rahoviana vao hiova e????
61. pissoa
(
25/01/2008 21:44)
tsy mba mety ho tonga dia azon'i rakapy mihitsy ny zavatra lazaiko ... I rakapy no lazaiko hoe donto sy borne be amin'ilay famaly hoe ny fanalana zaza dia resa-batana fotsiny ! :-D:-D:-D
63. fijo
(
25/01/2008 23:15)
ny fiangonana an,mitaiza fanahy.ekena izay.fa hadin'ny fiangonana fa tsy mitovy fisainana aminy aby ny olombelona.ary rehefa misy ,na mitranga ny olan aeo amin'ny fiaraha monina di amaka ny andraikiny ny politika mihezaka mamaha io olana io.
fantatra fa olana eo amin'ny fiaraha monina ny resaka fanalana zaza.ka amin'izay maha olana eo amin'ny fiaraha monin aizay,dia ny politika no maka sy mitady ny vahaolana.ary ny "famehezana"na famaritan aizay tranga izay ao anatin'ny lalana dia vahaolana mety hanatsara zavatra.
tsetsatsetsa:raha miteny aminareo aho hoe:"mampitandrina anareo mpino aho fa raha mino ianareo dia hosaziko" inoan izay,tsy fampitahorana ve???
ny eglizy mantsy eto dia manisy fehezanteny takonila.
satria matoa mampitandrina dia,vonona handray fanapahankevitra izay ao aoriana

64. ikaretsaka
(
26/01/2008 00:00)
saingy entite eo @ fiaraha monina koa ange ry fijo ny fiangonana e..
ohatran'ny heo tsy ny fanahy ihany ny taizain'i pedroi sy karakarainy fa ny "fonenan" koa ohatra... sy ny lafiny maha olona rehetra