rahoviana vao hiova e????

21. ikaretsaka ( 23/01/2008 00:32)
za indray rabila tsy pour loatra ilay ampianarina manao kapaoty.. ampianarina manao ihany anie izy @ ireny fa @ sens hafa raha izany e..
fa ny ampianarian azyy raha ny fijeriko dia io hoe hatreto izy misy riska de hatreto izy tsisy dia eto izy afaka mirevy de eto izy tsia!
izay amiko ilay "fanabeazana aizana"
amiko ho'a an
22. nandrianina1 ( 23/01/2008 00:38)
FIJO:
dia mbola tena hita fa tsy mijery izay olan amisy sasany amin'ny fiarahamonina ihany ny mpino sasany????rahoviana vao hiova?


tsy resaka fitsikerana io ry fijo fa ady hevitra miampy fanazavan-tsaina a!
23. rabilabila ( 23/01/2008 01:45)
ikaretsaka:

za indray rabila tsy pour loatra ilay ampianarina manao kapaoty.. ampianarina manao ihany anie izy @ ireny fa @ sens hafa raha izany e..
fa ny ampianarian azyy raha ny fijeriko dia io hoe hatreto izy misy riska de hatreto izy tsisy dia eto izy afaka mirevy de eto izy tsia!
izay amiko ilay "fanabeazana aizana"
amiko ho'a an


Hevitr'i Ika io ary hajaiko foana raha mbola tsy misy fanerena . Ary izay no nanaovako anaty parenthèses ilay olona maka ilay choix-ny .
Mazava ho azy fa raha ho any amin'ny pastera sy ny môpera sasantsasany sns dia ny abstinence no ndeha hatorony ;raha ho any amin'ny planning familial dia ny pillule sns no arosony , raha hiresaka amin'ny RAD dia mety ho bedy , raha ho any amin'ny dokotera dia hafa indray ....... Izany hoe ampianarina mazava ( tsy misy fampitahorana fa asiana fampitandremana )ny fomba rehetra ny olombelona dia azy ihany ny safidy .
Raha ny hevitro manokana indray dia efa tsy hafenina aminareo iny !!

Ary inona ilay hoe "sens hafa " ? Hoe raha ampianarina azy ve ireo dia handeha hangalam-pihinana etsy sy eroa izy ?Tsy voatery ka!!raha toa tafita tsara ilay fampianarana sy ny fitaizàna .
Amiko , amiko hoy aho an,raha ilay resaka kapoty indray ,aleko ry zareo mangalam-pihinana dia miara-voky fa tsy matin'ny poizina ( MST ).
PS :Efa fantatro fa betsaka no hitsambikina amin'io fehezan-teniko io fa tsy manahy .


24. ikaretsaka ( 23/01/2008 02:10)
inona ny mamporisika azy hangalam-pihinana kokoa raha ny hevitr'i bila?

Ilay miteny hoe ty misy kapoty fa protected fa ndana manao!

sa ilay hoe fantaro aloha ny risks dia izao ny azo atao sy tsy azo de reto tsy azo ireto aza atao raha tsy te ho zao...
25. soanja ( 23/01/2008 03:56)
rabilabila:

Marina dia marina ny filazan'i Piste momba ny liberté d'expression .
Marina dia marina ny filazan'i Piste momba ny maha-autorité morale -n'ny fiangonana sy ireo mpitantana azy.( au même titre que toutes autorités , associations manohana na tsia ilay projet de loi ).

Noho izany ,tsy marina ny filazany momba ny laicité satria tsy izay ny resaka eto fa ny hevitry ny fiangonana no nolazainy ary manome fampitandremana izy araky ny hevitra mivohy azy ( au même titre que les autres )
Ny solombavam-bahoaka no mifidy ny lalàna ,ary alohan'izany fotsiny dia tokony hohenoina daholo ny hevitra (na ireo mandà na ireo mitsipaka ).



raha ny hevitro dia tsy tokony hanao fampitahàna io Prêtre voalaza io ,entre ny olona matin'ny avortement an-tsokosoko ,tsy voaharaka sy ny olona matin'ny palu .Ny fametrahana hoe "encore plus" dia efa mametraka hierarchie amin'ilay olona tratran'ny voina .
Noho io hevitro io dia ,amiko, tokony hitadiavana vaha-olana daholo izay mety mampidi-doza ho an'ny olombelona ary amikodia tsy misy ohatran'ny fitandrovana amin'ny alàlan'ny fampianarana ireo zatovo ny zavatra mety hitranga raha tsy manao kapoty , na mihinana pillule ,sy ireo fomba rehetra azo atao( ho an'ny mpomba an'izany ) ,ny abstinence ...(ho an'ny mpomba an'izany ) ,fihinanan-kininina ,fampiasàna aro-moka ho an'ny rehetra ...........raha resaka palu.........




