CLUB DE CELIBATAIRE ATO @ SERASERA ORG

1. peugeot ( 11/03/2008 07:50)
eny ary :aleo ary samy manoratra ny PS eto isika ze celibataire ,de tsy maninona fa i tess no efa atao presidente sa aona hoy ianareo .de samia ary manoratra ny PS any e ,de reglement oe tsy mantsy ampahafatarana ny be sy ny maro an hihihi
répondu par wallace le 21/05/2008 16:05
2. kiadi ( 11/03/2008 08:14)
anga i tess celibatera? tokony oe olona celibatera ko ange no atao filoha eh
3. diamondra27 ( 11/03/2008 08:53)
:-D:-D:-D

misy te hitondra gratos an'i tess am pezo limousine njay de we atao presidente ny sasany

tondé efa kiadi zany ny pdt koa, any am stade ny fotoana hampanaovina melé doly aloha jerena azy
=))=))=))



4. peugeot ( 11/03/2008 08:57)
diamondra27: :-D:-D aiza kous e ,le ao @vavolombelon'ny fitiavana iany anie no entiko eto e :-D
5. yonikafopl ( 11/03/2008 08:58)
diams tsy limousine fa peugeot205 =))=))=))=))

za kalou tsy seliba tsony fa mbo mandray anjara eee
6. ari.malala ( 11/03/2008 09:00)
ahako mô hametraka solon'anarana na de... :P:-D:-D:-D:-D:-Dio any ny fandraisako anjara e:P:^)
7. diamondra27 ( 11/03/2008 09:04)
pezo: eny e , fa ra manao resaka selibat de selibat zany no atao birao fa tokony nolazainao we tess atao jury na mpanome conseil , zay le tianay sy kiadi lazaina

yaonika: ye afaka mandray anjara doly kosa e, ilaina ange ny tiers personne e, nareo zany atao temoins koa

arimalala : njy za tena ao tsara mitsy raha ny dossiers mandende any :-D:-D
8. tafita ( 11/03/2008 09:09)
izaho koa mantsy de celibatiare
mpanao affaire affaire
ka faly manoratra ny anarako izao
hiombonako aminao
ny an'i diamondra mantsy sy i ari.malala
tsy de fantatro tsara
fa raha i peugeot de haiko tsara toy ny paosy
fony niaraka nibaosy
ka alefaso indray ny hafa
hiaraka mitafa
9. diamondra27 ( 11/03/2008 09:35)
tafita: za tsy mitady fa za hamafa trano sy handamina ny salle refa tonga le fotoana

de faly mahita anareo retra
zahay le mpitazana fotsiny faly mahita anareo mifankatia :*:*:*:*:*:*:* :-*:-*:-*:-*:-* mpianamana sy mpifandamoro eo ambaravarankely
10. ainaheri ( 11/03/2008 11:53)
Iza no mba omeko azy hihi[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-offre-fleurs.gif[/IMG]
11. ari.malala ( 11/03/2008 11:55)
diamondra, hay kou v mis dossier momba ana any e :-D:-D:-D:-Dmahaliana izany marina!:-w:-wmbô bitsiho aminà we aky ny patiny fa mahaliana ry diams!:P
12. kiadi ( 11/03/2008 12:00)
aza omena kambony ry diams an! aleo eo io ari bota io :-D:-D:-D
13. ari.malala ( 11/03/2008 12:03)
kiadi ndozatra:-D:-D:-D:-Drats fanah amnà ndray an!:P diams a, aza miaino an'i trimobe ky fa meo ana le izy a!

pezo, zany hon zany fa recevable ny dossier ko fa za hono mis dossier mandende any d za seliba:P
14. tess ( 11/03/2008 16:38)
kiadi:

anga i tess celibatera? tokony oe olona celibatera ko ange no atao filoha eh
:-D:-D:-D:-D:-D:-D fa hita fa celibatera tapany aho fa aleo hitazomako ny dossier:^)


15. ikaretsaka ( 11/03/2008 16:58)
za kao vonona fa za selibany foana par conviction:-D:-D:-D:-D
16. tess ( 11/03/2008 17:18)
tairo ary e! omeo ahy dool ny dossier de alefa ny ankitsapaka vato! :°)
aiza i ravaomarikely aloha fa izy efa nisoratra tarokatra?????:^)
17. kiadi ( 11/03/2008 18:43)
tess>:-D:-D:-D
18. tess ( 11/03/2008 18:53)
kiadi:-D
efa misokatra ny dossier ô!
19. Papoose ( 11/03/2008 19:05)
tairo fa za selibany mitady gyneco eee:D
20. tess ( 11/03/2008 19:15)
ouhhhhhh! tena ho ela vao hahita anjaranao ry papoo:? hatramzao aloha tsary mbola nisy genyco nisoratra anarana tato:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086