Ary tsy misy miresaka ny momban'ny didi-poitran'i jesosy wa?

81. rabilabila ( 14/02/2008 13:10)
:lol:

Ohatra...raha misy olona miteny anao hoe misotroa asidra, tena misy ilay olona fa tsy izay fisiany izay no hanamarinanao tena @ "suicide" .


Raha misy olona miteny ahy an'io dia hoy ny havaliko azy hoe :Sotroy aloha ,na hoe :Va te faire f....:)ary raha nanonofy aho nandre ilay feo dia hoy aho hoe : tena mba nanonofy ratsy aho alina fa.....:)
Ka raha nihaino azy aza aho , f'angaha afaka hanamarin-tena intsony fa ela gli !!:-P

Vazivazy (zary tenany)izany fa tsy mahafa-po na mety tsy mazava ho ahy loatra ny valinteninareo mirahalahy amin'ilay fanontaniako aloha eto , na velabelaro kokoa azafady.

82. ikaretsaka ( 14/02/2008 14:47)
hihihihi.. ny ahy koa raha misy miteny ahy hoe sotroy ataoko hoe sotroy aloha ko!!
ny ahy ny asa no hitsarako ilay "mino fotsiny ihany eeee

Vazivazy 1 andalana fa izany angaha no nahatonga heo i mompera na i pasitera no misotro voalohany rehefa le raha ohatran'ireny... dia tsy naninona ry zalahy dia nisotro sy nihinana aby ny sisa.
fa tsy hoe ty sotroy nefa ianao tsary misotro....
tsary annn fa a ko tsa hamely!
83. prime ( 15/02/2008 09:55)
rabila> Misy tsy inoanao angaha amin'ireo tranga nolazainao ireo sa misy olona manery anao tsy hino ny sasany amin'ireo tranga ireo no mahatonga anao manao hoe ahoana no tsy inoako ny hafa?
84. rabilabila ( 15/02/2008 12:41)
Prime

Tsy misy inoako ireo ka !!
Fa hajaiko ny fanapahan-kevitry ny tsirairay handray ny safidiny rehefa tsy miteny izy hoe:
- Diso ny hafa fa ny ahy no marina .
- na hoe :mety ho marina ny hafa fa ny ahy no tena marina na marina kokoa.

Ny Dadako nilaza fa nahita ny rainy tanaty nofy
I Paoly nolazaina fa naheno feon\'i Jesoa
I Prime nilaza fa nifanena tamin\'ilay \"tena marina\"

Izaho tsy hametraka \"doute\" amin\'ny niainanareo 3 an\'ireo,satria conviction perso-nareo 3 miaina ilay tantara ilay izy(fa mety misy olona havanana amin\'ny neuro-science na psychanalyse na science cognitive mety afaka hanome \"hypothèses\"hanazàva ilay tranga ;fa tsy izay aloha no resaka eto )

Izay no nanaovako hoe : mitovy \"statut épistémologique\" ireo tantara telo ireo .
Izany hoe objectivement ,ahoana no ilazako hoe ny zavatra nitranga tamin\'i Prime marina amiko fa ny an\'i Dadanay tsy marina ? Azo atao ny combinaison rehetra.
Autrement dit: ny conviction personnelle-\'i Prime tsy milaza ,na mi-affirmer ny maha-marina ilay tantara ,mijanona ho conviction perso iny .
Maro ianareo no manana an\'io conviction perso io ,ary nitambatra ianareo nanangana ny atao hoe finoana kristianina ( convergence-na convictions no tena iombonanareo );dia ohatran\'izany koa ireo finoana hafa .
Izay no nahatonga ahy nandray ohatra ireo tantara telo ireo ;epistémologiquement parlant ,équivalents ireo .Ary ny conviction dia tsy argument de preuve mihitsy akory .
Asa raha mazava ny famelabelarako ?
85. prime ( 15/02/2008 13:25)
rabila> mazava tsara... misaotra anao nitondra fanampiny mahalaza kokoa ny tianao ambara...