Ekeko tanteraka Rabilabila!

Aoka koa izay miaina ny fiainana mitovy no haka sy hijery akaiky ny fanilihana olana mianjady aminy avy. Satria ny miaina azy ihany no ahita mahiratra ny fahasambarany sy ny fitoniany ary ny fahasoavan'ny daholobe ifandraisany.






26. pissoa ( 23/01/2008 04:55)
rakapy:

Ny zavatra tsy azon'ny olona dia ity: nahoana no Arceveque na Pretra na ireo relijiozy tsy manam-bady no hanao lalana ho an'ny olona manam-bady? Tsy misy zavatra fantany ny momba ny fanambadiana sy ny olana mipetraka ao. Ka tsy tokony izy ireo no hisakana ny olona tsy hanao izay fantany fa mampilamina ny tokan-tranony sy ny tenany.

# Ary sao tsy tokony hiresaka izay fantatry ry Mopera sy ry Masera akory i Rakapy, satria tsisy toa tsisy fantatry rakapy izay halalininy ao, na ny fomba fiainany, na ny fifandraisana amin'ny olona sns !

# Sao tsy tokony hiresaka fanalana zaza araka ny hevitry ny fiangonana akory ry Fijo sy ry Rakapy sns ... izay azoko antoka fa tsy nandalina mikasika an'Andriamanitra, ny finoana sns tahaka ny nataon-dry Mopera sns. Ny lava-behivavy no mety nohalalininareo ( :-P ) dia izay ! Fa izay fotsiny ve ny fiainana, sa izay no mamehy ny "fiaraha-monina" ? :lol:
27. rakapy ( 23/01/2008 05:28)
:-D:-D:-D Ka ilay momban'ilay lava-behivavy mihintsy anie no resaka sa tsy azonao? Ka izay no tsy tokony hidiran'dry raRelijiozy amin'ilay resaka. Ny azy ireo aza satriny tsy nisy ny filahina sy ny fivaviana:-D:-D:-D
28. pissoa ( 23/01/2008 05:55)
Tsy izay mihitsy ny resaka ao ka. Resaka hilegalizena ny fanalana zaza no hitako mibahana ao :lol:
29. rakapy ( 23/01/2008 05:59)
Ka ny zaza kay avy azy no mivoaka?:-D:-D:-D
30. pissoa ( 23/01/2008 06:25)
Raha tsy azo ny tiako nolazaina dia izao :

Tsy resaka fanaovana fotsiny no resaka eto (io no nolazaiko hoe mandalina lava-behivavy no mety nataonareo) - fa resaka fanalana zaza ! Ka aza miresaka ny hevitry ny fiangonana mikasika ny fanalana zaza raha toa ka tsy nandalina finoana sy izay mikasika an'Andriamanitra tahaka ny nandalinan-dry mopera azy. (Tsy hevitro io, fa raha arahina ny hevitrareo hoe tsy tokony hiteny izy satria tsy manao dia izay no tokony ho izy mikasika ny resakareo).
31. rabilabila ( 23/01/2008 09:34)
inona ny mamporisika azy hangalam-pihinana kokoa raha ny hevitr'i bila?

Ilay miteny hoe ty misy kapoty fa protected fa ndana manao!

sa ilay hoe fantaro aloha ny risks dia izao ny azo atao sy tsy azo de reto tsy azo ireto aza atao raha tsy te ho zao...
.

I)Ny olana Ika dia izao : efa nisy ny fangalaram-pihinana matoa nisy ny MST nianaka .Na "kokoa" io na tsia dia efa nangalatra aloha .
Noho izany , amiko , dia tsy ny fangalaram-pihinana no zava-dehibe (prioritaire ) fa ny tsy fianahàn'ireo aretina .

II)Ny famporisihina ny fanaovana kapoty dia azo ampiarahina tsara amin'ilay lazain'i Ika hoe :fantaro aloha ny risks..........................

Fehiny : Olombelona daholo ireo ,manana ny moeurs ( izay tsy voatery zaraina akory ) ,manana ny hormone-ny ( izay tsy voatery ho maitriser-ny ) , manana ny ignorance-ny ( izay tokony tsaboina amin'ny fampahalalàna ),ka ny fitandrovana ,rehefa mahalàla izy ,dia safidy daholo ihany .

