44)
ny miaraka amin'ny vadin'olona tokao raha tsy manambady dia tsara an (raha lehilahy ny tena)
satria tsy misy arakaraka iny fa revy fotsiny manko
ary raha tsy tena hoe fa ho any fa ho any ilay madama tsy hisaraka amin'ny vadiny izany mihitsy manko
satria tsy misy arakaraka iny fa revy fotsiny manko
ary raha tsy tena hoe fa ho any fa ho any ilay madama tsy hisaraka amin'ny vadiny izany mihitsy manko
142. ari.malala
(
28/03/2008 09:22)
mis manaiky misaraka satria mahay mampanantena ny tsy misy le lelà ko! fa ,ny lelà mazana no ts misaraka am vady amanjanany ra ts hoe lelà kentri:-Pna nga!
143. ari.malala
(
28/03/2008 09:23)
mis manaiky misaraka satria mahay mampanantena ny tsy misy le lelà ko! fa ,ny lelà mazana no ts misaraka am vady amanjanany ra ts hoe lelà kentrina:-P nga!
147. tess
(
29/03/2008 08:44)
Rasiligaoma:
ny miaraka amin'ny vadin'olona tokao raha tsy manambady dia tsara an (raha lehilahy ny tena)
satria tsy misy arakaraka iny fa revy fotsiny manko
ary raha tsy tena hoe fa ho any fa ho any ilay madama tsy hisaraka amin'ny vadiny izany mihitsy manko
kou ny tena loza raha lay lahy celibat no mahazo lay sipa efa manambady de raikipetaka be palelo ndray ....manantena anao hisaraka am lay vadinao izy
:^) :-D :-D :-D :-D izy ndray no manao arakaraka kou :-D :-D
148. yonikafopl
(
29/03/2008 09:19)
Ny samy seliba ihany no milay wa fa aza milingilingy am an'oll mintsy :-D :-D :-D
149. tess
(
29/03/2008 09:41)
hihihi! raha samy misafidy ndray de leoko! izaho manambady miaraka am celibat toy izay izaho celibat hiaraka am efa manambady, ny antony! tsy tiko ny mieritreritra anlay sipa tompombady raha eritreretiko hoe am placeko ilay izy, 8) izany hoe tsy tiko ny maka vadin'ny sipa hoatra ahy mba tsy hangalan'i sipa hafa ny ahy ohatra :-D :-D :-D :-D :^)
yonika: fangah vofetra ny fitiavana e! :? :-D :-D :-D
yonika: fangah vofetra ny fitiavana e! :? :-D :-D :-D
150. ravatorano
(
03/04/2008 05:21)
tess < marina zany
rasili < oka less marina kle !
yonika < zay miitsy ny selibaka tsy lany ka hihatsampy amin'ny efa an'olona v :?: tsy hanahirana ihany
rasili < oka less marina kle !
yonika < zay miitsy ny selibaka tsy lany ka hihatsampy amin'ny efa an'olona v :?: tsy hanahirana ihany
151. ari.malala
(
03/04/2008 08:02)
sady le miaraka am vadin'oul nge mandany zara fts e! sad mirisk figadrana:^)dray dray dray:^):^)
ary nivadika nge zany size zany e! :-D:-Daia aby ry zalah teo e, sa aona no niafaran'ny dinika?:P
ary nivadika nge zany size zany e! :-D:-Daia aby ry zalah teo e, sa aona no niafaran'ny dinika?:P
155. ari.malala
(
04/04/2008 14:14)
tandremo ftsn so tratra eeee:P aza asina misolitika na ny kely aza ny tare an :P
156. ratonga
(
04/04/2008 14:23)
ka ra lé nangatahan'i ari tary ambadika tary mety isolitika ihany klé =)) =)) =))
157. melody
(
04/04/2008 15:21)
mlay kosa lé mangalapinana é
efa nangalapinana nga ratonga dia tena mlay tokoa ve?
ari>>tsy mahay minana lery zany matoa migadra klé:°) ainaheri: ahona no fihinana raha izany mba tsy hampigadra?
158. andryrabe
(
04/04/2008 17:24)
ny fitiavana tanimboanjo e :-D :-D :-D :-D
ny celibat ange no misoratra ao am dossier fa tsy ny efa manana e. ny efa manana ao ambadika no soratana mba hisafidianan'ny tsy manana :-D
ny celibat ange no misoratra ao am dossier fa tsy ny efa manana e. ny efa manana ao ambadika no soratana mba hisafidianan'ny tsy manana :-D
159. yonikafopl
(
05/04/2008 20:58)
:-D :-D :-D :-D
tess tsy voafetra fa aza maka ny an'oll mba tsy hakan'oll ny anao nge eee
ravato ka zay nge wa eeeeeeeeeeeeeee
tess tsy voafetra fa aza maka ny an'oll mba tsy hakan'oll ny anao nge eee
ravato ka zay nge wa eeeeeeeeeeeeeee
160. Papoose
(
06/04/2008 01:29)
sily, ny ahy nefa zao ny tena mety amiko le efa rapapa miborotsa-tsaoka be reny sady le efa raisina @ volontanany fotsiny dia voaray daholo ny hodiny!!!!
za tsy hanaiky ho lany zara zany fa angalako "interet" :-D dia vadiko :-D
za tsy hanaiky ho lany zara zany fa angalako "interet" :-D dia vadiko :-D
