mpanandro (adihevitra ho an'ny kristianina)
81. prime
(
08/02/2008 05:50)
Ny tena nahagaga dia na ireo patriarka sasany fahiny aza teo amin'ny fanarahana an'i Jehovah sy teo amin'ny fifandraisana tamin'i Kristy dia namaky kintana sy volana ary niaina ny astrolojia...
82. prime
(
08/02/2008 05:57)
Ny tena nahagaga dia na ireo patriarka sasany fahiny aza teo amin'ny fanarahana an'i Jehovah sy teo amin'ny fifandraisana tamin'i Kristy dia namaky kintana sy volana ary niaina ny astrolojia...
83. LazaDaddy
(
08/02/2008 06:07)
prime> na i Saoly aza nanatona "nenyrabe" nanontany ny "ho aviny" tamin'i Samoela. Tsy midika anefa izany hoe nankasitrahan'Andriamanitra ny nanatonany an'iny satria nosazian'Andriamanitra mafy izy.
84. prime
(
08/02/2008 07:00)
LD> Ka eo no tena itoeran\'ny adihevitra satria Andriamanitra tsy nanasazy azy ireny noho ny fanandroana nataony fa noho ny fandikàny ny lalàna na ny tsy fanatanterahana ny sitrapony... ohatra i Saoly tokoa dia toa izany...
Raha tsy hiresaka ireo Magy ihany koa dia tsy nanasazy Andriamanitra fa nankasitraka aza satria nanome voninahitra ny Zanany izy ireo, na dia izany aza no fiainan\'ny nahaMagy azy...
Tsy ambara intsony Noa, Mosesy, Josefa (zanak\'i Jakoba)... fa nijery andro sy namaky kintana sy volana avokoa nefa toa tsy nosazian\'Andriamanitra tamin\'izany fa tamin\'ny zavatra hafa rehefa mandika ny sitrapony...
Izaho manokana dia tsy mankasitraka ary efa nahita ka sahy miteny fa misy asan\'ny maizina misandoka maro ao anatin\'io fanandroana io fa tsy resaka siansa fotsiny araka ny iheveran\'ny maro azy... fa ny tiako ahatongavana andehanan\'ny adihevitra lavitra kokoa dia ny hoe hatraiza no tsy ankasitrahan\'Andriamanitra ny resaka fanandroana?
Io lohahevitra iray io dia mifandraika amin\'ilay lohahevitra mikasika ny toaka sy ny divay... hoe hatraiza no tsy ankasitrahan\'Andriamanitra? moa ve ny fisotroana no tena tsy ankasitrahany sa ilay toaka sy divay no tsy ankasitrahany? dia misokatra ny adihevitra... (Izaho manokana dia tsy misotro no tsy mankasitraka rahateo ny fisotroana ihany koa saingy mba manitatra ny adihevitra lavitra kokoa)

85. LazaDaddy
(
08/02/2008 12:07)
Prime> tsy nifankahazo ny resa-tsika :). Ny anao fijerena volana sy kintana no resahinao...ny Magy anie ka "olo-kendry" e :), ny resahiko kosa dia resaka "tontolon'ny fanahy".
1) Raha resaka volana sy kintana sns...na isika aza dia nasain'i Jesosy miambina sy mijery ny famantarana nomeny momba izay.
2) Misy kosa ny "mpanandro" miteny hoe mijery volana sy kintana...toy ny "horoscope" ohatra...kanefa tsy izay tena tsiambaratelony fa "tontolon'ny fanahy" (manao "spiritisme") izy ireny...tromba hoy ny filazan-tsika azy, fa ny azy malefaka ivelany.
Hatreo aloha...

86. LazaDaddy
(
08/02/2008 12:09)
prime> efa voalazanao kay ilay hevitra faharoa (2) narosoko fa tsy voavakiko dia voatsindry tsinahy ny bokotra "Alefaso" :)
88. soanja
(
09/02/2008 13:54)
LazaDaddy:
Prime> tsy nifankahazo ny resa-tsika :). Ny anao fijerena volana sy kintana no resahinao...ny Magy anie ka "olo-kendry" e :), ny resahiko kosa dia resaka "tontolon'ny fanahy".
1) Raha resaka volana sy kintana sns...na isika aza dia nasain'i Jesosy miambina sy mijery ny famantarana nomeny momba izay.
2) Misy kosa ny "mpanandro" miteny hoe mijery volana sy kintana...toy ny "horoscope" ohatra...kanefa tsy izay tena tsiambaratelony fa "tontolon'ny fanahy" (manao "spiritisme") izy ireny...tromba hoy ny filazan-tsika azy, fa ny azy malefaka ivelany.
Hatreo aloha...
Ka amin'ny alalan'ny ahoana izany no ilazana fa olon-kendry ireo Majy ireo??? Iza no nanapaka fa olon-kendry ireo? ary inona ny fahendrena nananany. Mba hazavao kely anie. Satria ireo raha ny fahafantarako azy dia avy amin'ny firenena samihafa ary ny Kintana no nitarika azy hamonjy ny lalana mankany amin'i Jesoa.
Ka omeo ahy hoe nahoana ry zareo no nijery ny lanitra? Ary nino fa iny mitondra filazana ny nahatongavan'i Kristy?
89. LazaDaddy
(
09/02/2008 21:46)
soanja:izay ny ahy ry soanja no antony handalinako ny Baiboly, amin'ny dikateny rehetr sy dikateny Hebreo ary Grika. Tsy handany andro "intsony" hamaky coran sy ny "namaste" sy ny karazany aho fa io Baiboly io aza tsy haiko tanteraka :)
Ka amin'ny alalan'ny ahoana izany no ilazana fa olon-kendry ireo Majy ireo??? Iza no nanapaka fa olon-kendry ireo?
90. soanja
(
10/02/2008 12:43)