Afaka miara-miasa daholo ireo fomba fitandrovana ireo ,en toute objectivité .Avy eo indray raha hoy i Ika hoe ilay " tsy fanaovana " na "tsy fangalaram-pihinana " no tian'i Ika ampitaina dia tsy misy olana mihitsy hoy aho raha tsy misy fampitahorana ( culpabilisation ) . Ny ahy indray tsy mampaninona ahy mihitsy ny miresaka an'ireo raha toa ka olona mpino no iresahako fa ampiako an'ireo fomba fitandrovana hafa ,amin'ny maha-olombelona ahy fotsiny ==> izany hoe :tsy misy idiran'ny finoako ilay izy na kely aza fa resaka " bon sens " fotsiny satria miankina amin'ilay "moeurs" 'ilay olona no tokony hampitàna ilay resaka . Raha tsy hoe sady hitory koa !! Izay indray zavatra hafa .:wink:
32. ikaretsaka ( 23/01/2008 16:14)
raha izao aho dia miray hevitra amin'i Bila
33. fijo ( 23/01/2008 21:59)
aleo aloha lazaina fa "fampitandremana"hoy ny fiangonana.ny fampitandremana amiko midika teritery.
ary jereo fa tsy nasian'ny fiangonana resaka akory ilay resaka hoe ny vehivavy maty noho ny fanalanjaza miafina,fa avy dia fampitahana amin'ny fatin'olona voan'ny tazo no navaliny.mivandravandra eto fa tsy misy dikany aminy izay maty manalazaza,ka raha izay no atao hoe mitsinjo.dia hoy aho hoe tsinjovy aloha ny anareo.avelao ny mpanao lalan amahalala ny atao hoe "manao"no hijery izay mety vokatry ny fanaovana.

firy ny riska amin'ny fampiasana kapoty maha bevohoka;
ary firy ny riska amin'ny fanisana andro?????
34. ikaretsaka ( 23/01/2008 22:25)
samihafa kosa ry fijo ny fampitandremana hoe "tandremo manabikina zanak'olona"

sy ny hoe "tsy mila manao an izany fa bikina eo"

ilay faharoa amiko no hoe faneriterena
35. fijo ( 23/01/2008 22:27)
ka ny filazana hoe "fampitandremana ny fanjakana "momba io vinavinandalana io,dia efa le mampitahotra
36. ikaretsaka ( 23/01/2008 22:39)
amiko aloha ny hoe fampitahorana dia ilay hoe .. raha manao izao ialahy dia voasazy..
fa inona moa letsy no afaka ataony @ fanjakana eo
37. rabilabila ( 23/01/2008 23:11)
Fijo

"Mise en garde " hoy ny titre ; "condamné" hoy ny tatitry ny mpanao gazety .
Amiko ,maneho ny heviny fotsiny izy aloha hatreo ,fa kosa raha misy hevitra ambadika mampiseho ny tanjaky ny fiangonana eo amin'ny sehatry ny fitondrana dia any , hoy aho ,no mipetraka ilay fampitahorana .
Ka raha io tatitra io fotsiny aloha no vakiana dia tsy dia afaka miteny izay loatra .

ary jereo fa tsy nasian'ny fiangonana resaka akory ilay resaka hoe ny vehivavy maty noho ny fanalanjaza miafina,fa avy dia fampitahana amin'ny fatin'olona voan'ny tazo no navaliny.mivandravandra eto fa tsy misy dikany aminy izay maty manalazaza,ka raha izay no atao hoe mitsinjo.


Eo indray aho dia miombon-kevitra tanteraka ,ary afaka miteny mihitsy aza hoe : " De tel propos de la part d'une autorité qui se dit morale est condamnable et doit être condamné "
38. ikaretsaka ( 23/01/2008 23:39)
"Mise en garde " hoy ny titre ; "condamné" hoy ny tatitry ny mpanao gazety .

izay anie ho'a e
39. pissoa ( 24/01/2008 05:26)
ary jereo fa tsy nasian'ny fiangonana resaka akory ilay resaka hoe ny vehivavy maty noho ny fanalanjaza miafina,fa avy dia fampitahana amin'ny fatin'olona voan'ny tazo no navaliny.mivandravandra eto fa tsy misy dikany aminy izay maty manalazaza,ka raha izay no atao hoe mitsinjo.


Tsy hoe tsisy dikany amin'ny fiangonana izay maty manala zaza ... Raha izay tokoa dia heveriko fa tsy norarahiany akory na avela ho faran'izay baranahiny aza ny fanalana zaza. Fa tsy izay no ataon'ny fiangonana, ary efa noteneniko teto - fa tsy novalian'i Fijo hoe ny an'ny fiangonana (Katolika) dia na ireo heverin'ny "fiaraha-monina" sy ny mpanao lalana fa tsy olona aza dia mbola arovany, ary hasandrany ny mahaolona azy.

Ny tokony ho fantatra kosa, ary inoako fa efa fantatra, dia tsy ny hi-legalizena ny fanalana zaza ihany no toherin'ny fiangonana fa ny fanalana zaza mihitsy. Izany hoe raha ny hevitry ny fiangonana no tena arahina --- fa tsy arahina tapatapany fotsiny --- dia tsy hisy fanalana zaza na miafina na tsy miafina.
40. Rasiligaoma ( 24/01/2008 06:53)
ekena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0792