Ary tsy misy miresaka ny momban'ny didi-poitran'i jesosy wa?
2. ikaretsaka
(
05/02/2008 02:59)
ko ef afantatra fa rehefa hoforaina ny zanaka jiosy no omena anarana.. dia t@ izay izany ko
3. rakapy
(
05/02/2008 03:01)
Ka anagaha moa tsy vao teraka i Jesosy dia efa jesosy sa sady vao latsaka de noforaina?
7. soanja
(
05/02/2008 03:20)
Natao didipoatra soamatsara ilay zanak'Andriamanitra ka. Saingy very niaraka tamin'le boky nesorina iny tantara iny. :( De lasa tsy mahalala ny Mpino na mitapaka izy na tsia.
10. jiolah
(
05/02/2008 07:52)
Siora a fa efa vita nanahary lery , vo niala tany an-dapa( paradisa io) izy defa tsy maintsy ni-signal andrabaininy hoe gravy le tapahana fa tonga de vitao maimaika @ zao aty zao @ mazimazy sady iza mo no iverifie an'io eo refa lehibe.De ry Maria sy Josefa ko mbola ankon'le fahagagana maro nitranga de mety nanadinodino.:lol::roll::roll:
11. diamondra27
(
05/02/2008 09:06)
rakapy: fa inona ny dikan'ilay hoe: forana aminao kay?
Misy firenena hafa tsy mifora ny lehilehy dia ahoana ny amin'zareo izany amin'ny resaka finoana?
Misy firenena hafa tsy mifora ny lehilehy dia ahoana ny amin'zareo izany amin'ny resaka finoana?
12. veromahefa
(
05/02/2008 09:26)
rakapy> 8andro Izy no noforana kah!
ity notsimponiko ity ny verset raha mahaliana anao
Ny namorana an'i Jesosy
"Ary rehefa tapitra ny havaloana, ka hoforana ny Zaza, dia nataony hoe JESOSY ny anarany, araka ilay nataon'ny anjely, fony tsy mbola torontoronina tao an-kibo Izy.Lioka 2 : 21
ity notsimponiko ity ny verset raha mahaliana anao
Ny namorana an'i Jesosy
"Ary rehefa tapitra ny havaloana, ka hoforana ny Zaza, dia nataony hoe JESOSY ny anarany, araka ilay nataon'ny anjely, fony tsy mbola torontoronina tao an-kibo Izy.Lioka 2 : 21
13. hery
(
05/02/2008 09:37)
rakapy> ny olona liam-pivoarana dia mamaky boky aloha vao manontany :-)
Vakio ny baiboly dia izay tsy hitanao ao no hametraho fanontaniana...
Izaho izao raha manontany hoe "I Mahomed ve lehilahy sa vehivavy ?" Dia ho gaga ihany i rakapy hoe tena olona donto :-)
Dia tahaka izany koa ilay fanontaniana napetrak'i rakapy :-)
Vakio ny baiboly dia izay tsy hitanao ao no hametraho fanontaniana...
Izaho izao raha manontany hoe "I Mahomed ve lehilahy sa vehivavy ?" Dia ho gaga ihany i rakapy hoe tena olona donto :-)
Dia tahaka izany koa ilay fanontaniana napetrak'i rakapy :-)
14. LazaDaddy
(
05/02/2008 10:00)
[quote=soanja]Natao didipoatra soamatsara ilay zanak'Andriamanitra ka. Saingy very niaraka tamin'le boky nesorina iny tantara iny. De lasa tsy mahalala ny Mpino na mitapaka izy na tsia.[/quote=ikaretsaka]
fa marina io an'i soanja io.....betsaka mihitsy izany nanesorana tamin'ny Baibolinareo izany ry ikaretsaka...dia nosoloina boky inona izy io?
15. LazaDaddy
(
05/02/2008 10:02)
diso indray ilay coppier coller :)
soanja:
Natao didipoatra soamatsara ilay zanak'Andriamanitra ka. Saingy very niaraka tamin'le boky nesorina iny tantara iny. De lasa tsy mahalala ny Mpino na mitapaka izy na tsia
message
ikaretsaka:betsaka mihitsy izany nanesorana tamin'ny Baibolinareo izany ry ikaretsaka sy soanja...dia nosoloina boky inona izy io?
fa marina io an'i soanja io.....
16. soanja
(
05/02/2008 12:29)
Dia sahy hilaza ve i LD fa tsy nanesorana ny boky baiboly vakianao iny??? tandremo ary mandainga.
17. ikaretsaka
(
05/02/2008 14:08)
betsaka mihitsy izany nanesorana tamin'ny Baibolinareo izany ry ikaretsaka...dia nosoloina boky inona izy io?
tsy nesorina fa nampiana aza ka
nampiana ny Spe salvi
Summorium Pontificum
Humani Generis
Evangeli Nutiandi
Motu Proprio
sacramentum caritatis...
sns....
i lotera no nanala mba hanaparitahana anareo
18. LazaDaddy
(
05/02/2008 20:32)
soanja:Tsy ny ahy ka :)...fa ilay nolazain-dRasiligaoma hoe...nangalana...dia nampiana...dia izay "hono" ilay "deuterocanonical" nipoiran'ny baiboly katolika
Dia sahy hilaza ve i LD fa tsy nanesorana ny boky baiboly vakianao iny??? tandremo ary mandainga.
19. ikaretsaka
(
05/02/2008 20:46)
ka tsy nanesorana ve hono ny anao eee?? izay ny fanontaniana??
tsory ho'a fa aza aolaka.. mba honest
tsory ho'a fa aza aolaka.. mba honest
20. rakapy
(
05/02/2008 21:50)
Hery> marina ny teninao fa tsy namaky ilay tantaran'ny momba ny namorana azy aho nefa ve misy mahadiso ahy raha toa ka @ sehatra toy itony no mba hametrahako fanotaniana toy izany? Satria tsy manana fanirina ny hamaky ilay boky ny tenako ka nefa liana mba te hahalala ihany koa. Ary ianao ve miheritreritra fa Silamo aho?:-D:-D:-D fa toa isaky ny manoratra amiko ianao dia manao ohatra @ Mohamet foana?:-D:-D:-D. Ny finoako dia tsy mitovy @ saramba be bahoaka ary ny tenako dia tsy hitarika an'iza n'iza hanaraka ny ahy na dia hitako aza fa mety amiko.
