mpanandro (adihevitra ho an'ny kristianina)
43. nandrianina1
(
23/01/2008 22:33)
fanga enao tsy mino an'Andriamanitra fa le we Jeso lazaina we Andriamanitra n tsy inonao:roll:
sa diso za?
sa diso za?
44. ikaretsaka
(
23/01/2008 22:36)
le tery saoan aminAY mpino aloha de misy de misy tokoa e..
misy hoe kristianina hono dia tsy mahazo mamaky coran sy talmund sy mandalina ny darwinism sns... fa beboly ihany
nefa mahagaga fa ireny olona hoe mpandinika sy manana poids be tao @ kristianisma sy ny religions ireny, i JP2, B16, sns....
Ireny mamaky boky hafa sy mivelatra @ sehatra hafa ankoatran'ny baiboly mihitsy a
fehiny: tsy ao anaty baiboly ihany kory ny fivavahana sy ny kristianisma fa eto @ izao rehetra izao

45. nandrianina1
(
23/01/2008 23:04)
de mbola amafisiko ko le teninao ranamana we
"Finding God in all things e"
"Finding God in all things e"
46. nandrianina1
(
24/01/2008 01:25)
le mpitarika sasany zany anisan'ny le miteny we "ze lazaiko tanteraho fa ny ataoko aza atao"
47. soanja
(
24/01/2008 03:28)
" Ny Tompo mampahavokatra ny tany, Ny Fanafody avy amin'ny tany, ary ny olona manan-tsaina tsy mba manao izany tsy ho zavatra." (Ekleziastika 38,4)
49. prime
(
25/01/2008 11:34)
LD> Mahaliana...
Raha ny hevitro dia ny mitondra azy ireny amim-bavaka no vahaolana mahomby indrindra mba hahiratra ny maso ka hahatsapa ny fetran'ny fitaka rehetra ao ambadika...
Raha ny hevitro dia ny mitondra azy ireny amim-bavaka no vahaolana mahomby indrindra mba hahiratra ny maso ka hahatsapa ny fetran'ny fitaka rehetra ao ambadika...
50. ikaretsaka
(
25/01/2008 13:54)
ka ilay hoe "iza no voafitaka" no olana ko.. tsy fantatra sy tsy vpoafaritra io:roll: de eo isika aloha ..
mifampivavaka samy jamba eo
mifampivavaka samy jamba eo
52. ikaretsaka
(
25/01/2008 14:21)
dia diniho tsara kao ilay nolazain'i Soanja
ny an'i Piste
dia iza no voafitaka avy eo
ny an'i Piste
dia iza no voafitaka avy eo
piste:
Ny pbl -ntsika kristianina, raha tsy mitandrina, dia mihidy be loatra @ domaine misy antsika. Ka raha vao misy réalité hafa dia na condamné-na na diabolisé-na avy hatrany. Firifiry anefa no ireo mpitady an'Andriamanitra ivelan'i Kristianisma. Tadidio fa ny olombelona dia efa voa-janahary aminy ny mitodika any @ ilay nahary azy. Fa ny fomba fanehoana an'izay no samy hafa.
Araka ny voalazan'ny namana etsy ambony, ohatra dia t@ alalan'ny fijerena astres teny @ habakabaka teny no nahitan'i Majy an'i Kristy.
Dia eritrereto fa be dia be ireo chercheurs de Dieu hors de la foi.
53. fijo
(
25/01/2008 23:28)
nandrianina.za tsy mino an'andriamanitra ho emisy .
"fehiny: tsy ao anaty baiboly ihany kory ny fivavahana sy ny kristianisma fa eto @ izao rehetra izao"
ekeko,ny natiora rehetra dia tsara
"fehiny: tsy ao anaty baiboly ihany kory ny fivavahana sy ny kristianisma fa eto @ izao rehetra izao"
ekeko,ny natiora rehetra dia tsara
54. kiranil
(
28/01/2008 23:11)
Dia eritrereto fa be dia be ireo chercheurs de Dieu hors de la foi.
1- Tsy maha "be dia be" sy "maro" azy no voatery ankasitrahan'Andriamanitra tompoko.
lehibe ny vavahady, ary malalaka ny làlana izay mankany amin'ny fahaverezana, ka maro ny miditra any.
Jesosy Kristy no nilaza fa mazava tsara fa mankany amin'ny fahaverezana ny safidin'ny "maro". Vitsy hoy Izy no mahita ny lalana tery mankany amin'ny fiainana.
