rahoviana vao hiova e????

41. rabilabila ( 24/01/2008 10:27)
Interrogé sur le cas de nombreux décès à cause des avortements clandestins par peur des poursuites pénales, le Père Joseph Noël affirme qu’il y a d’autres causes de mortalité, autre que l’avortement, qui doivent attirer encore plus notre, attention à l’exemple le paludisme
.


Asa na izahay sy Fijo angamba ( na i Soanja koa aza raha raisina ny resany eo ambony ) no tsy mahazo teny faratay fa raha vakiana tokoa io an-dalana io dia :

-ny fampiasana ny enti-milaza \"devoir \" ary conjugué au présent dia midika amin\'ny teny malagasy hoe \"tsy maitsy \" ; raha natao hoe \" devraient \" io dia nidika hoe \" tokony \"

-ny fampiasana ny andian-teny hoe \"encore plus \" dia maneho fa misy ny \"tombo sy hala \" ( jugement de valeurs ).

Raha nionona tamin\'ny \"mise en garde \" sy ny \" condamné \" izy dia mazava hoa azy fa ny position -n\'ny fiangonana katolika no arovany .Ny fanekena na ny fandavana izany dia miankina amin\'ny tsirairay ary mbola tsy misy resaka aloha eto.
Fa kosa raha vao misy \"jugement de valeur \" toa io notsongaiko io dia any ,hoy aho , no mipetraka ny olana .

Fanontaniana kely fotsiny momba ilay hoe fanandratana ny maha-olona (mety HS angamba fa mety hifandraisany ihany koa). Izao no position-n\'ny Vatican raha ny momba ny \"peine de mort \" :
\" Il est clair quela mesure et la qualité de la peine doivent être attentivement evaluées et detérminées ;elles ne doivent pas conduire à la mesure extrême de la suppression du coupable , si ce n\'est en cas de necessité absolue ,lorsque le defence de la société ne peut être possible autrement \"
Ahoana ny fomba hamakianareo an\'io ?




42. ikaretsaka ( 24/01/2008 12:06)
ary lasa intepretes sy prof de grand mere aby
43. rabilabila ( 24/01/2008 12:31)
Fa ahoana kle!!:roll:
44. ikaretsaka ( 24/01/2008 16:19)
ko jereo ty ataonarewo kade!
45. xxx ( 24/01/2008 17:26)
Fanontaniana kely fotsiny momba ilay hoe fanandratana ny maha-olona (mety HS angamba fa mety hifandraisany ihany koa). Izao no position-n'ny Vatican raha ny momba ny "peine de mort " :
" Il est clair quela mesure et la qualité de la peine doivent être attentivement evaluées et detérminées ;elles ne doivent pas conduire à la mesure extrême de la suppression du coupable , si ce n'est en cas de necessité absolue ,lorsque le defence de la société ne peut être possible autrement "
Ahoana ny fomba hamakianareo an'io ?

Tohiny, amin'ny paragraphe nangalanao an'io ihany :
Aujourd'hui, cependant, à la suite d'une organisation toujours plus efficiente de l'institution pénale, ces cas sont désormais assez rares, si non même pratiquement inexistants.

Ahoana amin'izay ny famakinao azy ?
46. ikaretsaka ( 24/01/2008 17:32)
izay mantsy
47. rabilabila ( 24/01/2008 17:59)
Hitako dia hitako tokoa io ( Ecclesia in America 1999 déclaration de JP II) ary ilay notsongaiko io tao @ Evangelium vitae 1995 .

Saingy izao :
- " Pratiquement" n'est pas " absolument"

Ary raha anontanian'i xxx amiko ny famakiako an'ireo dia : la peine de mort est interdite au Vatican ,sauf quand elle est autorisée . Izay no famakiako an'io .
48. ikaretsaka ( 24/01/2008 18:03)
interpretation koa izay :-D
ary lasa intepretes sy prof de grand mere aby
tokoa anie eee



49. rabilabila ( 24/01/2008 19:57)
Aho re zanaka mpampianatsa Ika iiii:-D:-D:-D
ôtran'ny tsy lasa interprety tralala koa i Ika ary ambadika ary !! hitako nge e!!:wink::-D
50. ikaretsaka ( 24/01/2008 20:09)
yyyy ay vyyy hitako ro tsary hainay.. ay zanaka mpamboly
51. ikaretsaka ( 24/01/2008 20:10)
interrupteur aho any ka..niansa
52. rabilabila ( 24/01/2008 20:13)
mpamboly sy mpanao bononoka koa ny abanay ka!!Dia mpandrafitra ndraindray :-D
53. ikaretsaka ( 24/01/2008 20:22)
mifampiakina aby izany anaka
54. rakapy ( 25/01/2008 01:57)
Iverenako ilay resaka naroson'i Fijo fa lasa lavitra be ilay adi-hevitra.
Ny fanalana zaza moa dia ny vehivavy no tena mitondra vaika amin'io resaka io. Ka hoy ny fanotaniako hoe:
O! ry vehivavy, ampela, tsaiky magnangy, ry ajah reo!
Inareo ve manaiky hoe ny mopera sy ny archeveka sy ireo relijiozy no handidy ny fitondrana ny vatanareo?
Sa tokony ianareo tompony no tokony hanao izay mahasoa azy?

55. ikaretsaka ( 25/01/2008 05:20)
le fitondrana ny vatana an'ny manangy fa le zavatra
(aina vao) ao anatiny kosa koa hafa
56. pissoa ( 25/01/2008 08:27)
Rakapy hoa raha tsy nandalina ny finoana sy ny mikasika an'Andriamanitra tahaka ny nandalinan-dry Mopera sy ny Arseveka azy dia sao tsy tokony miresaka ny hevitry ny Fiangonana amin'io :lol: Sady ohatran'ny lasa fehezinao amin'ny resa-batana fotsiny le resaka :-D:-D:-D

Rabilabila, aiza moa le resaka farango sosona teo ... :-D:-D:-D
57. rakapy ( 25/01/2008 20:55)
Pissoa> za aloha tsy nandalina ny momba ny mikasika an'A/tra toy ireo mopera sy arseveka ireo. Fa ny mba fantatro dia hoe tsy A/tra no naniraka anao hoe manaova bevohoka:-D:-D:-D Ary ny resaka fanalana zaza na ny fanabeazana aizana dia resaka vatana no lazaina fa tsy fanahy velively. :-D:-D:-D Sa ve rehefa mahalala ny anaran'i Matio sy lioka ary Jodasy de tsy mety ho bevohoka tsy nahy?=))=))=)).Masera aza misy bevohoka. Ry mopoere sy ry frera moa dia misy ny manan-janaka nefa dia miala-pa fotsiny.:-D:-D:-D.Ka amiko dia raha ireo olona ireo no ianteherana sy hibaiko ny momba ny fanalan-jaza dia toy ny manotany demi arbre @ mpanao famantaran'andro ny vahoaka.:-D:-D:-D
58. pissoa ( 25/01/2008 21:10)
neveriko fa ny kristianina ihany no mety donto sy bornee :-D:-D:-D
59. rakapy ( 25/01/2008 21:20)
Bornee angaha i Pissoa? =))=))=)) sa marina le voalazako de donto i Pissoa:-@:-@:-@
60. ikaretsaka ( 25/01/2008 21:28)
i pissoa ange manaiky ny maha donto sy bornee azy ohatra ahy kristianina satria izy kristianina e:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1236