rahoviana vao hiova e????

1. fijo ( 22/01/2008 19:53)
dia mbola tena hita fa tsy mijery izay olan amisy sasany amin'ny fiarahamonina ihany ny mpino sasany????rahoviana vao hiova?
http://www.madagascar-tribune.com/Mise-en-garde-de-L-Eglise,4290.html
2. ikaretsaka ( 22/01/2008 20:15)
inona no tian'i lefijo ambara?
tsy maha trefle ilay 48 ora?
3. LazaDaddy ( 22/01/2008 20:44)
Archevêque d’Antananarivo:
les couples ont largement le temps pour satisfaire leurs désirs corporels, sans créer des accidents ou des grossesses inattendues
hafa kely indray izany!
4. ikaretsaka ( 22/01/2008 20:55)
ny gazety no nanao an'io ka araka ny fandraisany azy ka
5. rabingogilabanga ( 22/01/2008 21:00)
ary ise rahoviana , vao hiova tsy hitsikilo izao hadisoana na tsy hadisoan'ny kristianina rehetra izao, hiandry ny kristianina rehetra ho masina, vao hiova ise?

« Il n’appartient pas à l’être humain de disposer de la vie », a déclaré le Père Joseph Noël, un des participants à cette réunion.


d'accord amin'io alha ise , sa tsia?

de avy eo miresaka
6. LazaDaddy ( 22/01/2008 21:02)
ikaretsaka:
ny gazety no nanao an'io ka araka ny fandraisany azy ka
Gazety Tribune:
Le vrai problème, déclare-t-il
Ilay "Archevêque d’Antananarivo" na ilay "Père Joseph Noël" no niteny an'io ry ikaretsaka fa aza atsipy any amin'ny gazety ny vary masiso a :)
7. ikaretsaka ( 22/01/2008 21:04)
d'acord amin'io aho ry bingo a...

LD
declare t-il (et nous les journaliste l'ont ecrit)
8. LazaDaddy ( 22/01/2008 21:10)
ikaretsaka> ka tsy "araka ny fandraisany azy" toy ny nambaranao izany fa aza atsipy any aminy ny vary masiso :)
9. xxx ( 22/01/2008 21:12)
LazaDaddy:
Hoy i Gazety Tribune:
Le vrai problème, déclare-t-il

Sao tsy io no nolazainy fa hoe :
Le vrai problème, déclare-t-il, c’est l’incompréhension réciproque entre l’homme et la femme.
10. ikaretsaka ( 22/01/2008 21:12)
fa iza no ni rapporte rey laza??? hmmm iza?
11. LazaDaddy ( 22/01/2008 21:14)
ikaretsaka> rapporter izany mitatitra fa tsy manao "interpretation". Ary nosoratany tao anaty faraingo sosona ilay zavatra notateriny. Mbola miziriziry manipy vary mangatsiaka any amin'ny gazety ihany ise :)
12. ikaretsaka ( 22/01/2008 21:15)
sure ve ianao fa tsy manao interpretation ve izany?
eeee
journalisme 101 laza!:-D
13. LazaDaddy ( 22/01/2008 21:17)
Pêre Joseph Noel:
les couples ont largement le temps pour satisfaire leurs désirs corporels, sans créer des accidents ou des grossesses inattendues
hafa kely indray izany!



14. xxx ( 22/01/2008 21:18)
Dia ahoana raha toa ka tsisy farango sosona ilay declare-t-il ry LD ?! Mandehana jereo indray aloha fa toa tsisy amin'io resahinao io, dia aza miziriziry. Ny misy farango sosona ao dia hoe

« Il n’appartient pas à l’être humain de disposer de la vie », a déclaré le Père Joseph Noël, un des participants à cette réunion.
15. ikaretsaka ( 22/01/2008 21:27)
zay ny mahavoa an'i laza.. io midiridiry sy miziriziry io:wink:
16. rakapy ( 22/01/2008 22:15)
Ny zavatra tsy azon'ny olona dia ity: nahoana no Arceveque na Pretra na ireo relijiozy tsy manam-bady no hanao lalana ho an'ny olona manam-bady? Tsy misy zavatra fantany ny momba ny fanambadiana sy ny olana mipetraka ao. Ka tsy tokony izy ireo no hisakana ny olona tsy hanao izay fantany fa mampilamina ny tokan-tranony sy ny tenany.
17. fijo ( 22/01/2008 22:40)
ekena rakapy.vao saika hiteny aho mantsy.tena ita hoe olona tsy mahalala fiainana le miresaka.zavatra tsy hainy tokoa ilay resahiny ka di any didjadony satri adi atena didijadona io,no tiana hampiarina.

izao no lazaiko ireo pretra ireo.manaova aloha,dia ho hitanao ny tsirony(hoan'izay vitsy tsy mbola nanao io mazavaloatra)
18. piste ( 22/01/2008 22:41)
Izay no mahavoa an'ireo miseho azy ho laiciste ireo. Tabatabaina etsy sy aroa ny fahalalana maneho hevitra. Nefa maninona no tadiavina sakanana tsy hanao izany ny Fiangonana, en tant que autorité morale. Ny Fiangonana dia manana adidy tsy @ kristianina fotsiny fa @ olombelona rehetra. Ary raha lalàna mananontanina ny fiainan'olona toy izao dia tsy maintsy milaza izy.
Mba hajao ry nama ny liberté d'expression fa ianareo ihany no midradradra an'izany.
19. fijo ( 22/01/2008 22:43)
afaka maneo hevitra tokoa;sa tsy manao fampitahorana.jereo ny gazety fa misy hendrika fampitahorana le izy
20. rabilabila ( 22/01/2008 23:51)
Marina dia marina ny filazan'i Piste momba ny liberté d'expression .
Marina dia marina ny filazan'i Piste momba ny maha-autorité morale -n'ny fiangonana sy ireo mpitantana azy.( au même titre que toutes autorités , associations manohana na tsia ilay projet de loi ).

Noho izany ,tsy marina ny filazany momba ny laicité satria tsy izay ny resaka eto fa ny hevitry ny fiangonana no nolazainy ary manome fampitandremana izy araky ny hevitra mivohy azy ( au même titre que les autres )
Ny solombavam-bahoaka no mifidy ny lalàna ,ary alohan'izany fotsiny dia tokony hohenoina daholo ny hevitra (na ireo mandà na ireo mitsipaka ).



raha ny hevitro dia tsy tokony hanao fampitahàna io Prêtre voalaza io ,entre ny olona matin'ny avortement an-tsokosoko ,tsy voaharaka sy ny olona matin'ny palu .Ny fametrahana hoe "encore plus" dia efa mametraka hierarchie amin'ilay olona tratran'ny voina .
Noho io hevitro io dia ,amiko, tokony hitadiavana vaha-olana daholo izay mety mampidi-doza ho an'ny olombelona ary amikodia tsy misy ohatran'ny fitandrovana amin'ny alàlan'ny fampianarana ireo zatovo ny zavatra mety hitranga raha tsy manao kapoty , na mihinana pillule ,sy ireo fomba rehetra azo atao( ho an'ny mpomba an'izany ) ,ny abstinence ...(ho an'ny mpomba an'izany ) ,fihinanan-kininina ,fampiasàna aro-moka ho an'ny rehetra ...........raha resaka palu.........
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3844