Mino an'i Jesosy ny kritianina satria matahotra no sady kamo
21. lizabeth
(
17/01/2008 12:36)
rakapy:
Lizabeth> Raha tsy nisy ireo olona mikaroka sy manetritena ary mirisika ho an\'ny fahasoavan\'olombelona dia tsy toy izao isika. Tsy midika akory izany fa tonga lafatra ny tany @zao .Ka nefa kosa dia aza odiana tsy hita ny ezaka sy fikarohana izay ataon\'ireny olona ireny amin\'ny maha olombelona azy. Na ny baiboly izay hinoanao io anie ka vokatry ny fikarohan\'olombelona no ahafahanao mamaky azy isan\'andro.
Raha niteny ianao hoe maninona i ranona no maty fa tsy ranona? Dia valiana fotsiny hoe satria izay no sitrak\'A/tra. Ny tanjona dia tsy lany eo @ olombelona.Ary ny olombelona dia mihezaka hatrany hiady @io fahafatesana io fa tsy mijanona @zao fotsiny.Porofo ,firifiry ny aina efa voavonjy vokatry ny fikarohana.Nefa koa dia mbola maro ny mbola hitadiavana hevitra. Nefa matetika dia lazaina fa mihezaka mi defi an\'A/tra ireny olona mikaroka ireny.
tsy ilay fikarohana anie no kianiko fa ilay hoe \"tsy tia karokaroka ny kristiana!!! ary eo amin\'ilay hoe mahasoa ny olombelona mihitsy no mampisy ny fahasamihafana ! samy manana ny fijeriny ny hoe fahafatesana ny kristiana sy tsy kristiana ! ny an’ny kristiana, misy ny fiainana eto an-tany, misy ny fiainana any an-danitra izay samy tandrovany. Ho an’ny tsy kristiana dia ny fiainana eto an-tany ihany. Ka manaiky ve ianao raha ataoko hoe tsy tia karokaroka ny tsy kristiana momba ny fiainana any an-danitra ? ho an’ny kristiana dia misy fetra ny eto an-tany sy ny azo atao eto an-tany ! ho an’ny tsy kristiana dia tsy ekeny izany ka na hanao clonage aza dia hataony ! dia kamo ve ny kristiana amin’izany ?
22. fijo
(
17/01/2008 22:42)
be kosa ny mpino no tsy tia karokaroka e.marina izany ,ary izay mpino be karokaroka aza dia toa henjehana indray
23. rakapy
(
18/01/2008 21:15)
Lizabeth> Raha mikarokaroka ny kristianina ny momba ny fiainana any an-danitra any dia matetika ny akamaroany dia ny mitsinjo ny tenany sy ny toerana hiisy azy any an-danitra any fotsiny. Fa ny mpikaroka izay lazainao fa tsy kristianina kosa dia matetika mitady ny soa iombonana fa tsy ho azy irery.
24. rakaroka
(
22/01/2008 09:28)
:-w:-w:-w
:P . Mba "sujet" notsongaina koa ity aroson-dRakapy ity an:wink:.
Ny tena tompon'andraikitra ny fihevitro azy dia ireo "Fariseo , lohan'ny mpisorona" nanatailana ny fampianarana: isan'ny fototra amin'izany rizareo ao amin'ny mampiely baiboly nanatsotra ny resaka hoe "Raiso i Jesoa" et c'est tout. Comme si hoe vitan'izay ity fiainana ity!
Ny "blem":na i Jesoa en Perso amin'ny fampianarany aza nilaza "fa raha tsy mihoatra ny Fariseo ny fahamarinanareo" dia tsy hahazo hiditra ny fanjakan'ny lanitra ianareo. Dia ahoana izany ny fiandrandrana ny famonjen'i Jesoa araka ny inoan-drizareo izany?
