Ary tsy misy miresaka ny momban'ny didi-poitran'i jesosy wa?

41. rabilabila ( 06/02/2008 10:22)
Rakapy> Ny nanaovako an'ilay hoe "hanky va re" dia tsotra fotsiny :
Nahoana no kihanina ireo nanao ny kolotsainy ho finoany ? Nahoana no nolazaina izy ireo fa minomino foana ?
Hoy aho hoe : Ny kolotsaina dia misy "raison" mi-intervenir , izany hoe azo porofoina ny mety ho nihaviany ( ohatra io resaka famorana io , na koa ny resaka tsy fihinana-kisoa ).Ny finoana kosa dia tsy mila "justification" fa resaka "conviction" fotsiny .

Par contre marina ilay lazainao hoe azo ampifamenoana satria io no anisan'ny maha-sarika ny be sy ny bobaka amin'izao fotoana izao : Integrer-na ao anatin'ny fivavahana ny kolotsin'ireo izay sarihana mba tsy hatahotra izy satria misy elements familers ao anatiny .==> Resaka politika ilay fampifamenoana azy ,fa tsy voatery hoe fanekena.
Asa raha mazava ny hevitro!!
42. prime ( 06/02/2008 10:47)
Ny kolon-tsaina maro isankarazany dia samy manana ny heviny mikasika ny famoràna, fa raha ny lazain'ny soratra masina ho an'ny hebreo dia Abrahama no noforaina voalohany niaraka tamin'i Isaka ary ny ankizilahy rehetra tao aminy (mpanompo) ho fanamarihana ny maha mpino an'i Jehovah azy (Abrahama aza dia Rain'ny mpino no niantsoan'Andriamanitra azy) sy mahafirenena voafidy ireo ary nanosorana azy ho Abrahama raha Abrama no tena anarany talohan'ny famoràna...

Ny famoràna an'i Kristy dia valo andro taorian'ny nahaterahany araka ny lalàna jiosy ho an'ny zazalahy teraka rehetra...

Ny famoràna dia nanana dika sy antony maro raha teo amin'ny hebreo sy ny jiosy ary ny zanak'israely, fa ny tena zava-dehibe dia manana endrika "tombokase" avy amin'Andriamanitra io amin'ny mpino, izay tandindon'ny batisa rahateo...
43. fijo ( 06/02/2008 20:52)
ka ny mpino katolika nefa aty frantsa dia maro no tsy mifora de ahoana????,
44. ikaretsaka ( 06/02/2008 22:17)
mifora ireny ka...... fa tsy hitan'ialahy any @ filahiany fotsiny:wink:
45. LazaDaddy ( 06/02/2008 22:22)
fijo> tsy ny katolika ihany no misy tsy mifora ka...:) "exotique" ihany anie isika mifora e :)
46. rabilabila ( 06/02/2008 23:08)
ikaretsaka:

mifora ireny ka...... fa tsy hitan'ialahy any @ filahiany fotsiny:wink:


'Za ve afaka miteny ? :oops: [size=10px]'za tsinona efa nahita tany amin'ny toeram-pitsaboana !![/size]:-D

47. ikaretsaka ( 06/02/2008 23:30)
:wink:mifora ve aloha ianao?
48. rabilabila ( 06/02/2008 23:40)
Izay mifora ihany angaha no afaka miteny ? :-D
49. rakapy ( 07/02/2008 00:18)
=))=))=))=))
50. ikaretsaka ( 07/02/2008 03:48)
jerena aloha ny fiforana dia avy eo izany fanontaniana izany vao valiana ko
51. rakapy ( 07/02/2008 03:58)
Ary vhv mifora toy ny ato Afrika atsinana itony koa ve finona sa fomba?
52. ikaretsaka ( 07/02/2008 15:19)
asa letsy... aleo aloha rabila hamaly hijerena azy
53. rabilabila ( 07/02/2008 19:56)
Sarotra be ny miresaka foram-behivavy ry 'reto a!! .

Fa ny fahalalàko azy fotsiny dia " fomba " satria any amin'ny culture "animiste" no tena nisy azy io (Ejypta talohan'i Totakamoana ,ohatra,na koa tany amin'ny Arborigènes any , tany @ havana isany any Afrika ....).Betsaka ny antony niaviany fa ny ahy tsy any loatra ny olako ,fa ny fiantraikany amin'ireo Zazavavy , na vehivavy noterena atao an'izy io .:evil:

Remarque kely : Any amintsika ny lehilahy rehefa mahazo an'ilay hoe :" 'lay tsy mifora 'ty " ,tena mandraingiraingy mihitsy satria hompa be tsy misy ohatran'izany ilay izy ary pire noho ny hafa satria any amin'ilay "virilité"-ny mihitsy izy no tratra.:twisted:
54. fijo ( 07/02/2008 22:41)
marina izany,
ika an,ko aty ve letsy,miomehy ry zalahy boay kely mahita ny gasy mifora ko.
55. ikaretsaka ( 08/02/2008 00:04)
aty lety tsy maninona fa ry zalay mifora aby ny ankamaroany an..
natao fora a l'americaine
56. rakapy ( 08/02/2008 00:48)
Ika>Ahoana le fora a l'Americaine? Za manko zao manao vakansy aty aminareo ka mba te hahafantra ny mikasika an'izany. Fomba ve sa finona sa fahasalamana ny antony anaovan-dry lerony azy?
57. prime ( 08/02/2008 08:32)
rabila> marina izany fa ny olona tsy mifora dia mbola voasokajy ho \"vhv\" amin\'ny kolon-tsaina maro, tsy tena lhl ary tsy azo raisina ho lhl... tsy eto amintsika eto dago ihany...
58. prime ( 08/02/2008 08:34)
rabila> marina izany fa ny olona tsy mifora dia mbola voasokajy ho \"vhv\" amin\'ny kolon-tsaina maro, tsy tena lhl ary tsy azo raisina ho lhl... tsy eto amintsika eto dago ihany...
59. rabilabila ( 08/02/2008 10:56)
fijo:

marina izany,
ika an,ko aty ve letsy,miomehy ry zalahy boay kely mahita ny gasy mifora ko.


Izay ange ry Fijo ilay lazaintsika foana amin'ilay hoe " ignorance " e!! Any amin'ny Bekitana izany tsy misy olana mihitsy satria betsaka ny mifora any ( ao ny diaspora Jiosy matanjaka be , ary ao koa ry zareo any amin'ny toerana mafana Californie sns....).
Eto Frantsa mbola mijanona foana , matetika , amin'ireo caricatures tamin'ny ady lehibe nandringanana ireo Jiosy dia izay ilay izy .....


60. fijo ( 08/02/2008 20:54)
ie,jereo fa teto efa nisy fotoana ny fandaharana momba ny fahasalamana tao amin'ny la 2 sy arte mba efa nanao ezaa "namporisika ny fiforana" nataoko "" ilay izy satria tsy ofisialy fa ry zareo no nanao azy io,fa toa tsy nandaitra mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084