CLUB DE CELIBATAIRE ATO @ SERASERA ORG
62. kelly13
(
14/03/2008 14:54)
ari.malala>le mpitantsoratra toa ho ela vao ho tonga eo fa ra zà njy d velesina ny vy dieny mamay, safidy b manadala ny anjy ra-arrivé sa vieforce? hum, sarotra ny fandidina :-D:-D:-D
63. ainaheri
(
14/03/2008 20:13)
Kiadi sy tess zao no lany hikirakira ny dossier ao... nefa ry zareo to tsy tazana akory klé
ratonga,tsy milay ra vô anao aferafera eo an:-D:-D:-DToriko any @ tess sy kiadi ..za no tompon'ny laka @ zay:-P
ratonga,tsy milay ra vô anao aferafera eo an:-D:-D:-DToriko any @ tess sy kiadi ..za no tompon'ny laka @ zay:-P
64. ravaomariakely
(
14/03/2008 22:40)
tess:
tairo ary e! omeo ahy dool ny dossier de alefa ny ankitsapaka vato! :°)
aiza i ravaomarikely aloha fa izy efa nisoratra tarokatra?????:^)
tena tara resaka njay za t@ iny, kay ve efa nisokatra lay fikambanana é; somary sahirana foana aho tato ho ato d tsy manana fotoana hijerena lohateny intsony
ary efa be mpikambana ato zany a
za klou efa ela no lohalaharana @ ity zvt ty ary za mitsy aza angamba no namorona zay hevitra ray zay ra tsy diso ahy:roll::roll::roll:
misy kosa klou lay olona d mody milaza tsy manana nefa efa misy peratra zao ny eny @ tanàny é:evil::evil::evil:, mba ataovy sérieux klou lay izy ry reto an
d mirary mpifankatia:*:*:* be d be:lol::lol::lol:
65. tess
(
14/03/2008 22:50)
iny aza aho fa tonga fa de efa manomboka betsaka ny kil.......efa somary ekspera amity raharaha ity aho mantsy:°)
ainaheri sy ari.malala izany aloha ny lisitra vlou!:wink:
de i kiadi sy mimismply:^):-D
i
mbola tsy tena izy io fa mbola asiana ankitsapaka.....:-w
ainaheri sy ari.malala izany aloha ny lisitra vlou!:wink:
de i kiadi sy mimismply:^):-D
i
mbola tsy tena izy io fa mbola asiana ankitsapaka.....:-w
66. badboy
(
14/03/2008 23:10)
Raha hoe tsy mbola vita mariage le dikanle célibat de badboy (za) tena izy!!:-D:-D:-D:-D:-D
67. rajoelina
(
14/03/2008 23:51)
No!
Ary misy koa ny efa manana sipa, na vady, na akamahakama de mbola miadaladala eto ihany ah.
Ary misy koa ny efa manana sipa, na vady, na akamahakama de mbola miadaladala eto ihany ah.
68. ainaheri
(
15/03/2008 02:35)
Tess>> aza lavatongotra tsony @ manaraka hihi....saika lasan-dratonga ny entana klé:-D:-D:-D
Ravaomariakely>>Any @ tess ny dossier reetra zany d alefaso any ko ny anao zany e lol
Ravaomariakely>>Any @ tess ny dossier reetra zany d alefaso any ko ny anao zany e lol
70. tess
(
15/03/2008 18:30)
badboy, rajou: tsara ny manandroa leiroa ah!:wink::-P:^)
ainaheri: naka congé kely aloha fa hafotaka izy ity de zao vao tonga e! fa entana in no naika lasan'i ratonga:roll::-D
peugeot: sao de mila lancia aza enao misy lancia ato sa tsy fiara tsony no tedavinao???? sao de diamondra ohatra :wink:

71. ainaheri
(
15/03/2008 20:15)
tess>> io ambony io ko:-D:-D:-D tady alain'lery ari cherie... nefa ny tenanay no tonga talou klé:-D:-D:-D
72. booboo
(
15/03/2008 20:26)
aza adino ny manao Vavolombelona XXIII avy teo ry zareo a :-D :-D:-D
Ari.malala > f'angaha tsy efa vita mariazy virtoaly t@ namasin'i Mifenty t@ fotoan'androny klé ? :-D:-D:-D:-D:-D
Ari.malala > f'angaha tsy efa vita mariazy virtoaly t@ namasin'i Mifenty t@ fotoan'androny klé ? :-D:-D:-D:-D:-D
74. booboo
(
15/03/2008 20:55)
:-D:-D manina an'i bonbon ndray ny sasany nefa tsisy bonbon nanoratra tato :-P
:miam::miam::miam::miam:
:miam::miam::miam::miam:
75. yonikafopl
(
15/03/2008 21:45)
booboo efa adinon'i ari le vadiny tam reny , fa aleo izy hisolo :-D:-D:-D:-D
Za vonona ny hanao vavolombelona oooo
:(zay sisa no azoko atao:(
Za vonona ny hanao vavolombelona oooo
:(zay sisa no azoko atao:(
76. ainaheri
(
15/03/2008 21:50)
booboo>enao tiko tenenina fa tsisy matsiaro bonbon zany eo:oops::lol:
yonika>> melsi davansy :-D:-D:-D alefaso any @ tess ny dossier,na vevaviolombel aza:-D:-D:-D
yonika>> melsi davansy :-D:-D:-D alefaso any @ tess ny dossier,na vevaviolombel aza:-D:-D:-D
78. tess
(
15/03/2008 22:30)
ka sao de mila vavolombelona ny divorce taloha kalou alohan'ny hidirana ny vieforce e!:°):wink:
clair et net mantsy ny ato:-D:-D:-D
clair et net mantsy ny ato:-D:-D:-D
80. yonikafopl
(
15/03/2008 22:39)
tess ka le mopera nanao ny fanamasinana an'i ari talou efa ni demissione, le mairie nikatona,le vady virtoalin'i ari-tsy hita ze nalehany, ka hoy a we, aleo i ari mba hifindra lasy :-D:-D:-D:-D
Za zany le vevavolmbell am le divorce sy am le fanambadiana vaovao eee:wink:^:^
Za zany le vevavolmbell am le divorce sy am le fanambadiana vaovao eee:wink:^:^