Ary tsy misy miresaka ny momban'ny didi-poitran'i jesosy wa?
21. fijo
(
05/02/2008 22:00)
izay mihintsy ko any ahy rakapy.izay ny ahy,fa samy misafidy io.sady izany resak ajesoa nifora izany vitsy no mba miresak aizany raha any ampiangonana
22. pissoa
(
05/02/2008 22:05)
ny olona tsy mankany ampiangonana indray ve no miseho mahafantatra izay resahina any ry fijo a ! sa mandeha ihany fa miafina ... :-D:-D:-D
rakapy : ilay resaka silamo, heveriko fa tsy i hery ihany no mieritreritra fa silamo i rakapy ! farafaharatsiny, izaho koa nihevitra sa silamo ianao satria toa efa nahita soratra an'izany teto amin'ny forum aho. :wink:

23. LazaDaddy
(
05/02/2008 22:06)
rakapy> aza menatra manontany mihitsy fa mahereza e :). Angaha ise irery no tsy namaky an'io? I soanja sy ikaretsaka koa izao nihevitra fa tsy tao amin'ny Baiboly io fa..."nesorina hono" :)
24. ikaretsaka
(
05/02/2008 22:06)
misy ka.. za zao miresaka tsara mihitsy hoe amin'ny maha olombelona dia mitazona ny filoahiany aby i jesoa sy ny apostoly sy ny mimpera sns na zanak'A/tra aza...
25. rakapy
(
05/02/2008 22:08)
Veromahefa> misaotra @ fanazavana
Diamondra27> Amiko ny dikan'ny famorana dia fomba noforon'olombelona mba ahafahan'ny olombelona mi-s'addapter sy mifantoka be be kokoa @ asa sy fikarakarana zavatra hafa(fianakaviana,famokarana sns...). Ny famorana koa dia miaro @ arentina isan-karazany. Ary koa natao izany mba tsy handany fotoana @ fikarakarana ilay fika ny lehilahy.
Amiko na mifora na tsy mifora dia tsy tokony hiisy olana eo @ finoana izany. Nefa asa moa ny anareo raha toy izany?

26. fijo
(
05/02/2008 22:08)
pissoa an,mba mpiangona ihany aho hatramin'ny faha 13 taonako,tsy mbola nahare izany aho na indray mandeha aza.ary mba milaza eto ary aza mandainga,efa mba naheno resaka momba izany tany ve enao io?
29. rakapy
(
05/02/2008 22:22)
Ika> ka kolo-saina anie io volazako etsy ambony io e! fa tsy finoana!
31. rabilabila
(
05/02/2008 23:05)
Ary maninona moa raha dinihina ohatran'izao izy ity:
Jereo fa ny lehilahy mipetraka any amin'ny tany mafàna dia matetika vita fora daholo noho ny anton'ny fahasalamàna angamba ? Dia avy eo lasa culturel ilay famorana any amin'ny tany mafàna sasany ,ary lasa rites religieux any amin'ny tany mafàna sasany ;lasa resaka hygiène ilay izy amin'ny tany mafana sasany ( ny any amin'ny bekitana ,grika ),ny any amin'ny sud-n'i Espagne no mandray telo mihitsy (culturel, religieux,hygiène).
Ohatran'ilay resaka biby fihinana ary ambadika ary ihany no fijeriko azy.
Ny mahatonga ahy miteny an'io dia efa betsaka ny porofo ( peintures rupestres) eny rehetra eny ( any Egypte toa misy raha tsy diso aho fa azo verifier-na) ,milaza fa efa elabe talohan'ny nanoratana ny baiboly (TT) no efa nisy io famorana io .
Adinonareo foana ilay hoe : Ny TT dia boky nosoratan'ny olona avy any amin'ny tany mafana ho an'ny vahoakany any amin'ny tany mafana ,mety ho fitandrovam-pahasalamana no niatombohan'ny famorana ,fa nony efa lasa systématique ilay izy dia lasa kolo.

32. fijo
(
05/02/2008 23:16)
ny jiosy koa milaza fa efa talohan'ny finoan tokan ajiosy no efa nifora ny jiosy,
ary za dia manaiky io lazain'i rabila io hoe "soratra avy amin'ny tany mafana "ireo rehetra ireo ary izay nety tao aminy no resahany

33. ikaretsaka
(
05/02/2008 23:22)
ka ny kolontsaina ange ry zalahy vao aodina kely fotsiny dia lasa finoana e
35. rakapy
(
05/02/2008 23:38)
Ka zay mihintsy ka. Maro ny zavatra tao anaty kolotsaina no nalaina natao ao anaty ny finoana.
36. soanja
(
06/02/2008 05:51)
LazaDaddy:
rakapy> aza menatra manontany mihitsy fa mahereza e :). Angaha ise irery no tsy namaky an'io? I soanja sy ikaretsaka koa izao nihevitra fa tsy tao amin'ny Baiboly io fa..."nesorina hono" :)
Tsy hitako tao anaty baiboly io tamzah namaky ry LD saingy misaotra ho an'izay nitondra azy eto. aoka aloha dia tsoriko fa tsy mahalala ny baiboly amin'ny atsipirihany aho ka hoe hitsipona ary sy aty, fa kosa mahalala ny hafatra tian'Andriamanitra ampitaina. Iny mazava sady tsy misy olakolaka.
Ny boky na soratra nesorina kosa dia nanazava tsara tokoa ilay andro namorana azy sy ny zavanisy tamin'izay fa tsy tsotra kely tahak'io.
37. LazaDaddy
(
06/02/2008 08:35)
soanja> tsy gaga ve ianao hoe naninona no tsy hevi-dehibe fotsiny ny ao anaty Baiboly fa mirakitra ny "antsipirihany" ? :)
38. LazaDaddy
(
06/02/2008 08:45)
rakapy> fa nanomboka oviana indray ny akama no lasa "mpitsongoloka mitifi-danintra"? :)
39. rabilabila
(
06/02/2008 09:20)
Rakapy > Samihafa angamba ilay hoe " raha vao avadika kely ny kolotsaina dia lasa finoana " sy ny hoe " misy zavatra maro tao anaty kolotsaina natao tao anaty finoana " .Sa ?