Izay mantsy no nahatonga ahy nanamafy ny hoe azonao inoana, azonao tsy inoana... mino ianao efa tsara izany, tsy mino ianao efa tsara ihany koa izany satria mihazona ilay finoana "tsy mino" ny zava-nisy ianao...

Raha tena alalinina ny ambaranao dia mifanakaiky ihany amin'ny nambaran'i LD hoe ilay fanapahan-kevitra no tena zava-dehibe... ny tranga dia efa tranga azo inoana na tsia fa ilay tohiny no tena mamaritra ilay finoana ao anaty...

Aminao manokana dia efa tsy mino azy rehetra indray ianao hoy ianao saingy manaja ny finoan'ny hafa... ny tena niangan'ny adihevitra teo raha tsy diso aho dia ny nilazanao ny tsy maha-"authentiques" ny epistilin'ny Apostoly Paoly... fa raha ambara tsotra dia ny finoana an'i Kristy dia tsy avy amin'ny olombelona fa avy amin'Izy Andriamanitra ihany...
86. rabilabila ( 15/02/2008 14:01)
an!an!an! ka!! Ny niantombohan'ilay resaka ,nahatonga ahy nanome ireo tantara ireo dia ilay hoe : fifankahitàna mivantana ka!!

Ny ahy Prime dia ilay fanajàna ilay safidy no tena zava-dehibe fa tsy ilay fanapahan-kevitra akory !!

Hoy ianao :..."ny tranga dia efa tranga azo inoana na tsia fa ilay tohiny no tena mamaritra ilay finoana ao anaty "...

Izay indrindra "AO ANATY" izany hoe ANAO ,azonao zaraina amin'izay mitovy aminao ; ka kosa tsy manana droit ianao na izaho hilaza fa ny finoana ao anatin'i Dadanay tsy marina !!Et vice-versa... Izay ilay izy .
:)

Izaho tsy niteny hoe ilay "lettres de Paul" tsy authentiques fa hoy aho hoe :mbola iadiana hevitra ny aminy .
Raha tianao dia hoe : ny existence-i Paoly réelle , ny lettre de Paul mbola eo am-pandinihina ,ny votoatin-dresaka ao anatiny miankina amin'ny " conviction" :
-mety misy sagesses toa ny boky rehetra misy na filozofika izany ,na ny boky masin'ny finoana hafa .
-mety misy part-na roman sy histoire .
Fa ny raison na conviction-n'ny tsirairay no handray azy tanteraka na ny ampahany milaza tantara sy ny filozofia ohatra .
Izay no nanoratako hoe : Ny conviction dia tsy arguments de preuve .
87. prime ( 15/02/2008 14:46)
Misy zavatra iray loha tsy azonao loatra raha izany... ny nambarako dia tsy miteny hoe ny ahy no nety fa ny an'ny rainao tsy nety, sady tsy misy manana zo hitsara ny mety sy ny tsy mety rahateo... fa ny nambarako dia tsy resaka "conviction" fa resaka "témoignage"...

Ary ny boky rehetra ao anatin'ny baiboly, ny ankamaroany dia saiky resaka "témoignages" avokoa... ny tena iaingan'ny adihevitra izany dia tsy resaka "authenticité" fa resaka "foi" amin'ilay "témoignages" ka eo dia tsy ny "raison" no miasa fa ny fanahy masin'Andriamanitra... eo koa aza mbola mila "foi" fa tsy tonga ho azy... ka io tsy resaka fitovian-kevitra loatra hoe iza no manana ilay hevitra iraisana toy izao na izatsy fa ilay manaiky na tsia ny asan'ny fanahy masina amin'ny tena... izay no mahatonga ahy somary nanamafy ihany ny hoe tsy resaka "conviction"'ko ilay izy fa resaka "foi" mihitsy... ary eo dia mazava fa tsy ny hevitro intsony no mitoetra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078