Ka tsy mitovy ny IQ n'olombelona rehetra sy ny fahatokisany ny tenany kale. Izaho zao na hamaky sy ianatra izao rehetra izao dia efa atokisako ny finoako fa tsy hivadika.
Ny antony hianarako ny hafa dia ahafantarako sy ahafahako mitia azy ireo. Satria samy namboarin'Andriamanitra avy isika ary napetrany hiara miaina amin'ny Planeta iray.
Zah kosa tsy hiteniteny foana sy hanaratsiratsy foana ny finoan'ny hafa raha tsy mahalala sy nianatra ny momba azy ireo ary nifanerasera tamin'izy ireo. Tsy hanao izany aho. Ka raha ianao no milaza fa mbola tsy namaky na nihaino momba ny resaka Silamo ohatra dia tsy tokony hitonona akory hoe inona no antsoina hoe Bishmilah Ruaman Ruahim satria tsy hainao le izy de aza resahina.
Izay hay ihany no resaho satria iny sura ianao fa tsy hamitaka anao.
Ny majy matoa nomen'i baiboly hoe olon-kendry dia misy antony. Ianao mahafantatra fa tsy avy ao Jerosalema ry zareo fa toeran-kafa mihitsy, avy lavitra. Manana ny kolontsainy sy ny finoany zany ireo fa tsy Jiosy akory. Nefa raha mino ianao fa tenin'Andriamanitra ny nilaza fa "olon-kendry" ry zareo dia noho izany mila jerena akaiky izany ny hoe inona amin'olona tsy mahalala ny finoana ninoan'i Jiosy no nantsoin'Andriamanitra hoe "olon-kendry". Noho izany dia aza mihevitra fa izay ambadiky ny finoana hafa dia ratsy avokoa, indrindra raha mbola tsy nandalina ianao.
91. LazaDaddy
(
10/02/2008 20:26)
soanja:ka io no nataoko anao hoe tsy alavitra fa ao amin'ny Baiboly ihany :)
Ka amin'ny alalan'ny ahoana izany no ilazana fa olon-kendry ireo Majy ireo??? Iza no nanapaka fa olon-kendry ireo?
soanja:dia izany no tsy "hilangalangana" amin'ny zavatra hafa sao "anenenana" fa ny Baiboly aza tsy ho vitanao tanteraka ny hiaina azy :)
Ka tsy mitovy ny IQ n'olombelona rehetra sy ny fahatokisany ny tenany kale.
92. soanja
(
10/02/2008 23:33)
LazaDaddy:
soanja:ka io no nataoko anao hoe tsy alavitra fa ao amin'ny Baiboly ihany :)
Ka amin'ny alalan'ny ahoana izany no ilazana fa olon-kendry ireo Majy ireo??? Iza no nanapaka fa olon-kendry ireo?soanja:dia izany no tsy "hilangalangana" amin'ny zavatra hafa sao "anenenana" fa ny Baiboly aza tsy ho vitanao tanteraka ny hiaina azy :)
Ka tsy mitovy ny IQ n'olombelona rehetra sy ny fahatokisany ny tenany kale.
Ny zavatra takian'i baiboly dia iainako tanteraka tokoa. Diso be ianao raha mihevitra fa tsy miaina fiainana Xtinina aho. Ianao no tsy fantatro fa ny ahy fantatro.
Donko raha ianao manana probleme tsy matoky ny tenanao fa miaina ny zavatra takian'i baiboly dia tohizo ny fianarana ny baiboly fa tsara ka. Ataovy izay mahamety sy takiany izay fa izay no voalohany amin'ny zava-drehetra.
Tsy handray fandaliana ny finoana hafa aho fa raha tsy efa ampy ny fitaovana entiko miatrika sy manampy ahy hijerevako izany amin'ny alalan'ny fitaritan'ny fanahy.
Ny finoana matanjaka no shield ho anao amin'ny zavatra isan-karazany hita eto an-tany. Raha tsy ampy an'io dia aza mbola mandeha n'aiza n'aiza aloha no hafatro.
Izany olona vita confirmation izany dia vonona hiatrika sy hiaro ary ho miaramilan'i Tompo! Aza manahy ny aminy. Manao ny asany izy matao hitanao mikaroka.