Mino an'i Jesosy ny kritianina satria matahotra no sady kamo

81. ikaretsaka ( 31/01/2008 03:13)
ok azafady fa izay no nandraisako azy... diso kely a t@ iny
82. rabaribe ( 05/02/2008 08:00)
Ny ahy no toa tiako hamaliana ny tsy haiko na affirmation na question le phrase, eny na dia tsy nisy "?" azany dia ny hoe, tsara ho antsika tsirairay aloha ny mamantatra tsara hoe iza no ivavahany, manao ahoana ilay Jesosy Kristy io (R/Z/F).

Raha ny hoe kamo, Andriamanitra anie tsy niteny mihitsy hoe aza miasa e...(depuis Adam,..mandalo amin'ny Epistily). Jereo anie ny ao anaty baiboly e, hatramin'izay kamo mifoha maraina azany bedy...

Raha ny hoe matahotra, ny tahotra ngamba no tsara faritana hoe tahotra olona mianticiper ny ho avy ve ka manankina izany amin'ilay mahefa ny zavatra rehetra sady manaiky fa malemy manoloana izany ho avy izany no manantena fa hisy hamonjy izy, sa tahotra manoloana ny fitsapatsapana fotsiny ka mandeha amin'ny fitokiantena ary tsy sasatra ny midona sad mizotra mankan amin'ny fahaverezana, ka lasa habitude le hoe hidona indray ngamba aho hany ka miteraka tahotra.

Fa raha ilay voalohany izany hoe matahotra kosa izy, manahy ny ho avy (eny na dia eo azany ny stratégie sns sns s ze heverina ho fahaizana rehetra ity, ny études économiques,...), ka manankina amin ilay mahavita manokatra ny ranomasina,... ny ho aviny dia izay ilay atao hoe hendry.

ka amiko ny (olona) malagasy Kristiana, sady miasa no hendry mahafantatra hoe iza/inona no atahorany sady manana meilleure destination e. Hevitrle devoly izany hoe tsy tokon iasa izany amzay manko raha sanatria ka misy pb tokoa dia io izy eo hanakora hoe dri, fangà moa ts kristianina....Mbà fijeriko io e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7854