mpanandro (adihevitra ho an'ny kristianina)
1. LazaDaddy
(
21/01/2008 10:41)
Aleo aloha tsipihina fa naompana ho an'ny Kristianina ito adihevitra ito
Betsaka ireo "mpanandro" no mitono-tena ho "kristianina" ka dia mahasarika ny "malemy finoana" tokoa izy ireny. Inona ny vahaolana entinao?

novalian'i soanja ny 10/02/2008 23:33
4. iarryrral
(
21/01/2008 11:39)
Izaho dia mpiray lova amin'i Kristy. Fa ny tenako dia "mpanan-dro", ary tsoriko fa aviamin'i Kristy io fanomezam-pahasoavana azoko io. Nohon'ny herin'i Kristy dia afaka mangataka aminy zah hoe aza atao avy ny orana dia tsy avy.
5. olomboavonjy
(
21/01/2008 11:48)
fa inona ilay mpanadroe :?:
mahafatatra ny ho avy(voyant) ve sa mpanome chance @ jeux (marabout)aza manao aknajo mena ianao androany fa tsy mitondra chance hoa anao izany :{

6. booboo
(
21/01/2008 12:04)
raha alaina ara-keviny izao lay hoe " mpanandro " = mijery andro.
Ia kay no tsy mijery andro alohan'ny hanefana raha ? mijery météo e, mijery agenda sao efa misy prôgany @ tel andro e, manisa andro haminavinana ny ovulation na ny fahatongavan'ny red red, fandaminana fotoana @ vacances e, fikôtiana ora hikajikajiana fotoana mba tsy ho tara na ela loatra, sns.
Fanandroana aby no fiantso an'ireo raha ireo fa " fanandroana moderna :°). Fa @ ankabeazan'ny malagasy rehefa hoe manandro dia = manatona mpisikidy manao " foa foa masina ouz ".
Ny zavatra atao nefa mitovy ihany : mijery ny andro/ fotoana mahamety hanaovana raha iraika....
donky ie, zà kristiana fa mpanandro kounkou

7. anselme999
(
21/01/2008 13:49)
mpanandro????resabe zany refa tafiditra ao anatiny finoana,indrindra fa zay miteny hoe kristianina nefa miatsaravelatsihy,fantany ihany ny atao hoe mpanandro fa membre ao anatiny izy ka aleony manao resabe fotsiny:roll::oops:
8. vakiniadiana
(
21/01/2008 14:28)
Fa ahoana kosa no tonga dia hoe aompana ho an'ny kristiana ny ady hevitra ? :D
tsy aleo afaka hilaza eto daholo ?
Azavao tsara aloha izay tiana ambara @ hoe kristiana e, dia avy eo afaka manome ny heviny ny rehetra. Ilay hoe "kristiana" manko miovaova arakaraka ny fiangonana misy ny tsirairay avy, ka ilay marimaritra iraisana angamba no tokony hatao fenitra ilàzana hoe kristianina na tsia ny olona iray.

9. ikaretsaka
(
21/01/2008 14:39)
LazaDaddy:
Aleo aloha tsipihina fa naompana ho an'ny Kristianina ito adihevitra ito
Betsaka ireo "mpanandro" no mitono-tena ho "kristianina" ka dia mahasarika ny "malemy finoana" tokoa izy ireny. Inona ny vahaolana entinao?
tokony faritana bebe kokoa ny tian'i LD ambara @ ilay hoe mpanandro..
izao mantsy:
misy manko ilay mpanandro manaraka ny kalandrier sy ny fiakatry ny volana ireny dia le hoe fotoanan'ny vaky ambiaty izao, miaka bolana izao ka possible ny hirotsahan'ny orana, "niodina ny taona sy ny volana" hoy ny fiteny! misy mijery sy manaraka ireny.
Ary na ianao io aza"manandro" raha raisina amin'io sens 1 io, na ny fanisanao oftsiny hoe alahady omaly alatsinainy androany, ririnina isika izao (fahavaratra any @ ilan-tany hafa) ! janoary, sns...
tia manisa sy mamaritra izay manko ny olombelona, ka ny Tenin'Andriamanitra aza isainy sy faritany @ toko sy andininy:wink: (manandro koa ny atao eo anie ):wink:
dia raha ny hevitro tsara faritana sy atao fantatry ny mpidinika aloha ny hoe "mpanandro" araka ny hiheveranao azy
ny fiheverako iznay mpanandro izany manko amiko dia ilay manao hoe .. efa hiakatra ny voankazo izao na fotoanan'ny cyclone izao, atsy ho atsy ny vary aloha no hiakatra , , sy ny sisa....
ny sipa koa moa no tena mpanandro be aby rehefa manisa ny fdimbolany :-D
10. rabilabila
(
21/01/2008 14:47)
misy manko ilay mpanandro manaraka ny kalandrier sy ny fiakatry ny volana ireny dia le hoe fotoanan'ny vaky ambiaty izao, miaka bolana izao ka possible ny hirotsahan'ny orana, "niodina ny taona sy ny volana" hoy ny fiteny! misy mijery sy manaraka ireny.
Ary na ianao io aza"manandro" raha raisina amin'io sens 1 io, na ny fanisanao oftsiny hoe alahady omaly alatsinainy androany, ririnina isika izao (fahavaratra any @ ilan-tany hafa) ! janoary, sns...
Tsy miady hevitra aho akory an!! Efa voasakana mantsy fa saika hampiseho =))=)):snif: an'io fotsiny.
Mampmé mitsy 'ty Ika 'ty ka !! Mbola tsy latsaka ohatran'io ndray aho elaela izay !!
Misaotra e! Mba nahazo fialam-boly ny "coco"-ako :-D:-D