2- "chercheur de Dieu...hors de la foi" hoy ingahy:
Mba hazavao kely ary ito Tenin'Andriamanitra ito azafady:
sans la foi il est impossible de Lui être agréable;Heb 11
Fa raha tsy amin'ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka Aminy;
Koa moa ve mahazo sitraka Aminy ireo "be dia be" lazain'ingahy ireo?
Misaotra.
55. kiranil
(
28/01/2008 23:24)
Fijo> ekeko,ny natiora rehetra dia tsara
Tsara ny natiora fa nisy mpamorona izy io, ary io ilay Andriamanitra mpamorona, izay tsy mbola nisy nahita kanefa tsy midika hoe tsy misy Izy.
Ohatra: Io ordinateur ampiasain'ingahy io. Raha eken'ingahy hoe nisy namorona sy nanamboatra izy io, dia fantratr'ingahy mazava tsara ve iza io olona namboatra azy io?
Raha tsy fantara dia midika ve fa "tsy misy" ilay olona?

56. zamanoro
(
28/01/2008 23:59)
kiranil:
Ohatra: Io ordinateur ampiasain'ingahy io. Raha eken'ingahy hoe nisy namorona sy nanamboatra izy io, dia fantratr'ingahy mazava tsara ve iza io olona namboatra azy io?
Raha tsy fantara dia midika ve fa "tsy misy" ilay olona?
Ka le Ordi kosa nge tonga de kobo hoe SONY, DELL no nanao azy eh, miaraka amin'ny INTEL na AMD sy ny WINDOWS. Fa ilay natiora tsy mba nasiany fitomboka famantarana mihintsy. Misy natiora sasany koa ohatra nataon'olombelona fa aza adino an
57. kiranil
(
29/01/2008 00:11)
fehiny: tsy ao anaty baiboly ihany kory ny fivavahana sy ny kristianisma fa eto @ izao rehetra izao
Ny hoe \"kristianisma\" dia fantatry ny rehetra angamba fa avy amin\'ny anaran\'i Jesosy Kristy no nahazoana izany teny izany, fa tsy avy amin\'ny hoe: \'izao rehetra izao\'.
Ny tsy logique dia misy milaza hoe \'kristianiana\' nefa dia izy ireo ihany no milaza fa \"tsy misy satana eo anatrehako\";
Jesosy Kristy dia nampianatra ary voarakitra antsoratra ao amin\'ny baiboly izany fa tsy manafoana velively ny fisian\'ny satana Izy.
Moa ve Jesosy Kristy tokoa ve no nampianatra azy ireo hanafoana ny fisian\'i Satana?
Tahaka izany koa ito resaka fanandroana ito: mazava ny Tenin\'Andriamanitra fa mbola tadiavina foana ny hanoherana ilay izy, hoe amin\'izao rehetra izao sns...
Fehiny > Hoy Jesosy Kristy:
Ary nahoana hianareo no miantso Ahy hoe: Tompoko, Tompoko, nefa tsy manao izay lazaiko?
Na hoe : \"nahoana ianareo no manao hoe \'izaho kristiana\' nefa tsy manao izay lazaiko?\"
http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=6&andininy=45-49&dika=
58. ikaretsaka
(
29/01/2008 02:50)
Ary nahoana hianareo no miantso Ahy hoe: Tompoko, Tompoko, nefa tsy manao izay lazaiko?
izay lazainy aiza? eto @ izao tontolo izao
Jesosy Kristy dia nampianatra ary voarakitra antsoratra ao amin'ny baiboly izany fa tsy manafoana velively ny fisian'ny satana Izy.
dia ny nampianariny rehetra ve ho'a voaraikitra an-tsoratra aby?
tsary mbola novalian'i kiranil anie io fanontaniako io hatr@ izao e:-D
59. prime
(
29/01/2008 10:21)
ika> ny voafitaka dia izay tsy mihaino sy mankato ny tenin'Andriamanitra voalazan'ny soratra masina ary voafehy ao amin'ny boky atao hoe baiboly...
60. ikaretsaka
(
29/01/2008 17:48)
aminao izay no voafitaka, araka ny fijerinao iny.. satria ianao tsy mahalala vala afa tsy io!
misy koa ny manao hoe tsy manam-petra A/tra ary izao tontolo izao raha tena itompoana teny fatratra hoe naoriny marina dia endrika hitenenany sy hanhehoany ny maha andriamanitra azy aby.... dia miezaka mahafantatra Azy @ ari-tanany!