Rahateo be ny voalaza tahaka ny hoe "mahazoa fahalalana, mahazoa fahendrena, sns...tsy nahoana loatra ny amin'izany fa nahompana fotsiny amin'
fianinana fa efa eo i Jesoa sy Atra hi-accomplir ny rehetra dia ankinina aminy ny rehetra: marina mihitsy ny remarque"eto hoe dia mba inn moaizany fa tsy sarin'olona "kamo" sy tsy miatrika loatra, tahaka ny fiatrehan'bny hafa ny fiainana.
Tena "MARINA" ny fanamarihana eto ka!
Tsapa hoe mivilana ilay fampianarana.

25. ikaretsaka
(
22/01/2008 14:17)
fijo:
be kosa ny mpino no tsy tia karokaroka e.marina izany ,ary izay mpino be karokaroka aza dia toa henjehana indray
misy aza ny mba tia karokaroka ihany fa vao nivadika ho fanatisme dia veloma enao "rakaroka":°)
Azafady rakaroka fa ....:oops:
26. rakapy
(
23/01/2008 00:28)
Ao koa ireo fiangonana kristianina sasany izay mametraka fa tsy misy tsy vitan'i jesosy ka na dia aretina afaka tsaboina @ dokotera aza dia tsy atao fa dia aleo fivavahana no atao ilay olona.satria hono asan'ny devoly ny siansa. De avy eo maty ilay olona dia tsorina fotsiny hoe izay no sitraky ny tompo ary izy dia lasa mivantana any am-paradisa???
27. nandrianina1
(
23/01/2008 01:02)
Ialana tsiny eto ampiandohana raha toa ka manafintohina ny voakasika ilay lohanteny. Raha mandinika ny ankamaroan'ny mpino kristianina ny tenako dia mahita sy mahatsapa fa TAHOTRA sy AKIVINA ary ny AKAMONA tsy avy hivaky loha matetika no mahatonga azy ireny hirona any @ finoana kristianina indrindra fa ny Malagasy. Fehezin'ny mpandika baiboly mantsy ny sain'ireo olona ireo mba tsy hikaroka lavitra ny momba ny natioran'izao tontolo izao.@ zay dia mba mora ho azy ireo ny miseho ho tsara sy mahay.
RAKAPY> aza manaiky ho voafitaky ny endrika ivelany rakapy fa tsy marina zany reo nataona majuscule reo a!
resaka fitadiavana zay mahasoa io ary samy manana ny azy ny oul ts11
28. rakapy
(
23/01/2008 01:47)
Nandrianina1> Ekeko ny voalazanao fa mety tsy marina aminao sy @ny sasany fa maro no tratran'io voalazako io fa aza odiana tsy hita na ezahina saromana.
29. nandrianina1
(
23/01/2008 02:34)
fa maro no tratran'io voalazako io fa aza odiana tsy hita na ezahina saromana.
de inn ohatra no tena ezahan'ny kristiana saaroman'ny sasany any le izy.hazavao @zay
30. rakapy
(
23/01/2008 02:45)
Saroman'ny mpitondra fiangonana @ hamaroan'ny mpanara-dia sy ny demagozia ny olona.
31. nandrianina1
(
23/01/2008 03:14)
fa toa le lohany mintsy nge zany asin'ny nga zany e:-D
omeo oh wa fa mbola tsy mazava
omeo oh wa fa mbola tsy mazava
32. ikaretsaka
(
23/01/2008 03:32)
rakapy:
Ao koa ireo fiangonana kristianina sasany izay mametraka fa tsy misy tsy vitan'i jesosy ka na dia aretina afaka tsaboina @ dokotera aza dia tsy atao fa dia aleo fivavahana no atao ilay olona.satria hono asan'ny devoly ny siansa. De avy eo maty ilay olona dia tsorina fotsiny hoe izay no sitraky ny tompo ary izy dia lasa mivantana any am-paradisa???
marina io.l. za nahita fiangonana Evanjelika iray izay tao Itaosy tao (tsy lazaiko ny anarany fa ataoko fotsiny hoe sekta ilay izy)
Tantara tena marina: taona 2005!