.....tia manisa sy mamaritra izay manko ny olombelona, ka ny Tenin'Andriamanitra aza isainy sy faritany @ toko sy andininy (manandro koa ny atao eo anie )
dia raha ny hevitro tsara faritana sy atao fantatry ny mpidinika aloha ny hoe "mpanandro" araka ny hiheveranao azy
ny fiheverako iznay mpanandro izany manko amiko dia ilay manao hoe .. efa hiakatra ny voankazo izao na fotoanan'ny cyclone izao, atsy ho atsy ny vary aloha no hiakatra , , sy ny sisa....
ny sipa koa moa no tena mpanandro be aby rehefa manisa ny fdimbolany
Tsy miady hevitra aho akory an!! Efa voasakana mantsy fa saika hampiseho =))=)):snif: an'io fotsiny.
Mampmé mitsy 'ty Ika 'ty ka !! Mbola tsy latsaka ohatran'io ndray aho elaela izay !!
Misaotra e! Mba nahazo fialam-boly ny "coco"-ako :-D:-D
11. rabilabila
(
21/01/2008 14:48)
oups!! tsy voa-quoter-ko daholo ilay izy fa toran'ny hehy loatra aho .Azafady!!:wink:
12. ikaretsaka
(
21/01/2008 14:57)
ka le mpivavaka sasany tsy mivoaka hivelany tanin-koko-ny ka mijery ilay realite fa ao anaty boky ao ihany fotsiny e.
nefa tsy boky fotsinyno nomen'ilay mpahary hankafizina fa izao tontolo izao

14. rabingogilabanga
(
21/01/2008 22:38)
voalaza ao @ baiboly ny momba an'io, ao @ didy folo:
faha 8: aza mandaiga
voalohany: aza manana andriamanitra hafa afa-tsy izaho ihany
c tout

15. ikaretsaka
(
21/01/2008 22:54)
nga raha manandro dia manao andriamanitra hafa?
mampiasa ny zavaboaharin'A/tra hanasoavana ny zava-boahariny hafa!
ohatra hoe mampiasa sy mijery ny volana sy ny filaharan'ny masoandro sy ny fiakarana sy fidinan'ny maree sy ny fiposahana sy filentehan'ny masoandro, meteo , filahatry ny astres (hi definissiavana ny polarity)
hi programmena ny asa rahampitso/... ny taranaka....ny fambolena, ny fanjonoana... sns....

16. nandrianina1
(
22/01/2008 01:23)
mitovy hevitra @ booboo sy arryrral sy ika za
fa ny anampiko nen' boo² ftsiny de le mpitondra fivavahana reny no teny tsy mahay manavaka we mpanandro daholo anie ny ol na izy aza ndraindray.
tsy mahazo manandro ny kristiana manompo tompo ro zay hozy.

17. ikaretsaka
(
22/01/2008 02:12)
izay ilay hoe "mba manam-pahaizana sy nandia finarana ihany kanefa tsy jerena amin'ny lafiny maro ny fandehan'ny zavatra 1 fa iny lafiny tokana iny ihany
18. nandrianina1
(
22/01/2008 02:24)
oe koa le doctrine tsy maintsy ekena raha tsy zany tsy mahazo maitrise na doctorat
19. soanja
(
22/01/2008 03:19)
Ny Majy raha nanaraka ilay kintana izy ireo dia nijery ny inona? Ny lanitra? Namaky ny fisian'ilay zaza teraka ho mpamonjy sy hanome voninahitra tamin'inona tsy tamin'ny lanitra sy ny nofy??? Inona zany ny Majy????
Kristianina ve ireo??? Inona moa no Kristianina? izay tafaran'i Kristy? talohan'io zany inona avokoa???? Tsy misy zavatra avy amin'Andriamanitra ve ny talohan'i Kristy????