Nisy olom-patatra tao nanana zanaka narary nila fitsaboana, dia araka ny fivavahan-dry zareo sy ny doctrine-ny dia hoe tsy azo hamindrana ra ilay zaza, tsy azo entina manantona mpitsabo fa "sitranin'i Jesosy" @ alalan'ny fivavahana "hono" .. dia nino tokoa ireto RAR n'ilay zaza.
Maty anefa ilay zaza taty aoriana:cry: nony niombo ny aretina ka tsy azo notsaboina intsony
Herintaona taty afara, narary ny Zanak'ilay pasiteran'io sekta io, ary aretina nitovy tanteraka t@ nahazo ilay zanak'ilay olom-pantatro io mihitsy no nahazo ilay zaza..., ny azy nentiny niditra hopitaly tsara, natao transfusion, ary nangalana vola rakitra tao am-piangonana aza ho fanampiana ny vola lany tany @ hopitaly ho an'i zanak'i pasitera hono...
Maty ihany anefa ilay zaza fa tsy tana ny ainy rehefa nialana nenina tao...
Fin 2006
maty ihany koa ilay Fiangonana
Ilay renin'ilay Zaza Fantatro dia lasa athee be tsy mivavaka izao!,
ilay fiangonana rava, lasa manao biriky izao no fiveloman'i Pasitera io
Fa ny tsy matiko lolo dia rehefa anontaniana izay tao de i "jesosy" no tompon'antoka t@ rehetra hono...
aiza kos'eee!
34. nandrianina1
(
23/01/2008 04:25)
wadray 8O aona ary enao zany fanga tsy enao no nanao an'io dinika io e! misy zvtra fantatrao sy hitanao zany
de io no tiko voaboasanao:wink:
de io no tiko voaboasanao:wink:
35. nandrianina1
(
23/01/2008 04:37)
ika> gaaaaay iny ndray no angano knou!
izy rehetra ve no niteny an'io sa le pasitera no nanesika an'io tao an-tsaindry zareo
Fa ny tsy matiko lolo dia rehefa anontaniana izay tao de i "jesosy" no tompon'antoka t@ rehetra hono...
izy rehetra ve no niteny an'io sa le pasitera no nanesika an'io tao an-tsaindry zareo
36. rakapy
(
23/01/2008 04:56)
Vakio fa efa nazavaiko etsy ambony ny votoatiny ka raha misy tianao ho azavaiko dia farito mazava ny tsy azonao.:-D:-D:-D
37. nandrianina1
(
23/01/2008 05:05)
tssssss! zay le mahavoa an'ty tara train ty,
manjary mamerina mamaky h@ voalohany de tsisy tsorony tsony le forum;nareo efa any ankazobe za vo miainga any ambodivona
manjary mamerina mamaky h@ voalohany de tsisy tsorony tsony le forum;nareo efa any ankazobe za vo miainga any ambodivona
38. rakapy
(
23/01/2008 05:19)
Ka izay le lalana ao taxi-brousse KOFMAD ko! Lasa mamo an-dalana ny soafera raha hiverina any Ambodivona haka kil iray. Aleo fa andrasako eo sapanana Ankazobe nareo fa hisakafo ao izahay.
39. ikaretsaka
(
23/01/2008 15:18)
nandrianina1:
ika> gaaaaay iny ndray no angano knou!
Fa ny tsy matiko lolo dia rehefa anontaniana izay tao de i "jesosy" no tompon'antoka t@ rehetra hono...
izy rehetra ve no niteny an'io sa le pasitera no nanesika an'io tao an-tsaindry zareo
izay mpivavaka tao ka fantatro...
40. nandrianina1
(
23/01/2008 16:22)
ika>mandaitra be zany fandementsainan'ndryzareo zany
rakapy>voasakan'ny zandarma eto Mahitsy zay fa surchargé hono de tsy miala ze be N ndrindra nenarany
:arrow:tsy maintsy miverina any ambodivina ndray za
rakapy>voasakan'ny zandarma eto Mahitsy zay fa surchargé hono de tsy miala ze be N ndrindra nenarany
:arrow:tsy maintsy miverina any ambodivina ndray za